1. When Jesus had spoken these words, he went forth with his disciples over the brook Cedron, where was a garden, into the which he entered, and his disciples.
1. Lorsqu`il eut dit ces choses, Jésus alla avec ses disciples de l`autre côté du torrent du Cédron, où se trouvait un jardin, dans lequel il entra, lui et ses disciples.
1. "Rehefa voalazan' i Jesosy izany teny izany, dia nandeha Izy mbamin' ny mpianany ka nita ny lohasahan-driaka Kidrona; ary nisy saha teo, izay nidiran' Izy sy ny mpianany."
2. And Judas also, which betrayed him, knew the place: for Jesus ofttimes resorted thither with his disciples.
2. Judas, qui le livrait, connaissait ce lieu, parce que Jésus et ses disciples s`y étaient souvent réunis.
2. Ary Jodasy koa, ilay namadika Azy, dia nahalala izany toerana izany, satria mpankao matetika Jesosy mbamin' ny mpianany.
3. Judas then, having received a band of men and officers from the chief priests and Pharisees, cometh thither with lanterns and torches and weapons.
3. Judas donc, ayant pris la cohorte, et des huissiers qu`envoyèrent les principaux sacrificateurs et les pharisiens, vint là avec des lanternes, des flambeaux et des armes.
3. Ary Jodasy, rehefa nahazo ny miaramila iray toko sy mpiandry raharaha avy tamin' ny lohan' ny mpisorona sy ny Fariseo, dia nankeo nitondra fanilo sy fanala ary fiadiana.
4. Jesus therefore, knowing all things that should come upon him, went forth, and said unto them, Whom seek ye?
4. Jésus, sachant tout ce qui devait lui arriver, s`avança, et leur dit: Qui cherchez-vous?
4. Ary satria fantatr' i Jesosy izay rehetra hanjo Azy, dia nivoaka Izy ka nanao tamin' ireo hoe: Iza moa no tadiavinareo?
5. They answered him, Jesus of Nazareth. Jesus saith unto them, I am he. And Judas also, which betrayed him, stood with them.
5. Ils lui répondirent: Jésus de Nazareth. Jésus leur dit: C`est moi. Et Judas, qui le livrait, était avec eux.
5. Ary ireo namaly Azy hoe: Jesosy avy any Nazareta. Hoy Jesosy taminy: Izaho no Izy. Ary nijoro niaraka tamin' ireo teo koa Jodasy, ilay namadika Azy.
6. As soon then as he had said unto them, I am he, they went backward, and fell to the ground.
6. Lorsque Jésus leur eut dit: C`est moi, ils reculèrent et tombèrent par terre.
6. Ary raha vao nilaza taminy Jesosy hoe: Izaho no Izy, dia nihemotra ireo ka lavo tamin' ny tany.
7. Then asked he them again, Whom seek ye? And they said, Jesus of Nazareth.
7. Il leur demanda de nouveau: Qui cherchez-vous? Et ils dirent: Jésus de Nazareth.
7. Ary Jesosy nanontany azy ireo indray hoe: Iza moa no tadiavinareo? Dia hoy izy: Jesosy avy any Nazareta.
8. Jesus answered, I have told you that I am he: if therefore ye seek me, let these go their way:
8. Jésus répondit: Je vous ai dit que c`est moi. Si donc c`est moi que vous cherchez, laissez aller ceux-ci.
8. "Jesosy namaly hoe: Efa nolazaiko taminareo fa Izaho no Izy; koa raha Izaho no tadiavinareo, dia avelao handeha ireto;"
9. That the saying might be fulfilled, which he spake, Of them which thou gavest me have I lost none.
9. Il dit cela, afin que s`accomplît la parole qu`il avait dite: Je n`ai perdu aucun de ceux que tu m`as donnés.
9. Mba hahatanteraka ny teny izay nataony hoe: Tsy nasiako very izay nomenao Ahy.
10. Then Simon Peter having a sword drew it, and smote the high priest's servant, and cut off his right ear. The servant's name was Malchus.
10. Simon Pierre, qui avait une épée, la tira, frappa le serviteur du souverain sacrificateur, et lui coupa l`oreille droite. Ce serviteur s`appelait Malchus.
10. Ary Simona Petera nanana sabatra, dia nanatsoaka azy ka nikapa ny mpanompon' ny mpisoronabe ary nahafaka ny sofiny ankavanana. Ary Malko no anaran' ilay mpanompo.
11. Then said Jesus unto Peter, Put up thy sword into the sheath: the cup which my Father hath given me, shall I not drink it?
11. Jésus dit à Pierre: Remets ton épée dans le fourreau. Ne boirai-je pas la coupe que le Père m`a donnée à boire?
11. "Dia hoy Jesosy tamin' i Petera: Ampidiro amin' ny tranony ny sabatrao; ny kapoaka nomen' ny Raiko Ahy tsy hosotroiko va?"
12. Then the band and the captain and officers of the Jews took Jesus, and bound him,
12. La cohorte, le tribun, et les huissiers des Juifs, se saisirent alors de Jésus, et le lièrent.
12. Ary ny miaramila iray toko sy ny mpifehy arivo ary ny mpiandry raharaha tamin' ny Jiosy dia nisambotra an' i Jesosy ka namatotra Azy,
13. And led him away to Annas first; for he was father in law to Caiaphas, which was the high priest that same year.
13. "Ils l`emmenèrent d`abord chez Anne; car il était le beau-père de Caïphe, qui était souverain sacrificateur cette année-là."
13. Dia nitondra Azy tany amin' i Anasy aloha, fa izy no rafozan' i Kaiafa, mpisoronabe tamin' izany taona izany.
14. Now Caiaphas was he, which gave counsel to the Jews, that it was expedient that one man should die for the people.
14. Et Caïphe était celui qui avait donné ce conseil aux Juifs: Il est avantageux qu`un seul homme meure pour le peuple.
14. Ary Kaiafa no ilay nanome saina ny Jiosy fa tokony ho faty ny olona iray hamonjy ny olona rehetra.
15. And Simon Peter followed Jesus, and so did another disciple: that disciple was known unto the high priest, and went in with Jesus into the palace of the high priest.
15. "Simon Pierre, avec un autre disciple, suivait Jésus. Ce disciple était connu du souverain sacrificateur, et il entra avec Jésus dans la cour du souverain sacrificateur;"
15. "Ary Simona Petera sy ny mpianatra anankiray koa dia nanaraka an' i Jesosy; ary fantatry ny mpisoronabe izany mpianatra izany, dia niara-niditra tamin' i Jesosy ho ao amin' ny lapan' ny mpisoronabe izy."
16. But Peter stood at the door without. Then went out that other disciple, which was known unto the high priest, and spake unto her that kept the door, and brought in Peter.
16. mais Pierre resta dehors près de la porte. L`autre disciple, qui était connu du souverain sacrificateur, sortit, parla à la portière, et fit entrer Pierre.
16. Fa Petera nijanona teo alatrano teo am-bavahady. Dia nivoaka ilay mpianatra anankiray, izay fantatry ny mpisoronabe, ka niteny tamin' ny mpiandry vavahady, dia nitondra an' i Petera niditra.
17. Then saith the damsel that kept the door unto Peter, Art not thou also one of this man's disciples? He saith, I am not.
17. Alors la servante, la portière, dit à Pierre: Toi aussi, n`es-tu pas des disciples de cet homme? Il dit: Je n`en suis point.
17. Ary hoy ny ankizivavy mpiandry vavahady tamin' i Petera: Moa ianao koa tsy mba isan' ny mpianatr' io Lehilahy io? Hoy izy: Tsia.
18. And the servants and officers stood there, who had made a fire of coals; for it was cold: and they warmed themselves: and Peter stood with them, and warmed himself.
18. Les serviteurs et les huissiers, qui étaient là, avaient allumé un brasier, car il faisait froid, et ils se chauffaient. Pierre se tenait avec eux, et se chauffait.
18. "Ary ny mpanompo sy ny mpiandry raharaha namelona afon' arina ka nijanona namindro teo, fa nangatsiaka ny andro; ary Petera koa mba nijanona niara-namindro taminy."
19. The high priest then asked Jesus of his disciples, and of his doctrine.
19. Le souverain sacrificateur interrogea Jésus sur ses disciples et sur sa doctrine.
19. Ary ny mpisoronabe nanadina an' i Jesosy ny amin' ny mpianany sy ny foto-pampianarany.
20. Jesus answered him, I spake openly to the world; I ever taught in the synagogue, and in the temple, whither the Jews always resort; and in secret have I said nothing.
20. "Jésus lui répondit: J`ai parlé ouvertement au monde; j`ai toujours enseigné dans la synagogue et dans le temple, où tous les Juifs s`assemblent, et je n`ai rien dit en secret."
20. "Jesosy namaly azy hoe: Niteny miharihary tamin' izao tontolo izao Aho, nampianatra mandrakariva tao amin' ny synagoga sy ny tempoly Aho, izay iangonan' ny Jiosy rehetra; ary tsy nisy nolazaiko tao amin' ny takona;"
21. Why askest thou me? ask them which heard me, what I have said unto them: behold, they know what I said.
21. "Pourquoi m`interroges-tu? Interroge sur ce que je leur ai dit ceux qui m`ont entendu; voici, ceux-là savent ce que j`ai dit."
21. Koa nahoana no manontany Ahy ianao? Ireo nihaino Ahy no anontanio izay nolazaiko taminy, fa ireo no mahalala izay nolazaiko.
22. And when he had thus spoken, one of the officers which stood by struck Jesus with the palm of his hand, saying, Answerest thou the high priest so?
22. A ces mots, un des huissiers, qui se trouvait là, donna un soufflet à Jésus, en disant: Est-ce ainsi que tu réponds au souverain sacrificateur?
22. Ary rehefa nilaza izany teny izany Izy, ny mpiandry raharaha anankiray izay nitsangana teo dia namely tehamaina an' i Jesosy ka nanao hoe: Izany va no famalinao ny mpisoronabe?
23. Jesus answered him, If I have spoken evil, bear witness of the evil: but if well, why smitest thou me?
23. "Jésus lui dit: Si j`ai mal parlé, fais voir ce que j`ai dit de mal; et si j`ai bien parlé, pourquoi me frappes-tu?"
23. "Jesosy namaly azy hoe: Raha niteny ratsy Aho, ambarao izay ratsy; fa raha tsara ihany kosa, nahoana no dia mamely Ahy ianao?"
24. Now Annas had sent him bound unto Caiaphas the high priest.
24. Anne l`envoya lié à Caïphe, le souverain sacrificateur.
24. Ary dia nasain' i Anasy nentina tamim-patorana ho any amin' i Kaiafa mpisoronabe Izy.
25. And Simon Peter stood and warmed himself. They said therefore unto him, Art not thou also one of his disciples? He denied it, and said, I am not.
25. Simon Pierre était là, et se chauffait. On lui dit: Toi aussi, n`es-tu pas de ses disciples? Il le nia, et dit: Je n`en suis point.
25. Ary Simona Petera nijanona namindro. Dia nisy nilaza taminy hoe: Moa ianao koa tsy mba isan' ny mpianany? Fa izy nandà ka nanao hoe: Tsia.
26. One of the servants of the high priest, being his kinsman whose ear Peter cut off, saith, Did not I see thee in the garden with him?
26. Un des serviteurs du souverain sacrificateur, parent de celui à qui Pierre avait coupé l`oreille, dit: Ne t`ai-je pas vu avec lui dans le jardin?
26. Hoy ny anankiray tamin' ny mpanompon' ny mpisoronabe havan' ilay nokapain' i Petera ny sofiny: Tsy efa hitako teo aminy tao anaty saha va ianao?
27. Peter then denied again: and immediately the cock crew.
27. Pierre le nia de nouveau. Et aussitôt le coq chanta.
27. "Dia nandà indray Petera; ary niaraka tamin' izay dia nisy akoho naneno."
28. Then led they Jesus from Caiaphas unto the hall of judgment: and it was early; and they themselves went not into the judgment hall, lest they should be defiled; but that they might eat the passover.
28. Ils conduisirent Jésus de chez Caïphe au prétoire: c`était le matin. Ils n`entrèrent point eux-mêmes dans le prétoire, afin de ne pas se souiller, et de pouvoir manger la Pâque.
28. "Ary Jesosy dia nentiny niala tao amin' i Kaiafa ho any amin' ny kianjan' ny fitsarana; ary maraina koa ny andro tamin' izay; nefa ireo tsy niditra tao amin' ny efitra fitsarana, fandrao ho voaloto, fa efa hihinana ny Paska izy ireo."
29. Pilate then went out unto them, and said, What accusation bring ye against this man?
29. Pilate sortit donc pour aller à eux, et il dit: Quelle accusation portez-vous contre cet homme?
29. Ary nivoaka ho eo aminy teo ivelany Pilato ka nanao hoe: Inona moa no iampanganareo io Lehilahy io?
30. They answered and said unto him, If he were not a malefactor, we would not have delivered him up unto thee.
30. Ils lui répondirent: Si ce n`était pas un malfaiteur, nous ne te l`aurions pas livré.
30. Dia namaly ireo ka nanao taminy hoe: Raha tsy mpanao ratsy Izy, dia tsy mba ho natolotray anao.
31. Then said Pilate unto them, Take ye him, and judge him according to your law. The Jews therefore said unto him, It is not lawful for us to put any man to death:
31. Sur quoi Pilate leur dit: Prenez-le vous-mêmes, et jugez-le selon votre loi. Les Juifs lui dirent: Il ne nous est pas permis de mettre personne à mort.
31. "Ary hoy Pilato taminy: Entonareo Izy, ka tsarao araka ny lalànareo. Hoy ny Jiosy taminy: Izahay tsy manam-pahefana hahafaty olona;"
32. That the saying of Jesus might be fulfilled, which he spake, signifying what death he should die.
32. C`était afin que s`accomplît la parole que Jésus avait dite, lorsqu`il indiqua de quelle mort il devait mourir.
32. Mba hahatanteraka ny tenin' i Jesosy izay nolazainy manambara ny fomban' ny fahafatesana izay efa hiaretany.
33. Then Pilate entered into the judgment hall again, and called Jesus, and said unto him, Art thou the King of the Jews?
33. Pilate rentra dans le prétoire, appela Jésus, et lui dit: Es-tu le roi des Juifs?
33. Ary niditra tao amin' ny efitra fitsarana indray Pilato, dia niantso an'i Jesosy ka nanao taminy hoe: Ianao va no Mpanjakan' ny Jiosy?
34. Jesus answered him, Sayest thou this thing of thyself, or did others tell it thee of me?
34. Jésus répondit: Est-ce de toi-même que tu dis cela, ou d`autres te l`ont-ils dit de moi?
34. Namaly Jesosy ka nanao hoe: Hevitrao ihany va no anaovanao izany, sa nisy hafa nilaza Ahy taminao?
35. Pilate answered, Am I a Jew? Thine own nation and the chief priests have delivered thee unto me: what hast thou done?
35. Pilate répondit: Moi, suis-je Juif? Ta nation et les principaux sacrificateurs t`ont livré à moi: qu`as-tu fait?
35. "Pilato namaly hoe: Moa aho Jiosy? Ny firenenao sy ny mpisoronabe no nanolotra Anao tamiko; inona moa no nataonao?"
36. Jesus answered, My kingdom is not of this world: if my kingdom were of this world, then would my servants fight, that I should not be delivered to the Jews: but now is my kingdom not from hence.
36. "Mon royaume n`est pas de ce monde, répondit Jésus. Si mon royaume était de ce monde, mes serviteurs auraient combattu pour moi afin que je ne fusse pas livré aux Juifs; mais maintenant mon royaume n`est point d`ici-bas."
36. "Jesosy namaly hoe: Ny fanjakako tsy avy amin' izao tontolo izao; fa raha mba avy amin' izao tontolo izao ny fanjakako, dia ho niady ny mpanompoko, mba tsy ho voatolotra tamin' ny Jiosy Aho; nefa ankehitriny tsy avy amin' izany ny fanjakako."
37. Pilate therefore said unto him, Art thou a king then? Jesus answered, Thou sayest that I am a king. To this end was I born, and for this cause came I into the world, that I should bear witness unto the truth. Every one that is of the truth heareth my voice.
37. Pilate lui dit: Tu es donc roi? Jésus répondit: Tu le dis, je suis roi. Je suis né et je suis venu dans le monde pour rendre témoignage à la vérité. Quiconque est de la vérité écoute ma voix.
37. Ary hoy Pilato taminy: Mpanjaka àry va Ianao? Jesosy namaly hoe: Voalazanao fa mpanjaka Aho.Izao no nahaterahako, ary izao no niaviako amin' izao tontolo izao, dia ny hanambara ny marina.Izay rehetra avy amin' ny marina dia mihaino ny feoko.
38. Pilate saith unto him, What is truth? And when he had said this, he went out again unto the Jews, and saith unto them, I find in him no fault at all.
38. Pilate lui dit: Qu`est-ce que la vérité? Après avoir dit cela, il sortit de nouveau pour aller vers les Juifs, et il leur dit: Je ne trouve aucun crime en lui.
38. Hoy Pilato taminy: Inona no marina? Ary rehefa niteny izany izy, dia nivoaka nankeo amin' ny Jiosy indray ka nanao taminy hoe: Tsy hitako izay helony, na dia kely akory aza.
39. But ye have a custom, that I should release unto you one at the passover: will ye therefore that I release unto you the King of the Jews?
39. Mais, comme c`est parmi vous une coutume que je vous relâche quelqu`un à la fête de Pâque, voulez-vous que je vous relâche le roi des Juifs?
39. "Fa misy fanaonareo, handefasako anankiray ho anareo amin' ny Paska; koa tianareo va raha halefako ho anareo ny Mpanjakan' ny Jiosy?"
40. Then cried they all again, saying, Not this man, but Barabbas. Now Barabbas was a robber.
40. Alors de nouveau tous s`écrièrent: Non pas lui, mais Barabbas. Or, Barabbas était un brigand.
40. Ary ireo niantso indray ka nanao hoe: Tsy io Lehilahy io, fa i Barabasy, kanefa jiolahy Barabasy.
<
>