The Helper of Israel

1. Keep silence before me, O islands; and let the people renew their strength: let them come near; then let them speak: let us come near together to judgment.
1. Iles, faites silence pour m`écouter! Que les peuples raniment leur force, Qu`ils avancent, et qu`ils parlent! Approchons pour plaider ensemble.
1. "Mangìna eo anatrehako, ry nosy; ary aoka hanavao ny heriny ireo firenena; aoka hanatona izy, ka dia hiteny; andeha isika hifanatona eo amin' ny fitsarana."
2. Who raised up the righteous man from the east, called him to his foot, gave the nations before him, and made him rule over kings? he gave them as the dust to his sword, and as driven stubble to his bow.
2. Qui a suscité de l`orient Celui que le salut appelle à sa suite? Qui lui a livré les nations et assujetti des rois? Qui a réduit leur glaive en poussière, Et leur arc en un chaume qui s`envole?
2. Iza no nanangana ny lehilahy marina avy any atsinanana, niantso azy hanaraka ny diany, nanome ny firenena teo anoloany ka nampanapahany ireo mpanjaka izy? Nomeny azy toy ny vovoka tamin' ny sabany ireny sy toy ny vodivary voapaoka tamin' ny tsipìkany.
3. He pursued them, and passed safely; even by the way that he had not gone with his feet.
3. Il s`est mis à leur poursuite, il a parcouru avec bonheur Un chemin que son pied n`avait jamais foulé.
3. Mipaoka ireny izy ka mandroso soa aman-tsara any amin' izay lalana tsy mbola nodiavin' ny tongony.
4. Who hath wrought and done it, calling the generations from the beginning? I the LORD, the first, and with the last; I am he.
4. Qui a fait et exécuté ces choses? C`est celui qui a appelé les générations dès le commencement, Moi, l`Éternel, le premier Et le même jusqu`aux derniers âges.
4. Iza moa no nanao sy nahavita izany, sady miantso ny taranaka maro hatrany am-piandohana? Izaho Jehovah no voalohany ary hatramin' ny farany dia mbola Izaho ihany no Izy.
5. The isles saw it, and feared; the ends of the earth were afraid, drew near, and came.
5. Les îles le voient, et sont dans la crainte, Les extrémités de la terre tremblent: Ils s`approchent, ils viennent.
5. "Nahita izany ny nosy ka raiki-tahotra; toran-kovitra ny faran' ny tany, dia nanatona izy ka tonga."
6. They helped every one his neighbour; and every one said to his brother, Be of good courage.
6. Ils s`aident l`un l`autre, Et chacun dit à son frère: Courage!
6. Samy nanampy ny namany avy izy rehetra, ary samy nilaza tamin' ny rahalahiny avy hoe: Mahereza.
7. So the carpenter encouraged the goldsmith, and he that smootheth with the hammer him that smote the anvil, saying, It is ready for the sodering: and he fastened it with nails, that it should not be moved.
7. "Le sculpteur encourage le fondeur; Celui qui polit au marteau encourage celui qui frappe sur l`enclume; Il dit de la soudure: Elle est bonne! Et il fixe l`idole avec des clous, pour qu`elle ne branle pas."
7. Koa ny mpandrafitra dia nampahery ny mpanefy volamena, ary izay nandama tamin' ny tantanana nampahery izay nively teo amin' ny riandriana, ka hoy izy, miantso ny solohoto: Tsara ity, dia nohomboany mafy tamin' ny fantsika izy mba tsy hihozongozona.
8. But thou, Israel, art my servant, Jacob whom I have chosen, the seed of Abraham my friend.
8. Mais toi, Israël, mon serviteur, Jacob, que j`ai choisi, Race d`Abraham que j`ai aimé!
8. Fa ianao kosa, ry Isiraely mpanompoko, sy Jakoba izay nofidiko, taranak' i Abrahama sakaizako,
9. Thou whom I have taken from the ends of the earth, and called thee from the chief men thereof, and said unto thee, Thou art my servant; I have chosen thee, and not cast thee away.
9. Toi, que j`ai pris aux extrémités de la terre, Et que j`ai appelé d`une contrée lointaine, A qui j`ai dit: Tu es mon serviteur, Je te choisis, et ne te rejette point!
9. Ianao izay efa notantanako avy tany amin' ny faran' ny tany ary nantsoiko avy tamin' ny loholona, ka nilazako hoe mpanompoko ianao, efa nofidiko ka tsy mba nariako.
10. Fear thou not; for I am with thee: be not dismayed; for I am thy God: I will strengthen thee; yea, I will help thee; yea, I will uphold thee with the right hand of my righteousness.
10. "Ne crains rien, car je suis avec toi; Ne promène pas des regards inquiets, car je suis ton Dieu; Je te fortifie, je viens à ton secours, Je te soutiens de ma droite triomphante."
10. "Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; hampahery anao Aho sady hamonjy anao; eny, hitantana anao amin' ny tanana ankavanan' ny fahamarinako Aho."
11. Behold, all they that were incensed against thee shall be ashamed and confounded: they shall be as nothing; and they that strive with thee shall perish.
11. "Voici, ils seront confondus, ils seront couverts de honte, Tous ceux qui sont irrités contre toi; Ils seront réduits à rien, ils périront, Ceux qui disputent contre toi."
11. "Indro, ho menatra sy hangaihay izay rehetra tezitra aminao, ho tsinontsinona izy; eny, ho levona izay miady aminao."
12. Thou shalt seek them, and shalt not find them, even them that contended with thee: they that war against thee shall be as nothing, and as a thing of nought.
12. "Tu les chercheras, et ne les trouveras plus, Ceux qui te suscitaient querelle; Ils seront réduits à rien, réduits au néant, Ceux qui te faisaient la guerre."
12. Hotadiavinao izay mifanditra aminao, fa tsy ho hitanao, ary ho tahaka ny tsinontsinona sy ny zava-poana izay miady aminao.
13. For I the LORD thy God will hold thy right hand, saying unto thee, Fear not; I will help thee.
13. Car je suis l`Éternel, ton Dieu, Qui fortifie ta droite, Qui te dis: Ne crains rien, Je viens à ton secours.
13. Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao no hitantana ny tananao ankavanana, dia Ilay manao aminao hoe: Aza matahotra, Izaho no hamonjy anao.
14. Fear not, thou worm Jacob, and ye men of Israel; I will help thee, saith the LORD, and thy redeemer, the Holy One of Israel.
14. "Ne crains rien, vermisseau de Jacob, Faible reste d`Israël; Je viens à ton secours, dit l`Éternel, Et le Saint d`Israël est ton sauveur."
14. "Aza matahotra ianao, ry Jakoba kankana, dia ianareo, ry olon' Isiraely; Izaho no hamonjy anao, hoy Jehovah, ary ny Iray Masin' ny Isiraely no Mpanavotra anao."
15. Behold, I will make thee a new sharp threshing instrument having teeth: thou shalt thresh the mountains, and beat them small, and shalt make the hills as chaff.
15. "Voici, je fais de toi un traîneau aigu, tout neuf, Garni de pointes; Tu écraseras, tu broieras les montagnes, Et tu rendras les collines semblables à de la balle."
15. "Indro, hataoko kodia vy vaovao misy nify maranitra ianao; hively ny tendrombohitra ianao, ka hanorotoro azy ho vovoka ary hanao ny havoana ho akofa."
16. Thou shalt fan them, and the wind shall carry them away, and the whirlwind shall scatter them: and thou shalt rejoice in the LORD, and shalt glory in the Holy One of Israel.
16. Tu les vanneras, et le vent les emportera, Et un tourbillon les dispersera. Mais toi, tu te réjouiras en l`Éternel, Tu mettras ta gloire dans le Saint d`Israël.
16. "Hikororoka azy ianao, ka hopaohin' ny rivotra izy, ary ny tafio-drivotra hanely azy; fa ianao kosa dia hiravoravo amin' i Jehovah, ary ny Iray Masin' ny Isiraely no ho reharehanao."
17. When the poor and needy seek water, and there is none, and their tongue faileth for thirst, I the LORD will hear them, I the God of Israel will not forsake them.
17. "Les malheureux et les indigents cherchent de l`eau, et il n`y en a point; Leur langue est desséchée par la soif. Moi, l`Éternel, je les exaucerai; Moi, le Dieu d`Israël, je ne les abandonnerai pas."
17. "Rehefa mitady rano ny mahantra sy ny olon-tsahirana, fa tsy mahita, ary ny lelany mainan' ny hetaheta; Izaho Jehovah no hihaino azy, Izaho, Andriamanitry ny Isiraely tsy hahafoy azy."
18. I will open rivers in high places, and fountains in the midst of the valleys: I will make the wilderness a pool of water, and the dry land springs of water.
18. "Je ferai jaillir des fleuves sur les collines, Et des sources au milieu des vallées; Je changerai le désert en étang, Et la terre aride en courants d`eau;"
18. "Hampiboika renirano eny amin' ny toerana avo Aho, ary loharano eo afovoan' ny lohasaha; hanao ny efitra ho farihy Aho ary ny tany karankaina ho loharano miboiboika."
19. I will plant in the wilderness the cedar, the shittah tree, and the myrtle, and the oil tree; I will set in the desert the fir tree, and the pine, and the box tree together:
19. "Je mettrai dans le désert le cèdre, l`acacia, Le myrte et l`olivier; Je mettrai dans les lieux stériles Le cyprès, l`orme et le buis, tous ensemble;"
19. Hampaniry hazo sedera sy akasia sy myrta ary hazo oliva any an' efitra Aho, ary kypreso sy pina sy bokso eny an-tani-hay.
20. That they may see, and know, and consider, and understand together, that the hand of the LORD hath done this, and the Holy One of Israel hath created it.
20. Afin qu`ils voient, qu`ils sachent, Qu`ils observent et considèrent Que la main de l`Éternel a fait ces choses, Que le Saint d`Israël en est l`auteur.
20. Mba ho hitany sy ho fantany sy hoheveriny ary ho azony an-tsaina fa ny tanan' i Jehovah no nanao izany, ary ny Iray Masin' ny Isiraely no nahary izany.
21. Produce your cause, saith the LORD; bring forth your strong reasons, saith the King of Jacob.
21. "Plaidez votre cause, Dit l`Éternel; Produisez vos moyens de défense, Dit le roi de Jacob."
21. "Alaharo eto ny teninareo, hoy Jehovah; asehoy izay mahamarina ny anareo, hoy ny Mpanjakan' i Jakoba."
22. Let them bring them forth, and shew us what shall happen: let them shew the former things, what they be, that we may consider them, and know the latter end of them; or declare us things for to come.
22. "Qu`ils les produisent, et qu`ils nous déclarent Ce qui doit arriver. Quelles sont les prédictions que jadis vous avez faites? Dites-le, pour que nous y prenions garde, Et que nous en reconnaissions l`accomplissement; Ou bien, annoncez-nous l`avenir."
22. "Aoka hampanatoniny ka hasehony amintsika izay zavatra mbola ho avy; ambarao izay zavatra taloha, mba hoheverinay ka ho fantatray izay hiafarany, na ilazao izay zavatra ho avy izahay."
23. Shew the things that are to come hereafter, that we may know that ye are gods: yea, do good, or do evil, that we may be dismayed, and behold it together.
23. "Dites ce qui arrivera plus tard, Pour que nous sachions si vous êtes des dieux; Faites seulement quelque chose de bien ou de mal, Pour que nous le voyions et le regardions ensemble."
23. "Ambarao izay zavatra ho avy rahatrizay, mba ho fantatray fa andriamanitra ianareo; eny, manaova soa, na manaova ratsy, mba ho ketraka izahay ary samy hahita."
24. Behold, ye are of nothing, and your work of nought: an abomination is he that chooseth you.
24. "Voici, vous n`êtes rien, Et votre oeuvre est le néant; C`est une abomination que de se complaire en vous."
24. "Indro, ianareo dia naman' ny tsinontsinona, ary ny asanareo dia naman' ny zava-poana; vetaveta izay mifidy anareo."
25. I have raised up one from the north, and he shall come: from the rising of the sun shall he call upon my name: and he shall come upon princes as upon morter, and as the potter treadeth clay.
25. "Je l`ai suscité du septentrion, et il est venu; De l`orient, il invoque mon nom; Il foule les puissants comme de la boue, Comme de l`argile que foule un potier."
25. "Nanaitra ny anankiray avy tany avaratra Aho, ka tonga izy; ny anankiray avy any amin' ny fiposahan' ny masoandro, izay hiantso ny anarako: ary hanosihosy ny mpanapaka tahaka ny fanosihosy feta izy, ary tahaka ny mpanefy vilany mihosy tanimanga."
26. Who hath declared from the beginning, that we may know? and beforetime, that we may say, He is righteous? yea, there is none that sheweth, yea, there is none that declareth, yea, there is none that heareth your words.
26. Qui l`a annoncé dès le commencement, pour que nous le sachions, Et longtemps d`avance, pour que nous disions: C`est vrai? Nul ne l`a annoncé, nul ne l`a prédit, Et personne n`a entendu vos paroles.
26. "Iza no nitory izany hatramin' ny voalohany, mba ho fantatray? Ary hatry ny fony taloha, mba hataonay hoe: Marina? Tsy misy manambara, eny, tsy misy mitory; ary tsy nisy nandre ny teninareo."
27. The first shall say to Zion, Behold, behold them: and I will give to Jerusalem one that bringeth good tidings.
27. C`est moi le premier qui ai dit à Sion: Les voici, les voici! Et à Jérusalem: J`envoie un messager de bonnes nouvelles!
27. "Ny voalohany dia hiteny amin' i Ziona hoe: Indreo, indreo ireo; ary Izaho no hanome an' i Jerosalema anankiray izay mitondra vaovao mahafaly."
28. For I beheld, and there was no man; even among them, and there was no counsellor, that, when I asked of them, could answer a word.
28. Je regarde, et il n`y a personne, Personne parmi eux qui prophétise, Et qui puisse répondre, si je l`interroge.
28. "Dia nijery Aho, nefa tsy nisy olona; eny, tamin' izy ireo, fa tsy nisy mpanolo-tsaina izay afa-namaly teny raha nanontany azy Aho."
29. Behold, they are all vanity; their works are nothing: their molten images are wind and confusion.
29. Voici, ils ne sont tous que vanité, Leurs oeuvres ne sont que néant, Leurs idoles ne sont qu`un vain souffle.
29. "Indro, zava-poana avokoa izy rehetra; tsinontsinona ny asany; rivotra sy zava-poana ny sampiny an' idina."
<
>