Jerusalem's Deliverance Foretold
1. And it came to pass, when king Hezekiah heard it, that he rent his clothes, and covered himself with sackcloth, and went into the house of the LORD.
1. Lorsque le roi Ézéchias eut entendu cela, il déchira ses vêtements, se couvrit d`un sac, et alla dans la maison de l`Éternel.
1. Ary izao no niseho, raha nandre izany Hezekia mpanjaka, dia nandriatra ny fitafiany izy sady nitafy lamba fisaonana ka lasa niditra tao an-tranon' i Jehovah.
2. And he sent Eliakim, who was over the household, and Shebna the scribe, and the elders of the priests covered with sackcloth, unto Isaiah the prophet the son of Amoz.
2. Il envoya Éliakim, chef de la maison du roi, Schebna, le secrétaire, et les plus anciens des sacrificateurs, couverts de sacs, vers Ésaïe, le prophète, fils d`Amots.
2. Ary izy naniraka an' i Eliakima, lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary ny lohan' ny mpisorona, samy nitafy lamba fisaonana avokoa, hankany amin' Isaia mpaminany, zanak' i Amoza,
3. And they said unto him, Thus saith Hezekiah, This day is a day of trouble, and of rebuke, and of blasphemy: for the children are come to the birth, and there is not strength to bring forth.
3. "Et ils lui dirent: Ainsi parle Ézéchias: Ce jour est un jour d`angoisse, de châtiment et d`opprobre; car les enfants sont près de sortir du sein maternel, et il n`y a point de force pour l`enfantement."
3. "Ka nanao taminy hoe: Izao no lazain' i Hezekia: Andro fahoriana sy famaizana ary fanalam-baràka ity andro ity; fa mby ao am-piterahana ny zaza, nefa tsy misy hery hiterahana azy."
4. It may be the LORD thy God will hear the words of Rabshakeh, whom the king of Assyria his master hath sent to reproach the living God, and will reprove the words which the LORD thy God hath heard: wherefore lift up thy prayer for the remnant that is left.
4. Peut-être l`Éternel, ton Dieu, a-t-il entendu les paroles de Rabschaké, que le roi d`Assyrie, son maître, a envoyé pour insulter le Dieu vivant, et peut-être l`Éternel, ton Dieu, exercera-t-il ses châtiments à cause des paroles qu`il a entendues. Fais donc monter une prière pour le reste qui subsiste encore.
4. "Angamba ho ren' i Jehovah Andriamanitrao ny tenin-dRabsake, izay nirahin' ny mpanjakan' i Asyria tompony hihaika an' Andriamanitra velona, ka mba hovaliany izy noho ny teny izay efa ren' i Jehovah Andriamanitrao; koa aingao ny fivavakao hamonjy izay mbola sisa."
5. So the servants of king Hezekiah came to Isaiah.
5. Les serviteurs du roi Ézéchias allèrent donc auprès d`Ésaïe.
5. Dia nankany amin' Isaia ny mpanompon' i Hezekia mpanjaka,
6. And Isaiah said unto them, Thus shall ye say unto your master, Thus saith the LORD, Be not afraid of the words that thou hast heard, wherewith the servants of the king of Assyria have blasphemed me.
6. Et Ésaïe leur dit: Voici ce que vous direz à votre maître: Ainsi parle l`Éternel: Ne t`effraie point des paroles que tu as entendues et par lesquelles m`ont outragé les serviteurs du roi d`Assyrie.
6. Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin' ny tomponareo hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Aza matahotra ny teny efa renao, dia izay nanaovan' iretsy ankizilahin' ny mpanjakan' i Asyria iretsy blasfemia Ahy.
7. Behold, I will send a blast upon him, and he shall hear a rumour, and return to his own land; and I will cause him to fall by the sword in his own land.
7. "Je vais mettre en lui un esprit tel que, sur une nouvelle qu`il recevra, il retournera dans son pays; et je le ferai tomber par l`épée dans son pays."
7. "Fa, indro, Izaho efa hanisy fanahy ao anatiny, ary hahare siosio izy, ka hiverina ho any amin' ny taniny; dia hataoko lavon-tsabatra any an-taniny izy."
8. So Rabshakeh returned, and found the king of Assyria warring against Libnah: for he had heard that he was departed from Lachish.
8. Rabschaké, s`étant retiré, trouva le roi d`Assyrie qui attaquait Libna, car il avait appris son départ de Lakis.
8. "Dia niverina Rabsake ka nankany Libna, izay nataon' ny mpanjakan' i Asyria fahirano tamin' izay; satria efa reny fa efa niala tany Lakisy ny mpanjaka."
9. And he heard say concerning Tirhakah king of Ethiopia, He is come forth to make war with thee. And when he heard it, he sent messengers to Hezekiah, saying,
9. "Alors le roi d`Assyrie reçut une nouvelle au sujet de Tirhaka, roi d`Éthiopie; on lui dit: Il s`est mis en marche pour te faire la guerre. Dès qu`il eut entendu cela, il envoya des messagers à Ézéchias, en disant:"
9. "Ary ren' i Sankeriba ny amin' i Tiraka, mpanjakan' i Etiopia, nanao hoe: Avy hiady aminao izy; ary nony nandre izany izy, dia naniraka olona ho any amin' i Hezekia nanao hoe:"
10. Thus shall ye speak to Hezekiah king of Judah, saying, Let not thy God, in whom thou trustest, deceive thee, saying, Jerusalem shall not be given into the hand of the king of Assyria.
10. Vous parlerez ainsi à Ézéchias, roi de Juda: Que ton Dieu, auquel tu te confies, ne t`abuse point en disant: Jérusalem ne sera pas livrée entre les mains du roi d`Assyrie.
10. Izao no holazainareo amin' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda: Aza mety hofitahin' ny Andriamanitrao Izay itokianao ianao hoe: Jerosalema tsy hatolotra eo an-tanan' ny mpanjakan' i Asyria.
11. Behold, thou hast heard what the kings of Assyria have done to all lands by destroying them utterly; and shalt thou be delivered?
11. "Voici, tu as appris ce qu`ont fait les rois d`Assyrie à tous les pays, et comment ils les ont détruits; et toi, tu serais délivré!"
11. Indro, ianao efa nandre izay nataon' ireo mpanjakan' i Asyria tamin' ny tany rehetra, dia ny nandravany azy tanteraka, ka ianareo kosa va no ho voavonjy?
12. Have the gods of the nations delivered them which my fathers have destroyed, as Gozan, and Haran, and Rezeph, and the children of Eden which were in Telassar?
12. Les dieux des nations que mes pères ont détruites les ont-ils délivrées, Gozan, Charan, Retseph, et les fils d`Éden qui sont à Telassar?
12. Moa nahavonjy azy va ireo andriamanitry ny firenena noravan' ny razako, dia Gozana sy Harana sy Rezefa ary ny taranak' i Edena izay tao Telasara?
13. Where is the king of Hamath, and the king of Arphad, and the king of the city of Sepharvaim, Hena, and Ivah?
13. Où sont le roi de Hamath, le roi d`Arpad, et le roi de la ville de Sepharvaïm, d`Héna et d`Ivva?
13. Aiza ny mpanjakan' i Hamata sy ny mpanjakan' i Arpada sy ny mpanjakan' ny tanàna Sefarvaima sy Hena ary Iva?
Hezekiah's Prayer
14. And Hezekiah received the letter from the hand of the messengers, and read it: and Hezekiah went up unto the house of the LORD, and spread it before the LORD.
14. Ézéchias prit la lettre de la main des messagers, et la lut. Puis il monta à la maison de l`Éternel, et la déploya devant l`Éternel,
14. Dia noraisin' i Hezekia tamin' ny tanan' ny iraka ny taratasy ka novakiny, dia niakatra nankao an-tranon' i Jehovah izy ka namelatra izany teo anatrehan' i Jehovah.
15. And Hezekiah prayed unto the LORD, saying,
15. à qui il adressa cette prière:
15. Ary Hezekia nivavaka tamin' i Jehovah nanao hoe:
16. O LORD of hosts, God of Israel, that dwellest between the cherubims, thou art the God, even thou alone, of all the kingdoms of the earth: thou hast made heaven and earth.
16. Éternel des armées, Dieu d`Israël, assis sur les chérubins! C`est toi qui es le seul Dieu de tous les royaumes de la terre, c`est toi qui as fait les cieux et la terre.
16. "Ry Jehovah, Tompon' ny maro ô, Andriamanitry ny Isiraely, Izay mipetraka amin' ny kerobima, Ianao dia Ianao ihany no Andriamanitry ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany; Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany."
17. Incline thine ear, O LORD, and hear; open thine eyes, O LORD, and see: and hear all the words of Sennacherib, which hath sent to reproach the living God.
17. Éternel, incline ton oreille, et écoute! Éternel, ouvre tes yeux, et regarde! Entends toutes les paroles que Sanchérib a envoyées pour insulter au Dieu vivant!
17. "Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka mihainoa; ahirato ny masonao, Jehovah ô, ka mijere; ary mihainoa ny teny rehetra izay nampitondrain' i Sankeriba hihaika an' Andriamanitra velona."
18. Of a truth, LORD, the kings of Assyria have laid waste all the nations, and their countries,
18. Il est vrai, ô Éternel! que les rois d`Assyrie ont ravagé tous les pays et leur propre pays,
18. Jehovah ô, marina ihany tokoa fa ireo mpanjakan' i Asyria dia efa nandrava ny firenena rehetra sy ny taniny,
19. And have cast their gods into the fire: for they were no gods, but the work of men's hands, wood and stone: therefore they have destroyed them.
19. "et qu`ils ont jeté leurs dieux dans le feu; mais ce n`étaient point des dieux, c`étaient des ouvrages de mains d`homme, du bois et de la pierre; et ils les ont anéantis."
19. Ary efa nanary ny andriamaniny tao anaty afo, satria tsy andriamanitra ireny, fa asan' ny tanan' olona ihany, dia hazo sy vato, ka dia azony nosimbana.
20. Now therefore, O LORD our God, save us from his hand, that all the kingdoms of the earth may know that thou art the LORD, even thou only.
20. Maintenant, Éternel, notre Dieu, délivre-nous de la main de Sanchérib, et que tous les royaumes de la terre sachent que toi seul es l`Éternel!
20. Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô, vonjeo amin' ny tanany izahay, mba hahafantaran' ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany fa Ianao irery ihany no Jehovah.
Sennacherib's Fall
21. Then Isaiah the son of Amoz sent unto Hezekiah, saying, Thus saith the LORD God of Israel, Whereas thou hast prayed to me against Sennacherib king of Assyria:
21. Alors Ésaïe, fils d`Amots, envoya dire à Ézéchias: Ainsi parle l`Éternel, le Dieu d`Israël: J`ai entendu la prière que tu m`as adressée au sujet de Sanchérib, roi d`Assyrie.
21. Ary Isaia, zanak' i Amoza, dia naniraka hankany amin' i Hezekia nanao hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny amin' ilay fitarainana nataonao nandritra ny nivavahanao tamiko ny amin' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria,
22. This is the word which the LORD hath spoken concerning him; The virgin, the daughter of Zion, hath despised thee, and laughed thee to scorn; the daughter of Jerusalem hath shaken her head at thee.
22. "Voici la parole que l`Éternel a prononcée contre lui: Elle te méprise, elle se moque de toi, La vierge, fille de Sion; Elle hoche la tête après toi, La fille de Jérusalem."
22. "Dia izao no teny nolazain' i Jehovah ny aminy: manao tsinontsinona sy mandatsalatsa anao ny virijina zanakavavin' i Ziona; mihifikifi-doha anao ny zanakavavin' i Jerosalema."
23. Whom hast thou reproached and blasphemed? and against whom hast thou exalted thy voice, and lifted up thine eyes on high? even against the Holy One of Israel.
23. Qui as-tu insulté et outragé? Contre qui as-tu élevé la voix? Tu as porté tes yeux en haut Sur le Saint d`Israël.
23. Fa iza no nohaikanao sy nataonao blasfemia? Ary hanohitra an' iza no nanandratanao ny feonao sy nampiandrandranao ny masonao any ambony? hanohitra ny Iray Masin' ny Isiraely.
24. By thy servants hast thou reproached the Lord, and hast said, By the multitude of my chariots am I come up to the height of the mountains, to the sides of Lebanon; and I will cut down the tall cedars thereof, and the choice fir trees thereof: and I will enter into the height of his border, and the forest of his Carmel.
24. "Par tes serviteurs tu as insulté le Seigneur, Et tu as dit: Avec la multitude de mes chars, J`ai gravi le sommet des montagnes, Les extrémités du Liban; Je couperai les plus élevés de ses cèdres, Les plus beaux de ses cyprès, Et j`atteindrai sa dernière cime, Sa forêt semblable à un verger;"
24. "Ny mpanomponao no nihaikanao ny Tompo hoe: Tamin' ny kalesiko maro no niakarako tany an-tampon' ny tendrombohitra, tao afovoan' i Libanona; ary hokapaiko ny sedera avo sy ny kypreso voafantina, dia hiditra any amin' ny faran' ny azo iakarana ao aho sy any amin' ny alan' i Karmela,"
25. I have digged, and drunk water; and with the sole of my feet have I dried up all the rivers of the besieged places.
25. J`ai ouvert des sources, et j`en ai bu les eaux, Et je tarirai avec la plante de mes pieds Tous les fleuves de l`Égypte.
25. Izaho no nihady ka nisotro rano, ary ny faladiako no nandritako ny lahindrano rehetra amin' ny toerana voan' ny fahirano.
26. Hast thou not heard long ago, how I have done it; and of ancient times, that I have formed it? now have I brought it to pass, that thou shouldest be to lay waste defenced cities into ruinous heaps.
26. N`as-tu pas appris que j`ai préparé ces choses de loin, Et que je les ai résolues dès les temps anciens? Maintenant j`ai permis qu`elles s`accomplissent, Et que tu réduisisses des villes fortes en monceaux de ruines.
26. Tsy mbola renao va, hoy Jehovah, fa hatry ny fony ela no nanomanako izany, ary hatramin' ny andro taloha no nikasako izany? Ankehitriny dia efa nahatanteraka izany Aho, ka dia nandrava tanàna mimanda ho tonga korontam-bato ianao.
27. Therefore their inhabitants were of small power, they were dismayed and confounded: they were as the grass of the field, and as the green herb, as the grass on the housetops, and as corn blasted before it be grown up.
27. "Leurs habitants sont impuissants, Épouvantés et confus; Ils sont comme l`herbe des champs et la tendre verdure, Comme le gazon des toits Et le blé qui sèche avant la formation de sa tige."
27. Noho izany dia tsy nahatohitra ny mponina any, sady raiki-tahotra izy no nangaihay, ary tahaka ny ahi-maitso sy ny ahitra eo amin' ny tampon-trano, ary tahaka ny varimbazaha malazo raha vao mitsiry.
28. But I know thy abode, and thy going out, and thy coming in, and thy rage against me.
28. Mais je sais quand tu t`assieds, quand tu sors et quand tu entres, Et quand tu es furieux contre moi.
28. Fa fantatro ny ipetrahanao sy ny ivoahanao sy ny idiranao ary ny fahatezeranao amiko.
29. Because thy rage against me, and thy tumult, is come up into mine ears, therefore will I put my hook in thy nose, and my bridle in thy lips, and I will turn thee back by the way by which thou camest.
29. Parce que tu es furieux contre moi, Et que ton arrogance est montée à mes oreilles, Je mettrai ma boucle à tes narines et mon mors entre tes lèvres, Et je te ferai retourner par le chemin par lequel tu es venu.
29. Satria efa tezitra amiko ianao, ary efa tonga ato an-tsofiko ny fireharehanao, dia hasiako ny masom-biko ny oronao sy hasiako ny lamboridiko ny molotrao, ary hampivereniko amin' ny lalana izay niavianao ianao.
30. And this shall be a sign unto thee, Ye shall eat this year such as groweth of itself; and the second year that which springeth of the same: and in the third year sow ye, and reap, and plant vineyards, and eat the fruit thereof.
30. "Que ceci soit un signe pour toi: On a mangé une année le produit du grain tombé, et une seconde année ce qui croît de soi-même; mais la troisième année, vous sèmerez, vous moissonnerez, vous planterez des vignes, et vous en mangerez le fruit."
30. "Ary izao no ho famantarana ho anao kosa: Hihinana ny maniry ho azy ianareo amin' ity taona ity; ary amin' ny taona manaraka dia ny kolokolon' izany, fa amin' ny taona fahatelo kosa dia mamafaza ianareo, ka mijinjà, ary manaova tanimboaloboka, ka mihinàna izay vokatra eo."
31. And the remnant that is escaped of the house of Judah shall again take root downward, and bear fruit upward:
31. Ce qui aura été sauvé de la maison de Juda, ce qui sera resté poussera encore des racines par-dessous, et portera du fruit par-dessus.
31. Ary izay sisa amin' ny taranak' i Joda dia mbola hamaka lalindalina kokoa sady hisondrotra hamoa.
32. For out of Jerusalem shall go forth a remnant, and they that escape out of mount Zion: the zeal of the LORD of hosts shall do this.
32. Car de Jérusalem il sortira un reste, et de la montagne de Sion des réchappés. Voilà ce que fera le zèle de l`Éternel des armées.
32. "Fa hisy sisa hiseho any Jerosalema sy sisa afaka avy any an-tendrombohitra Ziona; ny fahasaro-piaron' i Jehovah, Tompon' ny maro, no hanao izany."
33. Therefore thus saith the LORD concerning the king of Assyria, He shall not come into this city, nor shoot an arrow there, nor come before it with shields, nor cast a bank against it.
33. C`est pourquoi ainsi parle l`Éternel sur le roi d`Assyrie: Il n`entrera point dans cette ville, Il n`y lancera point de traits, Il ne lui présentera point de boucliers, Et il n`élèvera point de retranchements contre elle.
33. Koa izao no lazain' i Jehovah ny amin' ny mpanjakan' i Asyria: Tsy ho tafiditra amin' ity tanàna ity izy, na handefa zana-tsipìka ho ato, na hitondra ampinga eo anoloany, na hanandratra tovon-tany hamelezana azy.
34. By the way that he came, by the same shall he return, and shall not come into this city, saith the LORD.
34. Il s`en retournera par le chemin par lequel il est venu, Et il n`entrera point dans cette ville, dit l`Éternel.
34. Ny lalana izay niaviany ihany no hiverenany, fa tsy ho tafiditra amin' ity tanàna ity izy, hoy Jehovah.
35. For I will defend this city to save it for mine own sake, and for my servant David's sake.
35. Je protégerai cette ville pour la sauver, A cause de moi, et à cause de David, mon serviteur.
35. Fa hiaro ity tanàna ity Aho ka hamonjy azy noho ny amin' ny tenako sy Davida mpanompoko.
36. Then the angel of the LORD went forth, and smote in the camp of the Assyrians a hundred and fourscore and five thousand: and when they arose early in the morning, behold, they were all dead corpses.
36. L`ange de l`Éternel sortit, et frappa dans le camp des Assyriens cent quatre-vingt-cinq mille hommes. Et quand on se leva le matin, voici, c`étaient tous des corps morts.
36. "Dia avy Ilay Anjelin' i Jehovah ka namely olona dimy arivo amby valo alina sy iray hetsy tao an-tobin' ny Asyriana; ary nony maraina koa vao nifoha olona, dia hita fa, indreo, efa maty avokoa ireo."
37. So Sennacherib king of Assyria departed, and went and returned, and dwelt at Nineveh.
37. "Alors Sanchérib, roi d`Assyrie, leva son camp, partit et s`en retourna; et il resta à Ninive."
37. Dia niainga Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, ka lasa nody ary nitoetra tany Ninive.
38. And it came to pass, as he was worshipping in the house of Nisroch his god, that Adrammelech and Sharezer his sons smote him with the sword; and they escaped into the land of Armenia: and Esarhaddon his son reigned in his stead.
38. Or, comme il était prosterné dans la maison de Nisroc, son dieu, Adrammélec et Scharetser, ses fils, le frappèrent par l`épée, et s`enfuirent au pays d`Ararat. Et Ésar Haddon, son fils, régna à sa place.
38. "Ary izao no niseho, raha niankohoka tao an-tranon' i Nisroka andriamaniny izy, dia nasian' i Adrameleka sy Sarezera zanany lahy ny sabatra; ary dia afaka nandositra ho any amin' ny tany Armenia izy mirahalahy; ary Esara-hadona zanany lahy no nanjaka nandimby azy."