Sennacherib Threatens Jerusalem
1. Now it came to pass in the fourteenth year of king Hezekiah, that Sennacherib king of Assyria came up against all the defenced cities of Judah, and took them.
1. La quatorzième année du roi Ézéchias, Sanchérib, roi d`Assyrie, monta contre toutes les villes fortes de Juda et s`en empara.
1. Ary izao no niseho, tamin' ny taona fahefatra ambin' ny folo nanjakan' i Hezekia mpanjaka, dia niakatra Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, hamely ny tanàna mimanda rehetra any Joda ka nahafaka azy.
2. And the king of Assyria sent Rabshakeh from Lachish to Jerusalem unto king Hezekiah with a great army. And he stood by the conduit of the upper pool in the highway of the fuller's field.
2. Et le roi d`Assyrie envoya de Lakis à Jérusalem, vers le roi Ézéchias, Rabschaké avec une puissante armée. Rabschaké s`arrêta à l`aqueduc de l`étang supérieur, sur le chemin du champ du foulon.
2. Ary ny mpanjakan' i Asyria naniraka an-dRabsake mbamin' ny miaramila betsaka avy teo Lakisy hankany Jerosalema ho any amin' i Hezekia mpanjaka. Dia nitsangana teo anilan' ny lakan-drano amin' ny kamory ambony izy, teo an-dalambe mankamin' ny sahan' ny mpamotsy lamba.
3. Then came forth unto him Eliakim, Hilkiah's son, which was over the house, and Shebna the scribe, and Joah, Asaph's son, the recorder.
3. Alors Éliakim, fils de Hilkija, chef de la maison du roi, se rendit auprès de lui, avec Schebna, le secrétaire, et Joach, fils d`Asaph, l`archiviste.
3. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia nivoaka ho ao aminy.
4. And Rabshakeh said unto them, Say ye now to Hezekiah, Thus saith the great king, the king of Assyria, What confidence is this wherein thou trustest?
4. Rabschaké leur dit: Dites à Ézéchias: Ainsi parle le grand roi, le roi d`Assyrie: Quelle est cette confiance, sur laquelle tu t`appuies?
4. Dia hoy Rabsake tamin' ireo: Andeha lazao amin' i Hezekia hoe: izao no lazain' ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan' i Asyria: Inona izao fahatokiana itokianao izao?
5. I say, sayest thou, (but they are but vain words) I have counsel and strength for war: now on whom dost thou trust, that thou rebellest against me?
5. Je te le dis, ce ne sont que des paroles en l`air: il faut pour la guerre de la prudence et de la force. En qui donc as-tu placé ta confiance, pour t`être révolté contre moi?
5. Hoy izaho: Teny foana ny hoe: Manana saina sy hery hiady aho. Fa iza no itokianao, no miodina amiko ianao?
6. Lo, thou trustest in the staff of this broken reed, on Egypt; whereon if a man lean, it will go into his hand, and pierce it: so is Pharaoh king of Egypt to all that trust in him.
6. Voici, tu l`as placée dans l`Égypte, tu as pris pour soutien ce roseau cassé, qui pénètre et perce la main de quiconque s`appuie dessus: tel est Pharaon, roi d`Égypte, pour tous ceux qui se confient en lui.
6. "Indro, ianao matoky io tehina volotara torotoro io, dia Egypta, nefa raha itehenan' olona io, dia manindrona ny tanany miboroaka; eny, tahaka izany Farao, mpanjakan' i Egypta, amin' izay rehetra matoky azy."
7. But if thou say to me, We trust in the LORD our God: is it not he, whose high places and whose altars Hezekiah hath taken away, and said to Judah and to Jerusalem, Ye shall worship before this altar?
7. Peut-être me diras-tu: C`est en l`Éternel, notre Dieu, que nous nous confions. Mais n`est-ce pas lui dont Ézéchias a fait disparaître les hauts lieux et les autels, en disant à Juda et à Jérusalem: Vous vous prosternerez devant cet autel?
7. Fa raha hoy ianao amiko: Jehovah Andriamanitray no itokianay, moa tsy azy va ny fitoerana avo aman' alitara izay noravan' i Hezekia, izay nilaza tamin' ny Joda sy Jerosalema hoe: Eto anoloan' ity alitara ity no hiankohofanareo?
8. Now therefore give pledges, I pray thee, to my master the king of Assyria, and I will give thee two thousand horses, if thou be able on thy part to set riders upon them.
8. Maintenant, fais une convention avec mon maître, le roi d`Assyrie, et je te donnerai deux mille chevaux, si tu peux fournir des cavaliers pour les monter.
8. Koa masìna ianao, aoka hifaninana ianao sy ny tompoko, mpanjakan' i Asyria, fa homeko soavaly roa arivo ianao, raha tàhiny manana olona hitaingina azy.
9. How then wilt thou turn away the face of one captain of the least of my master's servants, and put thy trust on Egypt for chariots and for horsemen?
9. Comment repousserais-tu un seul chef d`entre les moindres serviteurs de mon maître? Tu mets ta confiance dans l`Égypte pour les chars et pour les cavaliers.
9. Hataonao ahoana ny fampiamboho ny komandy iray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aminy aza, nefa matoky an' i Egypta ianao hahazoanao kalesy sy mpitaingin-tsoavaly?
10. And am I now come up without the LORD against this land to destroy it? the LORD said unto me, Go up against this land, and destroy it.
10. D`ailleurs, est-ce sans la volonté de l`Éternel que je suis monté contre ce pays pour le détruire? L`Éternel m`a dit: Monte contre ce pays, et détruis-le.
10. Ka moa niakatra tsy omban' i Jehovah va aho handrava ity tany ity? Hoy Jehovah tamiko: Miakara hamely io tany io, ka ravao izy.
11. Then said Eliakim and Shebna and Joah unto Rabshakeh, Speak, I pray thee, unto thy servants in the Syrian language; for we understand it: and speak not to us in the Jews' language, in the ears of the people that are on the wall.
11. "Éliakim, Schebna et Joach dirent à Rabschaké: Parle à tes serviteurs en araméen, car nous le comprenons; et ne nous parle pas en langue judaïque aux oreilles du peuple qui est sur la muraille."
11. "Dia hoy Eliakima sy sebna ary Joa tamin-dRabsake: Masìna ianao, teny Syriana no ataovy amin' ny mpanomponao, fa fantatray ihany izany; fa aza manao teny Jiosy ho ren' ny olona eny ambonin' ny manda."
12. But Rabshakeh said, Hath my master sent me to thy master and to thee to speak these words? hath he not sent me to the men that sit upon the wall, that they may eat their own dung, and drink their own piss with you?
12. Rabschaké répondit: Est-ce à ton maître et à toi que mon maître m`a envoyé dire ces paroles? N`est-ce pas à ces hommes assis sur la muraille pour manger leurs excréments et pour boire leur urine avec vous?
12. Fa hoy Rabsake: Moa ho amin' ny tomponao sy ianao va no nanirahan' ny tompoko ahy hilaza izany teny izany, fa tsy ho amin' ny olona izay mipetraka eny ambonin' ny manda, hihinanany ny tsy fihinany sy hisotroany izay tsy fisotrony miaraka aminareo?
13. Then Rabshakeh stood, and cried with a loud voice in the Jews' language, and said, Hear ye the words of the great king, the king of Assyria.
13. Puis Rabschaké s`avança et cria de toute sa force en langue judaïque: Écoutez les paroles du grand roi, du roi d`Assyrie!
13. Dia nijoro teo Rabsake ka niantso tamin' ny feo mahery tamin' ny teny Jiosy hoe: Henoy ny tenin' ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan' i Asyria.
14. Thus saith the king, Let not Hezekiah deceive you: for he shall not be able to deliver you.
14. Ainsi parle le roi: Qu`Ézéchias ne vous abuse point, car il ne pourra vous délivrer.
14. Izao no lazain' ny mpanjaka: Aza mety hofitahin' i Hezekia ianareo, fa tsy hahavonjy anareo izy tsy akory.
15. Neither let Hezekiah make you trust in the LORD, saying, The LORD will surely deliver us: this city shall not be delivered into the hand of the king of Assyria.
15. Qu`Ézéchias ne vous amène point à vous confier en l`Éternel, en disant: L`Éternel nous délivrera, cette ville ne sera pas livrée entre les mains du roi d`Assyrie.
15. Ary aza mety hampahatokian' i Hezekia an' i Jehovah ianareo amin' ny anaovany hoe: Jehovah no hamonjy antsika tokoa: ary tsy hatolotra eo an-tanan' ny mpanjakan' i Asyria tsy akory ity tanàna ity.
16. Hearken not to Hezekiah: for thus saith the king of Assyria, Make an agreement with me by a present, and come out to me: and eat ye every one of his vine, and every one of his fig tree, and drink ye every one the waters of his own cistern;
16. "N`écoutez point Ézéchias; car ainsi parle le roi d`Assyrie: Faites la paix avec moi, rendez-vous à moi, et chacun de vous mangera de sa vigne et de son figuier, et chacun boira de l`eau de sa citerne,"
16. "Aza mihaino an' i Hezekia ianareo; fa izao no lazain' ny mpanjakan' i Asyria: Manaova fanekena amiko amin' ny fitondrana fanomezana, ka mankanesa aty amiko, ary samia homana ny voalobony sy ny aviaviny, ary samia misotro ny rano avy amin' ny lavaka famorian-dranony avy ianareo,"
17. Until I come and take you away to a land like your own land, a land of corn and wine, a land of bread and vineyards.
17. jusqu`à ce que je vienne, et que je vous emmène dans un pays comme le vôtre, dans un pays de blé et de vin, un pays de pain et de vignes.
17. Mandra-piaviko hitondra anareo ho any amin' izay tany tahaka ny taninareo, dia tany misy varimbazaha sy ranomboaloboka, tany misy mofo sy tanimboaloboka.
18. Beware lest Hezekiah persuade you, saying, The LORD will deliver us. Hath any of the gods of the nations delivered his land out of the hand of the king of Assyria?
18. Qu`Ézéchias ne vous séduise point, en disant: L`Éternel nous délivrera. Les dieux des nations ont-ils délivré chacun son pays de la main du roi d`Assyrie?
18. Mitandrema fandrao mandresy lahatra anareo Hezekia amin' ny itenenany hoe: Jehovah no hamonjy antsika. Moa nisy nahavonjy ny taniny tamin' ny tanan' ny mpanjakan' i Asyria va ireo andriamanitry ny firenena ireo?
19. Where are the gods of Hamath and Arphad? where are the gods of Sepharvaim? and have they delivered Samaria out of my hand?
19. Où sont les dieux de Hamath et d`Arpad? Où sont les dieux de Sepharvaïm? Ont-ils délivré Samarie de ma main?
19. Aiza moa ny andriamanitr' i Hamata sy Arpada? Aiza ny andriamanitr' i Sefarvaima? Nahavonjy an' i Samaria tamin' ny tanako va ireny?
20. Who are they among all the gods of these lands, that have delivered their land out of my hand, that the LORD should deliver Jerusalem out of my hand?
20. Parmi tous les dieux de ces pays, quels sont ceux qui ont délivré leur pays de ma main, pour que l`Éternel délivre Jérusalem de ma main?
20. Iza moa amin' ny andriamanitra rehetra amin' ireo tany ireo no efa nahavonjy ny taniny tamin' ny tanako, koa aiza no hahavonjen' i Jehovah an' i Jerosalema amin' ny tanako?
21. But they held their peace, and answered him not a word: for the king's commandment was, saying, Answer him not.
21. "Mais ils se turent, et ne lui répondirent pas un mot; car le roi avait donné cet ordre: Vous ne lui répondrez pas."
21. Nefa nangina ny olona, ka tsy nisy namaly azy na dia teny indraim-bava akory aza, satria ny mpanjaka efa nandidy hoe: Aza misy mamaly azy.
22. Then came Eliakim, the son of Hilkiah, that was over the household, and Shebna the scribe, and Joah, the son of Asaph, the recorder, to Hezekiah with their clothes rent, and told him the words of Rabshakeh.
22. Et Éliakim, fils de Hilkija, chef de la maison du roi, Schebna, le secrétaire, et Joach, fils d`Asaph, l`archiviste, vinrent auprès d`Ézéchias, les vêtements déchirés, et lui rapportèrent les paroles de Rabschaké.
22. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin' i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy.