Deliverance of Israel
1. In that day the LORD with his sore and great and strong sword shall punish leviathan the piercing serpent, even leviathan that crooked serpent; and he shall slay the dragon that is in the sea.
1. "En ce jour, l`Éternel frappera de sa dure, grande et forte épée Le léviathan, serpent fuyard, Le léviathan, serpent tortueux; Et il tuera le monstre qui est dans la mer."
1. Amin' izany andro izany ny sabatr' i Jehovah, izay mafy sady lehibe no mahery, hoentiny mamaly ny leviatana, dia ilay menarana manindrona sy ny leviatana, dia ilay menarana miolikolika, ary hovonoina ilay dragona ao an-dranomasina.
2. In that day sing ye unto her, A vineyard of red wine.
2. En ce jour-là, Chantez un cantique sur la vigne.
2. Amin' izany andro izany no hihiranareo ny amin' ny tanimboaloboka ahazoana divay mena.
3. I the LORD do keep it; I will water it every moment: lest any hurt it, I will keep it night and day.
3. "Moi l`Éternel, j`en suis le gardien, Je l`arrose à chaque instant; De peur qu`on ne l`attaque, Nuit et jour je la garde."
3. "Izaho Jehovah no mpiaro io; isaky ny indray mipì-maso no handemako azy, fandrao misy manimba azy; na andro na alina dia hiaro azy Aho."
4. Fury is not in me: who would set the briers and thorns against me in battle? I would go through them, I would burn them together.
4. "Il n`y a point en moi de colère; Mais si je trouve à combattre des ronces et des épines, Je marcherai contre elles, je les consumerai toutes ensemble,"
4. "Tsy misy fahatezerana ato amiko; iza no hanohitra Ahy amin' ny tsilo sy ny hery amin' ny ady? dia hiroatako ireo ka hodorako avokoa!"
5. Or let him take hold of my strength, that he may make peace with me; and he shall make peace with me.
5. A moins qu`on ne me prenne pour refuge, Qu`on ne fasse la paix avec moi, qu`on ne fasse la paix avec moi.
5. "Fa raha tsy izany, dia aoka hifikitra amin' ny heriko kosa izy ka hihavana amiko; eny, aoka hihavana amiko izy."
6. He shall cause them that come of Jacob to take root: Israel shall blossom and bud, and fill the face of the world with fruit.
6. Dans les temps à venir, Jacob prendra racine, Israël poussera des fleurs et des rejetons, Et il remplira le monde de ses fruits.
6. "Hampamaka izay avy amin' i Jakoba izy; ary Isiraely hamony sy hitsimoka, ka hameno izao tontolo izao amin' ny fahavokarany."
7. Hath he smitten him, as he smote those that smote him? or is he slain according to the slaughter of them that are slain by him?
7. L`Éternel l`a-t-il frappé comme il a frappé ceux qui le frappaient? L`a-t-il tué comme il a tué ceux qui le tuaient?
7. Moa tahaka ny namelezana izay namely azy va no mba namelezana azy koa? Ary tahaka ny namonoana izay novonoiny va no mba namonoana azy koa?
8. In measure, when it shooteth forth, thou wilt debate with it: he stayeth his rough wind in the day of the east wind.
8. C`est avec mesure que tu l`as châtié par l`exil, En l`emportant par le souffle impétueux du vent d`orient.
8. Tamin' ny nandroahany azy dia voafetra no niadiany taminy: notohainy ny rivony mahery tamin' ny andron' ny rivotra avy any atsinanana.
9. By this therefore shall the iniquity of Jacob be purged; and this is all the fruit to take away his sin; when he maketh all the stones of the altar as chalkstones that are beaten in sunder, the groves and images shall not stand up.
9. "Ainsi le crime de Jacob a été expié, Et voici le fruit du pardon de son péché: L`Éternel a rendu toutes les pierres des autels Pareilles à des pierres de chaux réduites en poussière; Les idoles d`Astarté et les statues du soleil ne se relèveront plus."
9. Koa amin' izany no hanadiovana ny helok' i Jakoba, ary izao rehetra izao no vokatry ny nanesorana ny fahotany, dia amin' ny anaovany ny vato rehetra amin' ny alitara ho tahaka ny vato sokay voatorotoro, ary ny Aseraha sy ny tsangam-bato dia tsy hitsangana intsony.
10. Yet the defenced city shall be desolate, and the habitation forsaken, and left like a wilderness: there shall the calf feed, and there shall he lie down, and consume the branches thereof.
10. "Car la ville forte est solitaire, C`est une demeure délaissée et abandonnée comme le désert; Là pâture le veau, il s`y couche, et broute les branches."
10. "Fa ho foana ny tanàna mimanda, ka dia ho fonenana afoy sy ilaozana tahaka ny efitra; ao no hihinanan' ny zanak' omby, ary ao no handriany sy handaniany ny rantsan-kazony."
11. When the boughs thereof are withered, they shall be broken off: the women come, and set them on fire: for it is a people of no understanding: therefore he that made them will not have mercy on them, and he that formed them will shew them no favour.
11. "Quand les rameaux sèchent, on les brise; Des femmes viennent, pour les brûler. C`était un peuple sans intelligence: Aussi celui qui l`a fait n`a point eu pitié de lui, Celui qui l`a formé ne lui a point fait grâce."
11. Raha malazo ny rantsany, dia hotapatapahina, ka ho avy ny vehivavy hitaina azy: satria firenena tsy manam-pahalalana izy, dia tsy hiantra azy ny Mpanao azy,
12. And it shall come to pass in that day, that the LORD shall beat off from the channel of the river unto the stream of Egypt, and ye shall be gathered one by one, O ye children of Israel.
12. "En ce temps-là, L`Éternel secouera des fruits, Depuis le cours du fleuve jusqu`au torrent d`Égypte; Et vous serez ramassés un à un, enfants d`Israël!"
12. "Ary izao no hiseho amin' izany andro izany, hisy fampihitsanana hataon' i Jehovah hatramin' ny lalan' ny ony, ka hatramin' ny reniranon' i Egypta; ary samy hotsimponina tsirairay ianareo, ry Zanak' Isiraely,"
13. And it shall come to pass in that day, that the great trumpet shall be blown, and they shall come which were ready to perish in the land of Assyria, and the outcasts in the land of Egypt, and shall worship the LORD in the holy mount at Jerusalem.
13. "En ce jour, on sonnera de la grande trompette, Et alors reviendront ceux qui étaient exilés au pays d`Assyrie Ou fugitifs au pays d`Égypte; Et ils se prosterneront devant l`Éternel, Sur la montagne sainte, à Jérusalem."
13. Ary izao no hiseho amin' izany andro izany, hotsofina ny anjomara lehibe, dia ho an' izay saiky maty tany amin' ny tany Asyria sy izay efa voaroaka tany amin' ny tany Egypta ka hiankohoka eo anatrehan' i Jehovah ao amin' ny tendrombohitra masina any Jerosalema.