A Prophecy Against Babylon

1. The burden of the desert of the sea. As whirlwinds in the south pass through; so it cometh from the desert, from a terrible land.
1. Oracle sur le désert de la mer. Comme s`avance l`ouragan du midi, Il vient du désert, du pays redoutable.
1. Faminaniana ny amin' ny loza hanjo ny Efitry ny Ranomasina. Tahaka ny firimorimon' ny tadio any atsimo no fiaviny avy any an' efitra, dia avy any amin' ny tany mahatahotra.
2. A grievous vision is declared unto me; the treacherous dealer dealeth treacherously, and the spoiler spoileth. Go up, O Elam: besiege, O Media; all the sighing thereof have I made to cease.
2. Une vision terrible m`a été révélée. L`oppresseur opprime, le dévastateur dévaste. -Monte, Élam! Assiège, Médie! Je fais cesser tous les soupirs. -
2. Misy fahitana mampahory naseho tamiko: Ny mpamitaka mamitaka, ary ny mpandringana mandringana. Iakaro, ry Elama ô! Eteo, ry Media ô! Natsahatro ny fisentoana rehetra.
3. Therefore are my loins filled with pain: pangs have taken hold upon me, as the pangs of a woman that travaileth: I was bowed down at the hearing of it; I was dismayed at the seeing of it.
3. "C`est pourquoi mes reins sont remplis d`angoisses; Des douleurs me saisissent, Comme les douleurs d`une femme en travail; Les spasmes m`empêchent d`entendre, Le tremblement m`empêche de voir."
3. "Ka dia feno fanaintainana ny valahako; fijalijaliana no nahazo ahy tahaka ny fijalijalian' ny vehivavy raha miteraka; nanjoretra fatratra aho raha nandre izany; toran-kovitra aho raha nahita izany."
4. My heart panted, fearfulness affrighted me: the night of my pleasure hath he turned into fear unto me.
4. "Mon coeur est troublé, La terreur s`empare de moi; La nuit de mes plaisirs devient une nuit d`épouvante."
4. "Niemponempona ny foko, nampahatahotra ahy ny horohoro; ny alina fahafinaretako dia nampodiny ho fangovitako."
5. Prepare the table, watch in the watchtower, eat, drink: arise, ye princes, and anoint the shield.
5. On dresse la table, la garde veille, on mange, on boit... Debout, princes! oignez le bouclier!
5. Omano ny latabatra, miambena eo amin' ny fiambenana, mihinàna, misotroa ianareo lehibe ka hosory ny ampinga.
6. For thus hath the LORD said unto me, Go, set a watchman, let him declare what he seeth.
6. "Car ainsi m`a parlé le Seigneur: Va, place la sentinelle; Qu`elle annonce ce qu`elle verra. -"
6. "Fa izao no nolazain' i Jehovah tamiko: Mandehana, manendre tily; ka izay hitany no aoka holazainy."
7. And he saw a chariot with a couple of horsemen, a chariot of asses, and a chariot of camels; and he hearkened diligently with much heed:
7. "Elle vit de la cavalerie, des cavaliers deux à deux, Des cavaliers sur des ânes, des cavaliers sur des chameaux; Et elle était attentive, très attentive."
7. "Dia nahita kalesy misy mpitaingin-tsoavaly roa izy, sy kalesim-boriky sy kalesin-drameva; dia nihaino tamim-pitandremana fatratra izy;"
8. And he cried, A lion: My lord, I stand continually upon the watchtower in the daytime, and I am set in my ward whole nights:
8. "Puis elle s`écria, comme un lion: Seigneur, je me tiens sur la tour toute la journée, Et je suis à mon poste toutes les nuits;"
8. "Dia niantso nanao feon-diona izy ka nanao hoe: Tompo ô! mijanona mandrakariva eto ambonin' ny fitazanako aho nony antoandro, ary mitoetra eto amin' ny fiambenako aho mandritra ny alina;"
9. And, behold, here cometh a chariot of men, with a couple of horsemen. And he answered and said, Babylon is fallen, is fallen; and all the graven images of her gods he hath broken unto the ground.
9. Et voici, il vient de la cavalerie, des cavaliers deux à deux! Elle prit encore la parole, et dit: Elle est tombée, elle est tombée, Babylone, Et toutes les images de ses dieux sont brisées par terre! -
9. "Koa, indreo, avy ny andian-kalesy misy olona, mpitaingin-tsoavaly mandeha tsiroaroa; ary namaly izy ka nanao hoe: Rava, rava Babylona; ary ny sarin' ny andriamaniny rehetra dia voatorotoro miraraka amin' ny tany."
10. O my threshing, and the corn of my floor: that which I have heard of the LORD of hosts, the God of Israel, have I declared unto you.
10. O mon peuple, qui as été battu comme du grain dans mon aire! Ce que j`ai appris de l`Éternel des armées, Dieu d`Israël, Je vous l`ai annoncé.
10. Ry fivelezako sy varimbazahako eo am-pamoloanako, izay efa reko tamin' i Jehovah Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely no nambarako taminareo.

A Prophecy Against Edom

11. The burden of Dumah. He calleth to me out of Seir, Watchman, what of the night? Watchman, what of the night?
11. Oracle sur Duma. On me crie de Séir: Sentinelle, que dis-tu de la nuit? Sentinelle, que dis-tu de la nuit?
11. Faminaniana ny amin' ny loza hanjo an' i Doma. Miantso ahy avy any Seïra Izy hoe: Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao? Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao?
12. The watchman said, The morning cometh, and also the night: if ye will enquire, enquire ye: return, come.
12. "La sentinelle répond: Le matin vient, et la nuit aussi. Si vous voulez interroger, interrogez; Convertissez-vous, et revenez."
12. "Dia hoy ny mpiambina: Avy ny maraina, ary avy koa ny alina; raha mbola te-hanontany ianareo, dia manontania ihany; miverena ka avia."

A Prophecy Against Arabia

13. The burden upon Arabia. In the forest in Arabia shall ye lodge, O ye travelling companies of Dedanim.
13. Oracle sur l`Arabie. Vous passerez la nuit dans les broussailles de l`Arabie, Caravanes de Dedan!
13. Faminaniana ny amin' ny loza hanjo an' i Arabia. Any an' alan' i Arabia no andrianareo, ry andian' ny Dedanita mpandeha.
14. The inhabitants of the land of Tema brought water to him that was thirsty, they prevented with their bread him that fled.
14. "Portez de l`eau à ceux qui ont soif; Les habitants du pays de Théma Portent du pain aux fugitifs."
14. Nitondra rano ho an' izay nangetaheta ny mponina amin' ny tany Tema, ary nitsena hanina ny mandositra izy.
15. For they fled from the swords, from the drawn sword, and from the bent bow, and from the grievousness of war.
15. Car ils fuient devant les épées, Devant l`épée nue, devant l`arc tendu, Devant un combat acharné.
15. Fa nandositra ny sabatra ireo, dia ny sabatra voatsoaka sy ny tsipìka voahenjana ary ny havesatry ny ady.
16. For thus hath the LORD said unto me, Within a year, according to the years of an hireling, and all the glory of Kedar shall fail:
16. Car ainsi m`a parlé le Seigneur: Encore une année, comme les années d`un mercenaire, Et c`en est fait de toute la gloire de Kédar.
16. "Fa izao no nolazain' i Jehovah tamiko: Ato anatin' ny herintaona, tahaka ny taonan' ny mpikarama, dia ho levona avokoa ny voninahitr' i Kedara;"
17. And the residue of the number of archers, the mighty men of the children of Kedar, shall be diminished: for the LORD God of Israel hath spoken it.
17. Il ne restera qu`un petit nombre des vaillants archers, fils de Kédar, Car l`Éternel, le Dieu d`Israël, l`a déclaré.
17. Ary ny tsipìka sisa izay an' ny lehilahy mahery, taranak' i Kedara, dia ho vitsy foana, fa Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no efa niteny.
<
>