A Prophecy Against Egyptand Cush
1. In the year that Tartan came unto Ashdod, (when Sargon the king of Assyria sent him,) and fought against Ashdod, and took it;
1. L`année où Tharthan, envoyé par Sargon, roi d`Assyrie, vint assiéger Asdod et s`en empara,
1. Tamin' ny taona nankanesan' i Tartana tany Asdoda, (raha nirahin' i Sargona, mpanjakan' i Asyria izy) ka namely an' i Asdoda sy nahafaka azy,
2. At the same time spake the LORD by Isaiah the son of Amoz, saying, Go and loose the sackcloth from off thy loins, and put off thy shoe from thy foot. And he did so, walking naked and barefoot.
2. en ce temps-là l`Éternel adressa la parole à Ésaïe, fils d`Amots, et lui dit: Va, détache le sac de tes reins et ôte tes souliers de tes pieds. Il fit ainsi, marcha nu et déchaussé.
2. Tamin' izany andro izany no nampitondran' i Jehovah teny an' Isaia, zanak' i Amoza, hoe: Andeha borahy ny lamba fisaonana ho afaka amin' ny valahanao, ary esory ny kiraronao hiala amin' ny tongotrao. Dia nanao izany izy ka nandeha tsy nitafy sady tsy nikiraro.
3. And the LORD said, Like as my servant Isaiah hath walked naked and barefoot three years for a sign and wonder upon Egypt and upon Ethiopia;
3. Et l`Éternel dit: De même que mon serviteur Ésaïe marche nu et déchaussé, ce qui sera dans trois ans un signe et un présage pour l`Égypte et pour l`Éthiopie,
3. Ary hoy Jehovah: Tahaka ny nandehanan' Isaia mpanompoko telo taona sady tsy nitafy no tsy nikiraro mba ho famantarana sy ho fahagagana ny amin' i Egypta sy i Etiopia,
4. So shall the king of Assyria lead away the Egyptians prisoners, and the Ethiopians captives, young and old, naked and barefoot, even with their buttocks uncovered, to the shame of Egypt.
4. de même le roi d`Assyrie emmènera de l`Égypte et de l`Éthiopie captifs et exilés les jeunes hommes et les vieillards, nus et déchaussés, et le dos découvert, à la honte de l`Égypte.
4. Dia ho toy izany no hitondran' ny mpanjakan' i Asyria ny Egyptiana ho babo sy ny Etiopiana ho sambotra, na tanora na antitra, samy tsy hitafy sady tsy hikiraro no tsy hisarom-pe, ho henatr' i Egypta.
5. And they shall be afraid and ashamed of Ethiopia their expectation, and of Egypt their glory.
5. Alors on sera dans l`effroi et dans la confusion, à cause de l`Éthiopie en qui l`on avait mis sa confiance, et de l`Égypte dont on se glorifiait.
5. Ary ho raiki-tahotra sy ho menatra izy noho ny amin' i Etiopia fanantenany sy Egypta voninahiny.
6. And the inhabitant of this isle shall say in that day, Behold, such is our expectation, whither we flee for help to be delivered from the king of Assyria: and how shall we escape?
6. Et les habitants de cette côte diront en ce jour: Voilà ce qu`est devenu l`objet de notre attente, sur lequel nous avions compté pour être secourus, pour être délivrés du roi d`Assyrie! Comment échapperons-nous?
6. Ary amin' izany andro izany, ny mponina amin' ity nosy ity dia hanao hoe: He, ity manjo ilay nantenaintsika sady nandosirantsika ho famonjena antsika ho afaka amin' ny mpanjakan' i Asyria? Ary ahoana no hahafahantsika?