Punishment for Israel
1. Rejoice not, O Israel, for joy, as other people: for thou hast gone a whoring from thy God, thou hast loved a reward upon every cornfloor.
1. Israël, ne te livre pas à la joie, à l`allégresse, comme les peuples, De ce que tu t`es prostitué en abandonnant l`Éternel, De ce que tu as aimé un salaire impur dans toutes les aires à blé!
1. Aza dia fatra-pifaly loatra, toy ny firenena hafa, ry Isiraely, fa ianao efa nijangajanga niala tamin' Andriamanitrao, sady efa tia tangy teny am-pamoloana rehetra.
2. The floor and the winepress shall not feed them, and the new wine shall fail in her.
2. L`aire et le pressoir ne les nourriront pas, Et le moût leur fera défaut.
2. Ny famoloana sy ny famiazana tsy hahavelona azy, ary hahadiso fanantenana azy ny ranom-boaloboka.
3. They shall not dwell in the LORD's land; but Ephraim shall return to Egypt, and they shall eat unclean things in Assyria.
3. "Ils ne resteront pas dans le pays de l`Éternel; Éphraïm retournera en Égypte, Et ils mangeront en Assyrie des aliments impurs."
3. "Tsy honina ao amin' ny tanin' i Jehovah izy; fa Efraima hiverina ho any Egypta ary hihinana zava-padìna izy ireo any Asyria."
4. They shall not offer wine offerings to the LORD, neither shall they be pleasing unto him: their sacrifices shall be unto them as the bread of mourners; all that eat thereof shall be polluted: for their bread for their soul shall not come into the house of the LORD.
4. "Ils ne feront pas à l`Éternel des libations de vin: Elles ne lui seraient point agréables. Leurs sacrifices seront pour eux comme un pain de deuil; Tous ceux qui en mangeront se rendront impurs; Car leur pain ne sera que pour eux, Il n`entrera point dans la maison de l`Éternel."
4. "Tsy hanidina divay ho fanatitra ho an' i Jehovah izy, ary tsy hankasitrahany; ny zavatra vonoiny hatao fanatitra dia ho toy ny fahan-kanina ho an' ny mpisaona aminy: Izay rehetra homana izany dia voaloto; fa ny haniny dia ho an' ny tenany ihany, fa tsy ho tafiditra ao an-tranon' i Jehovah."
5. What will ye do in the solemn day, and in the day of the feast of the LORD?
5. Que ferez-vous aux jours solennels, Aux jours des fêtes de l`Éternel?
5. Hanao ahoana kosa ianareo amin' ny andro lehibe sy amin' ny andro firavoravoana voatendrin' i Jehovah?
6. For, lo, they are gone because of destruction: Egypt shall gather them up, Memphis shall bury them: the pleasant places for their silver, nettles shall possess them: thorns shall be in their tabernacles.
6. "Car voici, ils partent à cause de la dévastation; L`Égypte les recueillera, Moph leur donnera des sépulcres; Ce qu`ils ont de précieux, leur argent, sera la proie des ronces, Et les épines croîtront dans leurs tentes."
6. "Fa he! Lasa izy noho ny fandringanana; Egypta no hanangona azy, Memfisa no handevina azy; ny fana-bolafotsiny mahafinaritra dia ho lasan' ny amiana, tsilo no ho ao amin’ny tabernakeliny."
7. The days of visitation are come, the days of recompence are come; Israel shall know it: the prophet is a fool, the spiritual man is mad, for the multitude of thine iniquity, and the great hatred.
7. Ils arrivent, les jours du châtiment, Ils arrivent, les jours de la rétribution: Israël va l`éprouver! Le prophète est fou, l`homme inspiré a le délire, A cause de la grandeur de tes iniquités et de tes rébellions.
7. "Tonga ireo andro famaliana, tonga ireo andro fanodiavana; ho fantatr' Isiraely izany; adala ny mpaminany, very saina ny olona ara-panahy, noho ny hamaroan' ny helokao sy ny halehiben' ny fankahalana."
8. The watchman of Ephraim was with my God: but the prophet is a snare of a fowler in all his ways, and hatred in the house of his God.
8. "Éphraïm est une sentinelle contre mon Dieu; Le prophète... un filet d`oiseleur est sur toutes ses voies, Un ennemi dans la maison de son Dieu."
8. "Ny mpiambina an' i Efraima dia tao amin' Andriamanitro; fa ny mpaminany dia fandriky ny mpamandri-borona eny amin' ny alehany rehetra, ary fankahalana ao an-tranon' Andriamaniny."
9. They have deeply corrupted themselves, as in the days of Gibeah: therefore he will remember their iniquity, he will visit their sins.
9. "Ils sont plongés dans la corruption, comme aux jours de Guibea; L`Éternel se souviendra de leur iniquité, Il punira leurs péchés."
9. "Fatra-panao ratsy toy ny tamin' ny andro tany Gibea izy; ka dia hotsarovany ny helony, ary hovaliany ny fahotany."
10. I found Israel like grapes in the wilderness; I saw your fathers as the firstripe in the fig tree at her first time: but they went to Baalpeor, and separated themselves unto that shame; and their abominations were according as they loved.
10. "J`ai trouvé Israël comme des raisins dans le désert, J`ai vu vos pères comme les premiers fruits d`un figuier; Mais ils sont allés vers Baal Peor, Ils se sont consacrés à l`infâme idole, Et ils sont devenus abominables comme l`objet de leur amour."
10. "Tahaka ny fahitana voaloboka any an' efitra no nahitako ny Isiraely; toy ny fahitana aviavy mialin-taona no nahitako ny razanareo; nefa ireny dia tonga tany Bala-peora ka nanolo-tena ho amin' izay mampahamenatra, ka tonga fahavetavetana tahaka izay tiany ihany izy."
11. As for Ephraim, their glory shall fly away like a bird, from the birth, and from the womb, and from the conception.
11. La gloire d`Éphraïm s`envolera comme un oiseau: Plus de naissance, plus de grossesse, plus de conception.
11. Ny amin' i Efraima, hihelina toy ny voro-manidina ny voninahiny, ka tsy hisy hiteraka, na hanana anaka, na ho torontoronina.
12. Though they bring up their children, yet will I bereave them, that there shall not be a man left: yea, woe also to them when I depart from them!
12. "S`ils élèvent leurs enfants, Je les en priverai avant qu`ils soient des hommes; Et malheur à eux, quand je les abandonnerai!"
12. "Na dia misy mitaiza zanaka aza izy, dia hofoanako ihany ireny, ka tsy hisy miangana; eny, hahita loza koa izy amin' ny handaozako azy!"
13. Ephraim, as I saw Tyrus, is planted in a pleasant place: but Ephraim shall bring forth his children to the murderer.
13. "Éphraïm, aussi loin que portent mes regards du côté de Tyr, Est planté dans un lieu agréable; Mais Éphraïm mènera ses enfants vers celui qui les tuera."
13. Efraima, araka ny nahitako an' i Tyro, dia voavoly ao amin' ny tany mahafinaritra, nefa hamoaka ny zanany ho amin' ny mpamono izy.
14. Give them, O LORD: what wilt thou give? give them a miscarrying womb and dry breasts.
14. Donne-leur, ô Éternel!... Que leur donneras-tu?... Donne-leur un sein qui avorte et des mamelles desséchées!
14. Jehovah ô, omeo azy: Inona no homenao azy? Omeo azy ny kibo tsy mahazo zaza sy ny nono ritra.
15. All their wickedness is in Gilgal: for there I hated them: for the wickedness of their doings I will drive them out of mine house, I will love them no more: all their princes are revolters.
15. "Toute leur méchanceté se montre à Guilgal; C`est là que je les ai pris en aversion. A cause de la malice de leurs oeuvres, Je les chasserai de ma maison. Je ne les aimerai plus; Tous leurs chefs sont des rebelles."
15. "Ao Gilgala ny faharatsiany rehetra fa tao no nankahalako azy; noho ny faharatsian' ny ataony dia horoahiko hiala ao an-tranoko izy; tsy ho tia azy intsony Aho, mpiodina avokoa ny mpanapaka azy."
16. Ephraim is smitten, their root is dried up, they shall bear no fruit: yea, though they bring forth, yet will I slay even the beloved fruit of their womb.
16. "Éphraïm est frappé, sa racine est devenue sèche; Ils ne porteront plus de fruit; Et s`ils ont des enfants, Je ferai périr les objets de leur tendresse."
16. "Voaratra Efraima, maina ny fakany, ka tsy hamoa izy; eny, na dia miteraka aza izy, dia hovonoiko ny vokatra mahafinaritra nateraky ny kibony."
17. My God will cast them away, because they did not hearken unto him: and they shall be wanderers among the nations.
17. Mon Dieu les rejettera, parce qu`ils ne l`ont pas écouté, Et ils seront errants parmi les nations.
17. "Harian' Andriamanitro izy, satria tsy nihaino Azy; ka dia ho tonga mpirenireny any amin' ny firenena izy."