1. Ephraim feedeth on wind, and followeth after the east wind: he daily increaseth lies and desolation; and they do make a covenant with the Assyrians, and oil is carried into Egypt.
1. "(12:2) Éphraïm se repaît de vent, et poursuit le vent d`orient; Chaque jour il multiplie le mensonge et la violence; Il fait alliance avec l`Assyrie, Et on porte de l`huile en Égypte."
1. "Efraima homan-drivotra sady manenjika ny rivotra avy any atsinanana; isan' andro dia ampitomboiny ny lainga sy ny fandozana, manao fanekena amin' ny Asyriana izy, ary diloilo no entina ho any Egypta."
2. The LORD hath also a controversy with Judah, and will punish Jacob according to his ways; according to his doings will he recompense him.
2. (12:3) L`Éternel est aussi en contestation avec Juda, Et il punira Jacob pour sa conduite, Il lui rendra selon ses oeuvres.
2. Manana ady amin' i Joda koa Jehovah, ary tsy maintsy mamaly an' i Jakoba araka ny alehany, ka hatsingeriny aminy ny nataony.
3. He took his brother by the heel in the womb, and by his strength he had power with God:
3. (12:4) Dans le sein maternel Jacob saisit son frère par le talon, Et dans sa vigueur, il lutta avec Dieu.
3. "Fony tany am-bohoka dia nihazona ny ombelahin-tongotry ny rahalahiny izy, ary tamin' ny heriny no nitolomany tamin' Andriamanitra;"
4. Yea, he had power over the angel, and prevailed: he wept, and made supplication unto him: he found him in Bethel, and there he spake with us;
4. (12:5) Il lutta avec l`ange, et il fut vainqueur, Il pleura, et lui adressa des supplications. Jacob l`avait trouvé à Béthel, Et c`est là que Dieu nous a parlé.
4. "Eny, nitolona tamin' Ilay Anjely izy ka nahery; nitomany izy sady nifona taminy; nahita azy tao Betela Izy, ary tao no niresahany tamintsika."
5. Even the LORD God of hosts; the LORD is his memorial.
5. "(12:6) L`Éternel est le Dieu des armées; Son nom est l`Éternel."
5. Dia Jehovah Andriamanitry ny maro, Jehovah no hahatsiarovana Azy.
6. Therefore turn thou to thy God: keep mercy and judgment, and wait on thy God continually.
6. (12:7) Et toi, reviens à ton Dieu, Garde la piété et la justice, Et espère toujours en ton Dieu.
6. "Koa miverena amin' Andriamanitrao ianao; tandremo ny famindrampo sy ny rariny, ary miandrasa an' Andriamanitrao mandrakariva."
7. He is a merchant, the balances of deceit are in his hand: he loveth to oppress.
7. (12:8) Éphraïm est un marchand qui a dans sa main des balances fausses, Il aime à tromper.
7. Mpandranto izy, eny an-tanany misy mizana miangatra, ny mampahory no tiany.
8. And Ephraim said, Yet I am become rich, I have found me out substance: in all my labours they shall find none iniquity in me that were sin.
8. "(12:9) Et Éphraïm dit: A la vérité, je me suis enrichi, J`ai acquis de la fortune; Mais c`est entièrement le produit de mon travail; On ne trouvera chez moi aucune iniquité, rien qui soit un crime."
8. Fa hoy Efraima: Eny, tonga manan-karena aho, nahita fananam-be ho ahy, amin' ny asako rehetra dia tsy misy hahitany heloka amiko izay mety ho fahotana.
9. And I that am the LORD thy God from the land of Egypt will yet make thee to dwell in tabernacles, as in the days of the solemn feast.
9. "(12:10) Et moi, je suis l`Éternel, ton Dieu, dès le pays d`Égypte; Je te ferai encore habiter sous des tentes, comme aux jours de fêtes."
9. Nefa Izaho izay Jehovah Andriamanitrao hatrany amin' ny tany Egypta, no mbola hampitoetra anao ao amin’ny tabernakely, tahaka ny tamin' ny andron' ny fanasana lehibe.
10. I have also spoken by the prophets, and I have multiplied visions, and used similitudes, by the ministry of the prophets.
10. (12:11) J`ai parlé aux prophètes, J`ai multiplié les visions, Et par les prophètes j`ai proposé des paraboles.
10. Efa niteny tamin' ny alalan' ny mpaminany koa Aho, ary Izaho no nahabetsaka ny fahitana, sady nampiasa ohatra tamin’ny asa fanompoan' ny mpaminany.
11. Is there iniquity in Gilead? surely they are vanity: they sacrifice bullocks in Gilgal; yea, their altars are as heaps in the furrows of the fields.
11. (12:12) Si Galaad n`est que néant, ils seront certainement anéantis. Ils sacrifient des boeufs dans Guilgal: Aussi leurs autels seront comme des monceaux de pierres Sur les sillons des champs.
11. "Misy heloka va any Gileada? Tonga zava-poana tokoa izy: tany Gilgala no nanaovany fanatitra omby betsaka; eny, ny alitarany dia ho toy ny korontam-bato eny am-bavasa any an-tsaha."
12. And Jacob fled into the country of Syria, and Israel served for a wife, and for a wife he kept sheep.
12. (12:13) Jacob s`enfuit au pays d`Aram, Israël servit pour une femme, Et pour une femme il garda les troupeaux.
12. Ary Jakoba nandositra ho any amin' ny tany Syria, ka Isiraely nanompo hahazoany vady, ary ny hahazoany vady no niandrasany ondry.
13. And by a prophet the LORD brought Israel out of Egypt, and by a prophet was he preserved.
13. (12:14) Par un prophète l`Éternel fit monter Israël hors d`Égypte, Et par un prophète Israël fut gardé.
13. Mpaminany no nentin' i Jehovah nitondra ny Isiraely nivoaka avy tany Egypta, ary mpaminany no nentiny nitahiry azy.
14. Ephraim provoked him to anger most bitterly: therefore shall he leave his blood upon him, and his reproach shall his LORD return unto him.
14. (12:15) Éphraïm a irrité l`Éternel amèrement: Son Seigneur rejettera sur lui le sang qu`il a répandu, Il fera retomber sur lui la honte qui lui appartient.
14. Nanao izay nahatezitra indrindra Efraima, ka dia havelan' ny Tompony ho eo aminy ny rany, ary hatsingeriny aminy ny vava ratsy nataony.