God's Love for Israel

1. When Israel was a child, then I loved him, and called my son out of Egypt.
1. Quand Israël était jeune, je l`aimais, Et j`appelai mon fils hors d`Égypte.
1. Fony mbola zaza Isiraely, dia tiako izy, ary nantsoiko hiala tany Egypta ny zanako.
2. As they called them, so they went from them: they sacrificed unto Baalim, and burned incense to graven images.
2. "Mais ils se sont éloignés de ceux qui les appelaient; Ils ont sacrifié aux Baals, Et offert de l`encens aux idoles."
2. "Nony nisy niantso azy, dia vao mainka nandositra ireny izy; nanao fanatitra ho an' i Bala ireo, ary nandoro ditin-kazo manitra ho an' ny sarin-javatra voasokitra."
3. I taught Ephraim also to go, taking them by their arms; but they knew not that I healed them.
3. "C`est moi qui guidai les pas d`Éphraïm, Le soutenant par ses bras; Et ils n`ont pas vu que je les guérissais."
3. Izaho koa no nampianatra an' i Efraima handeha, notataniko tamin' ny sandriny izy, nefa tsy fantany fa Izaho no nahasitrana azy.
4. I drew them with cords of a man, with bands of love: and I was to them as they that take off the yoke on their jaws, and I laid meat unto them.
4. Je les tirai avec des liens d`humanité, avec des cordages d`amour, Je fus pour eux comme celui qui aurait relâché le joug près de leur bouche, Et je leur présentai de la nourriture.
4. "Tamin' ny kofehy fitarihana olona no nitarihako azy, dia tamin' ny mahazakan' ny fitiavana; ary efa toy izay manainga ny zioga eo ambonin' ny valanoranony Aho ka nanolo-kanina azy."
5. He shall not return into the land of Egypt, but the Assyrian shall be his king, because they refused to return.
5. "Ils ne retourneront pas au pays d`Égypte; Mais l`Assyrien sera leur roi, Parce qu`ils ont refusé de revenir à moi."
5. Tsy hiverina ho any amin' ny tany Egypta izy, fa ny Asyriana no ho mpanjakany, satria nandà tsy hiverina izy.
6. And the sword shall abide on his cities, and shall consume his branches, and devour them, because of their own counsels.
6. L`épée fondra sur leurs villes, Anéantira, dévorera leurs soutiens, A cause des desseins qu`ils ont eus.
6. Ary noho ny fisainany dia hisy sabatra hantsodina hitoetra ao an-tanànany ka handrava sy handevona ny sampany.
7. And my people are bent to backsliding from me: though they called them to the most High, none at all would exalt him.
7. "Mon peuple est enclin à s`éloigner de moi; On les rappelle vers le Très Haut, Mais aucun d`eux ne l`exalte."
7. Minia miodina amiko ny oloko, na dia antsoina ho amin' Avo Indrindra aza, samy tsy misy manandratra Azy akory.
8. How shall I give thee up, Ephraim? how shall I deliver thee, Israel? how shall I make thee as Admah? how shall I set thee as Zeboim? mine heart is turned within me, my repentings are kindled together.
8. Que ferai-je de toi, Éphraïm? Dois-je te livrer, Israël? Te traiterai-je comme Adma? Te rendrai-je semblable à Tseboïm? Mon coeur s`agite au dedans de moi, Toutes mes compassions sont émues.
8. Hataoko ahoana e no fahafoy anao, ry Efraima, hataoko ahoana e no ho fanolotra anao, ry Isiraely? Hataoko ahoana e no fanao anao ho tahaka an' i Adma? Hataoko ahoana e no fametraka anao ho tahaka an' i Zeboima? Onena ny foko ato anatiko, mafy loatra ny alaheloko.
9. I will not execute the fierceness of mine anger, I will not return to destroy Ephraim: for I am God, and not man; the Holy One in the midst of thee: and I will not enter into the city.
9. "Je n`agirai pas selon mon ardente colère, Je renonce à détruire Éphraïm; Car je suis Dieu, et non pas un homme, Je suis le Saint au milieu de toi; Je ne viendrai pas avec colère."
9. "Tsy hanontolo fo Aho, tsy hiverina handringana an' i Efraima, fa Andriamanitra Aho, fa tsy olona; dia ny Iray Masina ao afovoanao; ary tsy hiditra ao an-tanàna Aho."
10. They shall walk after the LORD: he shall roar like a lion: when he shall roar, then the children shall tremble from the west.
10. Ils suivront l`Éternel, qui rugira comme un lion, Car il rugira, et les enfants accourront de la mer.
10. "Hanaraka an' i Jehovah izy, hierona toy ny liona Izy; raha hierona izy, dia hanatona azy amin-kovitra avy any andrefana ny zanaka."
11. They shall tremble as a bird out of Egypt, and as a dove out of the land of Assyria: and I will place them in their houses, saith the LORD.
11. Ils accourront de l`Égypte, comme un oiseau, Et du pays d`Assyrie, comme une colombe. Et je les ferai habiter dans leurs maisons, dit l`Éternel.
11. "Hangovitra toy ny voronkely avy any Egypta izy, ary toy ny voromailala avy any amin' ny tany Asyria ; ka dia hampitoeriko ao an-tranony izy, hoy Jehovah."

Israel's Sin

12. Ephraim compasseth me about with lies, and the house of Israel with deceit: but Judah yet ruleth with God, and is faithful with the saints.
12. "(12:1) Éphraïm m`entoure de mensonge, Et la maison d`Israël de tromperie; Juda est encore sans frein vis-à-vis de Dieu, Vis-à-vis du Saint fidèle."
12. "Efraima manodidina Ahy amin' ny lainga, ary ny taranak' Isiraely amin' ny fitaka; fa Joda mbola miara-manapaka amin' Andriamanitra, ary mahatoky amin' ny olo-masina."
<
>