1. I therefore, the prisoner of the Lord, beseech you that ye walk worthy of the vocation wherewith ye are called,
1. Je vous exhorte donc, moi, le prisonnier dans le Seigneur, à marcher d`une manière digne de la vocation qui vous a été adressée,
1. Ary noho izany, izaho mpifatotra noho ny amin’ny Tompo, dia miangavy anareo mba handeha mendrika ny fiantsoana izay niantsoana anareo,
2. With all lowliness and meekness, with longsuffering, forbearing one another in love;
2. en toute humilité et douceur, avec patience, vous supportant les uns les autres avec charité,
2. "Amin’ny fanetren-tena rehetra sy ny fahalemem-panahy, amin’ny fahari-po, dia mifandefera amin’ny fitiavana;"
3. Endeavouring to keep the unity of the Spirit in the bond of peace.
3. vous efforçant de conserver l`unité de l`esprit par le lien de la paix.
3. Mazotoa mitana ny firaisana avy amin’ny Fanahy amin’ny fehim-pihavanana.
4. There is one body, and one Spirit, even as ye are called in one hope of your calling;
4. "Il y a un seul corps et un seul Esprit, comme aussi vous avez été appelés à une seule espérance par votre vocation;"
4. "Iray ny tena, ary iray ny Fanahy, dia toy ny niantsoana anareo ho amin’ny fanantenana iray momba ny fiantsoana anareo;"
5. One Lord, one faith, one baptism,
5. il y a un seul Seigneur, une seule foi, un seul baptême,
5. Iray ny Tompo, iray ny finoana, iray ny batisa,
6. One God and Father of all, who is above all, and through all, and in you all.
6. un seul Dieu et Père de tous, qui est au-dessus de tous, et parmi tous, et en tous.
6. Iray Andriamanitra sady Rain’izy rehetra, Izay ambonin’ny rehetra sy manerana ny rehetra ary ao aminareo rehetra.
7. But unto every one of us is given grace according to the measure of the gift of Christ.
7. Mais à chacun de nous la grâce a été donnée selon la mesure du don de Christ.
7. Fa samy nomena ny fahasoavana araka ny ohatry ny fanomezan’i Kristy avy isika rehetra.
8. Wherefore he saith, When he ascended up on high, he led captivity captive, and gave gifts unto men.
8. C`est pourquoi il est dit: Étant monté en haut, il a emmené des captifs, Et il a fait des dons aux hommes.
8. Koa izany no ilazany hoe: “Raha niakatra ho any amin’ny avo Izy, dia nitondra olona maro ho babo, ka nanome fanomezana ho an’ny olona”
9. (Now that he ascended, what is it but that he also descended first into the lower parts of the earth?
9. Or, que signifie: Il est monté, sinon qu`il est aussi descendu dans les régions inférieures de la terre?
9. (Ary ny amin’ny hoe “niakatra” inona moa izany, afa-tsy ny efa nidina aloha ho any amin' ny faritra ambanin’ny tany koa?
10. He that descended is the same also that ascended up far above all heavens, that he might fill all things.)
10. Celui qui est descendu, c`est le même qui est monté au-dessus de tous les cieux, afin de remplir toutes choses.
10. Izay nidina, dia Izy koa no Ilay niakatra any ambonin’ny lanitra rehetra, hamenoany ny zavatra rehetra).
11. And he gave some, apostles; and some, prophets; and some, evangelists; and some, pastors and teachers;
11. Et il a donné les uns comme apôtres, les autres comme prophètes, les autres comme évangélistes, les autres comme pasteurs et docteurs,
11. Ary izy no nanome ny sasany ho apostoly, ary ny sasany ho mpaminany, ary ny sasany ho evanjelistra, ary ny sasany ho mpitandrina sy mpampianatra,
12. For the perfecting of the saints, for the work of the ministry, for the edifying of the body of Christ:
12. pour le perfectionnement des saints en vue de l`oeuvre du ministère et de l`édification du corps de Christ,
12. "Ho fanatanterahana ny olona masina ho amin’ny asan’ny fanompoana, ho amin’ny fampandrosoana ny tenan’i Kristy;"
13. Till we all come in the unity of the faith, and of the knowledge of the Son of God, unto a perfect man, unto the measure of the stature of the fulness of Christ:
13. jusqu`à ce que nous soyons tous parvenus à l`unité de la foi et de la connaissance du Fils de Dieu, à l`état d`homme fait, à la mesure de la stature parfaite de Christ,
13. "Mandra-pahatongantsika rehetra ho amin’ny firaisan’ny finoana sy ny fahalalana ny Zanak’Andriamanitra, ka ho lehilahy tanteraka, mahatratra ny ohatry ny halehiben’ny fahafenoan’i Kristy;"
14. That we henceforth be no more children, tossed to and fro, and carried about with every wind of doctrine, by the sleight of men, and cunning craftiness, whereby they lie in wait to deceive;
14. afin que nous ne soyons plus des enfants, flottants et emportés à tout vent de doctrine, par la tromperie des hommes, par leur ruse dans les moyens de séduction,
14. "Mba tsy ho zaza intsony isika, ka ahilangilana sy ampitambolimbolenin’ny rivotry ny foto-pampianarana samihafa rehetra amin’ny saim-petsy ataon’ny olona sy ny fihendreny hahatanteraka ny hevitry ny famitahana;"
15. But speaking the truth in love, may grow up into him in all things, which is the head, even Christ:
15. mais que, professant la vérité dans la charité, nous croissions à tous égards en celui qui est le chef, Christ.
15. Fa mba hilaza ny marina amin’ny fitiavana ka hitombo amin’ny zavatra rehetra ho an’izay loha, dia Kristy.
16. From whom the whole body fitly joined together and compacted by that which every joint supplieth, according to the effectual working in the measure of every part, maketh increase of the body unto the edifying of itself in love.
16. C`est de lui, et grâce à tous les liens de son assistance, que tout le corps, bien coordonné et formant un solide assemblage, tire son accroissement selon la force qui convient à chacune de ses parties, et s`édifie lui-même dans la charité.
16. Izy no itomboan’ny tena rehetra (izay akambana sy ampiraisina tsara) noho ny fifanompoan’ny isan-tonony, araka ny fiasàna mahomby an' izay rehetra momba azy, amin’izay mety ho anjara-asany avy ka hampandrosoany ny tenany amin’ny fitiavana.
17. This I say therefore, and testify in the Lord, that ye henceforth walk not as other Gentiles walk, in the vanity of their mind,
17. Voici donc ce que je dis et ce que je déclare dans le Seigneur, c`est que vous ne devez plus marcher comme les païens, qui marchent selon la vanité de leurs pensées.
17. Koa izao no lazaiko sady ambarako ao amin’ny Tompo, ny tsy mba handehananareo intsony tahaka ny fandehanan’ny Jentilisa amin’ny zava-poanan’ny fisainany,
18. Having the understanding darkened, being alienated from the life of God through the ignorance that is in them, because of the blindness of their heart:
18. Ils ont l`intelligence obscurcie, ils sont étrangers à la vie de Dieu, à cause de l`ignorance qui est en eux, à cause de l`endurcissement de leur coeur.
18. Fa efa tonga maizin-tsaina sy olon-ko azy amin’ny fiainan’Andriamanitra ireny noho ny tsy fahalalana ao anatiny, noho ny fahamaizinan’ny fony.
19. Who being past feeling have given themselves over unto lasciviousness, to work all uncleanness with greediness.
19. Ayant perdu tout sentiment, ils se sont livrés à la dissolution, pour commettre toute espèce d`impureté jointe à la cupidité.
19. Dia olona tsy mahalala henatra intsony ka nanolo-tena ho amin’ny fijejojejoana hanao izay fahalotoana rehetra amin’ny fieremana.
20. But ye have not so learned Christ;
20. Mais vous, ce n`est pas ainsi que vous avez appris Christ,
20. Fa ianareo kosa, dia tsy mba toy izany no nianaranareo an’i Kristy,
21. If so be that ye have heard him, and have been taught by him, as the truth is in Jesus:
21. si du moins vous l`avez entendu, et si, conformément à la vérité qui est en Jésus, c`est en lui que vous avez été instruits à vous dépouiller,
21. Raha Izy tokoa no renareo ka tao aminy no nampianarana anareo, araka ny fahamarinana izay ao amin’i Jesosy,
22. That ye put off concerning the former conversation the old man, which is corrupt according to the deceitful lusts;
22. eu égard à votre vie passée, du vieil homme qui se corrompt par les convoitises trompeuses,
22. "Mba hialanareo ny olona taloha araka ny fitondrantena fahiny, izay simba araka ny filàn’ny fitaka;"
23. And be renewed in the spirit of your mind;
23. à être renouvelés dans l`esprit de votre intelligence,
23. Fa mba hohavaozina kosa ianareo amin’ny fanahin’ny sainareo,
24. And that ye put on the new man, which after God is created in righteousness and true holiness.
24. et à revêtir l`homme nouveau, créé selon Dieu dans une justice et une sainteté que produit la vérité.
24. Ary mba hotafinareo ny olona vaovao, izay noforonin’Andriamanitra amin’ny fahamarinana sy ny tena fahamasinana.
25. Wherefore putting away lying, speak every man truth with his neighbour: for we are members one of another.
25. "C`est pourquoi, renoncez au mensonge, et que chacun de vous parle selon la vérité à son prochain; car nous sommes membres les uns des autres."
25. "Koa esory ny lainga, ka samia milaza ny marina amin’ny namany avy ianareo rehetra; fa samy isan’ny momba ny tenan’ny namantsika avokoa isika."
26. Be ye angry, and sin not: let not the sun go down upon your wrath:
26. "Si vous vous mettez en colère, ne péchez point; que le soleil ne se couche pas sur votre colère,"
26. "Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo."
27. Neither give place to the devil.
27. et ne donnez pas accès au diable.
27. Aza manome fitoerana ho an’ny devoly.
28. Let him that stole steal no more: but rather let him labour, working with his hands the thing which is good, that he may have to give to him that needeth.
28. "Que celui qui dérobait ne dérobe plus; mais plutôt qu`il travaille, en faisant de ses mains ce qui est bien, pour avoir de quoi donner à celui qui est dans le besoin."
28. "Aoka izay nangalatra tsy hangalatra intsony; fa aleo hikely aina ka hiasa izay tsara amin’ny tanany, mba hisy homeny izay tsy manana."
29. Let no corrupt communication proceed out of your mouth, but that which is good to the use of edifying, that it may minister grace unto the hearers.
29. Qu`il ne sorte de votre bouche aucune parole mauvaise, mais, s`il y a lieu, quelque bonne parole, qui serve à l`édification et communique une grâce à ceux qui l`entendent.
29. Aoka tsy haloaky ny vavanareo izay teny maloto, fa izay tsara ho fampandrosoana mba hitondra fahasoavana ho an' ny mpihaino.
30. And grieve not the holy Spirit of God, whereby ye are sealed unto the day of redemption.
30. N`attristez pas le Saint Esprit de Dieu, par lequel vous avez été scellés pour le jour de la rédemption.
30. Ary aza mampalahelo ny Fanahy Masin’Andriamanitra, Izay nanisiana tombo-kase anareo ho amin’ny andro fanavotana.
31. Let all bitterness, and wrath, and anger, and clamour, and evil speaking, be put away from you, with all malice:
31. Que toute amertume, toute animosité, toute colère, toute clameur, toute calomnie, et toute espèce de méchanceté, disparaissent du milieu de vous.
31. "Esory aminareo ny fangidiana rehetra, sy ny fahavinirana, sy ny fahatezerana, sy ny fitabatabana, sy ny fitenenan-dratsy, esory aminareo ny lolompo rehetra;"
32. And be ye kind one to another, tenderhearted, forgiving one another, even as God for Christ's sake hath forgiven you.
32. Soyez bons les uns envers les autres, compatissants, vous pardonnant réciproquement, comme Dieu vous a pardonné en Christ.
32. Ary aoka samy halemy fanahy amin’ny namany avy ianareo, ka hifampiantra sy hifamela heloka tahaka ny namelan’Andriamanitra ny helokareo noho ny amin’i Kristy.
<
>