1. And in those days, when the number of the disciples was multiplied, there arose a murmuring of the Grecians against the Hebrews, because their widows were neglected in the daily ministration.
1. En ce temps-là, le nombre des disciples augmentant, les Hellénistes murmurèrent contre les Hébreux, parce que leurs veuves étaient négligées dans la distribution qui se faisait chaque jour.
1. Ary tamin' izany andro izany, rehefa nitombo ny isan' ny mpianatra, dia nimonomonona tamin' ny Hebreo ny Grika, satria tsy mba henina tamin' ny fiantrana isan' andro ny mpitondratenany.
2. Then the twelve called the multitude of the disciples unto them, and said, It is not reason that we should leave the word of God, and serve tables.
2. Les douze convoquèrent la multitude des disciples, et dirent: Il n`est pas convenable que nous laissions la parole de Dieu pour servir aux tables.
2. Ary nampiangona ny mpianatra rehetra ny roa ambin' ny folo lahy ka nanao hoe: Tsy mety raha mandao ny tenin' Andriamanitra hitandrina latabatra izahay.
3. Wherefore, brethren, look ye out among you seven men of honest report, full of the Holy Ghost and wisdom, whom we may appoint over this business.
3. C`est pourquoi, frères, choisissez parmi vous sept hommes, de qui l`on rende un bon témoignage, qui soient pleins d`Esprit Saint et de sagesse, et que nous chargerons de cet emploi.
3. Noho izany, ry rahalahy, mizahà fito lahy eo aminareo, izay tsara laza, sady feno ny Fanahy Masina sy fahendrena, mba hotendrenay hitandrina izany raharaha izany.
4. But we will give ourselves continually to prayer, and to the ministry of the word.
4. Et nous, nous continuerons à nous appliquer à la prière et au ministère de la parole.
4. Fa izahay kosa haharitra amin' ny vavaka sy ny fampianarana ny teny.
5. And the saying pleased the whole multitude: and they chose Stephen, a man full of faith and of the Holy Ghost, and Philip, and Prochorus, and Nicanor, and Timon, and Parmenas, and Nicolas a proselyte of Antioch:
5. Cette proposition plut à toute l`assemblée. Ils élurent Étienne, homme plein de foi et d`Esprit Saint, Philippe, Prochore, Nicanor, Timon, Parménas, et Nicolas, prosélyte d`Antioche.
5. Dia sitraky ny olona rehetra ny teniny, ka nifidy an' i Stefana izy, lehilahy feno finoana sy ny Fanahy Masina, ary Filipo sy Prokoro sy Nikanora sy Timona sy Parmena ary Nikoleo (prozelyta avy any Antiokia),
6. Whom they set before the apostles: and when they had prayed, they laid their hands on them.
6. Ils les présentèrent aux apôtres, qui, après avoir prié, leur imposèrent les mains.
6. "Ireo no narosony teo anatrehan' ny apostoly; ary rehefa nivavaka ny apostoly, dia nametra-tanana taminy."
7. And the word of God increased; and the number of the disciples multiplied in Jerusalem greatly; and a great company of the priests were obedient to the faith.
7. La parole de Dieu se répandait de plus en plus, le nombre des disciples augmentait beaucoup à Jérusalem, et une grande foule de sacrificateurs obéissaient à la foi.
7. "Dia nandroso ny tenin' Andriamanitra; ary nitombo indrindra ny isan' ny mpianatra tany Jerosalema; ary marobe koa ny mpisorona nanaiky ny finoana."
8. And Stephen, full of faith and power, did great wonders and miracles among the people.
8. Étienne, plein de grâce et de puissance, faisait des prodiges et de grands miracles parmi le peuple.
8. Ary Stefana, feno finoana sy hery, dia nanao asa mahatalanjona lehibe sy fahagagana teo amin' ny vahoaka.
9. Then there arose certain of the synagogue, which is called the synagogue of the Libertines, and Cyrenians, and Alexandrians, and of them of Cilicia and of Asia, disputing with Stephen.
9. "Quelques membres de la synagogue dite des Affranchis, de celle des Cyrénéens et de celle des Alexandrins, avec des Juifs de Cilicie et d`Asie, se mirent à discuter avec lui;"
9. Fa ny sasany, izay avy amin' ny synagoga atao hoe Synagogan' ny Libertina sy ny Kyreniana sy ny Aleksandriana mbamin' izay avy any Silisia sy Azia, dia nitsangana ka niady hevitra tamin' i Stefana.
10. And they were not able to resist the wisdom and the spirit by which he spake.
10. mais ils ne pouvaient résister à sa sagesse et à l`Esprit par lequel il parlait.
10. Fa tsy nahatohitra ny fahendrena sy ny Fanahy izay nitenenany ireo.
11. Then they suborned men, which said, We have heard him speak blasphemous words against Moses, and against God.
11. Alors ils subornèrent des hommes qui dirent: Nous l`avons entendu proférer des paroles blasphématoires contre Moïse et contre Dieu.
11. Dia nisy olona notambazany hanao hoe: Efa renay nanao blasfemia an' i Mosesy sy Andriamanitra izy.
12. And they stirred up the people, and the elders, and the scribes, and came upon him, and caught him, and brought him to the council,
12. Ils émurent le peuple, les anciens et les scribes, et, se jetant sur lui, ils le saisirent, et l`emmenèrent au sanhédrin.
12. "Ary nampitaitra ny olona sy ny loholona ary ny mpanoradalàna izy, dia nankeo amin' i Stefana ka nisambotra azy, dia nitondra azy ho eo amin' ny Synedriona;"
13. And set up false witnesses, which said, This man ceaseth not to speak blasphemous words against this holy place, and the law:
13. "Ils produisirent de faux témoins, qui dirent: Cet homme ne cesse de proférer des paroles contre le lieu saint et contre la loi;"
13. "Ary nanangana vavolombelona mandainga, izay nanao hoe: Tsy mitsahatra manao blasfemia ity fitoerana masina ity sy ny lalàna io lehilahy io;"
14. For we have heard him say, that this Jesus of Nazareth shall destroy this place, and shall change the customs which Moses delivered us.
14. car nous l`avons entendu dire que Jésus, ce Nazaréen, détruira ce lieu, et changera les coutumes que Moïse nous a données.
14. Fa efa renay izy nilaza fa ilay Jesosy avy any Nazareta dia handrava ity fitoerana ity sy hanova ny fomba izay natolotr' i Mosesy antsika.
15. And all that sat in the council, looking stedfastly on him, saw his face as it had been the face of an angel.
15. Tous ceux qui siégeaient au sanhédrin ayant fixé les regards sur Étienne, son visage leur parut comme celui d`un ange.
15. Ary izay rehetra nipetraka teo amin' ny Synedriona, raha nandinika an' i Stefana, dia nahita ny tarehiny tahaka ny tarehin' anjely.
<
>