1. And as they spake unto the people, the priests, and the captain of the temple, and the Sadducees, came upon them,
1. Tandis que Pierre et Jean parlaient au peuple, survinrent les sacrificateurs, le commandant du temple, et les sadducéens,
1. "Ary raha mbola niteny tamin' ny vahoaka izy ireo, dia indreo tonga teo aminy ny mpisorona sy ny lehiben' ny mpiambina ny tempoly ary ny Sadoseo;"
2. Being grieved that they taught the people, and preached through Jesus the resurrection from the dead.
2. mécontents de ce qu`ils enseignaient le peuple, et annonçaient en la personne de Jésus la résurrection des morts.
2. Fa sosotra izy ireo noho ny nampianaran' ny apostoly ny vahoaka sy ny nitoriany tamin' ny alalan' i Jesosy ny fitsanganana amin' ny maty.
3. And they laid hands on them, and put them in hold unto the next day: for it was now eventide.
3. "Ils mirent les mains sur eux, et ils les jetèrent en prison jusqu`au lendemain; car c`était déjà le soir."
3. "Dia nisambotra azy ireo izy ka nanao azy tao an-tranomaizina ambara-paha-marainan' ny andro; fa efa hariva ny andro tamin' izay."
4. Howbeit many of them which heard the word believed; and the number of the men was about five thousand.
4. Cependant, beaucoup de ceux qui avaient entendu la parole crurent, et le nombre des hommes s`éleva à environ cinq mille.
4. Kanefa maro tamin' izay nandre ny teny no nino, ka dia tonga tokony ho dimy arivo no isan' ny lehilahy.
5. And it came to pass on the morrow, that their rulers, and elders, and scribes,
5. Le lendemain, les chefs du peuple, les anciens et les scribes, s`assemblèrent à Jérusalem,
5. Ary izao no niseho nony maraina ny andro, niangona tany Jerosalema ny mpanapaka sy ny loholona sy ny mpanoradalàna,
6. And Annas the high priest, and Caiaphas, and John, and Alexander, and as many as were of the kindred of the high priest, were gathered together at Jerusalem.
6. avec Anne, le souverain sacrificateur, Caïphe, Jean, Alexandre, et tous ceux qui étaient de la race des principaux sacrificateurs.
6. Sy Anasy mpisoronabe sy Kaiafa sy Jaona sy Aleksandro mbamin' izay rehetra mety ho havan' ny mpisoronabe.
7. And when they had set them in the midst, they asked, By what power, or by what name, have ye done this?
7. Ils firent placer au milieu d`eux Pierre et Jean, et leur demandèrent: Par quel pouvoir, ou au nom de qui avez-vous fait cela?
7. Ary rehefa nataony teo ampovoany izy roa lahy, dia nanontaniany hoe: Fahefana manao ahoana, na anarana manao ahoana, no nanaovanareo izao?
8. Then Peter, filled with the Holy Ghost, said unto them, Ye rulers of the people, and elders of Israel,
8. Alors Pierre, rempli du Saint Esprit, leur dit: Chefs du peuple, et anciens d`Israël,
8. Ary Petera, feno ny Fanahy Masina, dia niteny taminy hoe: Ry mpanapaka ny vahoaka sy loholon' ny Isiraely,
9. If we this day be examined of the good deed done to the impotent man, by what means he is made whole;
9. puisque nous sommes interrogés aujourd`hui sur un bienfait accordé à un homme malade, afin que nous disions comment il a été guéri,
9. Raha adinina izahay anio ny amin' ny asa tsara natao tamin' ny nahasalama tsara ilay lehilahy malemy,
10. Be it known unto you all, and to all the people of Israel, that by the name of Jesus Christ of Nazareth, whom ye crucified, whom God raised from the dead, even by him doth this man stand here before you whole.
10. sachez-le tous, et que tout le peuple d`Israël le sache! C`est par le nom de Jésus Christ de Nazareth, que vous avez été crucifié, et que Dieu a ressuscité des morts, c`est par lui que cet homme se présente en pleine santé devant vous.
10. Dia aoka ho fantatrareo rehetra sy ny olona Isiraely rehetra fa ny anaran' i Jesosy Kristy avy any Nazareta, Izay nohomboanareo tamin' ny hazofijaliana, fa natsangan' Andriamanitra tamin' ny maty kosa, dia Izy no itsanganan' io lehilahy io salama eto imasonareo.
11. This is the stone which was set at nought of you builders, which is become the head of the corner.
11. Jésus est La pierre rejetée par vous qui bâtissez, Et qui est devenue la principale de l`angle.
11. Ity no vato izay nolavinareo mpanao trano, nefa tonga fehizoro
12. Neither is there salvation in any other: for there is none other name under heaven given among men, whereby we must be saved.
12. "Il n`y a de salut en aucun autre; car il n`y a sous le ciel aucun autre nom qui ait été donné parmi les hommes, par lequel nous devions être sauvés."
12. "Ary tsy misy famonjena amin' ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin' ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena."
13. Now when they saw the boldness of Peter and John, and perceived that they were unlearned and ignorant men, they marvelled; and they took knowledge of them, that they had been with Jesus.
13. "Lorsqu`ils virent l`assurance de Pierre et de Jean, ils furent étonnés, sachant que c`étaient des hommes du peuple sans instruction; et ils les reconnurent pour avoir été avec Jésus."
13. Ary nony nahita ny fahasahian' i Petera sy Jaona izy ireo, sady nahalala fa tsy mba nampianarina sy tsy manam-pahalalana ireo, dia gaga izy, ary fantany tsara fa efa niaraka tamin' i Jesosy izy roa lahy.
14. And beholding the man which was healed standing with them, they could say nothing against it.
14. Mais comme ils voyaient là près d`eux l`homme qui avait été guéri, ils n`avaient rien à répliquer.
14. Ary nony nijery ny lehilahy izay efa sitrana nitsangana teo aminy izy ireo, dia tsy hitany izay hanoherana azy,
15. But when they had commanded them to go aside out of the council, they conferred among themselves,
15. Ils leur ordonnèrent de sortir du sanhédrin, et ils délibérèrent entre eux, disant: Que ferons-nous à ces hommes?
15. Ary rehefa nasainy niala teo amin' ny Synedriona izy roa lahy, dia niara-nisaina izy,
16. Saying, What shall we do to these men? for that indeed a notable miracle hath been done by them is manifest to all them that dwell in Jerusalem; and we cannot deny it.
16. Car il est manifeste pour tous les habitants de Jérusalem qu`un miracle signalé a été accompli par eux, et nous ne pouvons pas le nier.
16. Ka nanao hoe: Hataontsika ahoana ireo lehilahy ireo? fa efa nanao fahagagana malaza tokoa izy ireo, sady fantatry ny mponina rehetra eto Jerosalema izany, ka tsy azontsika lavina.
17. But that it spread no further among the people, let us straitly threaten them, that they speak henceforth to no man in this name.
17. Mais, afin que la chose ne se répande pas davantage parmi le peuple, défendons-leur avec menaces de parler désormais à qui que ce soit en ce nom-là.
17. Fa mba tsy hielezan' izany intsony amin' ny vahoaka, dia aoka horahonantsika mafy dia mafy izy mba tsy hiteny amin' izany anarana izany intsony na amin' iza na amin' iza.
18. And they called them, and commanded them not to speak at all nor teach in the name of Jesus.
18. Et les ayant appelés, ils leur défendirent absolument de parler et d`enseigner au nom de Jésus.
18. Ary niantso azy izy ka nandrara azy ireo tsy hiteny na hampianatra amin' ny anaran' i Jesosy intsony.
19. But Peter and John answered and said unto them, Whether it be right in the sight of God to hearken unto you more than unto God, judge ye.
19. "Pierre et Jean leur répondirent: Jugez s`il est juste, devant Dieu, de vous obéir plutôt qu`à Dieu;"
19. Fa Petera sy Jaona kosa namaly ka nanao taminy hoe: Tsaraonareo na marina eo imason' Andriamanitra, na tsia, ny hanaiky anareo mihoatra noho Andriamanitra.
20. For we cannot but speak the things which we have seen and heard.
20. car nous ne pouvons pas ne pas parler de ce que nous avons vu et entendu.
20. Fa tsy maintsy milaza izay zavatra efa hitanay sy renay izahay.
21. So when they had further threatened them, they let them go, finding nothing how they might punish them, because of the people: for all men glorified God for that which was done.
21. Ils leur firent de nouvelles menaces, et les relâchèrent, ne sachant comment les punir, à cause du peuple, parce que tous glorifiaient Dieu de ce qui était arrivé.
21. "Ary rehefa norahonany indray izy ireo, dia nalefany; fa tsy hitany izay hanafaizana azy noho ny amin' ny vahoaka, satria izy rehetra nankalaza an' Andriamanitra noho ny amin' ny zavatra efa natao."
22. For the man was above forty years old, on whom this miracle of healing was shewed.
22. Car l`homme qui avait été l`objet de cette guérison miraculeuse était âgé de plus de quarante ans.
22. Fa efa mihoatra ny efapolo taona ralehilahy izay nanaovana io fahagagana momba ny fanasitranana io.
23. And being let go, they went to their own company, and reported all that the chief priests and elders had said unto them.
23. Après avoir été relâchés, ils allèrent vers les leurs, et racontèrent tout ce que les principaux sacrificateurs et les anciens leur avaient dit.
23. Ary rehefa nalefa izy roa lahy, dia tonga teo amin' ny namany, ka nanambara izay rehetra nolazain' ny lohan' ny mpisorona sy ny loholona taminy.
24. And when they heard that, they lifted up their voice to God with one accord, and said, Lord, thou art God, which hast made heaven, and earth, and the sea, and all that in them is:
24. Lorsqu`ils l`eurent entendu, ils élevèrent à Dieu la voix tous ensemble, et dirent: Seigneur, toi qui as fait le ciel, la terre, la mer, et tout ce qui s`y trouve,
24. "Fa rehefa nandre izany izy ireo, dia niara-nanandratra ny feony ho amin' Andriamanitra ka nanao hoe: Tompo ô! Ianao no Andriamanitra nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin' izay rehetra ao anatiny;"
25. Who by the mouth of thy servant David hast said, Why did the heathen rage, and the people imagine vain things?
25. c`est toi qui as dit par le Saint Esprit, par la bouche de notre père, ton serviteur David: Pourquoi ce tumulte parmi les nations, Et ces vaines pensées parmi les peuples?
25. Izay niteny tamin' ny vavan' i Davida mpanomponao hoe: Nahoana no nitabataba ny jentilisa, ary nisaina zava-poana ny firenena?
26. The kings of the earth stood up, and the rulers were gathered together against the Lord, and against his Christ.
26. Les rois de la terre se sont soulevés, Et les princes se sont ligués Contre le Seigneur et contre son Oint.
26. Ireo mpanjakan'ny tany nitsangana, ary ny mpanapaka niangona hanohitra ny Tompo sy ny Kristiny
27. For of a truth against thy holy child Jesus, whom thou hast anointed, both Herod, and Pontius Pilate, with the Gentiles, and the people of Israel, were gathered together,
27. En effet, contre ton saint serviteur Jésus, que tu as oint, Hérode et Ponce Pilate se sont ligués dans cette ville avec les nations et avec les peuples d`Israël,
27. Fa efa niangona marina tokoa teto amin' ity tanàna ity Heroda sy Pontio Pilato mbamin' ny Jentilisa sy ny olon' ny Isiraely hanohitra ny Zanakao Masina, dia Jesosy Izay nohosoranao,
28. For to do whatsoever thy hand and thy counsel determined before to be done.
28. pour faire tout ce que ta main et ton conseil avaient arrêté d`avance.
28. Mba hanao izay notendren' ny tananao aman-tsainao rahateo hatao.
29. And now, Lord, behold their threatenings: and grant unto thy servants, that with all boldness they may speak thy word,
29. Et maintenant, Seigneur, vois leurs menaces, et donne à tes serviteurs d`annoncer ta parole avec une pleine assurance,
29. "Koa ankehitriny, Tompo ô, jereo ny fandrahonany; ary omeo anay mpanomponao ny mba hilaza ny teninao amin' ny fahasahiana rehetra,"
30. By stretching forth thine hand to heal; and that signs and wonders may be done by the name of thy holy child Jesus.
30. en étendant ta main, pour qu`il se fasse des guérisons, des miracles et des prodiges, par le nom de ton saint serviteur Jésus.
30. Omban' ny aninjiranao ny tananao hanasitrana sy ny anaovana famantarana sy fahagagana amin' ny anaran' i Jesosy Zanakao Masina.
31. And when they had prayed, the place was shaken where they were assembled together; and they were all filled with the Holy Ghost, and they spake the word of God with boldness.
31. "Quand ils eurent prié, le lieu où ils étaient assemblés trembla; ils furent tous remplis du Saint Esprit, et ils annonçaient la parole de Dieu avec assurance."
31. "Ary rehefa nivavaka izy ireo, dia nihovitrovitra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka nilaza ny tenin' Andriamanitra tamin' ny fahasahiana."
32. And the multitude of them that believed were of one heart and of one soul: neither said any of them that ought of the things which he possessed was his own; but they had all things common.
32. La multitude de ceux qui avaient cru n`était qu`un coeur et qu`une âme. Nul ne disait que ses biens lui appartinssent en propre, mais tout était commun entre eux.
32. Ary niray fo sy fanahy ny maro tamin' ireo izay nino, ary tsy nisy nanonona ny fananany ho azy na dia iray aza, fa niombonany avokoa ny zavatra rehetra nananany.
33. And with great power gave the apostles witness of the resurrection of the Lord Jesus: and great grace was upon them all.
33. Les apôtres rendaient avec beaucoup de force témoignage de la résurrection du Seigneur Jésus. Et une grande grâce reposait sur eux tous.
33. "Ary tamin' ny hery be no nijoroan' ny apostoly ho vavolombelon' ny nitsanganan' i Jesosy Tompo tamin' ny maty; ary fahasoavana be no tao amin' izy rehetra."
34. Neither was there any among them that lacked: for as many as were possessors of lands or houses sold them, and brought the prices of the things that were sold,
34. Car il n`y avait parmi eux aucun indigent: tous ceux qui possédaient des champs ou des maisons les vendaient, apportaient le prix de ce qu`ils avaient vendu,
34. "Fa tsy nisy nanana ny tsy ampy teo aminy; fa izay nanana tany na trano, raha nivarotra izany, dia nitondra ny vola vidin' ny zavatra lafo,"
35. And laid them down at the apostles' feet: and distribution was made unto every man according as he had need.
35. "et le déposaient aux pieds des apôtres; et l`on faisait des distributions à chacun selon qu`il en avait besoin."
35. Ka napetrany teo anoloan' ny tongotry ny apostoly, dia nozaraina tamin' izy rehetra araka izay nilainy avy.
36. And Joses, who by the apostles was surnamed Barnabas, (which is, being interpreted, The son of consolation,) a Levite, and of the country of Cyprus,
36. Joseph, surnommé par les apôtres Barnabas, ce qui signifie fils d`exhortation, Lévite, originaire de Chypre,
36. Ary Josesy, izay nataon' ny apostoly hoe Barnabasy, (izany hoe, raha adika, Zanaky ny fampiononana), Levita, avy any amin' ny firenen' i Sypra,
37. Having land, sold it, and brought the money, and laid it at the apostles' feet.
37. vendit un champ qu`il possédait, apporta l`argent, et le déposa aux pieds des apôtres.
37. Dia nanana tany ka nivarotra izany ary nentiny ny vola vidiny ka napetrany teo anoloan' ny tongotry ny apostoly.