1. Now Peter and John went up together into the temple at the hour of prayer, being the ninth hour.
1. Pierre et Jean montaient ensemble au temple, à l`heure de la prière: c`était la neuvième heure.
1. Ary Petera sy Jaona niara-niakatra ho ao amin' ny tempoly tamin' ny ora fahasivy, ora fivavahana.
2. And a certain man lame from his mother's womb was carried, whom they laid daily at the gate of the temple which is called Beautiful, to ask alms of them that entered into the temple;
2. Il y avait un homme boiteux de naissance, qu`on portait et qu`on plaçait tous les jours à la porte du temple appelée la Belle, pour qu`il demandât l`aumône à ceux qui entraient dans le temple.
2. "Ary nisy nitondra lehilahy nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny izay napetrany isan' andro teo anoloan' ny vavahadin' ny tempoly, ilay atao hoe Itsaraendrika, mba hangataka fiantrana amin' izay niditra teo amin' ny tempoly;"
3. Who seeing Peter and John about to go into the temple asked an alms.
3. Cet homme, voyant Pierre et Jean qui allaient y entrer, leur demanda l`aumône.
3. Ary nony nahita an' i Petera sy Jaona efa hiditra ao amin' ny tempoly izy, dia nangataka mba homena fiantrana.
4. And Peter, fastening his eyes upon him with John, said, Look on us.
4. Pierre, de même que Jean, fixa les yeux sur lui, et dit: Regarde-nous.
4. Ary Petera sy Jaona nibanjina azy ka nanao hoe: Mijere anay.
5. And he gave heed unto them, expecting to receive something of them.
5. Et il les regardait attentivement, s`attendant à recevoir d`eux quelque chose.
5. Dia nibanjina azy roa lahy tsara izy, fa nanantena hahazo zavatra taminy.
6. Then Peter said, Silver and gold have I none; but such as I have give I thee: In the name of Jesus Christ of Nazareth rise up and walk.
6. "Alors Pierre lui dit: Je n`ai ni argent, ni or; mais ce que j`ai, je te le donne: au nom de Jésus Christ de Nazareth, lève-toi et marche."
6. Fa hoy Petera: Tsy manana volafotsy na volamena aho, fa izay ananako no omeko anao: Amin' ny anaran' i Jesosy Kristy avy any Nazareta, mitsangana ka mandehana.
7. And he took him by the right hand, and lifted him up: and immediately his feet and ankle bones received strength.
7. "Et le prenant par la main droite, il le fit lever. Au même instant, ses pieds et ses chevilles devinrent fermes;"
7. "Ary noraisiny tamin' ny tanany ankavanana ralehilahy ka natsangany; dia natanjaka niaraka tamin' izay ny tongony sy ny kitrokeliny."
8. And he leaping up stood, and walked, and entered with them into the temple, walking, and leaping, and praising God.
8. d`un saut il fut debout, et il se mit à marcher. Il entra avec eux dans le temple, marchant, sautant, et louant Dieu.
8. Ary niantsambotra izy ka nijoro, dia nandeha ka niara-niditra taminy tao amin' ny tempoly, nandeha sy nitsambikimbikina, sady nidera an' Andriamanitra.
9. And all the people saw him walking and praising God:
9. Tout le monde le vit marchant et louant Dieu.
9. Ary ny vahoaka rehetra nahita azy nandeha sady nidera an' Andriamanitra,
10. And they knew that it was he which sat for alms at the Beautiful gate of the temple: and they were filled with wonder and amazement at that which had happened unto him.
10. Ils reconnaissaient que c`était celui qui était assis à la Belle porte du temple pour demander l`aumône, et ils furent remplis d`étonnement et de surprise au sujet de ce qui lui était arrivé.
10. "Ary nahafantatra fa io no ilay nipetraka teo amin' ny vavahady Itsaraendrika eo amin' ny tempoly mba hiantrana; dia gaga sady talanjona ny olona noho izay tonga tamin-dralehilahy."
11. And as the lame man which was healed held Peter and John, all the people ran together unto them in the porch that is called Solomon's, greatly wondering.
11. Comme il ne quittait pas Pierre et Jean, tout le peuple étonné accourut vers eux, au portique dit de Salomon.
11. Ary raha nihazona an' i Petera sy Jaona ralehilahy malemy izay sitrana dia niara-nirohotra ny olona rehetra ho eo amin' izy ireo teo amin' ny fialofana izay atao hoe: Fialofan' i Solomona ka talanjona indrindra.
12. And when Peter saw it, he answered unto the people, Ye men of Israel, why marvel ye at this? or why look ye so earnestly on us, as though by our own power or holiness we had made this man to walk?
12. Pierre, voyant cela, dit au peuple: Hommes Israélites, pourquoi vous étonnez-vous de cela? Pourquoi avez-vous les regards fixés sur nous, comme si c`était par notre propre puissance ou par notre piété que nous eussions fait marcher cet homme?
12. Ary Petera, nony nahita izany, dia namaly ny vahoaka hoe: Ry lehilahy Isiraely, nahoana no talanjona amin' izany ianareo? Ary nahoana no mandinika anay fatratra ianareo, toa herinay na fahamasinanay no nanaovanay azy ho afa-mandeha?
13. The God of Abraham, and of Isaac, and of Jacob, the God of our fathers, hath glorified his Son Jesus; whom ye delivered up, and denied him in the presence of Pilate, when he was determined to let him go.
13. Le Dieu d`Abraham, d`Isaac et de Jacob, le Dieu de nos pères, a glorifié son serviteur Jésus, que vous avez livré et renié devant Pilate, qui était d`avis qu`on le relâchât.
13. Andriamanitr' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, Andriamanitry ny razantsika, no nanome voninahitra an' i Jesosy Zanany, Izay natolotrareo sy nolavinareo teo anatrehan' i Pilato rehefa nokasainy halefa.
14. But ye denied the Holy One and the Just, and desired a murderer to be granted unto you;
14. Vous avez renié le Saint et le Juste, et vous avez demandé qu`on vous accordât la grâce d`un meurtrier.
14. "Fa ianareo nandà Ilay Masina sy Marina, ary mpamono olona no nangatahinareo halefa ho anareo;"
15. And killed the Prince of life, whom God hath raised from the dead; whereof we are witnesses.
15. "Vous avez fait mourir le Prince de la vie, que Dieu a ressuscité des morts; nous en sommes témoins."
15. "Fa ny Tompon' ny aina kosa no novonoinareo; fa natsangan' Andriamanitra tamin' ny maty Izy, ary vavolombelon' izany izahay."
16. And his name through faith in his name hath made this man strong, whom ye see and know: yea, the faith which is by him hath given him this perfect soundness in the presence of you all.
16. "C`est par la foi en son nom que son nom a raffermi celui que vous voyez et connaissez; c`est la foi en lui qui a donné à cet homme cette entière guérison, en présence de vous tous."
16. "Ary ny Anarany no nampahatanjaka io lehilahy hitanareo sy fantatrareo io, noho ny finoana ny Anarany; eny, ny finoana izay azo amin' ny alalany no nahazoany izao fahasalamana tanteraka izao eto imasonareo rehetra."
17. And now, brethren, I wot that through ignorance ye did it, as did also your rulers.
17. Et maintenant, frères, je sais que vous avez agi par ignorance, ainsi que vos chefs.
17. Ary ankehitriny, ry rahalahy, fantatro fa tamin' ny tsy fahalalana no nanaovanareo izany, tahaka ny mpanapaka anareo koa.
18. But those things, which God before had shewed by the mouth of all his prophets, that Christ should suffer, he hath so fulfilled.
18. Mais Dieu a accompli de la sorte ce qu`il avait annoncé d`avance par la bouche de tous ses prophètes, que son Christ devait souffrir.
18. Fa izany no nahatanterahan' Andriamanitra ny zavatra nampilazainy ny mpaminany rehetra rahateo fa hiaretan' i Kristy.
19. Repent ye therefore, and be converted, that your sins may be blotted out, when the times of refreshing shall come from the presence of the Lord;
19. Repentez-vous donc et convertissez-vous, pour que vos péchés soient effacés,
19. Koa mibebaha ianareo, ary miovà hamonoana ny fahotanareo, mba ho avy izay andro famelombelomana avy amin' ny fanatrehan' ny Tompo,
20. And he shall send Jesus Christ, which before was preached unto you:
20. afin que des temps de rafraîchissement viennent de la part du Seigneur, et qu`il envoie celui qui vous a été destiné, Jésus Christ,
20. Ary Izy haniraka an' i Jesosy Kristy izay notorina taminareo,
21. Whom the heaven must receive until the times of restitution of all things, which God hath spoken by the mouth of all his holy prophets since the world began.
21. que le ciel doit recevoir jusqu`aux temps du rétablissement de toutes choses, dont Dieu a parlé anciennement par la bouche de ses saints prophètes.
21. Ilay tsy maintsy horaisin' ny lanitra mandra-piavin' ny andro fampodiana ny zavatra rehetra, izay nampilazain' Andriamanitra tamin' ny vavan' ny mpaminaniny masina rehetra hatramin' ny niandohan' izao tontolo izao.
22. For Moses truly said unto the fathers, A prophet shall the Lord your God raise up unto you of your brethren, like unto me; him shall ye hear in all things whatsoever he shall say unto you.
22. "Moïse a dit: Le Seigneur votre Dieu vous suscitera d`entre vos frères un prophète comme moi; vous l`écouterez dans tout ce qu`il vous dira,"
22. "Fa Mosesy nilaza marina tamin' ny razana hoe: Mpaminany no hatsangan' i Jehovah Andriamanitrareo ho anareo avy amin' ny rahalahinareo tahaka ahy; izy no hohenoinareo amin' izay rehetra holazainy aminareo."
23. And it shall come to pass, that every soul, which will not hear that prophet, shall be destroyed from among the people.
23. et quiconque n`écoutera pas ce prophète sera exterminé du milieu du peuple.
23. Ary izao no hiseho, ny fanahy rehetra izay tsy hihaino izany mpaminany izany dia haringana tsy ho eo amin' ny olona.
24. Yea, and all the prophets from Samuel and those that follow after, as many as have spoken, have likewise foretold of these days.
24. Tous les prophètes qui ont successivement parlé, depuis Samuel, ont aussi annoncé ces jours-là.
24. Eny, ary ny mpaminany rehetra koa hatramin' i Samoela sy izay nanarakaraka, na iza na iza niteny, dia nanambara izao andro izao.
25. Ye are the children of the prophets, and of the covenant which God made with our fathers, saying unto Abraham, And in thy seed shall all the kindreds of the earth be blessed.
25. Vous êtes les fils des prophètes et de l`alliance que Dieu a traitée avec nos pères, en disant à Abraham: Toutes les familles de la terre seront bénies en ta postérité.
25. Ianareo no zanaky ny mpaminany sy ny fanekena nataon' Andriamanitra tamin' ny razanareo, raha hoy Izy tamin' i Abrahama: Ary amin' ny taranakao no hitahiana ny fianakaviana rehetra am-bonin' ny tany.
26. Unto you first God, having raised up his Son Jesus, sent him to bless you, in turning away every one of you from his iniquities.
26. C`est à vous premièrement que Dieu, ayant suscité son serviteur, l`a envoyé pour vous bénir, en détournant chacun de vous de ses iniquités.
26. Andriamanitra, rehefa nanangana an' i Jesosy Zanany, dia naniraka Azy ho aminareo voalohany, mitahy anareo amin' ny fialanareo rehetra amin' ny helokareo isam-batan' olona.
<
>