1. The former treatise have I made, O Theophilus, of all that Jesus began both to do and teach,
1. Théophile, j`ai parlé, dans mon premier livre, de tout ce que Jésus a commencé de faire et d`enseigner dès le commencement
1. Ry Teofilo, ilay boky voalohany dia nosoratako ny amin' izay nataon' i Jesosy sy izay nampianariny,
2. Until the day in which he was taken up, after that he through the Holy Ghost had given commandments unto the apostles whom he had chosen:
2. jusqu`au jour où il fut enlevé au ciel, après avoir donné ses ordres, par le Saint Esprit, aux apôtres qu`il avait choisis.
2. Hatramin' ny andro nampiakarana Azy, rehefa nodidiany tamin' ny Fanahy Masina ny apostoly izay nofidiny,
3. To whom also he shewed himself alive after his passion by many infallible proofs, being seen of them forty days, and speaking of the things pertaining to the kingdom of God:
3. Après qu`il eut souffert, il leur apparut vivant, et leur en donna plusieurs preuves, se montrant à eux pendant quarante jours, et parlant des choses qui concernent le royaume de Dieu.
3. Sady nisehoany koa tamin' ny porofo betsaka tsy azo lavina tokoa taorian' ny nijaliany fa velona Izy, ka niseho taminy efapolo andro Izy ary nilaza ny zavatra momba ny fanjakan' Andriamanitra.
4. And, being assembled together with them, commanded them that they should not depart from Jerusalem, but wait for the promise of the Father, which, saith he, ye have heard of me.
4. "Comme il se trouvait avec eux, il leur recommanda de ne pas s`éloigner de Jérusalem, mais d`attendre ce que le Père avait promis, ce que je vous ai annoncé, leur dit-il;"
4. "Ary raha niara-niangona teo aminy Jesosy, dia namepetra azy tsy hiala ao Jerosalema, fa hiandry ny tenifikasan' ny Ray, izay efa renareo tamiko, hoy Izy;"
5. For John truly baptized with water; but ye shall be baptized with the Holy Ghost not many days hence.
5. car Jean a baptisé d`eau, mais vous, dans peu de jours, vous serez baptisés du Saint Esprit.
5. "Fa Jaona nanao batisa tokoa tamin' ny rano; fa ianareo kosa hatao batisa amin' ny Fanahy Masina rehefa afaka andro vitsivitsy."
6. When they therefore were come together, they asked of him, saying, Lord, wilt thou at this time restore again the kingdom to Israel?
6. Alors les apôtres réunis lui demandèrent: Seigneur, est-ce en ce temps que tu rétabliras le royaume d`Israël?
6. Koa rehefa tafangona teo ireo dia nanontany Azy hoe: Tompoko, amin' izao va no hampodianao ny fanjakana ho amin' ny Isiraely?
7. And he said unto them, It is not for you to know the times or the seasons, which the Father hath put in his own power.
7. Il leur répondit: Ce n`est pas à vous de connaître les temps ou les moments que le Père a fixés de sa propre autorité.
7. Fa hoy kosa Izy taminy: Tsy anareo ny hahalala ny vanin' andro na ny fotoana izay notendren' ny Ray ho adidin' ny tenany ihany.
8. But ye shall receive power, after that the Holy Ghost is come upon you: and ye shall be witnesses unto me both in Jerusalem, and in all Judaea, and in Samaria, and unto the uttermost part of the earth.
8. Mais vous recevrez une puissance, le Saint Esprit survenant sur vous, et vous serez mes témoins à Jérusalem, dans toute la Judée, dans la Samarie, et jusqu`aux extrémités de la terre.
8. Fa hahazo hery ianareo amin' ny hilatsahan' ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran' i Jodia sy Samaria ary hatramin' ny faran' ny tany.
9. And when he had spoken these things, while they beheld, he was taken up; and a cloud received him out of their sight.
9. Après avoir dit cela, il fut élevé pendant qu`ils le regardaient, et une nuée le déroba à leurs yeux.
9. "Ary rehefa nilaza izany Jesosy, dia nakarina Izy, raha mbola nijery izy ireo; ary nisy rahona nitondra Azy, ka tsy hitan' ny masony intsony Izy."
10. And while they looked stedfastly toward heaven as he went up, behold, two men stood by them in white apparel;
10. Et comme ils avaient les regards fixés vers le ciel pendant qu`il s`en allait, voici, deux hommes vêtus de blanc leur apparurent,
10. Ary raha mbola nandinika ny lanitra izy ireo tamin' ny nandehanan' i Jesosy, indreo, nisy roa lahy teo anilany niakanjo akanjo fotsy,
11. Which also said, Ye men of Galilee, why stand ye gazing up into heaven? this same Jesus, which is taken up from you into heaven, shall so come in like manner as ye have seen him go into heaven.
11. et dirent: Hommes Galiléens, pourquoi vous arrêtez-vous à regarder au ciel? Ce Jésus, qui a été enlevé au ciel du milieu de vous, viendra de la même manière que vous l`avez vu allant au ciel.
11. Izay nanao hoe: Ry lehilahy Galiliana, nahoana no mijanona eto mijery ny lanitra ianareo?Iny Jesosy Izay nampiakarina niala taminareo ho any an-danitra iny dia mbola ho avy tahaka ny nahitanareo Azy niakatra ho any an-danitra.
12. Then returned they unto Jerusalem from the mount called Olivet, which is from Jerusalem a sabbath day's journey.
12. Alors ils retournèrent à Jérusalem, de la montagne appelée des oliviers, qui est près de Jérusalem, à la distance d`un chemin de sabbat.
12. Ary niverina tany Jerosalema izy ireo, rehefa avy teo amin' ny tendrombohitra atao hoe Oliva, izay akaikin' i Jerosalema araka izay mety haleha amin' ny andro sabata.
13. And when they were come in, they went up into an upper room, where abode both Peter, and James, and John, and Andrew, Philip, and Thomas, Bartholomew, and Matthew, James the son of Alphaeus, and Simon Zelotes, and Judas the brother of James.
13. "Quand ils furent arrivés, ils montèrent dans la chambre haute où ils se tenaient d`ordinaire; c`étaient Pierre, Jean, Jacques, André, Philippe, Thomas, Barthélemy, Matthieu, Jacques, fils d`Alphée, Simon le Zélote, et Jude, fils de Jacques."
13. Ary rehefa tafiditra izy, dia niakatra ho ao an' efitra ambony izay fonenany, dia Petera sy Jaona sy Jakoba sy Andrea, Filipo sy Tomasy, Bartolomeo sy Matio, Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Simona Zelota ary Jodasy, rahalahin' i Jakoba.
14. These all continued with one accord in prayer and supplication, with the women, and Mary the mother of Jesus, and with his brethren.
14. Tous d`un commun accord persévéraient dans la prière, avec les femmes, et Marie, mère de Jésus, et avec les frères de Jésus.
14. Ireo rehetra ireo niray saina naharitra nivavaka sy nitaraina mbamin' ny vehivavy sy Maria, renin' i Jesosy, ary ny rahalahiny.
15. And in those days Peter stood up in the midst of the disciples, and said, (the number of names together were about an hundred and twenty,)
15. En ces jours-là, Pierre se leva au milieu des frères, le nombre des personnes réunies étant d`environ cent vingt. Et il dit:
15. Ary tamin' izany andro izany dia nitsangana teo afovoan' ny mpianatra Petera (tokony ho roapolo amby zato no isan' ny olona vory teo) ka nanao hoe:
16. Men and brethren, this scripture must needs have been fulfilled, which the Holy Ghost by the mouth of David spake before concerning Judas, which was guide to them that took Jesus.
16. Hommes frères, il fallait que s`accomplît ce que le Saint Esprit, dans l`Écriture, a annoncé d`avance, par la bouche de David, au sujet de Judas, qui a été le guide de ceux qui ont saisi Jésus.
16. "Ry lehilahy sy rahalahy, tsy maintsy notanterahina ilay tenin' ny Soratra Masina nampilazain' ny Fanahy Masina rahateo an' i Davida ny amin' i Jodasy, izay tonga mpitarika ny olona nisambotra an' i Jesosy;"
17. For he was numbered with us, and had obtained part of this ministry.
17. Il était compté parmi nous, et il avait part au même ministère.
17. Fa izy dia isantsika ihany ka nahazo anjara tamin' izao asa fanompoana izao.
18. Now this man purchased a field with the reward of iniquity; and falling headlong, he burst asunder in the midst, and all his bowels gushed out.
18. Cet homme, ayant acquis un champ avec le salaire du crime, est tombé, s`est rompu par le milieu du corps, et toutes ses entrailles se sont répandues.
18. "Koa izany lehilahy izany dia nahazo saha tamin' ny tambin' ny helony; ary nianjera niankohoka izy, dia vaky ny kibony ka nipoaka sady nivaroraka avokoa ny tsinainy."
19. And it was known unto all the dwellers at Jerusalem; insomuch as that field is called in their proper tongue, Aceldama, that is to say, The field of blood.
19. La chose a été si connue de tous les habitants de Jérusalem que ce champ a été appelé dans leur langue Hakeldama, c`est-à-dire, champ du sang.
19. Ary fantatr' izay rehetra monina eto Jerosalema izany, ka ny anaran' izany saha izany amin' ny fiteniny dia atao hoe Akeldama, izany hoe Sahan-dra.
20. For it is written in the book of Psalms, Let his habitation be desolate, and let no man dwell therein: and his bishoprick let another take.
20. Or, il est écrit dans le livre des Psaumes: Que sa demeure devienne déserte, Et que personne ne l`habite! Et: Qu`un autre prenne sa charge!
20. "Fa voasoratra eo amin' ny Bokin' ny Salamo hoe: Aoka ho lao ny fonenany, ary aoka tsy hisy olona honina ao; ary koa: Aoka ho lasan' olon-kafa ny anjara-fitandremany."
21. Wherefore of these men which have companied with us all the time that the Lord Jesus went in and out among us,
21. Il faut donc que, parmi ceux qui nous ont accompagnés tout le temps que le Seigneur Jésus a vécu avec nous,
21. Koa amin' ireo lehilahy niaraka teto amintsika mandrakariva ireo, raha niditra sy nivoaka tamintsika Jesosy Tompo,
22. Beginning from the baptism of John, unto that same day that he was taken up from us, must one be ordained to be a witness with us of his resurrection.
22. depuis le baptême de Jean jusqu`au jour où il a été enlevé du milieu de nous, il y en ait un qui nous soit associé comme témoin de sa résurrection.
22. Hatramin' ny batisan' i Jaona ka hatramin' ny andro nampiakarana Azy niala tamintsika, dia tokony hisy anankiray hotendrena ho namantsika mba ho vavolombelon' ny nitsanganany tamin' ny maty.
23. And they appointed two, Joseph called Barsabas, who was surnamed Justus, and Matthias.
23. Ils en présentèrent deux: Joseph appelé Barsabbas, surnommé Justus, et Matthias.
23. Ary nanendry roa lahy izy ireo, dia Josefa, atao hoe Barsabasy, izay atao koa hoe Josto, ary Matia.
24. And they prayed, and said, Thou, Lord, which knowest the hearts of all men, shew whether of these two thou hast chosen,
24. Puis ils firent cette prière: Seigneur, toi qui connais les coeurs de tous, désigne lequel de ces deux tu as choisi,
24. Dia nivavaka izy ireo ka nanao hoe: Ianao, Tompo ô, Izay mahalala ny fon' ny olona rehetra, asehoy izay nofidinao amin' izy roa lahy ireto,
25. That he may take part of this ministry and apostleship, from which Judas by transgression fell, that he might go to his own place.
25. afin qu`il ait part à ce ministère et à cet apostolat, que Judas a abandonné pour aller en son lieu.
25. Mba hahazoany mandray anjara amin' izao asa fanompoana sy ny maha-apostoly izao, izay nahalavoan' i Jodasy tamin' ny fahadisoana, hankanesany any amin' ny fitoerany,
26. And they gave forth their lots; and the lot fell upon Matthias; and he was numbered with the eleven apostles.
26. Ils tirèrent au sort, et le sort tomba sur Matthias, qui fut associé aux onze apôtres.
26. "Dia nanao antsapaka ho azy izy ireo, ka latsaka tamin' i Matia ny antsapaka; ary izy no lany ho isan' ny apostoly iraika ambin' ny folo lahy."
<
>