1. Sing aloud unto God our strength: make a joyful noise unto the God of Jacob.
1. (81:1) Au chef des chantres. Sur la guitthith. D`Asaph. (81:2) Chantez avec allégresse à Dieu, notre force! Poussez des cris de joie vers le Dieu de Jacob!
1. "[Ho an' ny mpiventy hira momba ny Al-gitith. Salamo nataon' i Asafa.] Mihirà am-pihobiana ho an' Andriamanitra herintsika; manaova feo fifaliana ho an' Andriamanitr' i Jakoba."
2. Take a psalm, and bring hither the timbrel, the pleasant harp with the psaltery.
2. (81:3) Entonnez des cantiques, faites résonner le tambourin, La harpe mélodieuse et le luth!
2. Mandraisa salamo, ary ento ety ny ampongatapaka, ny harpa mahafinaritra mbamin' ny valiha.
3. Blow up the trumpet in the new moon, in the time appointed, on our solemn feast day.
3. (81:4) Sonnez de la trompette à la nouvelle lune, A la pleine lune, au jour de notre fête!
3. "Tsofy ny anjomara amin' ny tsinambolana; amin' ny fotoana voatendry, dia amin' ny andro malaza firavoravoantsika."
4. For this was a statute for Israel, and a law of the God of Jacob.
4. (81:5) Car c`est une loi pour Israël, Une ordonnance du Dieu de Jacob.
4. Fa lalàna ho an' ny Isiraely izany, ary fitsipik' Andriamanitr' i Jakoba.
5. This he ordained in Joseph for a testimony, when he went out through the land of Egypt: where I heard a language that I understood not.
5. (81:6) Il en fit un statut pour Joseph, Quand il marcha contre le pays d`Égypte... J`entends une voix qui m`est inconnue:
5. Notendreny ho vavolombelona eo amin' i Josefa izany, raha nivoaka ny tany Egypta izy, izay nandrenesako fiteny tsy fantatro.
6. I removed his shoulder from the burden: his hands were delivered from the pots.
6. (81:7) J`ai déchargé son épaule du fardeau, Et ses mains ont lâché la corbeille.
6. "Nampiala ny sorony tamin' ny entana Aho; nafahana tamin' ny vilany ny tanany."
7. Thou calledst in trouble, and I delivered thee; I answered thee in the secret place of thunder: I proved thee at the waters of Meribah. Selah.
7. "(81:8) Tu as crié dans la détresse, et je t`ai délivré; Je t`ai répondu dans la retraite du tonnerre; Je t`ai éprouvé près des eaux de Meriba. Pause."
7. "Niantso ianao fony azom-pahoriana, ka nanafaka anao Aho; namaly anao tao amin' ny fiafenan' ny kotroka Aho; ary nizaha toetra anao tao amin' ny ranon' i Meriba.[Sela.]"
8. Hear, O my people, and I will testify unto thee: O Israel, if thou wilt hearken unto me;
8. "(81:9) Écoute, mon peuple! et je t`avertirai; Israël, puisses-tu m`écouter!"
8. "Mihainoa, ry oloko ô, dia hambarako aminao; ry Isiraely ô, raha mba hihaino ahy ianao;"
9. There shall no strange god be in thee; neither shalt thou worship any strange god.
9. (81:10) Qu`il n`y ait au milieu de toi point de dieu étranger! Ne te prosterne pas devant des dieux étrangers!
9. Tsy hisy andriamani-kafa eo aminao, na hanompo andriamani-kafa ianao.
10. I am the LORD thy God, which brought thee out of the land of Egypt: open thy mouth wide, and I will fill it.
10. "(81:11) Je suis l`Éternel, ton Dieu, qui t`ai fait monter du pays d`Égypte; Ouvre ta bouche, et je la remplirai."
10. "Izaho no Jehovah Andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta; atanatanao ny vavanao, dia hofenoiko."
11. But my people would not hearken to my voice; and Israel would none of me.
11. (81:12) Mais mon peuple n`a point écouté ma voix, Israël ne m`a point obéi.
11. "Fa tsy nety nihaino ny feoko ny oloko; ary tsy nahoan' Isiraely aho."
12. So I gave them up unto their own hearts' lust: and they walked in their own counsels.
12. (81:13) Alors je les ai livrés aux penchants de leur coeur, Et ils ont suivi leurs propres conseils.
12. Ka dia navelako hanaraka ny filàn' ny fony izy, ka dia nandeha araka ny fisainan' ny tenany.
13. Oh that my people had hearkened unto me, and Israel had walked in my ways!
13. (81:14) Oh! si mon peuple m`écoutait, Si Israël marchait dans mes voies!
13. Raha mba nihaino Ahy mantsy ny oloko, na nandeha tamin' ny lalako ny Isiraely!
14. I should soon have subdued their enemies, and turned my hand against their adversaries.
14. "(81:15) En un instant je confondrais leurs ennemis, Je tournerais ma main contre leurs adversaires;"
14. Dia ho nampietry faingana ny fahavalony Aho, ary namerina ny tanako hanohitra ny rafiny.
15. The haters of the LORD should have submitted themselves unto him: but their time should have endured for ever.
15. "(81:16) Ceux qui haïssent l`Éternel le flatteraient, Et le bonheur d`Israël durerait toujours;"
15. "Izay mankahala an' i Jehovah dia hikoy aminy, ka dia haharitra mandrakizay ny andron' ny oloko;"
16. He should have fed them also with the finest of the wheat: and with honey out of the rock should I have satisfied thee.
16. (81:17) Je le nourrirais du meilleur froment, Et je le rassasierais du miel du rocher.
16. "Ho nampihinana azy varimbazaha tsara indrindra Izy; ary tantely avy amin' ny vatolampy no ho namokisako anao."
<
>