1. Give ear, O Shepherd of Israel, thou that leadest Joseph like a flock; thou that dwellest between the cherubims, shine forth.
1. (80:1) Au chef des chantres. Sur les lis lyriques. D`Asaph. Psaume. (80:2) Prête l`oreille, berger d`Israël, Toi qui conduis Joseph comme un troupeau! Parais dans ta splendeur, Toi qui es assis sur les chérubins!
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Al-shoshanim-edoth. Salamo nataon' i Asafa.] Ry Mpiandry ny Isiraely ô, mihainoa, Ianao Izay mitondra an' i Josefa toy ny ondry; ianao, izay mipetraka amin'ny kerobima, mamirapirata."
2. Before Ephraim and Benjamin and Manasseh stir up thy strength, and come and save us.
2. (80:3) Devant Éphraïm, Benjamin et Manassé, réveille ta force, Et viens à notre secours!
2. Fohazy ny herinao eo anoloan' i Efraima sy Benjamina ary Manase, ka avia hamonjy anay.
3. Turn us again, O God, and cause thy face to shine; and we shall be saved.
3. (80:4) O Dieu, relève-nous! Fais briller ta face, et nous serons sauvés!
3. Andriamanitra ô, ampodio izahay, ka ampamirapirato ny tavanao, dia aoka ho voavonjy izahay.
4. O LORD God of hosts, how long wilt thou be angry against the prayer of thy people?
4. (80:5) Éternel, Dieu des armées! Jusques à quand t`irriteras-tu contre la prière de ton peuple?
4. Jehovah, Andriamanitry ny maro ô, mandra-pahoviana no hanetroka amin' ny fivavaky ny olonao ny fahatezeranao?
5. Thou feedest them with the bread of tears; and givest them tears to drink in great measure.
5. (80:6) Tu les nourris d`un pain de larmes. Tu les abreuves de larmes à pleine mesure.
5. Mampihinana azy mofon-dranomaso Ianao, ary mampisotro azy ranomaso tovozina.
6. Thou makest us a strife unto our neighbours: and our enemies laugh among themselves.
6. (80:7) Tu fais de nous un objet de discorde pour nos voisins, Et nos ennemis se raillent de nous.
6. "Ataonao ho fifandirana amin' ny mifanila fonenana aminay izahay; ary mifaly handatsa ny fahavalonay."
7. Turn us again, O God of hosts, and cause thy face to shine; and we shall be saved.
7. (80:8) Dieu des armées, relève-nous! Fais briller ta face, et nous serons sauvés!
7. "Andriamanitry ny maro ô, ampodio izahay, ka ampamirapirato ny tavanao; dia ho voavonjy izahay."
8. Thou hast brought a vine out of Egypt: thou hast cast out the heathen, and planted it.
8. "(80:9) Tu avais arraché de l`Égypte une vigne; Tu as chassé des nations, et tu l`as plantée."
8. "Nisy voaloboka nafindranao avy tany Egypta; nandroaka ny jentilisa Ianao ka namboly azy kosa."
9. Thou preparedst room before it, and didst cause it to take deep root, and it filled the land.
9. "(80:10) Tu as fait place devant elle: Elle a jeté des racines et rempli la terre;"
9. Nitevy teo alohany Ianao, dia namaka lalina izy ka nameno ny tany.
10. The hills were covered with the shadow of it, and the boughs thereof were like the goodly cedars.
10. "(80:11) Les montagnes étaient couvertes de son ombre, Et ses rameaux étaient comme des cèdres de Dieu;"
10. Nanarona ny havoana ny alokalony, ary ny sampany dia tahaka ny sedera tsara.
11. She sent out her boughs unto the sea, and her branches unto the river.
11. (80:12) Elle étendait ses branches jusqu`à la mer, Et ses rejetons jusqu`au fleuve.
11. Nampisandrahaka ny rantsany hatramin' ny ranomasina izy, ary ny sakeliny hatramin' ny Ony.
12. Why hast thou then broken down her hedges, so that all they which pass by the way do pluck her?
12. (80:13) Pourquoi as-tu rompu ses clôtures, En sorte que tous les passants la dépouillent?
12. Nahoana no noravanao ny fefiny, ka anotazan' izay rehetra mandalo eny an-dalana izy?
13. The boar out of the wood doth waste it, and the wild beast of the field doth devour it.
13. (80:14) Le sanglier de la forêt la ronge, Et les bêtes des champs en font leur pâture.
13. Ny lambo avy any an' ala manimba azy ary ny biby dia any an-tsaha mandany azy.
14. Return, we beseech thee, O God of hosts: look down from heaven, and behold, and visit this vine;
14. (80:15) Dieu des armées, reviens donc! Regarde du haut des cieux, et vois! considère cette vigne!
14. "Ry Andriamanitry ny maro ô, miangavy anao izahay, miverena, tsinjovy avy any an-danitra sy jereo ka vangio ity voaloboka ity;"
15. And the vineyard which thy right hand hath planted, and the branch that thou madest strong for thyself.
15. (80:16) Protège ce que ta droite a planté, Et le fils que tu t`es choisi!...
15. "Ry Andriamanitry ny maro ô, miangavy anao izahay, miverena, tsinjovy avy any an-danitra sy jereo ka vangio ity voaloboka ity;"
16. It is burned with fire, it is cut down: they perish at the rebuke of thy countenance.
16. (80:17) Elle est brûlée par le feu, elle est coupée! Ils périssent devant ta face menaçante.
16. "Voadotry ny afo izy sady voakapa; fongotry ny fananaran' ny tavanao izy,"
17. Let thy hand be upon the man of thy right hand, upon the son of man whom thou madest strong for thyself.
17. (80:18) Que ta main soit sur l`homme de ta droite, Sur le fils de l`homme que tu t`es choisi!
17. Aoka ny tananao ho amin' ny lehilahy an' ny tananao ankavanana, amin' ny zanak' olombelona izay nampaherezinao ho Anao.
18. So will not we go back from thee: quicken us, and we will call upon thy name.
18. (80:19) Et nous ne nous éloignerons plus de toi. Fais-nous revivre, et nous invoquerons ton nom.
18. "Dia tsy hihemotra hiala aminao izahay; velomy izahay, dia hiantso ny anaranao."
19. Turn us again, O LORD God of hosts, cause thy face to shine; and we shall be saved.
19. (80:20) Éternel, Dieu des armées, relève-nous! Fais briller ta face, et nous serons sauvés!
19. Ry Jehovah Andriamanitry ny maro ô, ampodio izahay, ampamirapirato ny tavanao, dia ho voavonjy izahay.