1. God be merciful unto us, and bless us; and cause his face to shine upon us; Selah.
1. (67:1) Au chef des chantres. Avec instruments à cordes. Psaume. Cantique. (67:2) Que Dieu ait pitié de nous et qu`il nous bénisse, Qu`il fasse luire sur nous sa face, -Pause.
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Neginota. Salamo. Tononkira.] ANDRIAMANITRA anie hamindra fo amintsika sy hitahy antsika; hampamirapiratra ny tavany amintsika anie Izy; [Sela.]"
2. That thy way may be known upon earth, thy saving health among all nations.
2. (67:3) Afin que l`on connaisse sur la terre ta voie, Et parmi toutes les nations ton salut!
2. Mba ho fantatra ety ambonin' ny tany ny lalanao, sy ny famonjenao eny amin' ny firenena rehetra.
3. Let the people praise thee, O God; let all the people praise thee.
3. (67:4) Les peuples te louent, ô Dieu! Tous les peuples te louent.
3. "Aoka hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; aoka ny firenena hidera Anao."
4. O let the nations be glad and sing for joy: for thou shalt judge the people righteously, and govern the nations upon earth. Selah.
4. "(67:5) Les nations se réjouissent et sont dans l`allégresse; Car tu juges les peuples avec droiture, Et tu conduis les nations sur la terre. -Pause."
4. Endrey, aoka ny firenena hifaly sy hihoby, satria hitsara marina ny firenena Ianao, ary ny firenena ambonin' ny tany dia anjakanao.[Sela.]
5. Let the people praise thee, O God; let all the people praise thee.
5. (67:6) Les peuples te louent, ô Dieu! Tous les peuples te louent.
5. "Aoka hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; aoka hidera anao ny firenena rehetra."
6. Then shall the earth yield her increase; and God, even our own God, shall bless us.
6. "(67:7) La terre donne ses produits; Dieu, notre Dieu, nous bénit."
6. "Dia hahavokatra ny tany; hitahy antsika Andriamanitra, eny, Andriamanitsika."
7. God shall bless us; and all the ends of the earth shall fear him.
7. (67:8) Dieu, nous bénit, Et toutes les extrémités de la terre le craignent.
7. "Hitahy antsika Andriamanitra; ary hatahotra Azy ny vazan-tany rehetra."
<
>