1. Behold, bless ye the LORD, all ye servants of the LORD, which by night stand in the house of the LORD.
1. Cantique des degrés. Voici, bénissez l`Éternel, vous tous, serviteurs de l`Éternel, Qui vous tenez dans la maison de l`Éternel pendant les nuits!
1. [Hira misy hevitra ambaratonga.] INDRO, misaora an' i Jehovah, ianareo rehetra mpanompon' i Jehovah, izay mitoetra alina ao an-tranon' i Jehovah.
2. Lift up your hands in the sanctuary, and bless the LORD.
2. Élevez vos mains vers le sanctuaire, Et bénissez l`Éternel!
2. Manandrata ny tananareo ao amin' ny fitoerana masina ka misaora an' i Jehovah.
3. The LORD that made heaven and earth bless thee out of Zion.
3. Que l`Éternel te bénisse de Sion, Lui qui a fait les cieux et la terre!
3. Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
<
>