1. Behold, how good and how pleasant it is for brethren to dwell together in unity!
1. Cantique des degrés. De David. Voici, oh! qu`il est agréable, qu`il est doux Pour des frères de demeurer ensemble!
1. [Hira misy hevitra ambaratonga. Nataon' i Davida.] ENDREY tsara sady mahafinaritra raha ny mpirahalahy no miara-monina.
2. It is like the precious ointment upon the head, that ran down upon the beard, even Aaron's beard: that went down to the skirts of his garments;
2. C`est comme l`huile précieuse qui, répandue sur la tête, Descend sur la barbe, sur la barbe d`Aaron, Qui descend sur le bord de ses vêtements.
2. Tahaka ny diloilo sarobidy amin' ny loha izany, izay mitsororoka amin' ny somotra, dia ny somotr' i Arona, ary mitsororoka amin' ny morontongotr' akanjony.
3. As the dew of Hermon, and as the dew that descended upon the mountains of Zion: for there the LORD commanded the blessing, even life for evermore.
3. "C`est comme la rosée de l`Hermon, Qui descend sur les montagnes de Sion; Car c`est là que l`Éternel envoie la bénédiction, La vie, pour l`éternité."
3. "Tahaka ny ando any Hermona, ary tahaka ny ando milatsaka amin' ny tendrombohitr' i Ziona; fa voadidin' i Jehovah ho eo ny fitahiana, dia fiainana ho mandrakizay."
<
>