Man's Plans and God's

1. Woe to them that devise iniquity, and work evil upon their beds! when the morning is light, they practise it, because it is in the power of their hand.
1. Malheur à ceux qui méditent l`iniquité et qui forgent le mal Sur leur couche! Au point du jour ils l`exécutent, Quand ils ont le pouvoir en main.
1. Lozan' izay mamoron-keloka sy misaintsain-dratsy ao am-pandriany! Ary nony maraina ny andro, dia manatanteraka izany izy, satria manan-kery ny tanany.
2. And they covet fields, and take them by violence; and houses, and take them away: so they oppress a man and his house, even a man and his heritage.
2. "Ils convoitent des champs, et ils s`en emparent, Des maisons, et ils les enlèvent; Ils portent leur violence sur l`homme et sur sa maison, Sur l`homme et sur son héritage."
2. "Ary mitsiriritra saha izy ka maka izany an-keriny, sy trano koa ka mahalasa azy; ary mampahory olona mbamin' ny ankohonany izy, dia olona mbamin' ny lovany."
3. Therefore thus saith the LORD; Behold, against this family do I devise an evil, from which ye shall not remove your necks; neither shall ye go haughtily: for this time is evil.
3. "C`est pourquoi ainsi parle l`Éternel: Voici, je médite contre cette race un malheur; Vous n`en préserverez pas vos cous, Et vous ne marcherez pas la tête levée, Car ces temps seront mauvais."
3. Koa izao no lazain' i Jehovah: Indro mamorona loza hamelezana ity ankohonana ity Aho, izay tsy hahazoanareo hanafaka ny vozonareo, ka tsy handeha miandranandrana ianareo, satria ratsy izany fotoana izany.
4. In that day shall one take up a parable against you, and lament with a doleful lamentation, and say, We be utterly spoiled: he hath changed the portion of my people: how hath he removed it from me! turning away he hath divided our fields.
4. En ce jour-là, on fera de vous un sujet de sarcasme, On poussera des cris lamentables, On dira: Nous sommes entièrement dévastés! Il donne à d`autres la part de mon peuple! Eh quoi! il me l`enlève! Il distribue nos champs à l`ennemi!...
4. "Amin' izany andro izany no hanaovana oha-teny handatsana anareo, ka hitomaniana sy hidradradradrana hoe: Fongana tokoa izahay; efa nanova ny anjaran' ny oloko izy; endrey! afindrany hiala amiko izany! niodina izy sady nizara ny tanintsika."
5. Therefore thou shalt have none that shall cast a cord by lot in the congregation of the LORD.
5. C`est pourquoi tu n`auras personne Qui étende le cordeau sur un lot, Dans l`assemblée de l`Éternel. -
5. Koa tsy hisy aminao hanenjana famolaina akory hanaovana antsapaka ao amin' ny fiangonan' i Jehovah.

False Prophets

6. Prophesy ye not, say they to them that prophesy: they shall not prophesy to them, that they shall not take shame.
6. Ne prophétisez pas! disent-ils. Qu`on ne prophétise pas de telles choses! Les invectives n`ont point de fin! -
6. "Aza maminany ianareo, hoy izy amin' izay maminany; tsy haminany aminy izy, mba tsy hahazo henatra."
7. O thou that art named the house of Jacob, is the spirit of the LORD straitened? are these his doings? do not my words do good to him that walketh uprightly?
7. Oses-tu parler ainsi, maison de Jacob? L`Éternel est-il prompt à s`irriter? Est-ce là sa manière d`agir? Mes paroles ne sont-elles pas favorables A celui qui marche avec droiture?
7. E! Ianao izay antsoina hoe: taranak' i Jakoba, moa ve ny Fanahin' i Jehovah voageja? Moa ve izany no asany? Tsy mahasoa izay mandeha mahitsy va ny teniko?
8. Even of late my people is risen up as an enemy: ye pull off the robe with the garment from them that pass by securely as men averse from war.
8. "Depuis longtemps on traite mon peuple en ennemi; Vous enlevez le manteau de dessus les vêtements De ceux qui passent avec sécurité En revenant de la guerre."
8. "Vao omaly no omaly no nitsanganan' ny oloko ho fahavalo; endahanareo hiala eo amin' ny lamba ny kapaotin' izay mandeha tsy manana ahiahy toy ny olona izay miverina avy amin' ny ady."
9. The women of my people have ye cast out from their pleasant houses; from their children have ye taken away my glory for ever.
9. Vous chassez de leurs maisons chéries les femmes de mon peuple, Vous ôtez pour toujours ma parure à leurs enfants.
9. "Ny vehivavy eo amin' ny oloko dia roahinareo hiala amin' ny tranony mahafinaritra; esorinareo hiala mandrakizay amin' ny zanany madinika ny voninahitro."
10. Arise ye, and depart; for this is not your rest: because it is polluted, it shall destroy you, even with a sore destruction.
10. "Levez-vous, marchez! car ce n`est point ici un lieu de repos; A cause de la souillure, il y aura des douleurs, des douleurs violentes."
10. "Mitsangàna, ka mialà, fa tsy eto no fitsaharanareo; satria voaloto izany, ka handringana anareo, dia amin' ny fandringanana mafy."
11. If a man walking in the spirit and falsehood do lie, saying, I will prophesy unto thee of wine and of strong drink; he shall even be the prophet of this people.
11. Si un homme court après le vent et débite des mensonges: Je vais te prophétiser sur le vin, sur les boissons fortes! Ce sera pour ce peuple un prophète.
11. "Raha misy mandeha amin' ny fanahy sy ny fitaka ka mandainga manao hoe: Haminany aminao amin' ny divay sy ny zava-mahamamo aho; dia izy no ho mpaminany ho an' ity firenena ity."

Deliverance Promised

12. I will surely assemble, O Jacob, all of thee; I will surely gather the remnant of Israel; I will put them together as the sheep of Bozrah, as the flock in the midst of their fold: they shall make great noise by reason of the multitude of men.
12. "Je te rassemblerai tout entier, ô Jacob! Je rassemblerai les restes d`Israël, Je les réunirai comme les brebis d`une bergerie, Comme le troupeau dans son pâturage; Il y aura un grand bruit d`hommes."
12. "Hamory anareo rehetra tokoa Aho, ry Jakoba, ary hanangona ny sisa amin' ny Isiraely tokoa; hakambako toy ny ondry any Bozra izy, toy ny ondry andiany ao amin' ny tany fiandrasana, hitabataba izy noho ny hamaroan' ny olona."
13. The breaker is come up before them: they have broken up, and have passed through the gate, and are gone out by it: and their king shall pass before them, and the LORD on the head of them.
13. "Celui qui fera la brèche montera devant eux; Ils feront la brèche, franchiront la porte et en sortiront; Leur roi marchera devant eux, Et l`Éternel sera à leur tête."
13. "Ny mpanabanga miakatra eo alohany, nanabanga izy ka nandroso ho eo amin' ny vavahady, dia nivoaka teo aminy; ny mpanjakany handroso eo alohany ary Jehovah no mitarika azy."
<
>