1. And Jesus being full of the Holy Ghost returned from Jordan, and was led by the Spirit into the wilderness,
1. Jésus, rempli du Saint Esprit, revint du Jourdain, et il fut conduit par l`Esprit dans le désert,
1. ARY Jesosy feno ny Fanahy Masina, dia niverina avy tany Jordana, ary nentin' ny Fanahy tany an' efitra,
2. Being forty days tempted of the devil. And in those days he did eat nothing: and when they were ended, he afterward hungered.
2. où il fut tenté par le diable pendant quarante jours. Il ne mangea rien durant ces jours-là, et, après qu`ils furent écoulés, il eut faim.
2. Nalain' ny devoly fanahy efapolo andro Izy. Ary tsy nihinan-kanina akory izy tamin' izany andro izany, ka rehefa tapitra izany dia noana Izy.
3. And the devil said unto him, If thou be the Son of God, command this stone that it be made bread.
3. Le diable lui dit: Si tu es Fils de Dieu, ordonne à cette pierre qu`elle devienne du pain.
3. Ary hoy ny devoly taminy: Raha Zanak' Andriamanitra Ianao, didio io vato io mba ho tonga mofo.
4. And Jesus answered him, saying, It is written, That man shall not live by bread alone, but by every word of God.
4. Jésus lui répondit: Il est écrit: L`Homme ne vivra pas de pain seulement.
4. Fa Jesosy namaly azy ka nanao hoe: Voasoratra hoe: Tsy ny mofo ihany no hiveloman' ny olona, fa ny tenin' Andriamanitra rehetra.
5. And the devil, taking him up into an high mountain, shewed unto him all the kingdoms of the world in a moment of time.
5. Le diable, l`ayant élevé, lui montra en un instant tous les royaumes de la terre,
5. Ary nitondra Azy niakatra teo amin' ny tendrombohitra avo iray ny devoly, dia naneho Azy indray mipì-maso ny fanjakana rehetra amin' izao tontolo izao.
6. And the devil said unto him, All this power will I give thee, and the glory of them: for that is delivered unto me; and to whomsoever I will I give it.
6. "et lui dit: Je te donnerai toute cette puissance, et la gloire de ces royaumes; car elle m`a été donnée, et je la donne à qui je veux."
6. "Dia hoy ny devoly taminy: Homeko Anao izao fanapahana rehetra izao mbamin' ny voninahiny, fa efa natolotra ahy izany, ka izay tiako no homeko azy;"
7. If thou therefore wilt worship me, all shall be thine.
7. Si donc tu te prosternes devant moi, elle sera toute à toi.
7. Koa raha hiankohoka eto anatrehako Ianao, dia ho anao avokoa izany rehetra izany.
8. And Jesus answered and said unto him, Get thee behind me, Satan: for it is written, Thou shalt worship the Lord thy God, and him only shalt thou serve.
8. Jésus lui répondit: Il est écrit: Tu adoreras le Seigneur, ton Dieu, et tu le serviras lui seul.
8. "Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Any ivohoko ianao, ry Satana; fa voasoratra hoe: Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao."
9. And he brought him to Jerusalem, and set him on a pinnacle of the temple, and said unto him, If thou be the Son of God, cast thyself down from hence:
9. "Le diable le conduisit encore à Jérusalem, le plaça sur le haut du temple, et lui dit: Si tu es Fils de Dieu, jette-toi d`ici en bas; car il est écrit:"
9. "Ary nitondra Azy nankany Jerosalema izy, dia nampitoetra Azy teo an-tampon' ny tempoly ka nanao taminy hoe: Raha Zanak' Andriamanitra Ianao, mivarìna any ambany any;"
10. For it is written, He shall give his angels charge over thee, to keep thee:
10. "Il donnera des ordres à ses anges à ton sujet, Afin qu`ils te gardent;"
10. "Fa voasoratra hoe: Izy handidy ny anjeliny ny aminao mba hiaro Anao;"
11. And in their hands they shall bear thee up, lest at any time thou dash thy foot against a stone.
11. et: Ils te porteront sur les mains, De peur que ton pied ne heurte contre une pierre.
11. Ary eny an-tanany no hitondran' ireo Anao, fandrao ho tafintohina amin' ny vato ny tongotrao.
12. And Jesus answering said unto him, It is said, Thou shalt not tempt the Lord thy God.
12. Jésus lui répondit: Il es dit: Tu ne tenteras point le Seigneur, ton Dieu.
12. Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Voalaza fa: Aza maka fanahy an' i Jehovah Andriamanitrao.
13. And when the devil had ended all the temptation, he departed from him for a season.
13. Après l`avoir tenté de toutes ces manières, le diable s`éloigna de lui jusqu`à un moment favorable.
13. Ary rehefa nahatapitra ny fakampanahy rehetra ny devoly, dia nandao Azy izy aloha.
14. And Jesus returned in the power of the Spirit into Galilee: and there went out a fame of him through all the region round about.
14. Jésus, revêtu de la puissance de l`Esprit, retourna en Galilée, et sa renommée se répandit dans tout le pays d`alentour.
14. "Ary niverina tamin' ny herin' ny fanahy nankany Galilia Jesosy; dia niely tamin' ny tany manodidina rehetra ny lazany."
15. And he taught in their synagogues, being glorified of all.
15. Il enseignait dans les synagogues, et il était glorifié par tous.
15. Ary nampianatra teny amin' ny synagogan' ny olona Izy ka nankalazain' ny rehetra.
16. And he came to Nazareth, where he had been brought up: and, as his custom was, he went into the synagogue on the sabbath day, and stood up for to read.
16. Il se rendit à Nazareth, où il avait été élevé, et, selon sa coutume, il entra dans la synagogue le jour du sabbat. Il se leva pour faire la lecture,
16. "Dia tonga tao Nazareta, izay nahabe Azy Izy; ary araka ny fanaony dia niditra tao amin' ny synagoga tamin' ny andro sabata Izy ka nitsangana hamaky teny."
17. And there was delivered unto him the book of the prophet Esaias. And when he had opened the book, he found the place where it was written,
17. et on lui remit le livre du prophète Ésaïe. L`ayant déroulé, il trouva l`endroit où il était écrit:
17. "Dia natolotra Azy ny bokin' Isaia mpaminany; ary nony namelatra ny boky Izy, dia nahita ny toerana nisy teny voasoratra hoe:"
18. The Spirit of the Lord is upon me, because he hath anointed me to preach the gospel to the poor; he hath sent me to heal the brokenhearted, to preach deliverance to the captives, and recovering of sight to the blind, to set at liberty them that are bruised,
18. "L`Esprit du Seigneur est sur moi, Parce qu`il m`a oint pour annoncer une bonne nouvelle aux pauvres; Il m`a envoyé pour guérir ceux qui ont le coeur brisé,"
18. "Ny Fanahin' i Jehovah no ato amiko satria nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin' ny mahantra Izy; naniraka Ahy hanasitrana ny torotoro fo, hitory fahafahana amin' ny babo, sy fampahiratana amin' ny jamba, hanafaka izay nampahoriana,"
19. To preach the acceptable year of the Lord.
19. Pour proclamer aux captifs la délivrance, Et aux aveugles le recouvrement de la vue, Pour renvoyer libres les opprimés, Pour publier une année de grâce du Seigneur.
19. Hitory ny taona ankasitrahan' i Jehovah.
20. And he closed the book, and he gave it again to the minister, and sat down. And the eyes of all them that were in the synagogue were fastened on him.
20. Ensuite, il roula le livre, le remit au serviteur, et s`assit. Tous ceux qui se trouvaient dans la synagogue avaient les regards fixés sur lui.
20. Ary nahorony ny boky ka naveriny tamin' ny mpanao raharaha, dia nipetraka Izy. Ary nandinika Azy ny mason' izay rehetra teo amin' ny synagoga.
21. And he began to say unto them, This day is this scripture fulfilled in your ears.
21. Alors il commença à leur dire: Aujourd`hui cette parole de l`Écriture, que vous venez d`entendre, est accomplie.
21. Ary nanomboka niteny taminy Jesosy hoe: Androany no efa tanteraka eto anatrehanareo izany soratra izany.
22. And all bare him witness, and wondered at the gracious words which proceeded out of his mouth. And they said, Is not this Joseph's son?
22. "Et tous lui rendaient témoignage; ils étaient étonnés des paroles de grâce qui sortaient de sa bouche, et ils disaient: N`est-ce pas le fils de Joseph?"
22. Ary nankalaza Azy izy rehetra sady talanjona noho ny tenin' ny fahasoavana izay naloaky ny vavany, ka hoy izy: Tsy Zanak' i Josefa va Ity?
23. And he said unto them, Ye will surely say unto me this proverb, Physician, heal thyself: whatsoever we have heard done in Capernaum, do also here in thy country.
23. "Jésus leur dit: Sans doute vous m`appliquerez ce proverbe: Médecin, guéris-toi toi-même; et vous me direz: Fais ici, dans ta patrie, tout ce que nous avons appris que tu as fait à Capernaüm."
23. Ary hoy koa Jesosy taminy: Hataonareo amiko tokoa izao ohabolana izao hoe: Dokotera, sitrano ny tenanao: Izay renay fa nataonao tany Kapernaomy dia mba ataovy eto amin' ny taninao koa.
24. And he said, Verily I say unto you, No prophet is accepted in his own country.
24. Mais, ajouta-t-il, je vous le dis en vérité, aucun prophète n`est bien reçu dans sa patrie.
24. Ary hoy Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy mpaminany izay ankasitrahana ao amin' ny taniny.
25. But I tell you of a truth, many widows were in Israel in the days of Elias, when the heaven was shut up three years and six months, when great famine was throughout all the land;
25. "Je vous le dis en vérité: il y avait plusieurs veuves en Israël du temps d`Élie, lorsque le ciel fut fermé trois ans et six mois et qu`il y eut une grande famine sur toute la terre;"
25. "Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Mpitondratena maro no teo amin' ny Isiraely tamin' ny andron' i Elia, raha nihantona ny andro telo taona sy enim-bolana, ka nisy mosary mafy tamin' ny tany rehetra;"
26. But unto none of them was Elias sent, save unto Sarepta, a city of Sidon, unto a woman that was a widow.
26. et cependant Élie ne fut envoyé vers aucune d`elles, si ce n`est vers une femme veuve, à Sarepta, dans le pays de Sidon.
26. Nefa tsy mba nirahina ho any amin' ny anankiray tamin' ireo Elia, fa ho any Zarefata any amin' ny tany Sidona ihany, dia ho any amin' ny vehivavy iray izay mpitondratena.
27. And many lepers were in Israel in the time of Eliseus the prophet; and none of them was cleansed, saving Naaman the Syrian.
27. "Il y avait aussi plusieurs lépreux en Israël du temps d`Élisée, le prophète; et cependant aucun d`eux ne fut purifié, si ce n`est Naaman le Syrien."
27. Ary maro no boka teo amin' ny Isiraely tamin' ny andron' i Elisa mpaminany, nefa tsy mba nisy nodiovina na dia iray akory aza, fa Namàna Syriana ihany.
28. And all they in the synagogue, when they heard these things, were filled with wrath,
28. Ils furent tous remplis de colère dans la synagogue, lorsqu`ils entendirent ces choses.
28. Dia tezitra loatra izay rehetra teo amin' ny synagoga, raha nan-dre izany,
29. And rose up, and thrust him out of the city, and led him unto the brow of the hill whereon their city was built, that they might cast him down headlong.
29. Et s`étant levés, ils le chassèrent de la ville, et le menèrent jusqu`au sommet de la montagne sur laquelle leur ville était bâtie, afin de le précipiter en bas.
29. Ka nitsangana ireo, dia nandroaka Azy hiala ao an-tanàna ary nitondra Azy ho any an-tampon' ny havoana niorenan' ny tanàna mba hazerany amin' ny hantsana.
30. But he passing through the midst of them went his way,
30. Mais Jésus, passant au milieu d`eux, s`en alla.
30. Nefa namaky teo afovoany Izy, ka lasa nandeha.
31. And came down to Capernaum, a city of Galilee, and taught them on the sabbath days.
31. "Il descendit à Capernaüm, ville de la Galilée; et il enseignait, le jour du sabbat."
31. Ary nidina tany Kapernaomy tanàna any Galilia Izy ka nampianatra ny olona tamin' ny andro sabata.
32. And they were astonished at his doctrine: for his word was with power.
32. "On était frappé de sa doctrine; car il parlait avec autorité."
32. Dia talanjona ny olona tamin' ny foto-pampianarany satria nisy fahefana ny teniny.
33. And in the synagogue there was a man, which had a spirit of an unclean devil, and cried out with a loud voice,
33. Il se trouva dans la synagogue un homme qui avait un esprit de démon impur, et qui s`écria d`une voix forte:
33. Ary nisy lehilahy iray tao amin' ny synagoga izay nanana ny fanahin' ny devoly maloto, dia niantso tamin' ny feo mahery izy,
34. Saying, Let us alone; what have we to do with thee, thou Jesus of Nazareth? art thou come to destroy us? I know thee who thou art; the Holy One of God.
34. Ah! qu`y a-t-il entre nous et toi, Jésus de Nazareth? Tu es venu pour nous perdre. Je sais qui tu es: le Saint de Dieu.
34. Ka nanao hoe: Avelao izahay, moa mifaninona akory izahay sy Ianao, ry Jesosy avy any Nazareta? Avy handringana anay va Ianao? Fantatro fa Ilay Masin' Andriamanitra Ianao.
35. And Jesus rebuked him, saying, Hold thy peace, and come out of him. And when the devil had thrown him in the midst, he came out of him, and hurt him not.
35. Jésus le menaça, disant: Tais-toi, et sors de cet homme. Et le démon le jeta au milieu de l`assemblée, et sortit de lui, sans lui faire aucun mal.
35. Fa niteny mafy azy Jesosy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny devoly, nony namotraka azy teo afovoan' ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy.
36. And they were all amazed, and spake among themselves, saying, What a word is this! for with authority and power he commandeth the unclean spirits, and they come out.
36. Tous furent saisis de stupeur, et ils se disaient les uns aux autres: Quelle est cette parole? il commande avec autorité et puissance aux esprits impurs, et ils sortent!
36. Ary talanjona avokoa izy rehetra ka niresaka hoe: Manao ahoana izao teny izao! fa amin' ny fahefana sy ny hery no andidiany ny fanahy maloto, dia mivoaka ireo.
37. And the fame of him went out into every place of the country round about.
37. Et sa renommée se répandit dans tous les lieux d`alentour.
37. Ary niely teny amin' ny tany manodidina rehetra ny lazany.
38. And he arose out of the synagogue, and entered into Simon's house. And Simon's wife's mother was taken with a great fever; and they besought him for her.
38. En sortant de la synagogue, il se rendit à la maison de Simon. La belle-mère de Simon avait une violente fièvre, et ils le prièrent en sa faveur.
38. "Ary nony nitsangana niala avy tao amin' ny synagoga Jesosy, dia niditra tao an-tranon' i Simona. Ary azon' ny tazo mafy ny rafozam-bavin' i Simona; ary izy ireo nangataka taminy hahasitrana azy."
39. And he stood over her, and rebuked the fever; and it left her: and immediately she arose and ministered unto them.
39. S`étant penché sur elle, il menaça la fièvre, et la fièvre la quitta. A l`instant elle se leva, et les servit.
39. "Dia nitsangana teo akaikiny Izy, ka noteneniny mafy ny tazo, dia niala tamin-dravehivavy izany; ary nitsangana niaraka tamin' izay izy ka nanompo azy ireo."
40. Now when the sun was setting, all they that had any sick with divers diseases brought them unto him; and he laid his hands on every one of them, and healed them.
40. Après le couché du soleil, tous ceux qui avaient des malades atteints de diverses maladies les lui amenèrent. Il imposa les mains à chacun d`eux, et il les guérit.
40. "Ary raha nilentika ny masoandro, ny olona rehetra izay nanana marary tamin' ny aretina samihafa dia nitondra azy teo Aminy; ary dia nametra-tanana tamin' izy rehetra tsirairay avy Izy ka nahasitrana azy."
41. And devils also came out of many, crying out, and saying, Thou art Christ the Son of God. And he rebuking them suffered them not to speak: for they knew that he was Christ.
41. Des démons aussi sortirent de beaucoup de personnes, en criant et en disant: Tu es le Fils de Dieu. Mais il les menaçait et ne leur permettait pas de parler, parce qu`ils savaient qu`il était le Christ.
41. Ary nisy devoly nivoaka tamin' ny maro ka niantso nanao hoe: Ianao no Kristy Ilay Zanak' Andriamanitra. Nefa norarany ireo ka tsy navelany hiteny, satria nahalala Azy ho Kristy.
42. And when it was day, he departed and went into a desert place: and the people sought him, and came unto him, and stayed him, that he should not depart from them.
42. "Dès que le jour parut, il sortit et alla dans un lieu désert. Une foule de gens se mirent à sa recherche, et arrivèrent jusqu`à lui; ils voulaient le retenir, afin qu`il ne les quittât point."
42. "Ary nony maraina ny andro, dia niala Jesosy ka dia nankany an-tany foana; ary ny vahoaka nitady Azy, dia nankeo aminy ka te-hihazona Azy mba tsy hialany teo aminy."
43. And he said unto them, I must preach the kingdom of God to other cities also: for therefore am I sent.
43. "Mais il leur dit: Il faut aussi que j`annonce aux autres villes la bonne nouvelle du royaume de Dieu; car c`est pour cela que j`ai été envoyé."
43. Fa hoy Izy taminy: Tsy maintsy mitory ny fanjakan' Andriamanitra any amin' ny tanàna hafa koa Aho, satria izany no nanirahana Ahy.
44. And he preached in the synagogues of Galilee.
44. Et il prêchait dans les synagogues de la Galilée.
44. Ary nitoriteny tao amin' ny synagoga eran' i Galilia Izy.
<
>