Jonah Flees From the LORD

1. Now the word of the LORD came unto Jonah the son of Amittai, saying,
1. La parole de l`Éternel fut adressée à Jonas, fils d`Amitthaï, en ces mots:
1. Ary tonga tamin' i Jona, zanak' i Amitahy, ny tenin' i Jehovah nanao hoe:
2. Arise, go to Nineveh, that great city, and cry against it; for their wickedness is come up before me.
2. Lève-toi, va à Ninive, la grande ville, et crie contre elle! car sa méchanceté est montée jusqu`à moi.
2. Mitsangàna, mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe, ary miantsoa ny amin' ny hamelezana azy fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany.
3. But Jonah rose up to flee unto Tarshish from the presence of the LORD, and went down to Joppa; and he found a ship going to Tarshish: so he paid the fare thereof, and went down into it, to go with them unto Tarshish from the presence of the LORD.
3. "Et Jonas se leva pour s`enfuir à Tarsis, loin de la face de l`Éternel. Il descendit à Japho, et il trouva un navire qui allait à Tarsis; il paya le prix du transport, et s`embarqua pour aller avec les passagers à Tarsis, loin de la face de l`Éternel."
3. "Nefa Jona nitsangana handositra ho any Tarsisy mba hiala eo anatrehan' i Jehovah; ary nidina tany Jopa izy ka nahita sambo hankany Tarsisy, dia nandoa ny saran-dalana izy ka niondrana taminy hiara-mandeha amin' izy ireo tao ho any Tarsisy hiala eo anatrehan' i Jehovah."
4. But the LORD sent out a great wind into the sea, and there was a mighty tempest in the sea, so that the ship was like to be broken.
4. Mais l`Éternel fit souffler sur la mer un vent impétueux, et il s`éleva sur la mer une grande tempête. Le navire menaçait de faire naufrage.
4. Fa Jehovah nahatonga rivotra mahery teny ambonin' ny ranomasina, dia nisy tafiotra mahery teny amin' ny ranomasina, ka dia efa nila ho vaky ny sambo.
5. Then the mariners were afraid, and cried every man unto his god, and cast forth the wares that were in the ship into the sea, to lighten it of them. But Jonah was gone down into the sides of the ship; and he lay, and was fast asleep.
5. Les mariniers eurent peur, ils implorèrent chacun leur dieu, et ils jetèrent dans la mer les objets qui étaient sur le navire, afin de le rendre plus léger. Jonas descendit au fond du navire, se coucha, et s`endormit profondément.
5. Dia raiki-tahotra ny matilo, ka samy nitaraina tamin' ny andriamaniny avy, sady nanary tany anaty ranomasina ny entana tao an-tsambo mba hanamaivanana ny sambo. Fa Jona kosa efa nidina nankao anaty sambo ka nandry renoky ny torimaso.
6. So the shipmaster came to him, and said unto him, What meanest thou, O sleeper? arise, call upon thy God, if so be that God will think upon us, that we perish not.
6. Le pilote s`approcha de lui, et lui dit: Pourquoi dors-tu? Lève-toi, invoque ton Dieu! peut-être voudra-t-il penser à nous, et nous ne périrons pas.
6. Dia nankeo aminy ny kapitenin-tsambo ka nanao taminy hoe: Inona no hevitrao, ry ilay matory? Mitsangàna, ka antsoy ny Andriamanitrao, fa angamba hihevitra antsika Andriamanitra, ka tsy ho faty isika.
7. And they said every one to his fellow, Come, and let us cast lots, that we may know for whose cause this evil is upon us. So they cast lots, and the lot fell upon Jonah.
7. Et il se rendirent l`un à l`autre: Venez, et tirons au sort, pour savoir qui nous attire ce malheur. Ils tirèrent au sort, et le sort tomba sur Jonas.
7. Ary dia samy nanao tamin' ny namany avy izy hoe: Avia isika hanao antsapaka mba ho fantatsika izay mahatonga izao loza izao amintsika.Dia nanao antsapaka izy, ka nianjera tamin' i Jona ny antsapaka.
8. Then said they unto him, Tell us, we pray thee, for whose cause this evil is upon us; What is thine occupation? and whence comest thou? what is thy country? and of what people art thou?
8. Alors ils lui dirent: Dis-nous qui nous attire ce malheur. Quelles sont tes affaires, et d`où viens-tu? Quel est ton pays, et de quel peuple es-tu?
8. Dia hoy ireo taminy: Masìna ianao, lazao aminay: Noho ny amin' iza moa no mahatonga izao loza izao amintsika? Inona no raharaha fanaonao? Ary avy taiza ianao? Aiza no taninao? Ary avy amin' ny firenen' iza ianao?
9. And he said unto them, I am an Hebrew; and I fear the LORD, the God of heaven, which hath made the sea and the dry land.
9. Il leur répondit: Je suis Hébreu, et je crains l`Éternel, le Dieu des cieux, qui a fait la mer et la terre.
9. Dia hoy izy tamin' ireo: Hebreo aho, ary matahotra an' i Jehovah Andriamanitry ny lanitra aho, Izay nanao ny ranomasina sy ny tany maina.
10. Then were the men exceedingly afraid, and said unto him, Why hast thou done this? For the men knew that he fled from the presence of the LORD, because he had told them.
10. Ces hommes eurent une grande frayeur, et ils lui dirent: Pourquoi as-tu fait cela? Car ces hommes savaient qu`il fuyait loin de la face de l`Éternel, parce qu`il le leur avait déclaré.
10. Dia raiki-tahotra indrindra ny olona ka nanao taminy hoe: Nahoana no nanao izao ianao? Fa fantatr' ireo olona ireo fa nandositra hiala teo anatrehan' i Jehovah izy, satria efa nambarany taminy izany.
11. Then said they unto him, What shall we do unto thee, that the sea may be calm unto us? for the sea wrought, and was tempestuous.
11. Ils lui dirent: Que te ferons-nous, pour que la mer se calme envers nous? Car la mer était de plus en plus orageuse.
11. Dia hoy ireo taminy: ataonay ahoana àry ianao mba hahatony ny ranomasina aminay? Fa mbola nihananonja ihany ny ranomasina.
12. And he said unto them, Take me up, and cast me forth into the sea; so shall the sea be calm unto you: for I know that for my sake this great tempest is upon you.
12. "Il leur répondit: Prenez-moi, et jetez-moi dans la mer, et la mer se calmera envers vous; car je sais que c`est moi qui attire sur vous cette grande tempête."
12. Ary hoy izy tamin' ireo: Betao aho, ka atsipazo any anatin' ny ranomasina hahatony ny ranomasina aminareo, fa fantatro fa noho ny amiko no mahatonga izao onja mahery izao aminareo.
13. Nevertheless the men rowed hard to bring it to the land; but they could not: for the sea wrought, and was tempestuous against them.
13. Ces hommes ramaient pour gagner la terre, mais ils ne le purent, parce que la mer s`agitait toujours plus contre eux.
13. Nefa namaky onja fatratra ny olona mba hamerina ny sambo ho amin' ny tany maina, fa tsy zakany, satria ny ranomasina mbola nihananonja mafy taminy.
14. Wherefore they cried unto the LORD, and said, We beseech thee, O LORD, we beseech thee, let us not perish for this man's life, and lay not upon us innocent blood: for thou, O LORD, hast done as it pleased thee.
14. Alors ils invoquèrent l`Éternel, et dirent: O Éternel, ne nous fais pas périr à cause de la vie de cet homme, et ne nous charge pas du sang innocent! Car toi, Éternel, tu fais ce que tu veux.
14. "Noho izany dia nitaraina tamin' i Jehovah izy ka nanao hoe: Mifona aminao izahay, Jehovah ô, mifona aminao izahay aoka tsy ho faty izahay noho ny amin' ity lehilahy ity; ary aza atao ho mpandatsaka rà marina izahay; fa Ianao, Jehovah ô efa nanao izay sitraky ny fonao."
15. So they took up Jonah, and cast him forth into the sea: and the sea ceased from her raging.
15. Puis ils prirent Jonas, et le jetèrent dans la mer. Et la fureur de la mer s`apaisa.
15. "Dia nobetain' izy ireo Jona ka natsipiny tany anatin' ny ranomasina; ary dia nitsahatra ny fisafoaky ny ranomasina."
16. Then the men feared the LORD exceedingly, and offered a sacrifice unto the LORD, and made vows.
16. Ces hommes furent saisis d`une grande crainte de l`Éternel, et ils offrirent un sacrifice à l`Éternel, et firent des voeux.
16. Dia natahotra an' i Jehovah indrindra ireo olona ireo ka namono zavatra hatao fanatitra ho an' i Jehovah sady nivoady.
17. Now the LORD had prepared a great fish to swallow up Jonah. And Jonah was in the belly of the fish three days and three nights.
17. (2:1) L`Éternel fit venir un grand poisson pour engloutir Jonas, et Jonas fut dans le ventre du poisson trois jours et trois nuits.
17. Ary Jehovah nanomana hazandrano lehibe hitelina an' i Jona. Ary Jona dia tao an-kibon' ilay hazandrano hateloan' andro sy hateloan' alina.
<
>