1. But now they that are younger than I have me in derision, whose fathers I would have disdained to have set with the dogs of my flock.
1. Et maintenant!... je suis la risée de plus jeunes que moi, De ceux dont je dédaignais de mettre les pères Parmi les chiens de mon troupeau.
1. Fa ankehitriny kosa dia mihomehy ahy na dia izay tokon-jandriko aza, izay nolaviko tsy ho anisan' ny amboa miandry ny ondriko akory ny rainy.
2. Yea, whereto might the strength of their hands profit me, in whom old age was perished?
2. Mais à quoi me servirait la force de leurs mains? Ils sont incapables d`atteindre la vieillesse.
2. Eny, mampaninona ahy ny herin' ny tanan' ireo, izay tsy mahatratra ny fahanterana?
3. For want and famine they were solitary; fleeing into the wilderness in former time desolate and waste.
3. "Desséchés par la misère et la faim, Ils fuient dans les lieux arides, Depuis longtemps abandonnés et déserts;"
3. "Noho ny tsy fisiana sy ny mosary dia mitoetra irery izy; mandositra any an-tany karankaina, izay lao sy foana teo aloha."
4. Who cut up mallows by the bushes, and juniper roots for their meat.
4. Ils arrachent près des arbrisseaux les herbes sauvages, Et ils n`ont pour pain que la racine des genêts.
4. Mitsongo anambodihena eo amin' ny kirihitrala izy, ary ny fakan' ny anjavidy no fihinany.
5. They were driven forth from among men, (they cried after them as after a thief;)
5. On les chasse du milieu des hommes, On crie après eux comme après des voleurs.
5. Roahina tsy ho eo amin' ny olona izy sady akoraina toy ny mpangalatra,
6. To dwell in the cliffs of the valleys, in caves of the earth, and in the rocks.
6. "Ils habitent dans d`affreuses vallées, Dans les cavernes de la terre et dans les rochers;"
6. Mba honina eny antsefatsefaky ny lohasaha, ao an-dava-tany sy ao an-dava-bato.
7. Among the bushes they brayed; under the nettles they were gathered together.
7. Ils hurlent parmi les buissons, Ils se rassemblent sous les ronces.
7. Minananana eny amin' ny kirihitrala izy, ary mitangorona eo ambanin' ny amiana.
8. They were children of fools, yea, children of base men: they were viler than the earth.
8. Etres vils et méprisés, On les repousse du pays.
8. Zanaky ny adala izy, eny, zanaky ny tsy manan-kaja, ka ratsy noho ny tany.
9. And now am I their song, yea, I am their byword.
9. Et maintenant, je suis l`objet de leurs chansons, Je suis en butte à leurs propos.
9. Ary ankehitriny efa ataony an-kira aho, eny, efa ambentinteniny aho.
10. They abhor me, they flee far from me, and spare not to spit in my face.
10. Ils ont horreur de moi, ils se détournent, Ils me crachent au visage.
10. Ataony toy ny zava-betaveta aho ka halaviriny, ary tsy menatra handrora ny tavako izy.
11. Because he hath loosed my cord, and afflicted me, they have also let loose the bridle before me.
11. Ils n`ont plus de retenue et ils m`humilient, Ils rejettent tout frein devant moi.
11. "Fa noketrahin' Andriamanitra ny kofehiko, ka nampahoriany aho; ka dia mba nesorin' iretsy kosa teo anatrehako ny lamboridiny."
12. Upon my right hand rise the youth; they push away my feet, and they raise up against me the ways of their destruction.
12. "Ces misérables se lèvent à ma droite et me poussent les pieds, Ils se fraient contre moi des sentiers pour ma ruine;"
12. "Misy androvolahy mitsangana eo an-kavanako; manosika ny tongotro hiala izy ary manandratra tovon-tany hampidirany loza amiko."
13. They mar my path, they set forward my calamity, they have no helper.
13. "Ils détruisent mon propre sentier et travaillent à ma perte, Eux à qui personne ne viendrait en aide;"
13. Mandrava ny lalako sy manararaotra ny andravana ahy izy, nefa ny tenany tsy manan-kamonjy.
14. They came upon me as a wide breaking in of waters: in the desolation they rolled themselves upon me.
14. Ils arrivent comme par une large brèche, Ils se précipitent sous les craquements.
14. Toy ny fiditry ny rano eo amin' ny banga lehibe no fiaviny, ka avy ao amin' ny voarava no imaonany.
15. Terrors are turned upon me: they pursue my soul as the wind: and my welfare passeth away as a cloud.
15. "Les terreurs m`assiègent; Ma gloire est emportée comme par le vent, Mon bonheur a passé comme un nuage."
15. "Voatodika hamely ahy ny fampitahorana; manenjika ny fanahiko toy ny rivotra izy, ka levona tahaka ny rahona ny fanambinana ahy."
16. And now my soul is poured out upon me; the days of affliction have taken hold upon me.
16. Et maintenant, mon âme s`épanche en mon sein, Les jours de la souffrance m`ont saisi.
16. Ary ankehitriny, raraka ato anatiko ny fanahiko, fenjàn' ny andro fahoriana aho.
17. My bones are pierced in me in the night season: and my sinews take no rest.
17. La nuit me perce et m`arrache les os, La douleur qui me ronge ne se donne aucun repos,
17. Ny taolako manindrona ahy amin' ny alina, ny hozatro tsy mahita fitsaharana.
18. By the great force of my disease is my garment changed: it bindeth me about as the collar of my coat.
18. Par la violence du mal mon vêtement perd sa forme, Il se colle à mon corps comme ma tunique.
18. Noho ny haben' ny herin' ny aretiko dia miova ny fitafiako, manakenda ahy tahaka ny vozon-dobaka izany.
19. He hath cast me into the mire, and I am become like dust and ashes.
19. Dieu m`a jeté dans la boue, Et je ressemble à la poussière et à la cendre.
19. Nanary ahy teo amin' ny fotaka Izy ka efa tonga tahaka ny vovoka sy lavenona aho.
20. I cry unto thee, and thou dost not hear me: I stand up, and thou regardest me not.
20. "Je crie vers toi, et tu ne me réponds pas; Je me tiens debout, et tu me lances ton regard."
20. "Mitaraina aminao aho, nefa tsy mihaino ahy Ianao; mijoro eo aho nefa tsy jerenao."
21. Thou art become cruel to me: with thy strong hand thou opposest thyself against me.
21. Tu deviens cruel contre moi, Tu me combats avec la force de ta main.
21. "Efa manjary lozabe amiko Ianao; ny tananao mahery no hanoheranao ahy."
22. Thou liftest me up to the wind; thou causest me to ride upon it, and dissolvest my substance.
22. Tu mu soulèves, tu mu fais voler au-dessus du vent, Et tu m`anéantis au bruit de la tempête.
22. Aingainao ho eny amin' ny rivotra aho ka alefanao mandeha eo amboniny, ary levoninao ny fananako.
23. For I know that thou wilt bring me to death, and to the house appointed for all living.
23. Car, je le sais, tu me mènes à la mort, Au rendez-vous de tous les vivants.
23. Fa fantatro fa hoentinao any amin' ny fahafatesana aho, dia any amin' ny trano voatendry ho an' ny velona rehetra.
24. Howbeit he will not stretch out his hand to the grave, though they cry in his destruction.
24. Mais celui qui va périr n`étend-il pas les mains? Celui qui est dans le malheur n`implore-t-il pas du secours?
24. Nefa tsy hanatsotra ny tanany ho amin' ny fasana izy, na dia mitaraina eo anatin' ny fandringanany aza ireo.
25. Did not I weep for him that was in trouble? was not my soul grieved for the poor?
25. N`avais-je pas des larmes pour l`infortuné? Mon coeur n`avait-il pas pitié de l`indigent?
25. Tsy nitomany ny ory va aho? Tsy nangorakoraka ny mahantra va ny fanahiko?
26. When I looked for good, then evil came unto me: and when I waited for light, there came darkness.
26. "J`attendais le bonheur, et le malheur est arrivé; J`espérais la lumière, et les ténèbres sont venues."
26. "Fa niandry ny soa aho, kanjo tonga ny ratsy; ary nanantena ny mazava aho, kanjo avy ny maizina."
27. My bowels boiled, and rested not: the days of affliction prevented me.
27. Mes entrailles bouillonnent sans relâche, Les jours de la calamité m`ont surpris.
27. "Nandevilevy ny tsinaiko ka tsy nanam-pitsaharana; nitsena ahy ny andro fahoriana."
28. I went mourning without the sun: I stood up, and I cried in the congregation.
28. "Je marche noirci, mais non par le soleil; Je me lève en pleine assemblée, et je crie."
28. "Nandeha nisaona tsy nahita masoandro aho; nitsangana aho, ka nitaraina teo amin' ny fivorian' ny olona."
29. I am a brother to dragons, and a companion to owls.
29. Je suis devenu le frère des chacals, Le compagnon des autruches.
29. Rahalahin' ny dragona aho, ary naman' ny vorondolo.
30. My skin is black upon me, and my bones are burned with heat.
30. Ma peau noircit et tombe, Mes os brûlent et se dessèchent.
30. Efa mainty ny hoditro sady voadotry ny hafanana ny taolako.
31. My harp also is turned to mourning, and my organ into the voice of them that weep.
31. Ma harpe n`est plus qu`un instrument de deuil, Et mon chalumeau ne peut rendre que des sons plaintifs.
31. Ny harpako koa dia niova ho fisaonana, ary ny orgako dia ny feon' ireo izay mitomany.
<
>