Eliphaz

1. Then answered Eliphaz the Temanite, and said,
1. Éliphaz de Théman prit la parole et dit:
1. Dia namaly Elifaza Temanita ka nanao hoe:
2. Should a wise man utter vain knowledge, and fill his belly with the east wind?
2. Le sage répond-il par un vain savoir? Se gonfle-t-il la poitrine du vent d`orient?
2. Tokony handahatra hevi-dravina va ny olon-kendry, ka hameno ny kibony amin' ny rivotra avy any atsinanana?
3. Should he reason with unprofitable talk? or with speeches wherewith he can do no good?
3. Est-ce par d`inutiles propos qu`il se défend? Est-ce par des discours qui ne servent à rien?
3. Tokony handahatra amin' ny teny tsy mahasoa va izy, na amin' ny teny tsy mahatsara?
4. Yea, thou castest off fear, and restrainest prayer before God.
4. Toi, tu détruis même la crainte de Dieu, Tu anéantis tout mouvement de piété devant Dieu.
4. Eny, foananao ny fahatahorana ary sakananao ny fivavahana eo anatrehan' Andriamanitra.
5. For thy mouth uttereth thine iniquity, and thou choosest the tongue of the crafty.
5. Ton iniquité dirige ta bouche, Et tu prends le langage des hommes rusés.
5. Fa ny vavanao manonona ny helokao ary mifidy ny lelan' ny fetsy ianao.
6. Thine own mouth condemneth thee, and not I: yea, thine own lips testify against thee.
6. Ce n`est pas moi, c`est ta bouche qui te condamne. Ce sont tes lèvres qui déposent contre toi.
6. "Ny vavanao ihany no manameloka anao fa tsy izaho; eny, ny molotrao ihany no mamely anao."
7. Art thou the first man that was born? or wast thou made before the hills?
7. Es-tu né le premier des hommes? As-tu été enfanté avant les collines?
7. Ianao va no voalohany izay nateraka ho olombelona? Na natao talohan' ny havoana va ianao?
8. Hast thou heard the secret of God? and dost thou restrain wisdom to thyself?
8. As-tu reçu les confidences de Dieu? As-tu dérobé la sagesse à ton profit?
8. Nandre ny zava-miafin' Andriamanitra va ianao ka voarombakao ho anao irery ny fahendrena?
9. What knowest thou, that we know not? what understandest thou, which is not in us?
9. Que sais-tu que nous ne sachions pas? Quelle connaissance as-tu que nous n`ayons pas?
9. Inona no fantatrao, ka tsy mba fantatray koa, na saina azonao, ka tsy mba azonay koa?
10. With us are both the grayheaded and very aged men, much elder than thy father.
10. Il y a parmi nous des cheveux blancs, des vieillards, Plus riches de jours que ton père.
10. Ny anti-panahy sy ny fotsivolo dia misy ato aminay, eny, olona ela niainana noho ny rainao aza.
11. Are the consolations of God small with thee? is there any secret thing with thee?
11. Tiens-tu pour peu de chose les consolations de Dieu, Et les paroles qui doucement se font entendre à toi?...
11. Ataonao ho tsinontsinona va ny fampiononana avy amin' Andriamanitra? Moa misy zava-miafina va aminao?
12. Why doth thine heart carry thee away? and what do thy eyes wink at,
12. Où ton coeur t`entraîne-t-il, Et que signifie ce roulement de tes yeux?
12. Nahoana no dia entin' ny fonao ianao? Ary nahoana no mipipika foana ny masonao?
13. That thou turnest thy spirit against God, and lettest such words go out of thy mouth?
13. Quoi! c`est contre Dieu que tu tournes ta colère Et que ta bouche exhale de pareils discours!
13. Ka miodina amin' Andriamanitra ny fanahinao, sady mamoaka teny toa izany amin' ny vavanao ianao?
14. What is man, that he should be clean? and he which is born of a woman, that he should be righteous?
14. Qu`est-ce que l`homme, pour qu`il soit pur? Celui qui est né de la femme peut-il être juste?
14. Inona ny zanak' olombelona no mba hadio izy? Ary izay tera-behivavy no mba ho marina izy?
15. Behold, he putteth no trust in his saints; yea, the heavens are not clean in his sight.
15. Si Dieu n`a pas confiance en ses saints, Si les cieux ne sont pas purs devant lui,
15. "Indro, ireo masiny aza tsy itokiany, ary ny lanitra aza tsy madio eo imasony;"
16. How much more abominable and filthy is man, which drinketh iniquity like water?
16. Combien moins l`être abominable et pervers, L`homme qui boit l`iniquité comme l`eau!
16. Koa mainka fa izay vetaveta sy tena ratsy, dia ny olona izay misotro heloka toa rano!
17. I will shew thee, hear me; and that which I have seen I will declare;
17. Je vais te parler, écoute-moi! Je raconterai ce que j`ai vu,
17. "Hanambara aminao aho, ka mihainoa ahy; fa izay efa hitako no holazaiko,"
18. Which wise men have told from their fathers, and have not hid it:
18. Ce que les sages ont fait connaître, Ce qu`ils ont révélé, l`ayant appris de leurs pères.
18. "Dia zavatra notorian' ny olon-kendry, fa tsy nafeniny, dia izay azony avy tamin' ny razany;"
19. Unto whom alone the earth was given, and no stranger passed among them.
19. A eux seuls appartenait le pays, Et parmi eux nul étranger n`était encore venu.
19. Ireny ihany no nomena ny tany, ary tsy nisy olona hafa firenena nisisika teo aminy.
20. The wicked man travaileth with pain all his days, and the number of years is hidden to the oppressor.
20. Le méchant passe dans l`angoisse tous les jours de sa vie, Toutes les années qui sont le partage de l`impie.
20. Ny ratsy fanahy mijalijaly amin' ny androny rehetra, ary voafina amin' ny lozabe ny isan' ny taona.
21. A dreadful sound is in his ears: in prosperity the destroyer shall come upon him.
21. "La voix de la terreur retentit à ses oreilles; Au sein de la paix, le dévastateur va fondre sur lui;"
21. "Feo mampitahotra no ren' ny sofiny; ao anatin' ny fanambinana no ho avy hamely azy ny mpandringana."
22. He believeth not that he shall return out of darkness, and he is waited for of the sword.
22. "Il n`espère pas échapper aux ténèbres, Il voit l`épée qui le menace;"
22. "Tsy manantena ho afaka amin' ny maizina izy; andrasan' ny sabatra izy."
23. He wandereth abroad for bread, saying, Where is it? he knoweth that the day of darkness is ready at his hand.
23. Il court çà et là pour chercher du pain, Il sait que le jour des ténèbres l`attend.
23. Mirenireny hitady izay hohaniny izy ka manao hoe: Aiza re? Fantany fa antomotra azy ny andro maizina.
24. Trouble and anguish shall make him afraid; they shall prevail against him, as a king ready to the battle.
24. "La détresse et l`angoisse l`épouvantent, Elles l`assaillent comme un roi prêt à combattre;"
24. "Fahoriana sy ahiahy no hampahatahotra azy; handresy azy tahaka ny mpanjaka efa vonona ho amin' ny ady ireo."
25. For he stretcheth out his hand against God, and strengtheneth himself against the Almighty.
25. Car il a levé la main contre Dieu, Il a bravé le Tout Puissant,
25. Satria maninjitra ny tanany hanohitra an' Andriamanitra izy, ary mirehareha manohitra ny Tsitoha.
26. He runneth upon him, even on his neck, upon the thick bosses of his bucklers:
26. Il a eu l`audace de courir à lui Sous le dos épais de ses boucliers.
26. Mimaona hamely azy eo amin' ny hatony Izy, dia eo amin' ny foitran' ampingany matevina,
27. Because he covereth his face with his fatness, and maketh collops of fat on his flanks.
27. "Il avait le visage couvert de graisse, Les flancs chargés d`embonpoint;"
27. "Satria efa matavitavy tarehy izy, ary mivalon-kotraka ny valahany;"
28. And he dwelleth in desolate cities, and in houses which no man inhabiteth, which are ready to become heaps.
28. Et il habite des villes détruites, Des maisons abandonnées, Sur le point de tomber en ruines.
28. Ary monina ao an-tanàna rava izy, dia ao an-trano tokony tsy hitoeran' olona, izay efa voatendry ho korontam-bato.
29. He shall not be rich, neither shall his substance continue, neither shall he prolong the perfection thereof upon the earth.
29. Il ne s`enrichira plus, sa fortune ne se relèvera pas, Sa prospérité ne s`étendra plus sur la terre.
29. Tsy hanankarena izy, sady tsy haharitra ny fananany, ary tsy hitatra ny fahatsarany ambonin' ny tany.
30. He shall not depart out of darkness; the flame shall dry up his branches, and by the breath of his mouth shall he go away.
30. Il ne pourra se dérober aux ténèbres, La flamme consumera ses rejetons, Et Dieu le fera périr par le souffle de sa bouche.
30. "Tsy ho afaka amin' ny maizina izy; ny solofony hikainkona amin' ny lelafo; ho levon' ny fofonain' Andriamanitra Izy."
31. Let not him that is deceived trust in vanity: for vanity shall be his recompence.
31. S`il a confiance dans le mal, il se trompe, Car le mal sera sa récompense.
31. "Aoka izay voafitaka tsy hatoky zava-poana; fa zava-poana no ho valiny homena azy."
32. It shall be accomplished before his time, and his branch shall not be green.
32. Elle arrivera avant le terme de ses jours, Et son rameau ne verdira plus.
32. Ho tanteraka alohan' ny fotoany izany, ary tsy ho maitso ny sampany.
33. He shall shake off his unripe grape as the vine, and shall cast off his flower as the olive.
33. Il sera comme une vigne dépouillée de ses fruits encore verts, Comme un olivier dont on a fait tomber les fleurs.
33. Ho tahaka ny voaloboka manintsana ny voany manta izy ary ho tahaka ny hazo oliva mampiraraka ny voniny.
34. For the congregation of hypocrites shall be desolate, and fire shall consume the tabernacles of bribery.
34. La maison de l`impie deviendra stérile, Et le feu dévorera la tente de l`homme corrompu.
34. Fa ho foana ny fiangonan' ny mpihatsaravelatsihy ary ho lanin' ny afo ny lain' ny tia kolikoly.
35. They conceive mischief, and bring forth vanity, and their belly prepareth deceit.
35. Il conçoit le mal et il enfante le mal, Il mûrit dans son sein des fruits qui le trompent.
35. Torontoronina fampahoriana izy ka miteraka zava-poana, ary ny kibony mamorom-pitaka.
<
>