1. Man that is born of a woman is of few days, and full of trouble.
1. L`homme né de la femme! Sa vie est courte, sans cesse agitée.
1. Ny olona tera-behivavy dia vitsy andro sady vontom-pahoriana.
2. He cometh forth like a flower, and is cut down: he fleeth also as a shadow, and continueth not.
2. "Il naît, il est coupé comme une fleur; Il fuit et disparaît comme une ombre."
2. Mitsimoka tahaka ny voninkazo izy ka jinjaina, ary mihelina koa tahaka ny aloka izy ka tsy mitoetra.
3. And dost thou open thine eyes upon such an one, and bringest me into judgment with thee?
3. Et c`est sur lui que tu as l`oeil ouvert! Et tu me fais aller en justice avec toi!
3. Ka amin' izay toy izany va no ampihiratanao ny masonao sy itondranao ahy ho eo amin' ny fitsarana miaraka aminao?
4. Who can bring a clean thing out of an unclean? not one.
4. Comment d`un être souillé sortira-t-il un homme pur? Il n`en peut sortir aucun.
4. Aiza no misy madio ateraky ny tsy madio? Tsy misy na dia iray akory aza.
5. Seeing his days are determined, the number of his months are with thee, thou hast appointed his bounds that he cannot pass;
5. Si ses jours sont fixés, si tu as compté ses mois, Si tu en as marqué le terme qu`il ne saurait franchir,
5. "Hita fa voatendry mialoha ny androny, ny isan' ny volana iainany dia eo aminao; notendrenao ny fetrany izay tsy azony ihoarana;"
6. Turn from him, that he may rest, till he shall accomplish, as an hireling, his day.
6. Détourne de lui les regards, et donne-lui du relâche, Pour qu`il ait au moins la joie du mercenaire à la fin de sa journée.
6. Mihodìna tsy hanatrika azy Ianao, mba hitsaharany, mandra-pahatanterany ny androny toy ny mpikarama.
7. For there is hope of a tree, if it be cut down, that it will sprout again, and that the tender branch thereof will not cease.
7. "Un arbre a de l`espérance: Quand on le coupe, il repousse, Il produit encore des rejetons;"
7. Fa misy antenaina ny hazo, raha voakapa izy, fa hitsimoka indray, ary tsy hitsahatra ny fisian' ny solofony.
8. Though the root thereof wax old in the earth, and the stock thereof die in the ground;
8. Quand sa racine a vieilli dans la terre, Quand son tronc meurt dans la poussière,
8. Na dia efa tonga antitra ao amin' ny tany aza ny fakany, ary maty ao amin' ny vovoka ny fotony,
9. Yet through the scent of water it will bud, and bring forth boughs like a plant.
9. Il reverdit à l`approche de l`eau, Il pousse des branches comme une jeune plante.
9. Raha mahare ny fofon-drano izy, dia hitsimoka indray, ka handrahaka tahaka ny hazo tanora nambolena.
10. But man dieth, and wasteth away: yea, man giveth up the ghost, and where is he?
10. "Mais l`homme meurt, et il perd sa force; L`homme expire, et où est-il?"
10. "Fa ny olona kosa maty ka mihasimba; eny, miala aina ny olona, ka aiza izy?"
11. As the waters fail from the sea, and the flood decayeth and drieth up:
11. "Les eaux des lacs s`évanouissent, Les fleuves tarissent et se dessèchent;"
11. Toy ny rano miala avy amin' ny ranomasina ary toy ny ony mihena ka ritra,
12. So man lieth down, and riseth not: till the heavens be no more, they shall not awake, nor be raised out of their sleep.
12. Ainsi l`homme se couche et ne se relèvera plus, Il ne se réveillera pas tant que les cieux subsisteront, Il ne sortira pas de son sommeil.
12. Dia mandry toy izany ny olona ka tsy hitsangana mandra-paha-tsy hisian' ny lanitra intsony, dia tsy hahatsiaro izy, na hofohazina amin' ny torimasony.
13. O that thou wouldest hide me in the grave, that thou wouldest keep me secret, until thy wrath be past, that thou wouldest appoint me a set time, and remember me!
13. Oh! si tu voulais me cacher dans le séjour des morts, M`y tenir à couvert jusqu`à ce que ta colère fût passée, Et me fixer un terme auquel tu te souviendras de moi!
13. Enga anie ka hanafina ahy any amin' ny fasana Ianao, ka hampiery ahy mandra-pahalasan' ny fahatezeranao! ary hanendry ahy amin' ny fotoan' andro ianao ka hahatsiaro ahy!
14. If a man die, shall he live again? all the days of my appointed time will I wait, till my change come.
14. Si l`homme une fois mort pouvait revivre, J`aurais de l`espoir tout le temps de mes souffrances, Jusqu`à ce que mon état vînt à changer.
14. Raha maty ny olona, moa ho velona indray va izy? Hiandry ny fotoanako voatendrinao amin' ny andro rehetra aho, mandra-pahatongan' ny fanovana ahy.
15. Thou shalt call, and I will answer thee: thou wilt have a desire to the work of thine hands.
15. Tu appellerais alors, et je te répondrais, Tu languirais après l`ouvrage de tes mains.
15. Dia hiantso Ianao, ary izaho hamaly Anao, ary haniry ny asan' ny tananao Ianao.
16. For now thou numberest my steps: dost thou not watch over my sin?
16. "Mais aujourd`hui tu comptes mes pas, Tu as l`oeil sur mes péchés;"
16. "Fa ankehitriny manisa ny diako Ianao; tsy mitsikilo ny fahotako va Ianao?"
17. My transgression is sealed up in a bag, and thou sewest up mine iniquity.
17. Mes transgressions sont scellées en un faisceau, Et tu imagines des iniquités à ma charge.
17. "Efa voaisy tombo-kase ny kitapo misy ny fahadisoako; ary voazaitranao ny heloko."
18. And surely the mountain falling cometh to nought, and the rock is removed out of his place.
18. La montagne s`écroule et périt, Le rocher disparaît de sa place,
18. "Fa mihalevona sy mianjera ny tendrombohitra, ary ny vatolampy afindra hiala amin' ny fitoerany;"
19. The waters wear the stones: thou washest away the things which grow out of the dust of the earth; and thou destroyest the hope of man.
19. "La pierre est broyée par les eaux, Et la terre emportée par leur courant; Ainsi tu détruis l`espérance de l`homme."
19. "Entin' ny rano ny vato; indaosinao ny zavatra maniry avy amin' ny vovoky ny tany; ary simbanao ny fanantenan' ny olombelona."
20. Thou prevailest for ever against him, and he passeth: thou changest his countenance, and sendest him away.
20. "Tu es sans cesse à l`assaillir, et il s`en va; Tu le défigures, puis tu le renvoies."
20. "Mandresy azy mandrakizay Ianao, ka lasa izy; manova ny tarehiny Ianao ka mampandefa azy."
21. His sons come to honour, and he knoweth it not; and they are brought low, but he perceiveth it not of them.
21. "Que ses fils soient honorés, il n`en sait rien; Qu`ils soient dans l`abaissement, il l`ignore."
21. "Omem-boninahitra ny zanany, nefa tsy fantany; ary mietry ireo nefa tsy hitany."
22. But his flesh upon him shall have pain, and his soul within him shall mourn.
22. C`est pour lui seul qu`il éprouve de la douleur en son corps, C`est pour lui seul qu`il ressent de la tristesse en son âme.
22. Hanaintaina ny nofony eo aminy, ary halahelo ny fanahiny ao anatiny.
<
>