Not One Is Upright

1. Run ye to and fro through the streets of Jerusalem, and see now, and know, and seek in the broad places thereof, if ye can find a man, if there be any that executeth judgment, that seeketh the truth; and I will pardon it.
1. Parcourez les rues de Jérusalem, Regardez, informez-vous, cherchez dans les places, S`il s`y trouve un homme, s`il y en a un Qui pratique la justice, qui s`attache à la vérité, Et je pardonne à Jérusalem.
1. Miveziveze eny an-dalamben' i Jerosalema ianareo, ka izahao ankehitriny ary fantaro sy tadiavo ao an-kalalahana, fa raha mba misy olona iray izay manao fitsarana marina sy mikatsaka ny rariny, dia havelako ny helok' i Jerosalema.
2. And though they say, The LORD liveth; surely they swear falsely.
2. Même quand ils disent: L`Éternel est vivant! C`est faussement qu`ils jurent.
2. Ary na dia misy aza manao hoe: Raha velona koa Jehovah, dia entiny mianian-tsy to tokoa izany.
3. O LORD, are not thine eyes upon the truth? thou hast stricken them, but they have not grieved; thou hast consumed them, but they have refused to receive correction: they have made their faces harder than a rock; they have refused to return.
3. "Éternel, tes yeux n`aperçoivent-ils pas la vérité? Tu les frappes, et ils ne sentent rien; Tu les consumes, et ils ne veulent pas recevoir instruction; Ils prennent un visage plus dur que le roc, Ils refusent de se convertir."
3. "Jehovah ô, tsy mijery ny marina va ny masonao? Namely azy Ianao, nefa tsy nahatsiaro narary izy; nandany azy Ianao, nefa tsy nety nandray anatra izy; nohamafisiny mihoatra noho ny harambato ny tarehiny, tsy nety niverina izy."
4. Therefore I said, Surely these are poor; they are foolish: for they know not the way of the LORD, nor the judgment of their God.
4. "Je disais: Ce ne sont que les petits; Ils agissent en insensés, parce qu`ils ne connaissent pas la voie de l`Éternel, La loi de leur Dieu."
4. "Ka dia hoy aho: olo-mahantra tokoa ireto; adala izy fa tsy mahalala ny lalan' i Jehovah, na ny fitsaran' Andriamaniny."
5. I will get me unto the great men, and will speak unto them; for they have known the way of the LORD, and the judgment of their God: but these have altogether broken the yoke, and burst the bonds.
5. "J`irai vers les grands, et je leur parlerai; Car eux, ils connaissent la voie de l`Éternel, La loi de leur Dieu; Mais ils ont tous aussi brisé le joug, Rompu les liens."
5. "Handeha ho any amin' ny lehibe aho ka hiteny aminy; fa ireny dia nahalala ny lalan' i Jehovah sy ny fitsaran' Andriamaniny; kanjo ireny koa aza dia samy efa nanapaka zioga sy nanito fatorana."
6. Wherefore a lion out of the forest shall slay them, and a wolf of the evenings shall spoil them, a leopard shall watch over their cities: every one that goeth out thence shall be torn in pieces: because their transgressions are many, and their backslidings are increased.
6. "C`est pourquoi le lion de la forêt les tue, Le loup du désert les détruit, La panthère est aux aguets devant leurs villes; Tous ceux qui en sortiront seront déchirés; Car leurs transgressions sont nombreuses, Leurs infidélités se sont multipliées."
6. "Koa noho izany dia hamely azy ny liona avy any an' ala, ary handringana azy amin' ny hariva ny amboadia avy any an' efitra, ny leoparda hiandry hamely ny tanànany, ka izay rehetra mivoaka avy ao dia hoviraviraina; fa efa maro ny fahadisoany ary mitombo ny fihemorany."
7. How shall I pardon thee for this? thy children have forsaken me, and sworn by them that are no gods: when I had fed them to the full, they then committed adultery, and assembled themselves by troops in the harlots' houses.
7. Pourquoi te pardonnerais-je? Tes enfants m`ont abandonné, Et ils jurent par des dieux qui n`existent pas. J`ai reçu leurs serments, et ils se livrent à l`adultère, Ils sont en foule dans la maison de la prostituée.
7. "Ahoana no hamelako heloka anao amin' izany? Efa nahafoy Ahy ny zanakao, ka efa nianiana tamin' izay tsy andriamanitra; rehefa novokisako izy, dia nijangajanga ihany ka nirohitra niditra tao an-tranon' ny vehivavy janga."
8. They were as fed horses in the morning: every one neighed after his neighbour's wife.
8. Semblables à des chevaux bien nourris, qui courent çà et là, Ils hennissent chacun après la femme de son prochain.
8. Tahaka ny soavaly tsara fahana amin' ny maraina izy, ka samy naneno tamin' ny vadin' ny namany avy.
9. Shall I not visit for these things? saith the LORD: and shall not my soul be avenged on such a nation as this?
9. Ne châtierais-je pas ces choses-là, dit l`Éternel, Ne me vengerais-je pas d`une pareille nation?
9. "Tsy hovaliako va izany zavatra izany? hoy Jehovah; ary tsy hialako fo va ny firenena toy izany?"
10. Go ye up upon her walls, and destroy; but make not a full end: take away her battlements; for they are not the LORD's.
10. Montez sur ses murailles, et abattez, Mais ne détruisez pas entièrement! Enlevez ses ceps Qui n`appartiennent point à l`Éternel!
10. "Miakara eo amin' ny mandany ianareo, ka mameleza, nefa aza dia levonina avokoa izy; esory ny sakeliny, satria tsy an' i Jehovah izy."
11. For the house of Israel and the house of Judah have dealt very treacherously against me, saith the LORD.
11. Car la maison d`Israël et la maison de Juda m`ont été infidèles, Dit l`Éternel.
11. Fa efa nivadika tamiko mihitsy ny taranak' Isiraely sy ny taranak' i Joda, hoy Jehovah.
12. They have belied the LORD, and said, It is not he; neither shall evil come upon us; neither shall we see sword nor famine:
12. Ils renient l`Éternel, ils disent: Il n`existe pas! Et le malheur ne viendra pas sur nous, Nous ne verrons ni l`épée ni la famine.
12. "Efa nampandainga an' Andriamanitra izy ka nanao hoe: Tsy Izy no izy; tsy hisy loza hanjo antsika, ary tsy hahita sabatra na mosary isika;"
13. And the prophets shall become wind, and the word is not in them: thus shall it be done unto them.
13. Les prophètes ne sont que du vent, Et personne ne parle en eux. Qu`il leur soit fait ainsi!
13. Ny mpaminany dia hanjary rivotra ary tsy ao aminy ny teny, toy izany no hanjo azy.
14. Wherefore thus saith the LORD God of hosts, Because ye speak this word, behold, I will make my words in thy mouth fire, and this people wood, and it shall devour them.
14. C`est pourquoi ainsi parle l`Éternel, le Dieu des armées: Parce que vous avez dit cela, Voici, je veux que ma parole dans ta bouche soit du feu, Et ce peuple du bois, et que ce feu les consume.
14. Koa izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny maro: Noho ny nanaovanareo izany teny izany, indro, hataoko afo ny teniko izay eo am-bavanao, ary ity firenena ity ho kitay hazo ka holevoniny.
15. Lo, I will bring a nation upon you from far, O house of Israel, saith the LORD: it is a mighty nation, it is an ancient nation, a nation whose language thou knowest not, neither understandest what they say.
15. "Voici, je fais venir de loin une nation contre vous, maison d`Israël, Dit l`Éternel; C`est une nation forte, c`est une nation ancienne, Une nation dont tu ne connais pas la langue, Et dont tu ne comprendras point les paroles."
15. "Indro, efa hitondra firenena avy lavitra Aho hamely anareo, ry taranak' Isiraely, hoy Jehovah; dia firenena mahery, firenena hatry ny ela, firenena izay tsy fantatrao ny fiteniny, na ho azonao izay lazainy."
16. Their quiver is as an open sepulchre, they are all mighty men.
16. "Son carquois est comme un sépulcre ouvert; Ils sont tous des héros."
16. "Ny tranon-jana-tsipìkany dia tahaka ny fasana misokatra; izy rehetra dia samy lehilahy mahery avokoa."
17. And they shall eat up thine harvest, and thy bread, which thy sons and thy daughters should eat: they shall eat up thy flocks and thine herds: they shall eat up thy vines and thy fig trees: they shall impoverish thy fenced cities, wherein thou trustedst, with the sword.
17. "Elle dévorera ta moisson et ton pain, Elle dévorera tes fils et tes filles, Elle dévorera tes brebis et tes boeufs, Elle dévorera ta vigne et ton figuier; Elle détruira par l`épée tes villes fortes dans lesquelles tu te confies."
17. "Ary hohaniny ny vokatrao sy ny haninao izay tokony hohanin' ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy, hohaniny ny ondry aman' osinao sy ny ombinao, hohaniny ny voalobokao sy ny aviavinao; sady horavany amin' ny sabatra ny tanànanao mimanda izay itokianao."
18. Nevertheless in those days, saith the LORD, I will not make a full end with you.
18. Mais en ces jours, dit l`Éternel, Je ne vous détruirai pas entièrement.
18. Nefa na dia amin' izany andro izany aza, hoy Jehovah, tsy dia holevoniko avokoa ianareo.
19. And it shall come to pass, when ye shall say, Wherefore doeth the LORD our God all these things unto us? then shalt thou answer them, Like as ye have forsaken me, and served strange gods in your land, so shall ye serve strangers in a land that is not yours.
19. Si vous dites alors: Pourquoi l`Éternel, notre Dieu, nous fait-il tout cela? Tu leur répondras: Comme vous m`avez abandonné, Et que vous avez servi des dieux étrangers dans votre pays, Ainsi vous servirez des étrangers dans un pays qui n`est pas le vôtre.
19. Ary izao no hiseho, raha hoy ianareo: Nahoana Jehovah Andriamanitsika no dia manao izao zavatra rehetra izao amintsika? Dia hovalianao izy hoe: Toy ny nahafoizanareo Ahy sy ny nanompoanareo andriamani-kafa teo amin' ny taninareo no hanompoanareo firenen-kafa any amin' ny tany izay tsy anareo.
20. Declare this in the house of Jacob, and publish it in Judah, saying,
20. Annoncez ceci à la maison de Jacob, Publiez-le en Juda, et dites:
20. Ambarao ao amin' ny taranak' i Jakoba izany, ary torio ao amin' ny Joda hoe:
21. Hear now this, O foolish people, and without understanding; which have eyes, and see not; which have ears, and hear not:
21. Écoutez ceci, peuple insensé, et qui n`a point de coeur! Ils ont des yeux et ne voient point, Ils ont des oreilles et n`entendent point.
21. Henoy izao, ry firenena adala sady tsy manan-tsaina, izay mana-maso, fa tsy mahita, ary manan-tsofina, fa tsy mandre:
22. Fear ye not me? saith the LORD: will ye not tremble at my presence, which have placed the sand for the bound of the sea by a perpetual decree, that it cannot pass it: and though the waves thereof toss themselves, yet can they not prevail; though they roar, yet can they not pass over it?
22. "Ne me craindrez-vous pas, dit l`Éternel, Ne tremblerez-vous pas devant moi? C`est moi qui ai donné à la mer le sable pour limite, Limite éternelle qu`elle ne doit pas franchir; Ses flots s`agitent, mais ils sont impuissants; Ils mugissent, mais ils ne la franchissent pas."
22. "Izaho va tsy atahoranareo? hoy Jehovah; tsy hangovitra va ianareo eo anatrehako, izay nanao ny fasika ho fefin' ny ranomasina, dia fetra mandrakizay tsy azony hihoarana? Ka na dia mitopatopa aza ny onjany, dia tsy mahavaky azy, ary na dia mirohondrohona aza, dia tsy mahahoatra azy."
23. But this people hath a revolting and a rebellious heart; they are revolted and gone.
23. "Ce peuple a un coeur indocile et rebelle; Ils se révoltent, et s`en vont."
23. "Fa ity firenena ity dia manana fo mikomy sy miodina; miodina izy dia lasa."
24. Neither say they in their heart, Let us now fear the LORD our God, that giveth rain, both the former and the latter, in his season: he reserveth unto us the appointed weeks of the harvest.
24. Ils ne disent pas dans leur coeur: Craignons l`Éternel, notre Dieu, Qui donne la pluie en son temps, La pluie de la première et de l`arrière saison, Et qui nous réserve les semaines destinées à la moisson.
24. "Ary tsy manao anakampo akory izy hoe: Aoka isika hatahotra an' i Jehovah Andriamanitsika ankehitriny, izay mandatsaka ranonorana, dia ny loha-orana sy ny fara-orana amin' ny fotoany avy; ireo herinandro voatendry ho amin' ny fararano dia tandremany ho antsika."
25. Your iniquities have turned away these things, and your sins have withholden good things from you.
25. C`est à cause de vos iniquités que ces dispensations n`ont pas lieu, Ce sont vos péchés qui vous privent de ces biens.
25. Ny helokareo no nampiala izany, ary ny fahotanareo no nisakana ny soa tsy ho azonareo.
26. For among my people are found wicked men: they lay wait, as he that setteth snares; they set a trap, they catch men.
26. "Car il se trouve parmi mon peuple des méchants; Ils épient comme l`oiseleur qui dresse des pièges, Ils tendent des filets, et prennent des hommes."
26. "Fa misy hita fa ratsy fanahy ny oloko; mamitaka sy mijoko toy ny mamela-pandrika izy; mamela-pandrika izy, dia mahazo olona."
27. As a cage is full of birds, so are their houses full of deceit: therefore they are become great, and waxen rich.
27. "Comme une cage est remplie d`oiseaux, Leurs maisons sont remplies de fraude; C`est ainsi qu`ils deviennent puissants et riches."
27. "Toy ny tranom-borona feno vorona no mahafeno fitaka ny tranony; ary noho izany dia tonga lehibe sy mpanankarena izy."
28. They are waxen fat, they shine: yea, they overpass the deeds of the wicked: they judge not the cause, the cause of the fatherless, yet they prosper; and the right of the needy do they not judge.
28. "Ils s`engraissent, ils sont brillants d`embonpoint; Ils dépassent toute mesure dans le mal, Ils ne défendent pas la cause, la cause de l`orphelin, et ils prospèrent; Ils ne font pas droit aux indigents."
28. "Mihamatavy izy ka mandimandina, eny mihoa-pampana amin' ny fanaovan-dratsy; tsy mety mitsara ady izy, dia ny adin' ny kamboty, nefa ambinina ihany izy; ary ny adin' ny azom-pahasahiranana tsy mba tsarainy."
29. Shall I not visit for these things? saith the LORD: shall not my soul be avenged on such a nation as this?
29. Ne châtierais-je pas ces choses-là, dit l`Éternel, Ne me vengerais-je pas d`une pareille nation?
29. Tsy hovaliako va izany zavatra izany? hoy Jehovah. Tsy hialako fo va ny firenena toy izany?
30. A wonderful and horrible thing is committed in the land;
30. Des choses horribles, abominables, Se font dans le pays.
30. Zava-mahagaga sy mahatsiravina no atao eo amin' ny tany:
31. The prophets prophesy falsely, and the priests bear rule by their means; and my people love to have it so: and what will ye do in the end thereof?
31. Les prophètes prophétisent avec fausseté, Les sacrificateurs dominent sous leur conduite, Et mon peuple prend plaisir à cela. Que ferez-vous à la fin?
31. "Ny mpaminany maminany sandoka, ny mpisorona manapaka araka ny heviny, ary ny oloko mankasitraka izany; koa hanao ahoana re ianareo any am-parany?"
<
>