1. And it came to pass, that when Jeremiah had made an end of speaking unto all the people all the words of the LORD their God, for which the LORD their God had sent him to them, even all these words,
1. Lorsque Jérémie eut achevé de dire à tout le peuple toutes les paroles de l`Éternel, leur Dieu, toutes ces paroles que l`Éternel, leur Dieu, l`avait chargé de leur dire,
1. Ary izao no niseho, rehefa tapitra voalazan' i Jeremia tamin' ny vahoaka rehetra izany teny rehetra avy tamin' i Jehovah Andriamaniny izany, izay nanirahan' i Jehovah Andriamanitra azy holazaina aminy, dia izany teny rehetra izany,
2. Then spake Azariah the son of Hoshaiah, and Johanan the son of Kareah, and all the proud men, saying unto Jeremiah, Thou speakest falsely: the LORD our God hath not sent thee to say, Go not into Egypt to sojourn there:
2. Azaria, fils d`Hosée, Jochanan, fils de Karéach, et tous ces hommes orgueilleux, dirent à Jérémie: Tu dis un mensonge: l`Éternel, notre Dieu, ne t`a point chargé de nous dire: N`allez pas en Égypte pour y demeurer.
2. "Dia niteny Azaria, zanak' i Hosaia, sy Johanana, zanak' i Karea, mbamin' ny olona mpirehareha rehetra ka nanao tamin' i Jeremia hoe: Mandainga ianao; fa tsy naniraka anao Jehovah Andriamanitsika hilaza hoe: Aza mandeha hivahiny any Egypta;"
3. But Baruch the son of Neriah setteth thee on against us, for to deliver us into the hand of the Chaldeans, that they might put us to death, and carry us away captives into Babylon.
3. Mais c`est Baruc, fils de Nérija, qui t`excite contre nous, afin de nous livrer entre les mains des Chaldéens, pour qu`ils nous fassent mourir ou nous emmènent captifs à Babylone.
3. Fa Baroka, zanak' i Neria, no nanome fo anao hamely anay mba hanolotra anay ho eo an-tanan' ny Kaldeana hamonoany anay sy hahalasa anay ho babo any Babylona.
4. So Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces, and all the people, obeyed not the voice of the LORD, to dwell in the land of Judah.
4. Jochanan, fils de Karéach, tous les chefs des troupes, et tout le peuple, n`obéirent point à la voix de l`Éternel, qui leur ordonnait de rester dans le pays de Juda.
4. Ary Johanana zanak' iKarea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra ary ny vahoaka rehetra dia tsy nankatò ny feon' i Jehovah ny amin' ny honenany ao amin' ny tanin' ny Joda.
5. But Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces, took all the remnant of Judah, that were returned from all nations, whither they had been driven, to dwell in the land of Judah;
5. Et Jochanan, fils de Karéach, et tous les chefs des troupes, prirent tous les restes de Juda, qui, après avoir été dispersées parmi toutes les nations, étaient revenus pour habiter le pays de Juda,
5. Fa Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra dia nitondra ny sisa rehetra tamin' ny Joda, izay niverina avy tany amin' ny firenena rehetra nandroahana azy honina ao amin' ny tanin' ny Joda,
6. Even men, and women, and children, and the king's daughters, and every person that Nebuzaradan the captain of the guard had left with Gedaliah the son of Ahikam the son of Shaphan, and Jeremiah the prophet, and Baruch the son of Neriah.
6. les hommes, les femmes, les enfants, les filles du roi, et toutes les personnes que Nebuzaradan, chef des gardes, avait laissées avec Guedalia, fils d`Achikam, fils de Schaphan, et aussi Jérémie, le prophète, et Baruc, fils de Nérija.
6. "Dia ny lehilahy sy ny zaza amim-behivavy sy ny zanakavavin' ny mpanjaka ary ny olona rehetra izay navelan' i Nebozaradana lehiben' ny mpiambina, tao amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, sy tao amin' i Jeremia mpaminany sy Baroka, zanak' i Neria;"
7. So they came into the land of Egypt: for they obeyed not the voice of the LORD: thus came they even to Tahpanhes.
7. Ils allèrent au pays d`Égypte, car ils n`obéirent pas à la voix de l`Éternel, et ils arrivèrent à Tachpanès.
7. Ka dia nankany amin' ny tany Egypta izy ireny, fa tsy nankatò ny feon' i Jehovah ary dia tonga hatrany Tapanesa izy ireo.
8. Then came the word of the LORD unto Jeremiah in Tahpanhes, saying,
8. La parole de l`Éternel fut adressée à Jérémie, à Tachpanès, en ces mots:
8. Dia tonga tamin' i Jeremia tao Tapanesa ny tenin' i Jehovah hoe:
9. Take great stones in thine hand, and hide them in the clay in the brickkiln, which is at the entry of Pharaoh's house in Tahpanhes, in the sight of the men of Judah;
9. Prends dans ta main de grandes pierres, et cache-les, en présence des Juifs, dans l`argile du four à briques qui est à l`entrée de la maison de Pharaon à Tachpanès.
9. Mitondrà vato lehibe eny an-tananao, ka afeno ao amin' ny feta ao amin' ny gorodona taila, izay eo akaikin' ny vavahady amin' ny tranon' i Farao ao Tapanesa, eo imason' ny lehilahy amin' ny Joda,
10. And say unto them, Thus saith the LORD of hosts, the God of Israel; Behold, I will send and take Nebuchadrezzar the king of Babylon, my servant, and will set his throne upon these stones that I have hid; and he shall spread his royal pavilion over them.
10. Et tu diras aux Juifs: Ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël: Voici, j`enverrai chercher Nebucadnetsar, roi de Babylone, mon serviteur, et je placerai son trône sur ces pierres que j`ai cachées, et il étendra son tapis sur elles.
10. "Ka lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro Aho haniraka haka an' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, mpanompoko, ka haoriko eto ambonin' ireto vato nafenina ireto ny sezafiandrianany; ary hamelatra ny lambany tsara tarehy hatao alokaloka eo amboniny izy."
11. And when he cometh, he shall smite the land of Egypt, and deliver such as are for death to death; and such as are for captivity to captivity; and such as are for the sword to the sword.
11. "Il viendra, et il frappera le pays d`Égypte; à la mort ceux qui sont pour la mort, à la captivité ceux qui sont pour la captivité, à l`épée ceux qui sont pour l`épée!"
11. Ary raha avy izy, dia hamely ny tany Egypta, ka izay ho amin' ny fahafatesana dia ho amin' ny fahafatesana, ary izay ho amin' ny fahababoana dia ho amin' ny fahababoana, ary izay ho amin' ny sabatra dia ho amin' ny sabatra.
12. And I will kindle a fire in the houses of the gods of Egypt; and he shall burn them, and carry them away captives: and he shall array himself with the land of Egypt, as a shepherd putteth on his garment; and he shall go forth from thence in peace.
12. "Je mettrai le feu aux maisons des dieux de l`Égypte; Nebucadnetsar les brûlera, il emmènera captives les idoles, il s`enveloppera du pays d`Égypte comme le berger s`enveloppe de son vêtement, et il sortira de là en paix."
12. "Ary handrehitra afo ao amin' ny tranon' ny andriamanitr' i Egypta Aho, ka dia hodorany sy hobaboiny ireo, ary hitafy ny tany Egypta izy, toy ny fitafin' ny mpiandry ondry ny lambany; ary hiala any amin' ny fiadanana izy."
13. He shall break also the images of Bethshemesh, that is in the land of Egypt; and the houses of the gods of the Egyptians shall he burn with fire.
13. Il brisera les statues de Beth Schémesch au pays d`Égypte, et il brûlera par le feu les maisons des dieux de l`Égypte.
13. Ary hotorotoroiny koa ny tsangam-baton-tsampy ao Beti-semesy, izay any amin' ny tany Egypta, ary hodorany amin' ny afo ny tranon' ny andriamanitr' i Egypta.
<
>