Seventy Years of Captivity

1. The word that came to Jeremiah concerning all the people of Judah in the fourth year of Jehoiakim the son of Josiah king of Judah, that was the first year of Nebuchadrezzar king of Babylon;
1. La parole fut adressée à Jérémie sur tout le peuple de Juda, la quatrième année de Jojakim, fils de Josias, roi de Juda, -c`était la première année de Nebucadnetsar, roi de Babylone, -
1. "Izao no teny tonga tamin' i Jeremia ny amin' ny firenen' ny Joda rehetra tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Joiakima, zanak' i Josia mpanjakan' ny Joda, dia ny taona voalohany nanjakan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona;"
2. The which Jeremiah the prophet spake unto all the people of Judah, and to all the inhabitants of Jerusalem, saying,
2. parole que Jérémie prononça devant tout le peuple de Juda et devant tous les habitants de Jérusalem, en disant:
2. Dia izay nolazain' i Jeremia mpaminany tamin' ny Joda rehetra sy tamin' ny mponina rehetra tany Jerosalema hoe:
3. From the thirteenth year of Josiah the son of Amon king of Judah, even unto this day, that is the three and twentieth year, the word of the LORD hath come unto me, and I have spoken unto you, rising early and speaking; but ye have not hearkened.
3. "Depuis la treizième année de Josias, fils d`Amon, roi de Juda, il y a vingt-trois ans que la parole de l`Éternel m`a été adressée; je vous ai parlé, je vous ai parlé dès le matin, et vous n`avez pas écouté."
3. "Hatramin' ny taona fahatelo ambin' ny folo nanjakan' i Josia, zanak' i Amona, mpanjakan' ny Joda, ka mandraka androany, dia mandritra ny telo amby roapolo taona izao, no nahatongavan' ny tenin' i Jehovah tamiko, ary nolazaiko taminareo, eny, nifoha maraina koa aho ka nilaza; nefa tsy nihaino ianareo."
4. And the LORD hath sent unto you all his servants the prophets, rising early and sending them; but ye have not hearkened, nor inclined your ear to hear.
4. "L`Éternel vous a envoyé tous ses serviteurs, les prophètes, il les a envoyés dès le matin; et vous n`avez pas écouté, vous n`avez pas prêté l`oreille pour écouter."
4. Ary Jehovah naniraka ny mpaminany mpanompony rehetra ho any aminareo, eny, nifoha maraina koa Izy ka naniraka, nefa tsy nihaino ianareo, na nanongilan-tsofina hihaino.
5. They said, Turn ye again now every one from his evil way, and from the evil of your doings, and dwell in the land that the LORD hath given unto you and to your fathers for ever and ever:
5. "Ils ont dit: Revenez chacun de votre mauvaise voie et de la méchanceté de vos actions, et vous resterez dans le pays que j`ai donné à vous et à vos pères, d`éternité en éternité;"
5. Hoy izy ireo: Samia miala amin' ny lalan-dratsiny avy indray ianareo ankehitriny, sy amin' ny ratsy fanaonareo, ka dia honina any amin' ny tany izay nomen' i Jehovah anareo sy ny razanareo mandrakizay mandrakizay.
6. And go not after other gods to serve them, and to worship them, and provoke me not to anger with the works of your hands; and I will do you no hurt.
6. n`allez pas après d`autres dieux, pour les servir et pour vous prosterner devant eux, ne m`irritez pas par l`ouvrage de vos mains, et je ne vous ferai aucun mal.
6. "Ary aza manaraka andriamani-kafa hanompo azy sy hiankohoka eo anatrehany, ary aza mampahatezitra Ahy amin' ny asan' ny tananareo; dia tsy hahatonga loza aminareo aho;"
7. Yet ye have not hearkened unto me, saith the LORD; that ye might provoke me to anger with the works of your hands to your own hurt.
7. Mais vous ne m`avez pas écouté, dit l`Éternel, afin de m`irriter par l`ouvrage de vos mains, pour votre malheur.
7. Nefa tsy nihaino ahy ianareo, hoy Jehovah, mba hampahatezeranareo Ahy amin' ny asan' ny tananareo hahitanareo loza.
8. Therefore thus saith the LORD of hosts; Because ye have not heard my words,
8. C`est pourquoi ainsi parle l`Éternel des armées: Parce que vous n`avez point écouté mes paroles,
8. Koa izao no lazain' i Jehovah Tompon' ny maro: Noho ny tsy nihainoanareo ny teniko,
9. Behold, I will send and take all the families of the north, saith the LORD, and Nebuchadrezzar the king of Babylon, my servant, and will bring them against this land, and against the inhabitants thereof, and against all these nations round about, and will utterly destroy them, and make them an astonishment, and an hissing, and perpetual desolations.
9. "j`enverrai chercher tous les peuples du septentrion, dit l`Éternel, et j`enverrai auprès de Nebucadnetsar, roi de Babylone, mon serviteur; je le ferai venir contre ce pays et contre ses habitants, et contre toutes ces nations à l`entour, afin de les dévouer par interdit, et d`en faire un objet de désolation et de moquerie, des ruines éternelles."
9. Indro, hampanalaiko ny fianakaviana rehetra any avaratra sy Nebokadnezara mpanjakan' i Babylona mpanompoko, hoy Jehovah, ary hoentiko hamely ity tany ity sy ny mponina eto mbamin' ireto firenena manodidina rehetra ireto izy, ary haringako tanteraka ireo ka hataoko ho figagàna sy zavatra mampisitrisitra sady ho rava mandrakizay.
10. Moreover I will take from them the voice of mirth, and the voice of gladness, the voice of the bridegroom, and the voice of the bride, the sound of the millstones, and the light of the candle.
10. Je ferai cesser parmi eux les cris de réjouissance et les cris d`allégresse, les chants du fiancé et les chants de la fiancée, le bruit de la meule et la lumière de la lampe.
10. Ary hatsahatro eo aminy koa ny feo mifaly sy ny feo miravoravo, dia ny feon' ny mpampakatra sy ny feon' ny ampakarina, ny feon' ny vato fikosoham-barimbazaha ary ny fahazavan' ny jiro.
11. And this whole land shall be a desolation, and an astonishment; and these nations shall serve the king of Babylon seventy years.
11. Tout ce pays deviendra une ruine, un désert, et ces nations seront asservies au roi de Babylone pendant soixante-dix ans.
11. "Ary ity tany rehetra ity dia ho foana sy ho fitalanjonana, ary ireto firenena rehetra ireto hanompo ny mpanjakan' i Babylona fitopolo taona;"
12. And it shall come to pass, when seventy years are accomplished, that I will punish the king of Babylon, and that nation, saith the LORD, for their iniquity, and the land of the Chaldeans, and will make it perpetual desolations.
12. "Mais lorsque ces soixante-dix ans seront accomplis, je châtierai le roi de Babylone et cette nation, dit l`Éternel, à cause de leurs iniquités; je punirai le pays des Chaldéens, et j`en ferai des ruines éternelles."
12. Ary izao no hiseho, rehefa tapitra ny fitopolo taona, hoy Jehovah, dia hovaliako ny mpanjakan' i Babylona sy izany firenena izany noho ny helony, ary ny tanin' ny Kaldeana dia hataoko rava mandrakizay.
13. And I will bring upon that land all my words which I have pronounced against it, even all that is written in this book, which Jeremiah hath prophesied against all the nations.
13. Je ferai venir sur ce pays toutes les choses que j`ai annoncées sur lui, tout ce qui est écrit dans ce livre, ce que Jérémie a prophétisé sur toutes les nations.
13. Ary hotoviko amin' izany tany izany ny teniko rehetra, izay efa nambarako hamelezana azy, dia izay rehetra voasoratra ato amin' ity boky ity, izay novinanian' i Jeremia hamely ny firenena rehetra.
14. For many nations and great kings shall serve themselves of them also: and I will recompense them according to their deeds, and according to the works of their own hands.
14. Car des nations puissantes et de grands rois les asserviront, eux aussi, et je leur rendrai selon leurs oeuvres et selon l`ouvrage de leurs mains.
14. "Fa ireo kosa indray dia hampanompoin' ny firenena maro sy ny mpanjaka lehibe; ary hovaliako araka ny ataony sy araka ny asan' ny tanany avy izy."

The Cup of God's Wrath

15. For thus saith the LORD God of Israel unto me; Take the wine cup of this fury at my hand, and cause all the nations, to whom I send thee, to drink it.
15. Car ainsi m`a parlé l`Éternel, le Dieu d`Israël: Prends de ma main cette coupe remplie du vin de ma colère, Et fais-la boire à toutes les nations Vers lesquelles je t`enverrai.
15. Fa izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, amiko: Raiso ety an-tanako ity kapoaky ny divain' ny fahatezerana mirehitra ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra izay anirahako anao.
16. And they shall drink, and be moved, and be mad, because of the sword that I will send among them.
16. Ils boiront, et ils chancelleront et seront comme fous, A la vue du glaive que j`enverrai au milieu d`eux.
16. Ary hisotro izy ka hirepirepy sy ho very saina noho ny sabatra izay alefako eo aminy.
17. Then took I the cup at the LORD's hand, and made all the nations to drink, unto whom the LORD had sent me:
17. Et je pris la coupe de la main de l`Éternel, Et je la fis boire à toutes les nations Vers lesquelles l`Éternel m`envoyait:
17. Dia noraisiko ny kapoaka teny an-tanan' i Jehovah ka nampisotroiko ny firenena rehetra izay nanirahan' i Jehovah ahy,
18. To wit, Jerusalem, and the cities of Judah, and the kings thereof, and the princes thereof, to make them a desolation, an astonishment, an hissing, and a curse; as it is this day;
18. "A Jérusalem et aux villes de Juda, A ses rois et à ses chefs, Pour en faire une ruine, Un objet de désolation, de moquerie et de malédiction, Comme cela se voit aujourd`hui;"
18. "Dia Jerosalema sy ny tanànan' ny Joda sy ny mpanjakany ary ny mpanapaka, mba hanao azy ho tany lao sy ho figagàna sy zavatra mampisitrisitra ary fanozonana tahaka ny amin' izao anio izao;"
19. Pharaoh king of Egypt, and his servants, and his princes, and all his people;
19. "A Pharaon, roi d`Égypte, A ses serviteurs, à ses chefs, et à tout son peuple;"
19. Farao, mpanjakan' i Egypta, sy ny mpanompony sy ny mpanapaka mbamin' ny vahoakany rehetra,
20. And all the mingled people, and all the kings of the land of Uz, and all the kings of the land of the Philistines, and Ashkelon, and Azzah, and Ekron, and the remnant of Ashdod,
20. "A toute l`Arabie, à tous les rois du pays d`Uts, A tous les rois du pays des Philistins, A Askalon, à Gaza, à Ékron, et à ce qui reste d`Asdod;"
20. "Ary ny olona samy hafa firenena rehetra amin' ny tany Oza sy ny mpanjaka rehetra amin' ny tanin' ny Filistina sy Askelona sy Gaza sy Ekrona ary ny sisa any Asdoda;"
21. Edom, and Moab, and the children of Ammon,
21. "A Édom, A Moab, et aux enfants d`Ammon;"
21. Ary Edoma sy Moaba sy ny taranak' i Amona,
22. And all the kings of Tyrus, and all the kings of Zidon, and the kings of the isles which are beyond the sea,
22. "A tous les rois de Tyr, à tous les rois de Sidon, Et aux rois des îles qui sont au delà de la mer;"
22. "Ary ny mpanjaka rehetra any Tyro sy ny mpanjaka rehetra any Sidona ary ny mpanjakan' ny nosy any an-dafin' ny ranomasina;"
23. Dedan, and Tema, and Buz, and all that are in the utmost corners,
23. "A Dedan, à Théma, à Buz, Et à tous ceux qui se rasent les coins de la barbe;"
23. Ary Dedana sy Tema sy Boza ary izay rehetra any am-paran' ny tany,
24. And all the kings of Arabia, and all the kings of the mingled people that dwell in the desert,
24. "A tous les rois d`Arabie, Et à tous les rois des Arabes qui habitent dans le désert;"
24. "Ary ny mpanjaka rehetra any Arabia sy ny mpanjaka rehetra amin' ny firenena maro samy hafa izay monina any an' efitra;"
25. And all the kings of Zimri, and all the kings of Elam, and all the kings of the Medes,
25. "A tous les rois de Zimri, A tous les rois d`Élam, Et à tous les rois de Médie;"
25. Ary ny mpanjaka rehetra any Zimry sy ny mpanjaka rehetra any Elama ary ny mpanjaka rehetra any Media,
26. And all the kings of the north, far and near, one with another, and all the kingdoms of the world, which are upon the face of the earth: and the king of Sheshach shall drink after them.
26. A tous les rois du septentrion, Proches ou éloignés, Aux uns et aux autres, Et à tous les royaumes du monde Qui sont sur la face de la terre. Et le roi de Schéschac boira après eux.
26. "Ary ny mpanjaka rehetra any avaratra, na ny lavitra na ny akaiky, na iza na iza, ary ny fanjakana rehetra amin' izao tontolo izao, izay ety ambonin' ny tany; ary ny mpanjakan' i Sesaka koa dia hisotro manaraka ireo."
27. Therefore thou shalt say unto them, Thus saith the LORD of hosts, the God of Israel; Drink ye, and be drunken, and spue, and fall, and rise no more, because of the sword which I will send among you.
27. Tu leur diras: Ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël: Buvez, enivrez-vous, et vomissez, Et tombez sans vous relever, A la vue du glaive que j`enverrai au milieu de vous!
27. Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Misotroa ianareo, ka mimamoa, sy mandoava, ary mianjerà, ka aza miarina intsony noho ny sabatra izay halefako aminareo.
28. And it shall be, if they refuse to take the cup at thine hand to drink, then shalt thou say unto them, Thus saith the LORD of hosts; Ye shall certainly drink.
28. Et s`ils refusent de prendre de ta main la coupe pour boire, Dis-leur: Ainsi parle l`Éternel des armées: Vous boirez!
28. Ary izao no hisy, raha tsy mety mandray ny kapoaka eny an-tananao hosotroiny izy, dia ataovy aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Tsy maintsy misotro ianareo.
29. For, lo, I begin to bring evil on the city which is called by my name, and should ye be utterly unpunished? Ye shall not be unpunished: for I will call for a sword upon all the inhabitants of the earth, saith the LORD of hosts.
29. "Car voici, dans la ville sur laquelle mon nom est invoqué Je commence à faire du mal; Et vous, vous resteriez impunis! Vous ne resterez pas impunis; Car j`appellerai le glaive sur tous les habitants de la terre, Dit l`Éternel des armées."
29. Fa, indro, ao amin' ny tanàna izay antsoina amin' ny anarako no anombohako hitondrana loza, ka tsy tokony hofaizina tokoa va ianareo? Hofaizina tokoa ianareo fa hiantso sabatra Aho ho amin' ny mponina rehetra amin' ny tany, hoy Jehovah, Tompon' ny maro.
30. Therefore prophesy thou against them all these words, and say unto them, The LORD shall roar from on high, and utter his voice from his holy habitation; he shall mightily roar upon his habitation; he shall give a shout, as they that tread the grapes, against all the inhabitants of the earth.
30. "Et toi, tu leur prophétiseras toutes ces choses, Et tu leur diras: L`Éternel rugira d`en haut; De sa demeure sainte il fera retentir sa voix; Il rugira contre le lieu de sa résidence; Il poussera des cris, comme ceux qui foulent au pressoir, Contre tous les habitants de la terre."
30. "Koa maminania aminy ianao araka izao teny rehetra izao ka ataovy aminy hoe: Jehovah hierona avy any ambony ary hanandratra ny feony avy any amin' ny fitoerany masina; hierona mafy eo amin' ny fonenany Izy, ka hanakora toy ny mpanosihosy voaloboka, hamelezana ny mponina rehetra amin' ny tany."
31. A noise shall come even to the ends of the earth; for the LORD hath a controversy with the nations, he will plead with all flesh; he will give them that are wicked to the sword, saith the LORD.
31. "Le bruit parvient jusqu`à l`extrémité de la terre; Car l`Éternel est en dispute avec les nations, Il entre en jugement contre toute chair; Il livre les méchants au glaive, dit l`Éternel."
31. "Hihatra amin' ny faran' ny tany ny fihorakorahana; fa manana ady amin' ny firenena Jehovah; hifandahatra amin' ny nofo rehetra Izy, ny ratsy fanahy dia hatolony ho an' ny sabatra, hoy Jehovah."
32. Thus saith the LORD of hosts, Behold, evil shall go forth from nation to nation, and a great whirlwind shall be raised up from the coasts of the earth.
32. Ainsi parle l`Éternel des armées: Voici, la calamité va de nation en nation, Et une grande tempête s`élève des extrémités de la terre.
32. Izao no lazain' i Jehovah Tompon' ny maro: Indro, hisy loza hivoaka hitety ny firenena samy hafa, ary hisy tadio mahery hiposaka avy any amin' ny faran' ny tany.
33. And the slain of the LORD shall be at that day from one end of the earth even unto the other end of the earth: they shall not be lamented, neither gathered, nor buried; they shall be dung upon the ground.
33. "Ceux que tuera l`Éternel en ce jour seront étendus D`un bout à l`autre de la terre; Ils ne seront ni pleurés, ni recueillis, ni enterrés, Ils seront comme du fumier sur la terre."
33. "Ary amin' izany andro izany, ny voavonon' i Jehovah dia hiampatrampatra hatramin' ny faran' ny tany anankiray ka hatramin' ny ilany koa; tsy hitomaniana, na hangonina, na halevina ireny; fa ho zezika eny ambonin' ny tany."
34. Howl, ye shepherds, and cry; and wallow yourselves in the ashes, ye principal of the flock: for the days of your slaughter and of your dispersions are accomplished; and ye shall fall like a pleasant vessel.
34. Gémissez, pasteurs, et criez! Roulez-vous dans la cendre, conducteurs de troupeaux! Car les jours sont venus où vous allez être égorgés. Je vous briserai, et vous tomberez comme un vase de prix.
34. "Midradradradrà ianareo mpiandry ondry, ary mitarainà; ary mihosinkosena ao amin' ny lavenona ianareo lehibe amin' ny ondry! Fa tonga ny andro hamonoana anareo sy hampielezana anareo; ka hianjera toy ny fanaka tsara ianareo."
35. And the shepherds shall have no way to flee, nor the principal of the flock to escape.
35. Plus de refuge pour les pasteurs! Plus de salut pour les conducteurs de troupeaux!
35. Ary ny mpiandry ondry tsy hanana lalana handosirana ary ny zokiny amin' ny ondry tsy hanam-pahafahana.
36. A voice of the cry of the shepherds, and an howling of the principal of the flock, shall be heard: for the LORD hath spoiled their pasture.
36. "On entend les cris des pasteurs, Les gémissements des conducteurs de troupeaux; Car l`Éternel ravage leur pâturage."
36. Ho re ny feo fitarainan' ny mpiandry ondry sy ny fidradradradran' ny lehibe amin' ny ondry satria efa nosimban' i Jehovah ny saha fiandrasana azy.
37. And the peaceable habitations are cut down because of the fierce anger of the LORD.
37. Les habitations paisibles sont détruites Par la colère ardente de l`Éternel.
37. Ary rava ny fonenam-piadanana noho ny firehetan' ny fahatezeran' i Jehovah.
38. He hath forsaken his covert, as the lion: for their land is desolate because of the fierceness of the oppressor, and because of his fierce anger.
38. "Il a abandonné sa demeure comme un lionceau sa tanière; Car leur pays est réduit en désert Par la fureur du destructeur Et par son ardente colère."
38. "Nandao ny fiereny toy ny liona izy; fa efa lao ny taniny noho ny fahasiahan' ny mpampahory sy noho ny firehetan' ny fahatezerany."
<
>