Judgment Against Evil Kings

1. Thus saith the LORD; Go down to the house of the king of Judah, and speak there this word,
1. Ainsi parle l`Éternel: Descends dans la maison du roi de Juda, et là prononce cette parole.
1. Izao no lazain' i Jehovah: Midìna any amin' ny tranon' ny mpanjakan' ny Joda, ka ambarao any izao teny izao:
2. And say, Hear the word of the LORD, O king of Judah, that sittest upon the throne of David, thou, and thy servants, and thy people that enter in by these gates:
2. Tu diras: Écoute la parole de l`Éternel, roi de Juda, qui es assis sur le trône de David, toi, tes serviteurs, et ton peuple, qui entrez par ces portes!
2. Ary lazao hoe: Henoy ny tenin' i Jehovah, ry mpanjakan' ny Joda, izay mipetraka amin' ny sezafiandrianan' i Davida, dia ianao sy ireo mpanomponao ary ny vahoakanao izay miditra amin' ireto vavahady ireto.
3. Thus saith the LORD; Execute ye judgment and righteousness, and deliver the spoiled out of the hand of the oppressor: and do no wrong, do no violence to the stranger, the fatherless, nor the widow, neither shed innocent blood in this place.
3. "Ainsi parle l`Éternel: Pratiquez la justice et l`équité; délivrez l`opprimé des mains de l`oppresseur; ne maltraitez pas l`étranger, l`orphelin et la veuve; n`usez pas de violence, et ne répandez point de sang innocent dans ce lieu."
3. "Izao no lazain' i Jehovah: Manaova fitsarana sy fahamarinana ianareo, ka afaho amin' ny tanan' ny mpampahory ny olona voaroba; ary aza manao ratsy na manao an-keriny amin' ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena, ary aza mandatsaka rà marina amin' ity toerana ity."
4. For if ye do this thing indeed, then shall there enter in by the gates of this house kings sitting upon the throne of David, riding in chariots and on horses, he, and his servants, and his people.
4. Car si vous agissez selon cette parole, les rois assis sur le trône de David entreront par les portes de cette maison, montés sur des chars et sur des chevaux, eux, leurs serviteurs et leur peuple.
4. Fa raha manao izany tokoa ianareo, dia hisy mpanjaka hipetraka eo amin' ny sezafiandrianan' i Davida hiditra amin' ity vavahady ity mitaingin-kalesy sy soavaly, dia izy sy ny mpanompony ary ny vahoakany.
5. But if ye will not hear these words, I swear by myself, saith the LORD, that this house shall become a desolation.
5. Mais si vous n`écoutez pas ces paroles, je le jure par moi-même, dit l`Éternel, cette maison deviendra une ruine.
5. Fa raha tsy hihaino izany teny izany kosa ianareo, dia ny tenako no ianianako, hoy Jehovah, fa ho lao tokoa ity trano ity.
6. For thus saith the LORD unto the king's house of Judah; Thou art Gilead unto me, and the head of Lebanon: yet surely I will make thee a wilderness, and cities which are not inhabited.
6. "Car ainsi parle l`Éternel sur la maison du roi de Juda: Tu es pour moi comme Galaad, comme le sommet du Liban; Mais certes, je ferai de toi un désert, Une ville sans habitants."
6. Fa izao no lazain' i Jehovah amin' ny mpanjakan' ny Joda sy ny mpianakaviny: Tahaka an' i Gileada sy ny tampon' i Libanona amiko ianao, nefa hataoko tonga efitra sy tanàna tsy onenana tokoa ianao.
7. And I will prepare destroyers against thee, every one with his weapons: and they shall cut down thy choice cedars, and cast them into the fire.
7. "Je prépare contre toi des destructeurs, Chacun avec ses armes; Ils abattront tes plus beaux cèdres, Et les jetteront au feu."
7. "Ary hanomana mpandrava hamely anao Aho, izay samy hitondra ny fiadiany avy; dia hokapain' ireo ny sederanao voafantina ka hariany ao anaty afo."
8. And many nations shall pass by this city, and they shall say every man to his neighbour, Wherefore hath the LORD done thus unto this great city?
8. Des nations nombreuses passeront près de cette ville, Et elles se diront l`une à l`autre: Pourquoi l`Éternel a-t-il ainsi traité cette grande ville?
8. Ary firenena maro no handalo ity tanàna ity, ka samy hanao amin' ny namany avy hoe: Nahoana Jehovah no dia nanao izao tamin' ity tanàna lehibe ity?
9. Then they shall answer, Because they have forsaken the covenant of the LORD their God, and worshipped other gods, and served them.
9. Et l`on répondra: Parce qu`ils ont abandonné L`alliance de l`Éternel, leur Dieu, Parce qu`ils se sont prosternés devant d`autres dieux et les ont servis.
9. Dia hovaliana hoe: Noho ny nahafoizany ny faneken' i Jehovah Andriamaniny sy ny niankohofany tamin' andriamani-kafa sy ny nanompoany azy.
10. Weep ye not for the dead, neither bemoan him: but weep sore for him that goeth away: for he shall return no more, nor see his native country.
10. "Ne pleurez point celui qui est mort, Et ne vous lamentez pas sur lui; Pleurez, pleurez celui qui s`en va, Car il ne reviendra plus, Il ne reverra plus le pays de sa naissance."
10. "Aza mitomany ny maty ianareo, na misaona azy; fa mitomania dia mitomania noho ilay efa lasa, fa tsy hiverina intsony izy, na hahita ny tany nahaterahany."
11. For thus saith the LORD touching Shallum the son of Josiah king of Judah, which reigned instead of Josiah his father, which went forth out of this place; He shall not return thither any more:
11. "Car ainsi parle l`Éternel sur Schallum, fils de Josias, roi de Juda, Qui régnait à la place de Josias, son père, Et qui est sorti de ce lieu: Il n`y reviendra plus;"
11. Fa izao no lazain' i Jehovah ny amin' i Saloma, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda, dia ilay nanjaka nandimby an' i Josia rainy, saingy efa niala tamin' ity tany ity: Tsy hiverina aty intsony izy,
12. But he shall die in the place whither they have led him captive, and shall see this land no more.
12. Mais il mourra dans le lieu où on l`emmène captif, Et il ne verra plus ce pays.
12. Fa ho faty any amin' ny toerana izay nitondrana azy ho babo izy ka tsy hahita ity tany ity intsony.
13. Woe unto him that buildeth his house by unrighteousness, and his chambers by wrong; that useth his neighbour's service without wages, and giveth him not for his work;
13. "Malheur à celui qui bâtit sa maison par l`injustice, Et ses chambres par l`iniquité; Qui fait travailler son prochain sans le payer, Sans lui donner son salaire;"
13. Loza ho an' izay manorina ny tranony amin' ny tsy fahamarinana sy ny ati-tranony amin' ny fitaka ka mampiasa maina ny namany fa tsy mandoa ny karamany,
14. That saith, I will build me a wide house and large chambers, and cutteth him out windows; and it is cieled with cedar, and painted with vermilion.
14. "Qui dit: Je me bâtirai une maison vaste, Et des chambres spacieuses; Et qui s`y fait percer des fenêtres, La lambrisse de cèdre, Et la peint en couleur rouge!"
14. Sady manao hoe: Hanao trano lehibe ho ahy aho sy ati-trano malalaka, ary loahany hisy varavarankely sady asiany valin-drihana sedera sy hosorana loko mena.
15. Shalt thou reign, because thou closest thyself in cedar? did not thy father eat and drink, and do judgment and justice, and then it was well with him?
15. "Est-ce que tu règnes, parce que tu as de la passion pour le cèdre? Ton père ne mangeait-il pas, ne buvait-il pas? Mais il pratiquait la justice et l`équité, Et il fut heureux;"
15. Hanjaka va ianao, saingy mirindrina ao anaty sedera ianao? Tsy efa nihinana sy nisotro va rainao sady nanao fitsarana sy fahamarinana, ary tamin' izany dia nambinina izy.
16. He judged the cause of the poor and needy; then it was well with him: was not this to know me? saith the LORD.
16. Il jugeait la cause du pauvre et de l`indigent, Et il fut heureux. N`est-ce pas là me connaître? dit l`Éternel.
16. "Nitsara ny adin' ny mahantra sy ny sahirana izy; tamin' izany dia nambinina izy.Tsy izany va no fahalalana Ahy? Hoy Jehovah."
17. But thine eyes and thine heart are not but for thy covetousness, and for to shed innocent blood, and for oppression, and for violence, to do it.
17. Mais tu n`as des yeux et un coeur Que pour te livrer à la cupidité, Pour répandre le sang innocent, Et pour exercer l`oppression et la violence.
17. Nefa tsy misy alehan' ny masonao sy ny fonao afa-tsy ny filan-karenanao ihany sy ny fandatsahana rà marina ary ny fampahoriana sy ny fanaovana an-keriny hanatanterahana izany.
18. Therefore thus saith the LORD concerning Jehoiakim the son of Josiah king of Judah; They shall not lament for him, saying, Ah my brother! or, Ah sister! they shall not lament for him, saying, Ah lord! or, Ah his glory!
18. C`est pourquoi ainsi parle l`Éternel sur Jojakim, fils de Josias, roi de Juda: On ne le pleurera pas, en disant: Hélas, mon frère! hélas, ma soeur! On ne le pleurera pas, en disant: Hélas, seigneur! hélas, sa majesté!
18. Ary noho izany dia izao no lazain' i Jehovah ny amin' i Joiakima, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda: Ny olona tsy hisaona azy hoe: Indrisy, ry rahalahiko! na indrisy, ry anabaviko! Ny olona tsy hitomany azy hoe: Indrisy tompoko! na Indrisy ny voninahiny!
19. He shall be buried with the burial of an ass, drawn and cast forth beyond the gates of Jerusalem.
19. Il aura la sépulture d`un âne, Il sera traîné et jeté hors des portes de Jérusalem.
19. Halevina toy ny fandevina boriky izy, ka hotaritarihina sy hariana any ivelan' ny vavahadin' i Jerosalema.
20. Go up to Lebanon, and cry; and lift up thy voice in Bashan, and cry from the passages: for all thy lovers are destroyed.
20. Monte sur le Liban, et crie! Élève ta voix sur le Basan! Crie du haut d`Abarim! Car tous ceux qui t`aimaient sont brisés.
20. "Miakara any Libanona, ka mitarainà; dia asandrato any Basana ny feonao, ary mitarainà any Abarima; fa ringana avokoa ireo tia anao."
21. I spake unto thee in thy prosperity; but thou saidst, I will not hear. This hath been thy manner from thy youth, that thou obeyedst not my voice.
21. "Je t`ai parlé dans le temps de ta prospérité; Tu disais: Je n`écouterai pas. C`est ainsi que tu as agi dès ta jeunesse; Tu n`as pas écouté ma voix."
21. "Efa niteny taminao Aho, fony ianao tao amin' ny fanambinana; nefa hoy ianao: Izaho tsy hihaino. Fanaonao hatry ny fony mbola tanora izany, dia ny tsy nankatoavanao ny feoko."
22. The wind shall eat up all thy pastors, and thy lovers shall go into captivity: surely then shalt thou be ashamed and confounded for all thy wickedness.
22. "Tous tes pasteurs seront la pâture du vent, Et ceux qui t`aiment iront en captivité; C`est alors que tu seras dans la honte, dans la confusion, A cause de toute ta méchanceté."
22. "Ny mpiandry ondrinao rehetra hopaohin' ny rivotra, ary ireo tia anao ho lasan-ko babo; ho menatra sy hangaihay tokoa ianao amin' izay noho ny haratsianao rehetra."
23. O inhabitant of Lebanon, that makest thy nest in the cedars, how gracious shalt thou be when pangs come upon thee, the pain as of a woman in travail!
23. Toi qui habites sur le Liban, Qui as ton nid dans les cèdres, Combien tu gémiras quand les douleurs t`atteindront, Douleurs semblables à celles d`une femme en travail!
23. Ry ilay mponina any Libanona, izay manao ny akaninao eny amin' ny sedera, hanao ahoana ny fahalemem-panahinao raha tonga aminao ny fanaintainana toy ny fanaintainan' ny vehivavy mihetsi-jaza!
24. As I live, saith the LORD, though Coniah the son of Jehoiakim king of Judah were the signet upon my right hand, yet would I pluck thee thence;
24. Je suis vivant! dit l`Éternel, Quand Jeconia, fils de Jojakim, roi de Juda, serait Un anneau à ma main droite, Je t`arracherais de là.
24. Raha velona koa Aho, hoy Jehovah, na dia fanombohan-kase eo an-tanako ankavanana aza Konia, zanak' i Joiakima, mpanjakan' ny Joda, dia hotsoahako hiala eo ianao,
25. And I will give thee into the hand of them that seek thy life, and into the hand of them whose face thou fearest, even into the hand of Nebuchadrezzar king of Babylon, and into the hand of the Chaldeans.
25. Je te livrerai entre les mains de ceux qui en veulent à ta vie, Entre les mains de ceux devant qui tu trembles, Entre les mains de Nebucadnetsar, roi de Babylone, Entre les mains des Chaldéens.
25. Ka hatolotro eo an-tanan' izay mitady ny ainao ianao sy eo an-tanan' izay atahoranao, dia eo an-tanan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, sy eo amin' ny tanan' ny Kaldeana.
26. And I will cast thee out, and thy mother that bare thee, into another country, where ye were not born; and there shall ye die.
26. "Je te jetterai, toi et ta mère qui t`a enfanté, Dans un autre pays où vous n`êtes pas nés, Et là vous mourrez;"
26. Ary ianao sy ny reninao niteraka anao dia hariako any an-tany hafa izay tsy nahaterahanareo, ka any no hahafatesanareo.
27. But to the land whereunto they desire to return, thither shall they not return.
27. Mais dans le pays où ils auront le désir de retourner, Ils ne retourneront pas.
27. Fa ny tany iriny hiverenana dia tsy hiverenany.
28. Is this man Coniah a despised broken idol? is he a vessel wherein is no pleasure? wherefore are they cast out, he and his seed, and are cast into a land which they know not?
28. Est-il donc un vase méprisé, brisé, ce Jeconia? Est-il un objet auquel on n`attache aucun prix? Pourquoi sont-ils jetés, lui et sa postérité, Lancés dans un pays qu`ils ne connaissent pas? -
28. Moa ity lehilahy Konia ity dia sampy vaky vingavingaina? moa fanaka tsy mahafinaritra va izy? Nahoana no nariana izy sy ny taranany, ka natsipy any amin' ny tany tsy fantany?
29. O earth, earth, earth, hear the word of the LORD.
29. Terre, terre, terre, Écoute la parole de l`Éternel!
29. Ry tany! ry tany! ry tany! Henoy ny tenin' i Jehovah.
30. Thus saith the LORD, Write ye this man childless, a man that shall not prosper in his days: for no man of his seed shall prosper, sitting upon the throne of David, and ruling any more in Judah.
30. "Ainsi parle l`Éternel: Inscrivez cet homme comme privé d`enfants, Comme un homme dont les jours ne seront pas prospères; Car nul de ses descendants ne réussira A s`asseoir sur le trône de David Et à régner sur Juda."
30. "Izao no lazain' i Jehovah: Soratinareo ho tsy manam-para ity lehilahy ity, dia lehilahy tsy hambinina amin' ny androny; fa tsy hisy lehilahy amin' ny taranany izay hambinina hipetraka eo amin' ny sezafiandrianan' i Davida, na hanapaka ao amin' ny Joda intsony."
<
>