1. Then said the LORD unto me, Though Moses and Samuel stood before me, yet my mind could not be toward this people: cast them out of my sight, and let them go forth.
1. L`Éternel me dit: Quand Moïse et Samuel se présenteraient devant moi, Je ne serais pas favorable à ce peuple. Chasse-le loin de ma face, qu`il s`en aille!
1. Ary hoy Jehovah tamiko: Na dia Mosesy sy Samoela aza no mitsangana eto anatrehako, dia tsy hankasitraka ity firenena ity ny fanahiko, roahy tsy ho eo anatrehako izy, aoka hiala izy.
2. And it shall come to pass, if they say unto thee, Whither shall we go forth? then thou shalt tell them, Thus saith the LORD; Such as are for death, to death; and such as are for the sword, to the sword; and such as are for the famine, to the famine; and such as are for the captivity, to the captivity.
2. Et s`ils te disent: Où irons-nous? Tu leur répondras: Ainsi parle l`Éternel: A la mort ceux qui sont pour la mort, A l`épée ceux qui sont pour l`épée, A la famine ceux qui sont pour la famine, A la captivité ceux qui sont pour la captivité!
2. Ary izao no hiseho, raha tahiny izy manao aminao hoe: Hiala hankaiza izahay? Dia ataovy aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Izay ho amin' ny fahafatesana dia ho amin' ny fahafatesana, ary izay ho amin' ny sabatra dia ho amin' ny sabatra, ary izay ho amin' ny mosary dia ho amin' ny mosary, ary izay ho amin' ny fahababoana dia ho amin' ny fahababoana.
3. And I will appoint over them four kinds, saith the LORD: the sword to slay, and the dogs to tear, and the fowls of the heaven, and the beasts of the earth, to devour and destroy.
3. J`enverrai contre eux quatre espèces de fléaux, dit l`Éternel, L`épée pour les tuer, Les chiens pour les traîner, Les oiseaux du ciel et les bêtes de la terre Pour les dévorer et les détruire.
3. Ary hanendry zavatra efatra karazana Aho hamelezana azy, hoy Jehovah: Dia ny sabatra hamono sy ny amboa hamiravira ary ny voro-manidina eny amin' ny lanitra sy ny biby ety an-tany handrapaka sy handany.
4. And I will cause them to be removed into all kingdoms of the earth, because of Manasseh the son of Hezekiah king of Judah, for that which he did in Jerusalem.
4. Je les rendrai un objet d`effroi pour tous les royaumes de la terre, A cause de Manassé, fils d`Ézéchias, roi de Juda, Et de tout ce qu`il a fait dans Jérusalem.
4. Ary hanolotra azy ho mpanjenjena any amin' ny fanjakana rehetra amin' ny tany Aho noho ny amin' i Manase, zanak' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda, dia noho izay nataony tany jerosalema.
5. For who shall have pity upon thee, O Jerusalem? or who shall bemoan thee? or who shall go aside to ask how thou doest?
5. Qui aura pitié de toi, Jérusalem, Qui te plaindra? Qui ira s`informer de ton état?
5. Fa iza no hangoraka anao, ry Jerosalema? ary iza no hitsapa alahelo anao? ary iza no hivily hanantsafa anao?
6. Thou hast forsaken me, saith the LORD, thou art gone backward: therefore will I stretch out my hand against thee, and destroy thee; I am weary with repenting.
6. "Tu m`as abandonné, dit l`Éternel, tu es allée en arrière; Mais j`étends ma main sur toi, et je te détruis, Je suis las d`avoir compassion."
6. "Ianao efa nahafoy ahy, hoy Jehovah, sady efa nihemotra, ka dia hahinjitro kosa ny tanako hamely anao, sady handringana anao; efa sasatry ny fibebahana Aho."
7. And I will fan them with a fan in the gates of the land; I will bereave them of children, I will destroy my people, since they return not from their ways.
7. "Je les vanne avec le vent aux portes du pays; Je prive d`enfants, je fais périr mon peuple, Qui ne s`est pas détourné de ses voies."
7. "Ary hokororohiko amin' ny fikororohana izy ho any amin' ny vava-tany; hofoanako anaka izy, haringako ny oloko satria tsy miala amin' ny lalany."
8. Their widows are increased to me above the sand of the seas: I have brought upon them against the mother of the young men a spoiler at noonday: I have caused him to fall upon it suddenly, and terrors upon the city.
8. "Ses veuves sont plus nombreuses que les grains de sable de la mer; J`amène sur eux, sur la mère du jeune homme, Le dévastateur en plein midi; Je fais soudain tomber sur elle l`angoisse et la terreur."
8. "Ny mpitondratenany mihamaro eo imasoko mihoatra noho ny fasika any an-dranomasina; nitondra mpandringana ho eo aminy Aho handripaka ny renin' ny zatovo amin' ny mitataovovonana; ataoko tonga tampoka aminy izany, ary ny fampitahorana ho eo amin' ny tanàna."
9. She that hath borne seven languisheth: she hath given up the ghost; her sun is gone down while it was yet day: she hath been ashamed and confounded: and the residue of them will I deliver to the sword before their enemies, saith the LORD.
9. "Celle qui avait enfanté sept fils est désolée, Elle rend l`âme; Son soleil se couche quand il est encore jour; Elle est confuse, couverte de honte. Ceux qui restent, je les livre à l`épée devant leurs ennemis, Dit l`Éternel."
9. "Izay niteraka fito dia mihaosa, miala aina izy, milentika mbola antoandro ny masoandrony, menarina sy mangaihay izy; ary izay sisa aminy dia hatolotro ho voan' ny sabatra eo anoloan' ny fahavalony, hoy Jehovah."
10. Woe is me, my mother, that thou hast borne me a man of strife and a man of contention to the whole earth! I have neither lent on usury, nor men have lent to me on usury; yet every one of them doth curse me.
10. Malheur à moi, ma mère, de ce que tu m`as fait naître Homme de dispute et de querelle pour tout le pays! Je n`emprunte ni ne prête, Et cependant tous me maudissent.
10. Lozako, ry neny, ny niterahanao ahy, izay lehilahy ilàna ady sy fifandirana eny amin' ny tany rehetra! Tsy nampanàna vola aho, na nisy nanàna vola tamiko, nefa ozonin' ny olona rehetra ihany aho.
11. The LORD said, Verily it shall be well with thy remnant; verily I will cause the enemy to entreat thee well in the time of evil and in the time of affliction.
11. "L`Éternel dit: Certes, tu auras un avenir heureux; Certes, je forcerai l`ennemi à t`adresser ses supplications, Au temps du malheur et au temps de la détresse."
11. "Dia hoy Jehovah: hahasoa ny sisa aminao tokoa izany; hataoko tonga mifona aminao tokoa ny fahavalo amin' ny andro ahitan-doza sy amin' izay andro mahory."
12. Shall iron break the northern iron and the steel?
12. Le fer brisera-t-il le fer du septentrion et l`airain?
12. Moa ny vy hahatapaka ny vy avy any avaratra sy ny varahina?
13. Thy substance and thy treasures will I give to the spoil without price, and that for all thy sins, even in all thy borders.
13. Je livre gratuitement au pillage tes biens et tes trésors, A cause de tous tes péchés, sur tout ton territoire.
13. "Ny fanananao sy ny rakitrao ao anatin' ny faritaninao rehetra dia hatolotro ho babo maimaimpoana noho ny fahotana rehetra izay nataonao;"
14. And I will make thee to pass with thine enemies into a land which thou knowest not: for a fire is kindled in mine anger, which shall burn upon you.
14. Je te fais passer avec ton ennemi dans un pays que tu ne connais pas, Car le feu de ma colère s`est allumé, Il brûle sur vous.
14. "Ary hampandehaniko miaraka amin' ny fahavalonao ianao any amin' ny tany izay tsy fantatrao; fa misy afo mirehitra noho ny fahatezerako ka handoro anareo izany."
15. O LORD, thou knowest: remember me, and visit me, and revenge me of my persecutors; take me not away in thy longsuffering: know that for thy sake I have suffered rebuke.
15. Tu sais tout, ô Éternel, souviens-toi de moi, ne m`oublie pas, Venge-moi de mes persécuteurs! Ne m`enlève pas, tandis que tu te montres lent à la colère! Sache que je supporte l`opprobre à cause de toi.
15. "Ianao no mahalala Jehovah ô; tsarovy aho, ka vangio, ary valio ny mpanenjika ahy; aza manaisotra ahy ao amin' ny fahariponao; aoka ho fantatrao fa noho ny aminao no nitondrako latsa."
16. Thy words were found, and I did eat them; and thy word was unto me the joy and rejoicing of mine heart: for I am called by thy name, O LORD God of hosts.
16. "J`ai recueilli tes paroles, et je les ai dévorées; Tes paroles ont fait la joie et l`allégresse de mon coeur; Car ton nom est invoqué sur moi, Éternel, Dieu des armées!"
16. "Hitako ny teninao ka nohaniko, ary ny teninao no fifaliako sy firavoravoan' ny foko; fa nantsoina tamin' ny anaranao aho Jehovah, Andriamanitry ny maro ô."
17. I sat not in the assembly of the mockers, nor rejoiced; I sat alone because of thy hand: for thou hast filled me with indignation.
17. "Je ne me suis point assis dans l`assemblée des moqueurs, afin de m`y réjouir; Mais à cause de ta puissance, je me suis assis solitaire, Car tu me remplissais de fureur."
17. "Tsy nipetraka na nifaly teo amin' ny fivorian' ny mpaniratsira aho; nitoetra irery aho noho ny tananao, fa nofenoinao fahatezerana aho."
18. Why is my pain perpetual, and my wound incurable, which refuseth to be healed? wilt thou be altogether unto me as a liar, and as waters that fail?
18. Pourquoi ma souffrance est-elle continuelle? Pourquoi ma plaie est-elle douloureuse, et ne veut-elle pas se guérir? Serais-tu pour moi comme une source trompeuse, Comme une eau dont on n`est pas sûr?
18. Nahoana re no dia tsy mety mitsahatra ny fanaintainako, ary ny ratrako tsy azo sitranina dia tsy mety sitrana? Ho tonga amiko ho toy ny mpandainga sy toy ny rano tsy azo itokiana va Ianao?
19. Therefore thus saith the LORD, If thou return, then will I bring thee again, and thou shalt stand before me: and if thou take forth the precious from the vile, thou shalt be as my mouth: let them return unto thee; but return not thou unto them.
19. "C`est pourquoi ainsi parle l`Éternel: Si tu te rattaches à moi, je te répondrai, et tu te tiendras devant moi; Si tu sépares ce qui est précieux de ce qui est vil, tu seras comme ma bouche. C`est à eux de revenir à toi, Mais ce n`est pas à toi de retourner vers eux."
19. "Koa izao no lazain' i Jehovah: Raha hiverina ianao, dia hampivereniko indray, ary hitsangana eo anatrehako ianao; ary raha manavaka ny zava-tsoa amin' ny zava-dratsy ianao, dia ho solom-bavako; hanatona anao indray ireny, fa ianao tsy hanatona azy."
20. And I will make thee unto this people a fenced brasen wall: and they shall fight against thee, but they shall not prevail against thee: for I am with thee to save thee and to deliver thee, saith the LORD.
20. "Je te rendrai pour ce peuple comme une forte muraille d`airain; Ils te feront la guerre, mais ils ne te vaincront pas; Car je serai avec toi pour te sauver et te délivrer, Dit l`Éternel."
20. "Ary hataoko manda varahina mirova ho amin' ity firenena ity ianao: Hiady aminao izy, nefa tsy hahaleo anao; fa momba anao hamonjy sy hanafaka anao Aho, hoy Jehovah;"
21. And I will deliver thee out of the hand of the wicked, and I will redeem thee out of the hand of the terrible.
21. Je te délivrerai de la main des méchants, Je te sauverai de la main des violents.
21. Ary hanafaka anao amin' ny tanan' ny ratsy fanahy Aho sy hanavotra anao amin' ny tanan' ny mpampahory.