Judgment Against Israel

1. Hear ye this, O priests; and hearken, ye house of Israel; and give ye ear, O house of the king; for judgment is toward you, because ye have been a snare on Mizpah, and a net spread upon Tabor.
1. Écoutez ceci, sacrificateurs! Sois attentive, maison d`Israël! Prête l`oreille, maison du roi! Car c`est à vous que le jugement s`adresse, Parce que vous avez été un piège à Mitspa, Et un filet tendu sur le Thabor.
1. "Henoinareo izao, ry mpisorona, ary mandrenesa, ry taranak' Isiraely; ary atongilano ny sofinareo, ry mpianakavin' ny mpanjaka; fa ianareo no hiharan' ny fitsarana, satria tonga fandrika ao Mizpa ianareo sy fandrika harato voavelatra ao Tabara."
2. And the revolters are profound to make slaughter, though I have been a rebuker of them all.
2. Par leurs sacrifices, les infidèles s`enfoncent dans le crime, Mais j`aurai des châtiments pour eux tous.
2. Ny mpivadika dia fatra-pamono, na dia mpananatra azy rehetra aza aho.
3. I know Ephraim, and Israel is not hid from me: for now, O Ephraim, thou committest whoredom, and Israel is defiled.
3. "Je connais Éphraïm, Et Israël ne m`est point caché; Car maintenant, Éphraïm, tu t`es prostitué, Et Israël s`est souillé."
3. "Izaho mahalala an' i Efraima, ary Isiraely tsy takona amiko; ankehitriny dia manao ny fomban' ny janga ianao, ry Efraima, ary voaloto Isiraely."
4. They will not frame their doings to turn unto their God: for the spirit of whoredoms is in the midst of them, and they have not known the LORD.
4. Leurs oeuvres ne leur permettent pas de revenir à leur Dieu, Parce que l`esprit de prostitution est au milieu d`eux, Et parce qu`ils ne connaissent pas l`Éternel.
4. Tsy avelan' ny ataony hiverina amin' Andriamanitra izy, fa ny fanahin' ny fijangajangana no ao afovoany, ary Jehovah tsy fantany.
5. And the pride of Israel doth testify to his face: therefore shall Israel and Ephraim fall in their iniquity; Judah also shall fall with them.
5. "L`orgueil d`Israël témoigne contre lui; Israël et Éphraïm tomberont par leur iniquité; Avec eux aussi tombera Juda."
5. "Ary ny avonavon' Isiraely dia vavolombelona manameloka azy; noho izany, ho lavo ao amin' ny helony Isiraely sy Efraima; Joda hiara-davo aminy koa."
6. They shall go with their flocks and with their herds to seek the LORD; but they shall not find him; he hath withdrawn himself from them.
6. Ils iront avec leurs brebis et leurs boeufs chercher l`Éternel, Mais ils ne le trouveront point: Il s`est retiré du milieu d`eux.
6. "Hitondra ny ombiny aman' ondriny izy ka handeha hitady an' i Jehovah, nefa tsy hahita Azy; Jehovah efa niala taminy."
7. They have dealt treacherously against the LORD: for they have begotten strange children: now shall a month devour them with their portions.
7. "Ils ont été infidèles à l`Éternel, Car ils ont engendré des enfants illégitimes; Maintenant un mois suffira pour les dévorer avec leurs biens."
7. "Nivadika tamin' i Jehovah izy; fa niteraka zazasary; koa iray volana no hahalevona azy mbamin' ny fananany."
8. Blow ye the cornet in Gibeah, and the trumpet in Ramah: cry aloud at Bethaven, after thee, O Benjamin.
8. Sonnez de la trompette à Guibea, Sonnez de la trompette à Rama! Poussez des cris à Beth Aven! Derrière toi, Benjamin!
8. Tsofy ao Gibea ny anjomara ary ny trompetra ao Rama! Miantsoa mafy ao Betavena! Inay! misy manenjika anao, ry Benjamina!
9. Ephraim shall be desolate in the day of rebuke: among the tribes of Israel have I made known that which shall surely be.
9. "Éphraïm sera dévasté au jour du châtiment; J`annonce aux tribus d`Israël une chose certaine."
9. "Ho lao Efraima, raha mby amin' ny andro fanamelohana; izay tsy maintsy ho tò no nambarako tao amin' ny fokon' Isiraely."
10. The princes of Judah were like them that remove the bound: therefore I will pour out my wrath upon them like water.
10. "Les chefs de Juda sont comme ceux qui déplacent les bornes; Je répandrai sur eux ma colère comme un torrent."
10. Ny mpanapaka ny Joda dia efa tonga toy izay mamindra faritany, ka dia ireo no hampidinako ny fahatezerako toy ny rano.
11. Ephraim is oppressed and broken in judgment, because he willingly walked after the commandment.
11. Éphraïm est opprimé, brisé par le jugement, Car il a suivi les préceptes qui lui plaisaient.
11. Ampahorina Efraima sady voatorotoron' ny fitsarana, satria ninia nanaraka didin' olombelona izy,
12. Therefore will I be unto Ephraim as a moth, and to the house of Judah as rottenness.
12. Je serai comme une teigne pour Éphraïm, Comme une carie pour la maison de Juda.
12. Koa dia ho tahaka ny kalalao amin' i Efraima Aho ary amin' ny taranak' i Joda dia ho toy ny fahalovana.
13. When Ephraim saw his sickness, and Judah saw his wound, then went Ephraim to the Assyrian, and sent to king Jareb: yet could he not heal you, nor cure you of your wound.
13. "Éphraïm voit son mal, et Juda ses plaies; Éphraïm se rend en Assyrie, et s`adresse au roi Jareb; Mais ce roi ne pourra ni vous guérir, Ni porter remède à vos plaies."
13. "Rehefa hitan' i Efraima ny aretiny, ary Joda ny feriny, dia nankany amin' ny Asyriana i Efraima, ka naniraka ho any amin' i Jareba mpanjaka izy; nefa izy tsy mahasitrana anareo, na mampanaritra ny ferinareo."
14. For I will be unto Ephraim as a lion, and as a young lion to the house of Judah: I, even I, will tear and go away; I will take away, and none shall rescue him.
14. "Je serai comme un lion pour Éphraïm, Comme un lionceau pour la maison de Juda; Moi, moi, je déchirerai, puis je m`en irai, J`emporterai, et nul n`enlèvera ma proie."
14. "Fa ho tahaka ny liona amin' i Efraima Aho, ary ho tahaka ny liona tanora amin' ny taranak' i Joda; Izaho dia Izaho no hamiravira, dia lasa mandeha; hahalasa Aho, ka tsy hisy hahavonjy azy."
15. I will go and return to my place, till they acknowledge their offence, and seek my face: in their affliction they will seek me early.
15. Je m`en irai, je reviendrai dans ma demeure, Jusqu`à ce qu`ils s`avouent coupables et cherchent ma face. Quand ils seront dans la détresse, ils auront recours à moi.
15. Handeha hody any amin' ny fitoerako Aho ambara-piaikiny ny helony sy hitadiavany ny tavako. Rehefa azom-pahoriana izy, dia hitady Ahy fatratra.
<
>