Hosea's Reconciliation With His Wife

1. Then said the LORD unto me, Go yet, love a woman beloved of her friend, yet an adulteress, according to the love of the LORD toward the children of Israel, who look to other gods, and love flagons of wine.
1. "L`Éternel me dit: Va encore, et aime une femme aimée d`un amant, et adultère; aime-la comme l`Éternel aime les enfants d`Israël, qui se tournent vers d`autres dieux et qui aiment les gâteaux de raisins."
1. Dia hoy Jehovah tamiko: Mandehana indray, tiava vehivavy izay tian' ny sakaizany nefa mpi jangajanga, dia tahaka ny fitiavan' i Jehovah ny Zanak' Isiraely, nefa ireo kosa dia nitodika tamin' izay andriamani-kafa sady tia divay amin' ny siny.
2. So I bought her to me for fifteen pieces of silver, and for an homer of barley, and an half homer of barley:
2. Je l`achetai pour quinze sicles d`argent, un homer d`orge et un léthec d`orge.
2. Ka dia novidiko ho ahy sekely volafotsy dimy ambin' ny folo sy vary hordea homera iray sy tapany ravehivavy.
3. And I said unto her, Thou shalt abide for me many days; thou shalt not play the harlot, and thou shalt not be for another man: so will I also be for thee.
3. Et je lui dis: Reste longtemps pour moi, ne te livre pas à la prostitution, ne sois à aucun homme, et je serai de même envers toi.
3. "Ary hoy aho taminy: Andro maro no hitoeranao amiko; fa tsy havela hijangajanga na ho an’ny olon-kafa ianao; ary izaho koa dia ho toy izany aminao."
4. For the children of Israel shall abide many days without a king, and without a prince, and without a sacrifice, and without an image, and without an ephod, and without teraphim:
4. Car les enfants d`Israël resteront longtemps sans roi, sans chef, sans sacrifice, sans statue, sans éphod, et sans théraphim.
4. Fa andro maro no hitoeran' ny Zanak' Isiraely tsy hanana mpanjaka, na mpanapaka, na fanatitra, na sarin-javatra, na efoda, na terafima.
5. Afterward shall the children of Israel return, and seek the LORD their God, and David their king; and shall fear the LORD and his goodness in the latter days.
5. "Après cela, les enfants d`Israël reviendront; ils chercheront l`Éternel, leur Dieu, et David, leur roi; et ils tressailliront à la vue de l`Éternel et de sa bonté, dans la suite des temps."
5. "Rehefa afaka izany, dia hiverina ny Zanak' Isiraely ka hitady an' i Jehovah Andriamaniny sy Davida mpanjakany; ary hatahotra an' i Jehovah sy ny fahatsarany izy, raha mby any am-parany."
<
>