1. And after five days Ananias the high priest descended with the elders, and with a certain orator named Tertullus, who informed the governor against Paul.
1. Cinq jours après, arriva le souverain sacrificateur Ananias, avec des anciens et un orateur nommé Tertulle. Ils portèrent plainte au gouverneur contre Paul.
1. Ary rehefa afaka hadimiana dia nidina Ananiasy mpisoronabe mbamin' ny loholona sasany sy Tertylo, mpandaha-teny anankiray, izay nanambara tamin' ny governora ny niampangany an' i Paoly.
2. And when he was called forth, Tertullus began to accuse him, saying, Seeing that by thee we enjoy great quietness, and that very worthy deeds are done unto this nation by thy providence,
2. Paul fut appelé, et Tertulle se mit à l`accuser, en ces termes:
2. "Ary rehefa nantsoina izy, dia nanomboka niampanga azy Tertylo ka nanao hoe: Ianao no ahazoanay fiadanana lehibe, ary ny fitondranao efa nampandry tsara ity firenena ity;"
3. We accept it always, and in all places, most noble Felix, with all thankfulness.
3. "Très excellent Félix, tu nous fais jouir d`une paix profonde, et cette nation a obtenu de salutaires réformes par tes soins prévoyants; c`est ce que nous reconnaissons en tout et partout avec une entière gratitude."
3. Raisinay amin' ny fankasitrahana mandrakariva eny tontolo eny izany, ry Feliksa mendrika indrindra ô!
4. Notwithstanding, that I be not further tedious unto thee, I pray thee that thou wouldest hear us of thy clemency a few words.
4. Mais, pour ne pas te retenir davantage, je te prie d`écouter, dans ta bonté, ce que nous avons à dire en peu de mots.
4. Na izany aza, mba tsy hanahirana anao ela loatra, trarantitra ianao, henoy kely amin' ny faharetanao izahay.
5. For we have found this man a pestilent fellow, and a mover of sedition among all the Jews throughout the world, and a ringleader of the sect of the Nazarenes:
5. Nous avons trouvé cet homme, qui est une peste, qui excite des divisions parmi tous les Juifs du monde, qui est chef de la secte des Nazaréens,
5. Fa io lehilahy io dia hitanay fa tena ratsy fanahy, sady mpampikomy ny Jiosy rehetra manerana izao tontolo izao, ary mpitarika ilay antoko atao hoe: Nazarena,
6. Who also hath gone about to profane the temple: whom we took, and would have judged according to our law.
6. "et qui même a tenté de profaner le temple. Et nous l`avons arrêté. Nous avons voulu le juger selon notre loi;"
6. "Nitady handoto ny tempoly koa izy io; dia nosamborinay izy ka tianay ho-tsaraina araka ny lalànay."
7. But the chief captain Lysias came upon us, and with great violence took him away out of our hands,
7. mais le tribun Lysias étant survenu, l`a arraché de nos mains avec une grande violence,
7. Fa tonga teo aminay Lysia, mpifehy arivo dia naka azy an-keriny teo an-tananay.
8. Commanding his accusers to come unto thee: by examining of whom thyself mayest take knowledge of all these things, whereof we accuse him.
8. en ordonnant à ses accusateurs de venir devant toi. Tu pourras toi-même, en l`interrogeant, apprendre de lui tout ce dont nous l`accusons.
8. Ary nasainy nankaty aminao ny mpiampanga azy, ary rehefa manadina azy ianao, dia ho fantatrao marina izay rehetra iampanganay azy.
9. And the Jews also assented, saying that these things were so.
9. Les Juifs se joignirent à l`accusation, soutenant que les choses étaient ainsi.
9. Ary ny Jiosy koa dia nanaiky sy nilaza fa izany no izy.
10. Then Paul, after that the governor had beckoned unto him to speak, answered, Forasmuch as I know that thou hast been of many years a judge unto this nation, I do the more cheerfully answer for myself:
10. Après que le gouverneur lui eut fait signe de parler, Paul répondit: Sachant que, depuis plusieurs années, tu es juge de cette nation, c`est avec confiance que je prends la parole pour défendre ma cause.
10. "Ary rehefa notondroin' ny governora hiteny Paoly, dia namaly ka nanao hoe: Fantatro fa ianao dia efa mpitsara ela tamin' ity firenena ity, ka dia faly aho handaha-teny hanalatsiny ny tenako;"
11. Because that thou mayest understand, that there are yet but twelve days since I went up to Jerusalem for to worship.
11. Il n`y a pas plus de douze jours, tu peux t`en assurer, que je suis monté à Jérusalem pour adorer.
11. Fa azonao fantarina mora fa tsy mba mihoatra noho ny roa ambin' ny folo andro izay no niakarako hivavaka tany Jerosalema.
12. And they neither found me in the temple disputing with any man, neither raising up the people, neither in the synagogues, nor in the city:
12. On ne m`a trouvé ni dans le temple, ni dans les synagogues, ni dans la ville, disputant avec quelqu`un, ou provoquant un rassemblement séditieux de la foule.
12. Ary tsy nisy nahita ahy niady hevitra tamin' olona teo amin' ny tempoly, ka nampitabataba ny vahoaka tao amin' ny synagoga, na tao an-tanàna,
13. Neither can they prove the things whereof they now accuse me.
13. Et ils ne sauraient prouver ce dont ils m`accusent maintenant.
13. Ary tsy azony hamarinina eto anatrehanao izay zavatra iampangany ahy ankehitriny.
14. But this I confess unto thee, that after the way which they call heresy, so worship I the God of my fathers, believing all things which are written in the law and in the prophets:
14. Je t`avoue bien que je sers le Dieu de mes pères selon la voie qu`ils appellent une secte, croyant tout ce qui est écrit dans la loi et dans les prophètes,
14. Fa izao no ekeko aminao, fa araka ny lalana izay ataony hoe: fahadisoan-dalana amin' ny finoana no anompoako an' Andriamanitry ny razako, sady inoako izay rehetra voasoratra eo amin' ny lalàna sy ny mpaminany,
15. And have hope toward God, which they themselves also allow, that there shall be a resurrection of the dead, both of the just and unjust.
15. et ayant en Dieu cette espérance, comme ils l`ont eux-mêmes, qu`il y aura une résurrection des justes et des injustes.
15. Ary manantena ao amin' Andriamanitra aho, izay antenain' izy ireo koa, fa hisy ny fitsanganan' ny maty ho an' ny marina sy ny tsy marina.
16. And herein do I exercise myself, to have always a conscience void of offence toward God, and toward men.
16. C`est pourquoi je m`efforce d`avoir constamment une conscience sans reproche devant Dieu et devant les hommes.
16. Ary amin' izany dia mikely aina koa aho mba hanana mandrakariva fieritreretana tsy manameloka ahy na amin' Andriamanitra na amin' olombelona.
17. Now after many years I came to bring alms to my nation, and offerings.
17. Après une absence de plusieurs années, je suis venu pour faire des aumônes à ma nation, et pour présenter des offrandes.
17. Ary nony afaka taona maro, dia tonga aho hitondra fiantrana sy fanatitra ho an' ny fireneko.
18. Whereupon certain Jews from Asia found me purified in the temple, neither with multitude, nor with tumult.
18. C`est alors que quelques Juifs d`Asie m`ont trouvé purifié dans le temple, sans attroupement ni tumulte.
18. Ary tamin' izay dia nisy Jiosy sasany avy any Azia, nahita ahy voadio teo amin' ny tempoly, tsy niaraka tamin' ny maro, na tamin' ny fitabatabana.
19. Who ought to have been here before thee, and object, if they had ought against me.
19. C`était à eux de paraître en ta présence et de se porter accusateurs, s`ils avaient quelque chose contre moi.
19. Tokony hiseho eto anatrehanao ireo mba hiampanga ahy, raha tàhiny misy izay hiampangany ahy.
20. Or else let these same here say, if they have found any evil doing in me, while I stood before the council,
20. Ou bien, que ceux-ci déclarent de quel crime ils m`ont trouvé coupable, lorsque j`ai comparu devant le sanhédrin,
20. Na aoka ireto olona ireto ihany no hilaza izay ratsy hitany, raha nitsangana teo anatrehan' ny Synedriona aho,
21. Except it be for this one voice, that I cried standing among them, Touching the resurrection of the dead I am called in question by you this day.
21. à moins que ce ne soit uniquement de ce cri que j`ai fait entendre au milieu d`eux: C`est à cause de la résurrection des morts que je suis aujourd`hui mis en jugement devant vous.
21. Afa-tsy izao teny iray loha izao ihany, dia ilay nantsoiko raha nijanona teo afovoany aho hoe: Ny amin' ny fitsanganan' ny maty no itsarana ahy eto anatrehanareo anio.
22. And when Felix heard these things, having more perfect knowledge of that way, he deferred them, and said, When Lysias the chief captain shall come down, I will know the uttermost of your matter.
22. Félix, qui savait assez exactement ce qui concernait cette doctrine, les ajourna, en disant: Quand le tribun Lysias sera venu, j`examinerai votre affaire.
22. Ary rehefa ren' i Feliksa izany zavatra izany, fa fantany tsaratsara kokoa ny amin' izany lalana izany, dia nampandeha azy rehetra izy ka nanao hoe: Rehefa tafidina aty Lysia, mpifehy arivo, dia ho fantatro tsara ny raharahanareo.
23. And he commanded a centurion to keep Paul, and to let him have liberty, and that he should forbid none of his acquaintance to minister or come unto him.
23. Et il donna l`ordre au centenier de garder Paul, en lui laissant une certaine liberté, et en n`empêchant aucun des siens de lui rendre des services.
23. Ary nandidy ny kapiteny hiambina an' i Paoly izy sy hanome azy fahafahana ary tsy handrara olona amin' ny sakaizany izay hanompo azy na ho tonga ao aminy.
24. And after certain days, when Felix came with his wife Drusilla, which was a Jewess, he sent for Paul, and heard him concerning the faith in Christ.
24. Quelques jours après, Félix vint avec Drusille, sa femme, qui était Juive, et il fit appeler Paul. Il l`entendit sur la foi en Christ.
24. Ary rehefa afaka andro vitsivitsy, ka tonga Feliksa sy Drosila vadiny, vehivavy Jiosy, dia nampaka an' i Paoly izy ka nihaino azy nitory mikasika ny finoana an' i Kristy.
25. And as he reasoned of righteousness, temperance, and judgment to come, Felix trembled, and answered, Go thy way for this time; when I have a convenient season, I will call for thee.
25. "Mais, comme Paul discourait sur la justice, sur la tempérance, et sur le jugement à venir, Félix, effrayé, dit: Pour le moment retire-toi; quand j`en trouverai l`occasion, je te rappellerai."
25. Ary raha nandahatra ny amin' ny fahamarinana sy ny fahononana ary ny fitsarana ho avy izy, dia nangovitra Feliksa ka namaly hoe: Mandehana angaloha, fa raha manam-potoana aho, dia hampiantso anao indray.
26. He hoped also that money should have been given him of Paul, that he might loose him: wherefore he sent for him the oftener, and communed with him.
26. "Il espérait en même temps que Paul lui donnerait de l`argent; aussi l`envoyait-il chercher assez fréquemment, pour s`entretenir avec lui."
26. "Nanantena koa izy fa tokony ho nomen' i Paoly vola mba hanafahany azy; ka dia nampaka azy matetika izy ka niresaka taminy."
27. But after two years Porcius Festus came into Felix' room: and Felix, willing to shew the Jews a pleasure, left Paul bound.
27. Deux ans s`écoulèrent ainsi, et Félix eut pour successeur Porcius Festus. Dans le désir de plaire aux Juifs, Félix laissa Paul en prison.
27. "Fa rehefa afaka roa taona, dia Porsio Festosy no nandimby an' i Feliksa; ary te-hahazo sitraka tamin' ny Jiosy Feliksa dia namela an' i Paoly ho mpifatotra."
<
>