1. Men, brethren, and fathers, hear ye my defence which I make now unto you.
1. Hommes frères et pères, écoutez ce que j`ai maintenant à vous dire pour ma défense!
1. Ry lehilahy, ry rahalahy sy ianareo ray, henoy ny teny halahatro aminareo ankehitriny hanala tsiny ny tenako.
2. (And when they heard that he spake in the Hebrew tongue to them, they kept the more silence: and he saith,)
2. Lorsqu`ils entendirent qu`il leur parlait en langue hébraïque, ils redoublèrent de silence. Et Paul dit:
2. (Ary nony ren' ny olona fa teny Hebreo no nitenenany taminy, dia nangina izy), ary hoy izy:
3. I am verily a man which am a Jew, born in Tarsus, a city in Cilicia, yet brought up in this city at the feet of Gamaliel, and taught according to the perfect manner of the law of the fathers, and was zealous toward God, as ye all are this day.
3. "je suis Juif, né à Tarse en Cilicie; mais j`ai été élevé dans cette ville-ci, et instruit aux pieds de Gamaliel dans la connaissance exacte de la loi de nos pères, étant plein de zèle pour Dieu, comme vous l`êtes tous aujourd`hui."
3. Izaho dia tena lehilahy Jiosy, teraka tany Tarsosy tanàna any Silisia, fa teto amin' ity tanàna ity no nahabe ahy teo an-tongotr' i Gamaliela, dia nampianarina tsara ny lalàna avy tamin' ny razana aho, ary nazoto indrindra ho an' Andriamanitra tahaka anareo rehetra ankehitriny.
4. And I persecuted this way unto the death, binding and delivering into prisons both men and women.
4. J`ai persécuté à mort cette doctrine, liant et mettant en prison hommes et femmes.
4. Nanenjika izao lalana izao aho hatramin' ny famonoana sy famatorana na lahy na vavy, ary ny fanolorana azy ho ao an-tranomaizina.
5. As also the high priest doth bear me witness, and all the estate of the elders: from whom also I received letters unto the brethren, and went to Damascus, to bring them which were there bound unto Jerusalem, for to be punished.
5. Le souverain sacrificateur et tout le collège des anciens m`en sont témoins. J`ai même reçu d`eux des lettres pour les frères de Damas, où je me rendis afin d`amener liés à Jérusalem ceux qui se trouvaient là et de les faire punir.
5. Ary ny mpisoronabe sy ny loholona rehetra koa no vavolombeloko, sady izy no nandraisako taratasy ho amin' ny rahalahy, dia nankany Damaskosy aho, mba hoentiko am-patorana hankany Jerosalema koa izay hita teo mba hofaizina.
6. And it came to pass, that, as I made my journey, and was come nigh unto Damascus about noon, suddenly there shone from heaven a great light round about me.
6. Comme j`étais en chemin, et que j`approchais de Damas, tout à coup, vers midi, une grande lumière venant du ciel resplendit autour de moi.
6. Ary izao no niseho, raha nandeha aho ka mby teo akaiky an' i Damaskosy, tamin' ny mitataovovonana, dia nisy mazava lehibe nanelatrelatra tampoka avy tany an-danitra nanodidina ahy.
7. And I fell unto the ground, and heard a voice saying unto me, Saul, Saul, why persecutest thou me?
7. Je tombai par terre, et j`entendis une voix qui me disait: Saul, Saul, pourquoi me persécutes-tu?
7. Dia lavo tamin' ny tany aho, ka nandre feo nilaza tamiko hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?
8. And I answered, Who art thou, Lord? And he said unto me, I am Jesus of Nazareth, whom thou persecutest.
8. Je répondis: Qui es-tu, Seigneur? Et il me dit: Je suis Jésus de Nazareth, que tu persécutes.
8. Ary izaho namaly hoe: Iza moa Ianao Tompoko? Dia hoy Izy tamiko: Izaho no Jesosy avy any Nazareta, Izay enjehinao.
9. And they that were with me saw indeed the light, and were afraid; but they heard not the voice of him that spake to me.
9. Ceux qui étaient avec moi virent bien la lumière, mais ils n`entendirent pas la voix de celui qui parlait. Alors je dis: Que ferai-je, Seigneur?
9. "Ary ireo izay niaraka tamiko dia nahita tokoa ny mazava, sady natahotra; nefa tsy mba nahare ny feon' Izay niteny tamiko."
10. And I said, What shall I do, LORD? And the Lord said unto me, Arise, and go into Damascus; and there it shall be told thee of all things which are appointed for thee to do.
10. Et le Seigneur me dit: Lève-toi, va à Damas, et là on te dira tout ce que tu dois faire.
10. "Ary hoy aho: Tompoko, inona no hataoko? Dia hoy ny Tompo tamiko: Mitsangàna, ka mandehana ho any Damaskosy; fa any no holazaina aminao izay rehetra voatendry hataonao."
11. And when I could not see for the glory of that light, being led by the hand of them that were with me, I came into Damascus.
11. Comme je ne voyais rien, à cause de l`éclat de cette lumière, ceux qui étaient avec moi me prirent par la main, et j`arrivai à Damas.
11. Ary raha tsy nahajery aho noho ny famirapiratr' izany fahazavana izany, dia notantanan' ireo niaraka tamiko aho, ka dia tonga tany Damaskosy.
12. And one Ananias, a devout man according to the law, having a good report of all the Jews which dwelt there,
12. Or, un nommé Ananias, homme pieux selon la loi, et de qui tous les Juifs demeurant à Damas rendaient un bon témoignage, vint se présenter à moi,
12. Ary ny lehilahy anankiray atao hoe Ananiasy, mpivavaka manaraka ny lalàna sady tsara laza teo amin' ny Jiosy rehetra izay nonina teo,
13. Came unto me, and stood, and said unto me, Brother Saul, receive thy sight. And the same hour I looked up upon him.
13. et me dit: Saul, mon frère, recouvre la vue. Au même instant, je recouvrai la vue et je le regardai.
13. Dia nanatona ahy ary nitsangana ka nanao tamiko hoe: Ry Saoly rahalahy, mahiràta.Ary tamin' izany ora izany dia nahiratra aho ka nahita azy.
14. And he said, The God of our fathers hath chosen thee, that thou shouldest know his will, and see that Just One, and shouldest hear the voice of his mouth.
14. "Il dit: Le Dieu de nos pères t`a destiné à connaître sa volonté, à voir le Juste, et à entendre les paroles de sa bouche;"
14. "Ary hoy izy: Andriamanitry ny razantsika efa nanendry anao hahafantatra ny sitrapony sy hahita ny Iray Marina ary hihaino ny teny aloaky ny vavany;"
15. For thou shalt be his witness unto all men of what thou hast seen and heard.
15. car tu lui serviras de témoin, auprès de tous les hommes, des choses que tu as vues et entendues.
15. Fa ho vavolombelony amin' ny olona rehetra ianao ny amin' izay efa hitanao sy renao.
16. And now why tarriest thou? arise, and be baptized, and wash away thy sins, calling on the name of the Lord.
16. Et maintenant, que tardes-tu? Lève-toi, sois baptisé, et lavé de tes péchés, en invoquant le nom du Seigneur.
16. Ary ankehitriny inona no mampitaredretra anao? Mitsangàna, dia aoka hatao batisa ka ho sasana ho afaka amin' ny fahotanao ianao, amin' ny fiantsoana ny anaran' ny Tompo.
17. And it came to pass, that, when I was come again to Jerusalem, even while I prayed in the temple, I was in a trance;
17. De retour à Jérusalem, comme je priais dans le temple, je fus ravi en extase,
17. "Ary izao no niseho, rehefa tonga tany Jerosalema indray aho, raha mbola nivavaka tao amin' ny tempoly, dia azon-tsindrimandry;"
18. And saw him saying unto me, Make haste, and get thee quickly out of Jerusalem: for they will not receive thy testimony concerning me.
18. et je vis le Seigneur qui me disait: Hâte-toi, et sors promptement de Jérusalem, parce qu`ils ne recevront pas ton témoignage sur moi.
18. Ka nahita Azy milaza amiko hoe: Maladia ianao, ka mivoha faingana an' i Jerosalema fa tsy handray ny fanambaranao Ahy izy.
19. And I said, Lord, they know that I imprisoned and beat in every synagogue them that believed on thee:
19. Et je dis: Seigneur, ils savent eux-mêmes que je faisais mettre en prison et battre de verges dans les synagogues ceux qui croyaient en toi, et que,
19. "Dia hoy aho: Tompoko, izy ireo mahalala fa ny mino Anao dia nataoko tao an-tranomaizina sady nokapohiko tao amin' ny synagoga rehetra;"
20. And when the blood of thy martyr Stephen was shed, I also was standing by, and consenting unto his death, and kept the raiment of them that slew him.
20. lorsqu`on répandit le sang d`Étienne, ton témoin, j`étais moi-même présent, joignant mon approbation à celle des autres, et gardant les vêtements de ceux qui le faisaient mourir.
20. Ary raha nalatsaka ny ràn' i Stefana maritioranao, izaho koa dia mba nitsangana teo ka nanaiky ny famonoana azy sady nitandrina ny fitafian' izay namono azy.
21. And he said unto me, Depart: for I will send thee far hence unto the Gentiles.
21. Alors il me dit: Va, je t`enverrai au loin vers les nations...
21. Ary hoy Izy tamiko: Mandehana, fa Izaho haniraka anao handeha lavitra any amin' ny Jentilisa.
22. And they gave him audience unto this word, and then lifted up their voices, and said, Away with such a fellow from the earth: for it is not fit that he should live.
22. Ils l`écoutèrent jusqu`à cette parole. Mais alors ils élevèrent la voix, disant: Ote de la terre un pareil homme! Il n`est pas digne de vivre.
22. Ary nihaino azy hatramin' izany teny izany ny olona, dia nanandratra ny feony ka nanao hoe: Esory amin' ny tany ilehio, fa tsy tokony hovelomina izy!
23. And as they cried out, and cast off their clothes, and threw dust into the air,
23. Et ils poussaient des cris, jetaient leurs vêtements, lançaient de la poussière en l`air.
23. Ary raha niantso sy niala lamba ary nanipy vovoka ho amin' ny rivotra ireo,
24. The chief captain commanded him to be brought into the castle, and bade that he should be examined by scourging; that he might know wherefore they cried so against him.
24. Le tribun commanda de faire entrer Paul dans la forteresse, et de lui donner la question par le fouet, afin de savoir pour quel motif ils criaient ainsi contre lui.
24. Dia nasain' ny mpifehy arivo hoentina any amin' ny lapa Paoly, ary nasainy hadinina amin' ny kapoka, mba hahafantarany izay fototry ny nanakoran' ny olona azy toy izany.
25. And as they bound him with thongs, Paul said unto the centurion that stood by, Is it lawful for you to scourge a man that is a Roman, and uncondemned?
25. Lorsqu`on l`eut exposé au fouet, Paul dit au centenier qui était présent: Vous est-il permis de battre de verges un citoyen romain, qui n`est pas même condamné?
25. Ary raha namatotra azy tamin' ny kofehy hoditra izy, dia hoy Paoly tamin' ny kapiteny izay nitsangana teo: Mety aminareo va ny mikapoka lehilahy Romana izay tsy mbola nohelohina?
26. When the centurion heard that, he went and told the chief captain, saying, Take heed what thou doest: for this man is a Roman.
26. A ces mots, le centenier alla vers le tribun pour l`avertir, disant: Que vas-tu faire? Cet homme est Romain.
26. Ary ny kapiteny nony nahare izany, dia lasa nilaza tamin' ny mpifehy arivo ka nanao hoe: Tandremo izay hataonao, fa Romana io lehilahy io.
27. Then the chief captain came, and said unto him, Tell me, art thou a Roman? He said, Yea.
27. Et le tribun, étant venu, dit à Paul: Dis-moi, es-tu Romain? Oui, répondit-il.
27. Dia nankeo aminy ny mpifehy arivo ka nanao taminy hoe: Lazao amiko: Romana va ianao? Dia hoy izy: Eny.
28. And the chief captain answered, With a great sum obtained I this freedom. And Paul said, But I was free born.
28. Le tribun reprit: C`est avec beaucoup d`argent que j`ai acquis ce droit de citoyen. Et moi, dit Paul, je l`ai par ma naissance.
28. Ary ny mpifehy arivo namaly hoe: Vola be no nahazoako izany fahafahana izany. Fa hoy Paoly: Izaho kosa efa nanana izany hatry ny fony vao teraka.
29. Then straightway they departed from him which should have examined him: and the chief captain also was afraid, after he knew that he was a Roman, and because he had bound him.
29. Aussitôt ceux qui devaient lui donner la question se retirèrent, et le tribun, voyant que Paul était Romain, fut dans la crainte parce qu`il l`avait fait lier.
29. "Dia nandao azy faingana ireo olona efa hanadina azy; ary ny mpifehy arivo natahotra koa, rehefa nahalala azy fa Romana, satria efa nampamatotra azy izy."
30. On the morrow, because he would have known the certainty wherefore he was accused of the Jews, he loosed him from his bands, and commanded the chief priests and all their council to appear, and brought Paul down, and set him before them.
30. "Le lendemain, voulant savoir avec certitude de quoi les Juifs l`accusaient, le tribun lui fit ôter ses liens, et donna l`ordre aux principaux sacrificateurs et à tout le sanhédrin de se réunir; puis, faisant descendre Paul, il le plaça au milieu d`eux."
30. Ary nony ampitso, satria te-hahafantatra marina izay niampangan' ny Jiosy azy ny mpifehy arivo, dia namaha azy, ary nasainy niangona ny lohan' ny mpisorona sy ny Synedriona rehetra, ary nentiny nidina ka nampitoeriny teo anatrehany Paoly.
<
>