1. Paul, and Silvanus, and Timotheus, unto the church of the Thessalonians which is in God the Father and in the Lord Jesus Christ: Grace be unto you, and peace, from God our Father, and the Lord Jesus Christ.
1. Paul, et Silvain, et Timothée, à l`Église des Thessaloniciens, qui est en Dieu le Père et en Jésus Christ le Seigneur: que la grâce et la paix vous soient données!
1. Paoly sy Silasy ary Timoty mamangy ny fiangonan’ny Tesaloniana, izay ao amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo: ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
2. We give thanks to God always for you all, making mention of you in our prayers;
2. Nous rendons continuellement grâces à Dieu pour vous tous, faisant mention de vous dans nos prières,
2. Misaotra an' Andriamanitra mandrakariva izahay ny aminareo rehetra ka manonona anareo amin’ny fivavahanay,
3. Remembering without ceasing your work of faith, and labour of love, and patience of hope in our Lord Jesus Christ, in the sight of God and our Father;
3. nous rappelant sans cesse l`oeuvre de votre foi, le travail de votre charité, et la fermeté de votre espérance en notre Seigneur Jésus Christ, devant Dieu notre Père.
3. "Sady tsy mitsahatra mahatsiaro ny asanareo amin’ny finoana sy ny fikelezanareo aina amin’ny fitiavana ary ny faharetanareo amin’ny fanantenana ao amin’i Jesosy Kristy Tompontsika eo imason’Andriamanitra sady Raintsika;"
4. Knowing, brethren beloved, your election of God.
4. Nous savons, frères bien-aimés de Dieu, que vous avez été élus,
4. Fantatray, ry rahalahy malala, ny fifidianan’Andriamanitra anareo,
5. For our gospel came not unto you in word only, but also in power, and in the Holy Ghost, and in much assurance; as ye know what manner of men we were among you for your sake.
5. "notre Évangile ne vous ayant pas été prêché en paroles seulement, mais avec puissance, avec l`Esprit Saint, et avec une pleine persuasion; car vous n`ignorez pas que nous nous sommes montrés ainsi parmi vous, à cause de vous."
5. Fa ny filazantsaranay tsy tonga teo aminareo tamin’ny teny ihany, fa tamin’ny hery koa sy ny Fanahy Masina ary ny fahatokiana be, araka ny ahafantaranareo izay toetry ny fitondrantenanay teo aminareo noho ny aminareo.
6. And ye became followers of us, and of the Lord, having received the word in much affliction, with joy of the Holy Ghost:
6. Et vous-mêmes, vous avez été mes imitateurs et ceux du Seigneur, en recevant la parole au milieu de beaucoup de tribulations, avec la joie du Saint Esprit,
6. Ary ianareo efa nanahaka anay sy ny Tompo, satria nandray ny teny tamin’ny fahoriana be mbamin’ny hafaliana avy amin’ny Fanahy Masina,
7. So that ye were ensamples to all that believe in Macedonia and Achaia.
7. en sorte que vous êtes devenus un modèle pour tous les croyants de la Macédoine et de l`Achaïe.
7. Ka dia tonga fianarana ho an’ny mino rehetra any Masedonia sy Akaia ianareo.
8. For from you sounded out the word of the Lord not only in Macedonia and Achaia, but also in every place your faith to God-ward is spread abroad; so that we need not to speak any thing.
8. Non seulement, en effet, la parole du Seigneur a retenti de chez vous dans la Macédoine et dans l`Achaïe, mais votre foi en Dieu s`est fait connaître en tout lieu, de telle manière que nous n`avons pas besoin d`en parler.
8. Fa avy taminareo no nanenoan’ny tenin’ny Tompo, tsy tany Masedonia sy Akaia ihany, fa teny tontolo eny no nielezan’ny lazan’ny finoanareo an’Andriamanitra, ka dia tsy misy holazainay intsony.
9. For they themselves shew of us what manner of entering in we had unto you, and how ye turned to God from idols to serve the living and true God;
9. Car on raconte, à notre sujet, quel accès nous avons eu auprès de vous, et comment vous vous êtes convertis à Dieu, en abandonnant les idoles pour servir le Dieu vivant et vrai,
9. Fa ireny ihany no milaza ny aminay, dia izay fidirana azonay ho aty aminareo sy ny nialanareo tamin’ny sampy hiverenana amin’Andriamanitra mba hanompo an’Andriamanitra velona sy marina,
10. And to wait for his Son from heaven, whom he raised from the dead, even Jesus, which delivered us from the wrath to come.
10. et pour attendre des cieux son Fils, qu`il a ressuscité des morts, Jésus, qui nous délivre de la colère à venir.
10. Ary mba hiandry ny Zanany avy any an-danitra, Izay natsangany tamin’ny maty, dia Jesosy, Izay nanafaka antsika amin’ny fahatezerana ho avy.
<
>