1. O LORD, thou hast searched me, and known me.
1. Au chef des chantres. De David. Psaume. Éternel! tu me sondes et tu me connais,
1. [Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida.] JEHOVAH ô, efa nandinika ahy Ianao ka mahalala Ahy.
2. Thou knowest my downsitting and mine uprising, thou understandest my thought afar off.
2. "Tu sais quand je m`assieds et quand je me lève, Tu pénètres de loin ma pensée;"
2. Ianao mahalala ny fipetrako sy ny fitsangako, Ianao mahafantatra ny hevitro eny lavitra eny.
3. Thou compassest my path and my lying down, and art acquainted with all my ways.
3. Tu sais quand je marche et quand je me couche, Et tu pénètres toutes mes voies.
3. Voahodidinao ny lalako sy ny fandriako ary fantatrao tsara ny alehako rehetra.
4. For there is not a word in my tongue, but, lo, O LORD, thou knowest it altogether.
4. Car la parole n`est pas sur ma langue, Que déjà, ô Éternel! tu la connais entièrement.
4. Fa, indro, tsy misy teny tsy fantatrao eo amin' ny lelako, Jehovah ô.
5. Thou hast beset me behind and before, and laid thine hand upon me.
5. Tu m`entoures par derrière et par devant, Et tu mets ta main sur moi.
5. Manodidina ahy eo ivohoko sy eo anatrehako Ianao ary napetrakao tamiko ny tananao.
6. Such knowledge is too wonderful for me; it is high, I cannot attain unto it.
6. Une science aussi merveilleuse est au-dessus de ma portée, Elle est trop élevée pour que je puisse la saisir.
6. "Ny fahalalana toy izany dia mahagaga loatra amiko; avo ka tsy tratro."
7. Whither shall I go from thy spirit? or whither shall I flee from thy presence?
7. Où irais-je loin de ton esprit, Et où fuirais-je loin de ta face?
7. Aiza no hialako amin' ny Fanahinao? Aiza no handosirako tsy ho eo anatrehanao?
8. If I ascend up into heaven, thou art there: if I make my bed in hell, behold, thou art there.
8. "Si je monte aux cieux, tu y es; Si je me couche au séjour des morts, t`y voilà."
8. "Raha miakatra any an-danitra aho, dia any Ianao; raha manao ny fandriako any amin' ny helo aho, indro, any Ianao."
9. If I take the wings of the morning, and dwell in the uttermost parts of the sea;
9. Si je prends les ailes de l`aurore, Et que j`aille habiter à l`extrémité de la mer,
9. "Raha maka ny elatry ny maraina aho ka mitoetra any am-paran' ny ranomasina;"
10. Even there shall thy hand lead me, and thy right hand shall hold me.
10. Là aussi ta main me conduira, Et ta droite me saisira.
10. Na dia any aza, dia mbola tarihin' ny tananao ihany aho sy hazonin' ny tananao ankavanana.
11. If I say, Surely the darkness shall cover me; even the night shall be light about me.
11. "Si je dis: Au moins les ténèbres me couvriront, La nuit devient lumière autour de moi;"
11. "Raha hoy aho: Hanarona ahy tokoa ny haizina; na dia ny alina aza dia ho tonga fahazavana manodidina ahy."
12. Yea, the darkness hideth not from thee; but the night shineth as the day: the darkness and the light are both alike to thee.
12. Même les ténèbres ne sont pas obscures pour toi, La nuit brille comme le jour, Et les ténèbres comme la lumière.
12. "Eny, ny fahamaizinana tsy mahafina aminao; fa ny alina, dia mahazava toy ny andro: fa sahala ny maizina sy ny mazava eo anatrehanao."
13. For thou hast possessed my reins: thou hast covered me in my mother's womb.
13. C`est toi qui as formé mes reins, Qui m`as tissé dans le sein de ma mère.
13. "Fa Ianao no nahary ny voako; nanarona ahy tao an-kibon-dreniko Ianao."
14. I will praise thee; for I am fearfully and wonderfully made: marvellous are thy works; and that my soul knoweth right well.
14. Je te loue de ce que je suis une créature si merveilleuse. Tes oeuvres sont admirables, Et mon âme le reconnaît bien.
14. "Hidera anao aho fa mahatahotra sy mahatalanjona ny nanaovana ahy; mahagaga ny asanao ary fantatry ny fanahiko tsara izany."
15. My substance was not hid from thee, when I was made in secret, and curiously wrought in the lowest parts of the earth.
15. Mon corps n`était point caché devant toi, Lorsque j`ai été fait dans un lieu secret, Tissé dans les profondeurs de la terre.
15. Tsy niafina taminao ny tenako fony natao tao amin' ny miafina aho ka noforoninao hisy endrika tany ambanin' ny tany.
16. Thine eyes did see my substance, yet being unperfect; and in thy book all my members were written, which in continuance were fashioned, when as yet there was none of them.
16. "Quand je n`étais qu`une masse informe, tes yeux me voyaient; Et sur ton livre étaient tous inscrits Les jours qui m`étaient destinés, Avant qu`aucun d`eux existât."
16. Ny masonao efa nahita ny tenako, na dia fony tsy mbola àry fady, ary voasoratrao tao amin' ny bokinao ny momba ny tenako rehetra, izay nitohy ny fanamboarana azy fony tsy mbola nisy na dia iray akory aza.
17. How precious also are thy thoughts unto me, O God! how great is the sum of them!
17. Que tes pensées, ô Dieu, me semblent impénétrables! Que le nombre en est grand!
17. Endrey, sarobidy amiko koa ny hevitrao, Andriamanitra ô, endrey, ny hamaroan' ny isany!
18. If I should count them, they are more in number than the sand: when I awake, I am still with thee.
18. Si je les compte, elles sont plus nombreuses que les grains de sable. Je m`éveille, et je suis encore avec toi.
18. "Raha hanisa azy aho dia maro isa lavitra noho ny fasika izy; rehefa mifoha aho dia mbola aminao ihany."
19. Surely thou wilt slay the wicked, O God: depart from me therefore, ye bloody men.
19. O Dieu, puisses-tu faire mourir le méchant! Hommes de sang, éloignez-vous de moi!
19. "Hovonoinao mihitsy ny ratsy fanahy, Andriamanitra ô; noho izany, mialà amiko ianareo mpandatsa-drà."
20. For they speak against thee wickedly, and thine enemies take thy name in vain.
20. Ils parlent de toi d`une manière criminelle, Ils prennent ton nom pour mentir, eux, tes ennemis!
20. Fa miteny manohitra anao amin' ny faharatsiam-panahy izy ary ny fahavalonao manonona foana ny anaranao.
21. Do not I hate them, O LORD, that hate thee? and am not I grieved with those that rise up against thee?
21. Éternel, n`aurais-je pas de la haine pour ceux qui te haïssent, Du dégoût pour ceux qui s`élèvent contre toi?
21. Tsy hankahala izay mankahala Anao va aho, Jehovah ô? Ary tsy halahelo va aho ny amin' izay mitsangana hanohitra anao?
22. I hate them with perfect hatred: I count them mine enemies.
22. "Je les hais d`une parfaite haine; Ils sont pour moi des ennemis."
22. "Halako dia halako marina tokoa ireny; hisaiko ho fahavaloko ireny."
23. Search me, O God, and know my heart: try me, and know my thoughts:
23. Sonde-moi, ô Dieu, et connais mon coeur! Éprouve-moi, et connais mes pensées!
23. "Diniho aho, Andriamanitra ô ary fantaro ny foko; izahao toetra aho ary fantaro ny eritreritro;"
24. And see if there be any wicked way in me, and lead me in the way everlasting.
24. Regarde si je suis sur une mauvaise voie, Et conduis-moi sur la voie de l`éternité!
24. Ary izahao raha misy lalan-dratsy ao amiko dia tariho amin' ny lalana mandrakizay aho.
<
>