1. Therefore being justified by faith, we have peace with God through our Lord Jesus Christ:
1. Étant donc justifiés par la foi, nous avons la paix avec Dieu par notre Seigneur Jésus Christ,
1. "Koa amin' izany, satria efa nohamarinina tamin' ny finoana isika, dia manana fihavanana amin' Andriamanitra amin' ny alalan' i Jesosy Kristy Tompontsika;"
2. By whom also we have access by faith into this grace wherein we stand, and rejoice in hope of the glory of God.
2. à qui nous devons d`avoir eu par la foi accès à cette grâce, dans laquelle nous demeurons fermes, et nous nous glorifions dans l`espérance de la gloire de Dieu.
2. Tamin' ny alalany koa no efa nahazoantsika fanatonana amin' ny finoana ho amin' izao fahasoavana itoerantsika izao, ary miravoravo amin' ny fanantenana ny voninahitr' Andriamanitra.
3. And not only so, but we glory in tribulations also: knowing that tribulation worketh patience;
3. Bien plus, nous nous glorifions même des afflictions, sachant que l`affliction produit la persévérance,
3. "Ary tsy izany ihany, fa aoka isika hifaly amin' ny fahoriana aza, satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga faharetana;"
4. And patience, experience; and experience, hope:
4. la persévérance la victoire dans l`épreuve, et cette victoire l`espérance.
4. "Ary ny faharetana mahatonga fahatsapana ary ny fahatsapana mahatonga fanantenana;"
5. And hope maketh not ashamed; because the love of God is shed abroad in our hearts by the Holy Ghost which is given unto us.
5. Or, l`espérance ne trompe point, parce que l`amour de Dieu est répandu dans nos coeurs par le Saint Esprit qui nous a été donné.
5. Ary ny fanantenana dia tsy mampahamenatra, satria ny fitiavan' Andriamanitra natosaka ao am-pontsika tamin' ny alalan' ny Fanahy Masina Izay nomena antsika.
6. For when we were yet without strength, in due time Christ died for the ungodly.
6. Car, lorsque nous étions encore sans force, Christ, au temps marqué, est mort pour des impies.
6. Fa fony mbola tsy nanan-kery isika, dia maty ho an' ny ratsy fanahy Kristy tamin' ny fotoan' andro.
7. For scarcely for a righteous man will one die: yet peradventure for a good man some would even dare to die.
7. "A peine mourrait-on pour un juste; quelqu`un peut-être mourrait-il pour un homme de bien."
7. Fa saiky tsy misy olona manaiky ho faty hamonjy ny marina, fa angamba misy sahy ny ho faty ihany ny sasany hamonjy ny mpanao soa.
8. But God commendeth his love toward us, in that, while we were yet sinners, Christ died for us.
8. Mais Dieu prouve son amour envers nous, en ce que, lorsque nous étions encore des pécheurs, Christ est mort pour nous.
8. Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika fa fony mbola mpanota isika, dia maty ho antsika Kristy.
9. Much more then, being now justified by his blood, we shall be saved from wrath through him.
9. A plus forte raison donc, maintenant que nous sommes justifiés par son sang, serons-nous sauvés par lui de la colère.
9. Koa mainka aza ny hamonjeny antsika ho afaka amin' ny fahatezerana amin' ny alalany, rehefa nohamarinina tamin' ny rany isika ankehitriny.
10. For if, when we were enemies, we were reconciled to God by the death of his Son, much more, being reconciled, we shall be saved by his life.
10. Car si, lorsque nous étions ennemis, nous avons été réconciliés avec Dieu par la mort de son Fils, à plus forte raison, étant réconciliés, serons-nous sauvés par sa vie.
10. Fa raha fony mbola fahavalo aza isika no nampihavanina tamin'Andriamanitra tamin' ny nahafatesan' ny Zanany, mainka ny hamonjena antsika amin' ny fahavelomany, rehefa nampihavanina.
11. And not only so, but we also joy in God through our Lord Jesus Christ, by whom we have now received the atonement.
11. Et non seulement cela, mais encore nous nous glorifions en Dieu par notre Seigneur Jésus Christ, par qui maintenant nous avons obtenu la réconciliation.
11. Ary tsy izany ihany koa, fa mifaly amin' Andriamanitra isika amin' ny alalan' i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahazoantsika ny asa fisoloana ankehitriny.
12. Wherefore, as by one man sin entered into the world, and death by sin; and so death passed upon all men, for that all have sinned:
12. C`est pourquoi, comme par un seul homme le péché est entré dans le monde, et par le péché la mort, et qu`ainsi la mort s`est étendue sur tous les hommes, parce que tous ont péché,...
12. Koa izany dia tahaka ny nidiran' ny ota avy tamin' ny olona iray ho amin' izao tontolo izao, ary ny ota no nidiran' ny fahafatesana, ka nahatratra ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra,
13. (For until the law sin was in the world: but sin is not imputed when there is no law.
13. car jusqu`à la loi le péché était dans le monde. Or, le péché n`est pas imputé, quand il n`y a point de loi.
13. (Fa hatrany alohan' ny lalàna aza dia nisy ota tamin' izao tontolo izao: nefa tsy isaina ny ota, raha tsy misy lalàna.
14. Nevertheless death reigned from Adam to Moses, even over them that had not sinned after the similitude of Adam's transgression, who is the figure of him that was to come.
14. Cependant la mort a régné depuis Adam jusqu`à Moïse, même sur ceux qui n`avaient pas péché par une transgression semblable à celle d`Adam, lequel est la figure de celui qui devait venir.
14. Kanefa ny fahafatesana nanjaka hatramin' i Adama ka hatramin' i Mosesy, na dia tamin' izay tsy nanota tahaka ny nanotan' i Adama aza, izay tandindon' Ilay ho avy.
15. But not as the offence, so also is the free gift. For if through the offence of one many be dead, much more the grace of God, and the gift by grace, which is by one man, Jesus Christ, hath abounded unto many.
15. "Mais il n`en est pas du don gratuit comme de l`offense; car, si par l`offense d`un seul il en est beaucoup qui sont morts, à plus forte raison la grâce de Dieu et le don de la grâce venant d`un seul homme, Jésus Christ, ont-ils été abondamment répandus sur beaucoup."
15. Nefa tsy tahaka ny fahadisoana ny fanomezana maimaimpoana.Fa raha ny fahadisoan' ny anankiray no nahatonga fahafatesana ho an' ny maro, mainka ny fahasoavan' Andriamanitra, sy ny fanomezana avy amin' ny fahasoavana, avy amin' ny Olona Iray, dia Jesosy Kristy no tonga be ho an' ny maro.
16. And not as it was by one that sinned, so is the gift: for the judgment was by one to condemnation, but the free gift is of many offences unto justification.
16. "Et il n`en est pas du don comme de ce qui est arrivé par un seul qui a péché; car c`est après une seule offense que le jugement est devenu condamnation, tandis que le don gratuit devient justification après plusieurs offenses."
16. "Ary tsy tahaka ny avy amin' ny anankiray izay nanota ny fanomezana; fa noho ny nataon' ny anankiray no nisehoan' ny fitsarana ho fanamelohana, fa noho ny fahadisoana maro kosa no nisehoan' ny fanomezana maimaimpoana ho fanamarinana."
17. For if by one man's offence death reigned by one; much more they which receive abundance of grace and of the gift of righteousness shall reign in life by one, Jesus Christ.)
17. Si par l`offense d`un seul la mort a régné par lui seul, à plus forte raison ceux qui reçoivent l`abondance de la grâce et du don de la justice régneront-ils dans la vie par Jésus Christ lui seul.
17. Fa raha ny fahadisoan' ny olona anankiray no nanjakan' ny fahafatesana noho ny nataon' ny anankiray, mainka ny fandraisana fahasoavana be dia be sy ny fanomezan' ny fahamarinana no hanjaka amin' ny fiainana noho ny nataon' ny Anankiray dia Jesosy Kristy).
18. Therefore as by the offence of one judgment came upon all men to condemnation; even so by the righteousness of one the free gift came upon all men unto justification of life.
18. Ainsi donc, comme par une seule offense la condamnation a atteint tous les hommes, de même par un seul acte de justice la justification qui donne la vie s`étend à tous les hommes.
18. "Koa tahaka ny nahatongavan' ny fanamelohana ho an' ny olona rehetra noho ny fahadisoana iray; dia toy izany koa, noho ny fahamarinan' ny Anankiray no nahatongavan' ny fanomezana maimaimpoana kosa ho an' ny olona rehetra ho amin' ny fanamarinan' ny fiainana."
19. For as by one man's disobedience many were made sinners, so by the obedience of one shall many be made righteous.
19. Car, comme par la désobéissance d`un seul homme beaucoup ont été rendus pécheurs, de même par l`obéissance d`un seul beaucoup seront rendus justes.
19. Fa tahaka ny nanaovana ny maro ho mpanota noho ny tsy fankatoavan' ny olona iray, no hanaovana ny maro ho marina kosa noho ny fankatoavan' ny Anankiray.
20. Moreover the law entered, that the offence might abound. But where sin abounded, grace did much more abound:
20. Or, la loi est intervenue pour que l`offense abondât, mais là où le péché a abondé, la grâce a surabondé,
20. Ary ny lalàna dia niditra koa hahabe ny fahadisoana.Nefa teo amin' izay nihabiazan' ny ota no nihoaran' ny fahasoavana be lavitra,
21. That as sin hath reigned unto death, even so might grace reign through righteousness unto eternal life by Jesus Christ our Lord.
21. afin que, comme le péché a régné par la mort, ainsi la grâce régnât par la justice pour la vie éternelle, par Jésus Christ notre Seigneur.
21. Mba ho tahaka ny nanjakan' ny ota tao amin' ny fahafatesana no hanjakan' ny fahasoavana kosa amin' ny fahamarinana ho amin' ny fiainana mandrakizay amin' ny alalan' i Jesosy Kristy Tompontsika.
<
>