1. I commend unto you Phebe our sister, which is a servant of the church which is at Cenchrea:
1. Je vous recommande Phoebé, notre soeur, qui est diaconesse de l`Église de Cenchrées,
1. "Foiby anabavintsika, mpanompon’ny fiangonana aty Kenkrea, dia atolotro anareo;"
2. That ye receive her in the Lord, as becometh saints, and that ye assist her in whatsoever business she hath need of you: for she hath been a succourer of many, and of myself also.
2. afin que vous la receviez en notre Seigneur d`une manière digne des saints, et que vous l`assistiez dans les choses où elle aurait besoin de vous, car elle en a donné aide à plusieurs et à moi-même.
2. "Mba horaisinareo ao amin’ny Tompo izy, toy izay mendrika ny olona masina, ary mba ampianareo izy amin’ny raharaha ilany anareo; fa izy dia niahy ny maro mbamin’ny tenako koa."
3. Greet Priscilla and Aquila my helpers in Christ Jesus:
3. Saluez Prisca et Aquilas, mes compagnons d`oeuvre en Jésus Christ,
3. "Veloma amin’i Prisila sy Akoila, mpanampy ahy ao amin’i Kristy Jesosy;"
4. Who have for my life laid down their own necks: unto whom not only I give thanks, but also all the churches of the Gentiles.
4. "qui ont exposé leur tête pour sauver ma vie; ce n`est pas moi seul qui leur rends grâces, ce sont encore toutes les Églises des païens."
4. "Izy ireo dia nanolotra ny tendany hamonjy ny aiko; nefa tsy izaho ihany no misaotra azy ireo, fa ny fiangonana any amin’ny Jentilisa rehetra koa."
5. Likewise greet the church that is in their house. Salute my well-beloved Epaenetus, who is the firstfruits of Achaia unto Christ.
5. Saluez aussi l`Église qui est dans leur maison. Saluez Épaïnète, mon bien-aimé, qui a été pour Christ les prémices de l`Asie.
5. Toy izany koa, manaova veloma amin’ny fiangonana izay ao an-tranony. Veloma amin' i Epaineto malalako, izay voaloham-bokatr' i Akaia ho an' i Kristy.
6. Greet Mary, who bestowed much labour on us.
6. Saluez Marie, qui a pris beaucoup de peine pour vous.
6. Veloma amin’i Maria izay nikely aina fatratra ho antsika.
7. Salute Andronicus and Junia, my kinsmen, and my fellow-prisoners, who are of note among the apostles, who also were in Christ before me.
7. Saluez Andronicus et Junias, mes parents et mes compagnons de captivité, qui jouissent d`une grande considération parmi les apôtres, et qui même ont été en Christ avant moi.
7. Veloma amin’i Androniko sy Jonia, havako sy namako niara-nifatotra tamiko, izay malaza eo amin’ny apostoly sady tao amin’i Kristy talohako koa.
8. Greet Amplias my beloved in the Lord.
8. Saluez Amplias, mon bien-aimé dans le Seigneur.
8. Veloma amin’i Ampliato malalako ao amin’ny Tompo.
9. Salute Urbane, our helper in Christ, and Stachys my beloved.
9. Saluez Urbain, notre compagnon d`oeuvre en Christ, et Stachys, mon bien-aimé.
9. Veloma amin’i Orbano, mpanampy anay ao amin’i Kristy sy Staky malalako.
10. Salute Apelles approved in Christ. Salute them which are of Aristobulus' household.
10. Saluez Apellès, qui est éprouvé en Christ. Saluez ceux de la maison d`Aristobule.
10. Veloma amin’i Apela, ilay voazaha toetra ao amin’i Kristy. Veloma amin’ny ankohonan' i Aristobolo.
11. Salute Herodion my kinsman. Greet them that be of the household of Narcissus, which are in the Lord.
11. Saluez Hérodion, mon parent. Saluez ceux de la maison de Narcisse qui sont dans le Seigneur.
11. Veloma amin’i Herodiona havako. Veloma amin’ny ankohonan' i Narkisa, izay ao amin’ny Tompo.
12. Salute Tryphena and Tryphosa, who labour in the Lord. Salute the beloved Persis, which laboured much in the Lord.
12. Saluez Tryphène et Tryphose, qui travaillent pour le Seigneur. Saluez Perside, la bien-aimée, qui a beaucoup travaillé pour le Seigneur.
12. Veloma amin’i Tryfena sy Tryfosa izay mikely aina ao amin’ny Tompo. Veloma amin’i Persy malala, izay nikely aina fatratra tao amin’ny Tompo.
13. Salute Rufus chosen in the Lord, and his mother and mine.
13. Saluez Rufus, l`élu du Seigneur, et sa mère, qui est aussi la mienne.
13. Veloma amin’i Rofosy, ilay voafidy ao amin’ny Tompo, ary amin’ny reniny sy reniko.
14. Salute Asyncritus, Phlegon, Hermas, Patrobas, Hermes, and the brethren which are with them.
14. Saluez Asyncrite, Phlégon, Hermès, Patrobas, Hermas, et les frères qui sont avec eux.
14. Veloma amin’i Asynkrito, Flegona, Herma, Patroba, hermesy, mbamin’ny rahalahy ao aminy.
15. Salute Philologus, and Julia, Nereus, and his sister, and Olympas, and all the saints which are with them.
15. Saluez Philologue et Julie, Nérée et sa soeur, et Olympe, et tous les saints qui sont avec eux.
15. Veloma amin’i Filologo sy Jolia, Nerea sy ny anabaviny sy Olympa ary ny olona masina rehetra izay ao aminy.
16. Salute one another with an holy kiss. The churches of Christ salute you.
16. Saluez-vous les uns les autres par un saint baiser. Toutes les Églises de Christ vous saluent.
16. Mifanaova veloma amin’ny fanorohana masina. Ny fiangonana rehetra an’i Kristy manao veloma anareo.
17. Now I beseech you, brethren, mark them which cause divisions and offences contrary to the doctrine which ye have learned; and avoid them.
17. Je vous exhorte, frères, à prendre garde à ceux qui causent des divisions et des scandales, au préjudice de l`enseignement que vous avez reçu. Éloignez-vous d`eux.
17. "Fa miangavy anareo aho, ry rahalahy, mariho izay mahatonga ny fisarahana sy ny fahatafintohinana tsy araka ny foto-pampianarana efa nianaranareo; ka mialà amin’ireny."
18. For they that are such serve not our Lord Jesus Christ, but their own belly; and by good words and fair speeches deceive the hearts of the simple.
18. "Car de tels hommes ne servent point Christ notre Seigneur, mais leur propre ventre; et, par des paroles douces et flatteuses, ils séduisent les coeurs des simples."
18. "Fa tsy mba manompo an’i Jesosy Kristy Tompontsika izy ireny, fa ny kibony ihany; ary teny malefaka sady tsara lahatra no amitahany ny fon’ny kely saina."
19. For your obedience is come abroad unto all men. I am glad therefore on your behalf: but yet I would have you wise unto that which is good, and simple concerning evil.
19. "Pour vous, votre obéissance est connue de tous; je me réjouis donc à votre sujet, et je désire que vous soyez sages en ce qui concerne le bien et purs en ce qui concerne le mal."
19. "Fa efa niely any amin’ny olona rehetra ny lazan’ny fankatoavanareo. Ary faly aho noho ny aminareo; satria tiako ho hendry amin’izay tsara ianareo ary ho bodo amin’izay ratsy."
20. And the God of peace shall bruise Satan under your feet shortly. The grace of our Lord Jesus Christ be with you. Amen.
20. Le Dieu de paix écrasera bientôt Satan sous vos pieds. Que la grâce de notre Seigneur Jésus Christ soit avec vous!
20. Ary Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an’i Satana faingana eo ambanin’ny tongotrareo. Ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena.
21. Timotheus my workfellow, and Lucius, and Jason, and Sosipater, my kinsmen, salute you.
21. Timothée, mon compagnon d`oeuvre, vous salue, ainsi que Lucius, Jason et Sosipater, mes parents.
21. Manao veloma anareo Timoty, mpiara-miasa amiko, sy Losio sy Jasona ary Sosipatro havako.
22. I Tertius, who wrote this epistle, salute you in the Lord.
22. Je vous salue dans le Seigneur, moi Tertius, qui ai écrit cette lettre.
22. Izaho Tertio, izay manoratra ity epistily ity, manao veloma anareo ao amin' ny Tompo.
23. Gaius mine host, and of the whole church, saluteth you. Erastus the chamberlain of the city saluteth you, and Quartus a brother.
23. Gaïus, mon hôte et celui de toute l`Église, vous salue. Éraste, le trésorier de la ville, vous salue, ainsi que le frère Quartus.
23. Gaio, ilay itoerako sy ny fiangonana rehetra, manao veloma anareo. Erasto, mpitahiry ny volam-panjakana ato an-tanàna sy Koarto rahalahy manao veloma anareo.
24. The grace of our Lord Jesus Christ be with you all. Amen.
24. Que la grâce de notre Seigneur Jésus Christ soit avec vous tous! Amen!
24. Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena.
25. Now to him that is of power to stablish you according to my gospel, and the preaching of Jesus Christ, according to the revelation of the mystery, which was kept secret since the world began,
25. A celui qui peut vous affermir selon mon Évangile et la prédication de Jésus Christ, conformément à la révélation du mystère caché pendant des siècles,
25. Ary ho an’izay manan-kery hampiorina anareo araka ny filazantsarako sy ny fitoriana an’i Jesosy Kristy, araka ny fanambarana ny zava-miafina, izay voafina hatramin’ny niandohan’izao tontolo izao,
26. But now is made manifest, and by the scriptures of the prophets, according to the commandment of the everlasting God, made known to all nations for the obedience of faith:
26. mais manifesté maintenant par les écrits des prophètes, d`après l`ordre du Dieu éternel, et porté à la connaissance de toutes les nations, afin qu`elles obéissent à la foi,
26. Fa efa naseho ankehitriny tamin’izay soratry ny mpaminany, araka ny didin’Andriamanitra mandrakizay ka nampahafantarina any amin’ny firenena rehetra hahatonga fanekena ny finoana,
27. To God only wise, be glory through Jesus Christ for ever. Amen.
27. à Dieu, seul sage, soit la gloire aux siècles des siècles, par Jésus Christ! Amen!
27. Ho an’Andriamanitra tokana ihany sady hendry anie ny voninahitra mandrakizay amin’ny alalan’i Jesosy Kristy. Amena.(Nosoratana tany Korinto, ho an’ny Romana ary nalefan’i Foiby mpanompon’ny fiangonana tany Kenkrea).
<
>