Zebah and Zalmunna

1. And the men of Ephraim said unto him, Why hast thou served us thus, that thou calledst us not, when thou wentest to fight with the Midianites? And they did chide with him sharply.
1. Les hommes d`Éphraïm dirent à Gédéon: Que signifie cette manière d`agir envers nous? pourquoi ne pas nous avoir appelés, quand tu es allé combattre Madian? Et ils eurent avec lui une violente querelle.
1. Ary hoy ny lehilahy amin' ny Efraima tamin' i Gideona: Ahoana izao zavatra nataonao taminay izao, no tsy nantsoinao izahay, raha nandeha hiady tamin' ny Midianita ianao? Dia nanome tsiny azy mafy ireo.
2. And he said unto them, What have I done now in comparison of you? Is not the gleaning of the grapes of Ephraim better than the vintage of Abiezer?
2. Gédéon leur répondit: Qu`ai-je fait en comparaison de vous? Le grappillage d`Éphraïm ne vaut-il pas mieux que la vendange d`Abiézer?
2. Fa hoy Gideona taminy: Zinona izao nataoko izao, raha miohatra amin' izay nataonareo? Tsy tsara va ny fitsimponam-boalobok' i Efraima noho ny fiotazam-boalobok' i Abiezera?
3. God hath delivered into your hands the princes of Midian, Oreb and Zeeb: and what was I able to do in comparison of you? Then their anger was abated toward him, when he had said that.
3. C`est entre vos mains que Dieu a livré les chefs de Madian, Oreb et Zeeb. Qu`ai-je donc pu faire en comparaison de vous? Lorsqu`il eut ainsi parlé, leur colère contre lui s`apaisa.
3. "Teo an-tananareo no nanoloran' Andriamanitra ny andrianan' ny Midiana, dia Oreba sy Zeba; ary inona no azoko atao, raha miohatra amin' ny nataonareo? Ary rehefa nilaza izany teny izany Gideona, dia nitony ny fahatezeran' ireo taminy."
4. And Gideon came to Jordan, and passed over, he, and the three hundred men that were with him, faint, yet pursuing them.
4. Gédéon arriva au Jourdain, et il le passa, lui et les trois cents hommes qui étaient avec lui, fatigués, mais poursuivant toujours.
4. Ary Gideona nankany Jordana, ka nita izy sy ny telonjato lahy teo aminy, na dia efa reraka aza, mbola nanenjika ihany.
5. And he said unto the men of Succoth, Give, I pray you, loaves of bread unto the people that follow me; for they be faint, and I am pursuing after Zebah and Zalmunna, kings of Midian.
5. Il dit aux gens de Succoth: Donnez, je vous prie, quelques pains au peuple qui m`accompagne, car ils sont fatigués, et je suis à la poursuite de Zébach et de Tsalmunna, rois de Madian.
5. "Ary hoy izy tamin' ny mponina tao Sokota; Masìna ianareo, mba omeo sombi-mofo ny olona manaraka ahy fa reraka izy, ary izaho dia manenjika an' i Zebaha sy Zalmona, mpanjakan' ny Midiana."
6. And the princes of Succoth said, Are the hands of Zebah and Zalmunna now in thine hand, that we should give bread unto thine army?
6. Les chefs de Succoth répondirent: La main de Zébach et de Tsalmunna est-elle déjà en ton pouvoir, pour que nous donnions du pain à ton armée?
6. Fa hoy ireo andrianan' i Sokota: Moa efa voahazon' ny tananao ankehitriny va ny tanan' i Zebaha sy Zalmona, no homenay mofo ny miaramilanao?
7. And Gideon said, Therefore when the LORD hath delivered Zebah and Zalmunna into mine hand, then I will tear your flesh with the thorns of the wilderness and with briers.
7. Et Gédéon dit: Eh bien! lorsque l`Éternel aura livré entre mes mains Zébach et Tsalmunna, je broierai votre chair avec des épines du désert et avec des chardons.
7. Dia hoy Gideona: Rehefa voatolotr' i Jehovah eo an-tanako Zebaha sy Zalmona, dia handalasiko amin' ny tsilo avy any an' efitra sy ny sampivato ny nofonareo.
8. And he went up thence to Penuel, and spake unto them likewise: and the men of Penuel answered him as the men of Succoth had answered him.
8. De là il monta à Penuel, et il fit aux gens de Penuel la même demande. Ils lui répondirent comme avaient répondu ceux de Succoth.
8. "Ary niakatra avy teo izy ka nankany Penoela, dia nanao teny tahaka izany koa tamin' ny olona tao; ary ny mponina tao Penoela koa dia namaly azy tahaka ny navalin' ny mponina tao Sokota ihany."
9. And he spake also unto the men of Penuel, saying, When I come again in peace, I will break down this tower.
9. Et il dit aussi aux gens de Penuel: Quand je reviendrai en paix, je renverserai cette tour.
9. Dia niteny tamin' ny mponina tao Penoela izy ka nanao hoe: Raha tafaverina soa aman-tsara aho, dia horavako ity tilikambo ity.
10. Now Zebah and Zalmunna were in Karkor, and their hosts with them, about fifteen thousand men, all that were left of all the hosts of the children of the east: for there fell an hundred and twenty thousand men that drew sword.
10. "Zébach et Tsalmunna étaient à Karkor et leur armée avec eux, environ quinze mille hommes, tous ceux qui étaient restés de l`armée entière des fils de l`Orient; cent vingt mille hommes tirant l`épée avaient été tués."
10. "Ary Zebaha sy Zalmona dia tonga tao Karkora mbamin' ny miaramila teo aminy, tokony ho dimy arivo sy iray alin-dahy, dia izay sisa rehetra tamin' ny miaramila rehetra an' ny zanaky ny atsinanana; fa ny maty kosa dia roa alina sy iray hetsy, samy lehilahy mpitan-tsabatra avokoa ireo."
11. And Gideon went up by the way of them that dwelt in tents on the east of Nobah and Jogbehah, and smote the host: for the host was secure.
11. Gédéon monta par le chemin de ceux qui habitent sous les tentes, à l`orient de Nobach et de Jogbeha, et il battit l`armée qui se croyait en sûreté.
11. Ary Gideona niakatra tamin' ny lalan' ny mpitoetra an-day, atsinanan' i Noba sy Jogbeha, ka namely ny toby, raha mbola ilay tsy nanampo iny ny miaramila.
12. And when Zebah and Zalmunna fled, he pursued after them, and took the two kings of Midian, Zebah and Zalmunna, and discomfited all the host.
12. "Zébach et Tsalmunna prirent la fuite; Gédéon les poursuivit, il s`empara des deux rois de Madian, Zébach et Tsalmunna, et il mit en déroute toute l`armée."
12. Ary rehefa nandositra Zebaha sy Zalmona dia nanenjika azy ireo izy, ka nisambotra ny mpanjaka roa amin' ny Midiana, dia Zebaha sy Zalmona, ary nampifanaritahany ny miaramila rehetra.
13. And Gideon the son of Joash returned from battle before the sun was up,
13. Gédéon, fils de Joas, revint de la bataille par la montée de Hérès.
13. Ary niverina avy tamin' ny ady Gideona, zanak' i Joasy, raha tsy mbola niposaka ny masoandro,
14. And caught a young man of the men of Succoth, and enquired of him: and he described unto him the princes of Succoth, and the elders thereof, even threescore and seventeen men.
14. Il saisit d`entre les gens de Succoth un jeune homme qu`il interrogea, et qui lui mit par écrit les noms des chefs et des anciens de Succoth, soixante-dix-sept hommes.
14. "Ary nisambotra zatovo tamin' ny mponina tao Sokota izy ka nanontany azy; dia nosoritan' ilay zatovo taminy ireo andrianan' i Sokota sy ny loholona tao, ka fito amby fitopolo lahy izy."
15. And he came unto the men of Succoth, and said, Behold Zebah and Zalmunna, with whom ye did upbraid me, saying, Are the hands of Zebah and Zalmunna now in thine hand, that we should give bread unto thy men that are weary?
15. Puis il vint auprès des gens de Succoth, et dit: Voici Zébach et Tsalmunna, au sujet desquels vous m`avez insulté, en disant: La main de Zébach et de Tsalmunna est-elle déjà en ton pouvoir, pour que nous donnions du pain à tes hommes fatigués?
15. Ary Gideona dia nankany amin' ny mponina tao Sokota ka nanao hoe: Indreo Zebaha sy Zalmona, izay nandatsanareo ahy hoe: Moa efa voahazon' ny tananao ankehitriny va ny tanan' i Zebaha sy Zalmona, no homenay mofo ny olonao efa reraka?
16. And he took the elders of the city, and thorns of the wilderness and briers, and with them he taught the men of Succoth.
16. Et il prit les anciens de la ville, et châtia les gens de Succoth avec des épines du désert et avec des chardons.
16. Dia naka ny loholona tao an-tanàna izy, ary tsilo avy tany an' efitra sy sampivato, ka ireny no namaizany ny mponina tao Sokota.
17. And he beat down the tower of Penuel, and slew the men of the city.
17. Il renversa aussi la tour de Penuel, et tua les gens de la ville.
17. Ary nandrava ny tilikambo tao Penoela izy ka namono ny lehilahy tao an-tanàna.
18. Then said he unto Zebah and Zalmunna, What manner of men were they whom ye slew at Tabor? And they answered, As thou art, so were they; each one resembled the children of a king.
18. Il dit à Zébach et à Tsalmunna: Comment étaient les hommes que vous avez tués au Thabor? Ils répondirent: Ils étaient comme toi, chacun avait l`air d`un fils de roi.
18. "Dia hoy izy tamin' i Zebaha sy Zalmona: Lehilahy toy inona ange izay novonoinareo tany Tabara? Ary hoy ireo: tahaka anao ihany izy; nitarehin-janaka mpanjaka avokoa izy rehetra."
19. And he said, They were my brethren, even the sons of my mother: as the LORD liveth, if ye had saved them alive, I would not slay you.
19. Il dit: C`étaient mes frères, fils de ma mère. L`Éternel est vivant! si vous les eussiez laissés vivre, je ne vous tuerais pas.
19. Ary hoy izy: Rahalahiko, zanaky ny reniko, ireo. Raha velona koa Jehovah, dia tsy mba hovonoiko ianareo, raha novelominareo ireo.
20. And he said unto Jether his firstborn, Up, and slay them. But the youth drew not his sword: for he feared, because he was yet a youth.
20. Et il dit à Jéther, son premier-né: Lève-toi, tue-les! Mais le jeune homme ne tira point son épée, parce qu`il avait peur, car il était encore un enfant.
20. Ary hoy izy tamin' i Jatera lahimatoany:Mitsangàna, ka vonoy izy roa lahy. Fa ilay zatovo tsy nanatsoaka ny sabany, fa natahotra, satria mbola tanora izy.
21. Then Zebah and Zalmunna said, Rise thou, and fall upon us: for as the man is, so is his strength. And Gideon arose, and slew Zebah and Zalmunna, and took away the ornaments that were on their camels' necks.
21. Zébach et Tsalmunna dirent: Lève-toi toi-même, et tue-nous! car tel est l`homme, telle est sa force. Et Gédéon se leva, et tua Zébach et Tsalmunna. Il prit ensuite les croissants qui étaient aux cous de leurs chameaux.
21. "Ary hoy Zebaha sy Zalmona: Aoka ianao no hitsangana hamely anay; fa araka ny toetry ny olona ihany ny heriny. Dia nitsangana Gideona ka namono an' i Zebaha sy Zalmona ary naka ny ravaka, izay teo amin' ny vozon' ny ramevany."

Gideon's Ephod

22. Then the men of Israel said unto Gideon, Rule thou over us, both thou, and thy son, and thy son's son also: for thou hast delivered us from the hand of Midian.
22. Les hommes d`Israël dirent à Gédéon: Domine sur nous, et toi, et ton fils, et le fils de ton fils, car tu nous as délivrés de la main de Madian.
22. "Dia hoy ny lehilahy amin' ny Isiraely tamin' i Gideona: Manapaha anay ianao sy ny zanakao ary koa ny zafinao; fa efa nanafaka anay tamin' ny tanan' ny Midiana ianao."
23. And Gideon said unto them, I will not rule over you, neither shall my son rule over you: the LORD shall rule over you.
23. "Gédéon leur dit: Je ne dominerai point sur vous, et mes fils ne domineront point sur vous; c`est l`Éternel qui dominera sur vous."
23. "Fa hoy Gideona taminy: Tsy hanapaka anareo aho, ary tsy hanapaka anareo koa ny zanako; Jehovah no hanapaka anareo."
24. And Gideon said unto them, I would desire a request of you, that ye would give me every man the earrings of his prey. (For they had golden earrings, because they were Ishmaelites.)
24. Gédéon leur dit: J`ai une demande à vous faire: donnez-moi chacun les anneaux que vous avez eus pour butin. -Les ennemis avaient des anneaux d`or, car ils étaient Ismaélites. -
24. "Ary hoy Gideona taminy: Zavatra iray loha monja no mba angatahiko aminareo: aoka samy hanome ahy ny kavina izay avy amin' ny babony avy ianareo; (fa nanana kavim-bolamena ireny, satria Isimaelita)."
25. And they answered, We will willingly give them. And they spread a garment, and did cast therein every man the earrings of his prey.
25. Ils dirent: Nous les donnerons volontiers. Et ils étendirent un manteau, sur lequel chacun jeta les anneaux de son butin.
25. Dia namaly ireo hoe: Omenay an-tsitrapo izany. Dia namelatra lamba ny olona, ka samy nanipy tao ny kavina avy tamin' ny babony.
26. And the weight of the golden earrings that he requested was a thousand and seven hundred shekels of gold; beside ornaments, and collars, and purple raiment that was on the kings of Midian, and beside the chains that were about their camels' necks.
26. Le poids des anneaux d`or que demanda Gédéon fut de mille sept cents sicles d`or, sans les croissants, les pendants d`oreilles, et les vêtements de pourpre que portaient les rois de Madian, et sans les colliers qui étaient aux cous de leurs chameaux.
26. Ary ny lanjan' ny kavim-bolamena nangatahiny dia sekely volamena fiton-jato amby arivo, afa-tsy ny ravaka sy ny kavina voavola sy ny lamba volomparasy izay teny amin' ireo mpanjakan' ny Midiana, ary ny rojo, izay teny amin' ny vozon' ny rameva.
27. And Gideon made an ephod thereof, and put it in his city, even in Ophrah: and all Israel went thither a whoring after it: which thing became a snare unto Gideon, and to his house.
27. "Gédéon en fit un éphod, et il le plaça dans sa ville, à Ophra, où il devint l`objet des prostitutions de tout Israël; et il fut un piège pour Gédéon et pour sa maison."
27. "Dia nataon' i Gideona efoda ireo, ka nataony tao an-tanànany, dia tao Ofra; ary ny Isiraely rehetra nankany hijangajanga nanaraka izany efoda izany; ary tonga fandrika tamin' i Gideona sy ny ankohonany izany."

Gideon's Death

28. Thus was Midian subdued before the children of Israel, so that they lifted up their heads no more. And the country was in quietness forty years in the days of Gideon.
28. Madian fut humilié devant les enfants d`Israël, et il ne leva plus la tête. Et le pays fut en repos pendant quarante ans, durant la vie de Gédéon.
28. Dia resy teo anoloan' ny Zanak' Isiraely ny Midiana ka tsy nahatraka ny lohany intsony. Dia nandry efapolo taona ny tany tamin' ny andron' i Gideona.
29. And Jerubbaal the son of Joash went and dwelt in his own house.
29. Jerubbaal, fils de Joas, s`en retourna, et demeura dans sa maison.
29. Dia nandeha Jerobala, zanak' i Joasy, ka nitoetra tao an-tranony.
30. And Gideon had threescore and ten sons of his body begotten: for he had many wives.
30. Gédéon eut soixante-dix fils, issus de lui, car il eut plusieurs femmes.
30. Ary Gideona nanan-janaka fitopolo lahy izay naterany: fa maro vady izy.
31. And his concubine that was in Shechem, she also bare him a son, whose name he called Abimelech.
31. Sa concubine, qui était à Sichem, lui enfanta aussi un fils, à qui on donna le nom d`Abimélec.
31. Ary ny vaditsindranony, izay tany Sekema, dia niteraka zazalahy taminy koa, ka ny anarany nataony hoe Abimeleka.
32. And Gideon the son of Joash died in a good old age, and was buried in the sepulchre of Joash his father, in Ophrah of the Abiezrites.
32. "Gédéon, fils de Joas, mourut après une heureuse vieillesse; et il fut enterré dans le sépulcre de Joas, son père, à Ophra, qui appartenait à la famille d`Abiézer."
32. Dia maty Gideona, zanak' i Joasy, rehefa tratrantitra tsara, ka nalevina tao amin' ny fasan' i Joasy rainy tao Ofra an' ny Abiezrita izy.
33. And it came to pass, as soon as Gideon was dead, that the children of Israel turned again, and went a whoring after Baalim, and made Baalberith their god.
33. Lorsque Gédéon fut mort, les enfants d`Israël recommencèrent à se prostituer aux Baals, et ils prirent Baal Berith pour leur dieu.
33. Ary izao no niseho, raha vao maty Gideona dia niverina indray ny Zanak' Isiraely ka nijangajanga nanaraka ireo Bala, ary nanao an' i Bala-berita ho andriamaniny.
34. And the children of Israel remembered not the LORD their God, who had delivered them out of the hands of all their enemies on every side:
34. Les enfants d`Israël ne se souvinrent point de l`Éternel, leur Dieu, qui les avait délivrés de la main de tous les ennemis qui les entouraient.
34. Ary ny Zanak' Isiraely tsy nahatsiaro an' i Jehovah Andriamaniny, izay nanafaka azy tamin' ny tanan' ny fahavalony rehetra manodidina,
35. Neither shewed they kindness to the house of Jerubbaal, namely, Gideon, according to all the goodness which he had shewed unto Israel.
35. Et ils n`eurent point d`attachement pour la maison de Jerubbaal, de Gédéon, après tout le bien qu`il avait fait à Israël.
35. Ary tsy naneho fahamoram-panahy tamin' ny taranak' i Jerobala izy ireo, araka izay soa rehetra nasehon' i Gideona tamin' ny Isiraely.
<
>