A Message About Egypt

1. The word of the LORD which came to Jeremiah the prophet against the Gentiles;
1. La parole de l`Éternel qui fut adressée à Jérémie, le prophète, sur les nations.
1. Ny tenin' i Jehovah izay tonga tamin' i Jeremia mpaminany ny amin' ny jentilisa.
2. Against Egypt, against the army of Pharaohnecho king of Egypt, which was by the river Euphrates in Carchemish, which Nebuchadrezzar king of Babylon smote in the fourth year of Jehoiakim the son of Josiah king of Judah.
2. Sur l`Égypte. Sur l`armée de Pharaon Neco, roi d`Égypte, qui était près du fleuve de l`Euphrate, à Carkemisch, et qui fut battue par Nebucadnetsar, roi de Babylone, la quatrième année de Jojakim, fils de Josias, roi de Juda.
2. Ny amin' i Egypta: Ny amin' ny miaramilan' i Farao-neko, mpanjakan' i Egypta, izay teny amoron' ny ony Eofrata, tany Karkemisy, dia ilay resin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Joiakima, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda:
3. Order ye the buckler and shield, and draw near to battle.
3. Préparez le petit et le grand bouclier, Et marchez au combat!
3. "Mitaova amin' ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe, ka mandrosoa hiady;"
4. Harness the horses; and get up, ye horsemen, and stand forth with your helmets; furbish the spears, and put on the brigandines.
4. Attelez les chevaux, Montez, cavaliers! Paraissez avec vos casques, Polissez vos lances, Revêtez la cuirasse!...
4. "Fehezo amin' ny kalesy ny soavaly, ary itaingeno ny soavaly fitaingina; mijoroa tsara ianareo, ka samia misatroka fiarovan-doha; fotsio ny lefona, miakanjoa ny akanjo fiarovan-tena."
5. Wherefore have I seen them dismayed and turned away back? and their mighty ones are beaten down, and are fled apace, and look not back: for fear was round about, saith the LORD.
5. "Que vois-je? Ils ont peur, ils reculent; Leurs vaillants hommes sont battus; Ils fuient sans se retourner... L`épouvante est de toutes parts, dit l`Éternel."
5. "Nahoana no nahitako azy nivadi-po sy niambohoary ny maheriny dia efa ripaka, sady niezaka nandositra izy, ka tsy miherika akory; satria misy tahotra manodidina, hoy Jehovah."
6. Let not the swift flee away, nor the mighty man escape; they shall stumble, and fall toward the north by the river Euphrates.
6. Que le plus léger ne trouve aucun salut dans la fuite, Que le plus vaillant n`échappe pas! Au septentrion, sur les rives de l`Euphrate, Ils chancellent, ils tombent.
6. "Aoka tsy handositra ny haingan-tongotra, na hitsoaka ny mahery; any avaratra eo amoron' ny ony Eofrata no hahatafintohina sy hahalavo azy."
7. Who is this that cometh up as a flood, whose waters are moved as the rivers?
7. Qui est celui qui s`avance comme le Nil, Et dont les eaux sont agitées comme les torrents?
7. Iza moa izato mizotra tahaka ny tondra-drano ary ny onjany misamboaravoara toy ny renirano?
8. Egypt riseth up like a flood, and his waters are moved like the rivers; and he saith, I will go up, and will cover the earth; I will destroy the city and the inhabitants thereof.
8. C`est l`Égypte. Elle s`avance comme le Nil, Et ses eaux sont agitées comme les torrents. Elle dit: Je monterai, je couvrirai la terre, Je détruirai les villes et leurs habitants.
8. "Egypta mizotra tahaka ny tondra-drano ary ny ranony misamboaravoara toy ny renirano, ary hoy izy: Hizotra aho ka hanafotra ny tany; haringako ny tanàna sy ny mponina ao aminy."
9. Come up, ye horses; and rage, ye chariots; and let the mighty men come forth; the Ethiopians and the Libyans, that handle the shield; and the Lydians, that handle and bend the bow.
9. Montez, chevaux! précipitez-vous, chars! Qu`ils se montrent, les vaillants hommes, Ceux d`Éthiopie et de Puth qui portent le bouclier, Et ceux de Lud qui manient et tendent l`arc!
9. Miakara, ianareo soavaly, ary miriota ianareo kalesy, ary aoka hivoaka ny lehilahy mahery, dia ny Etiopiana sy ny Libyana izay mitana ampinga, ary ny Lydiana izay mitana sy manenjana ny tsipìka.
10. For this is the day of the Lord GOD of hosts, a day of vengeance, that he may avenge him of his adversaries: and the sword shall devour, and it shall be satiate and made drunk with their blood: for the Lord GOD of hosts hath a sacrifice in the north country by the river Euphrates.
10. "Ce jour est au Seigneur, à l`Éternel des armées; C`est un jour de vengeance, où il se venge de ses ennemis. L`épée dévore, elle se rassasie, Elle s`enivre de leur sang. Car il y a des victimes du Seigneur, de l`Éternel des armées, Au pays du septentrion, sur les rives de l`Euphrate."
10. "Fa izao andro izao dia an' i Jehovah Tompon' ny maro, ho andro famaliana hamaliany ny fahavalony; ary ny sabatra hihinana ka ho voky sy ho mamon' ny ràn' ireo; fa ny Tompo, dia Jehovah Tompon' ny maro, no mamono zavatra hatao fanatitra any amin' ny tany avaratra ao amoron' ny ony Eofrata."
11. Go up into Gilead, and take balm, O virgin, the daughter of Egypt: in vain shalt thou use many medicines; for thou shalt not be cured.
11. Monte en Galaad, prends du baume, Vierge, fille de l`Égypte! En vain tu multiplies les remèdes, Il n`y a point de guérison pour toi.
11. "Miakara any Gileada, ka makà Balsama ry virijina, zanakavavin' i Egypta; foana ny hampiasanao fanafody maro, fa tsy ho sitrana ianao."
12. The nations have heard of thy shame, and thy cry hath filled the land: for the mighty man hath stumbled against the mighty, and they are fallen both together.
12. Les nations apprennent ta honte, Et tes cris remplissent la terre, Car les guerriers chancellent l`un sur l`autre, Ils tombent tous ensemble.
12. "Efa ren' ny firenena ny henatrao, ary ny fiantsoantsoanao nanenika ny tany; fa mifandona ny samy mahery, ka miara-lavo izy roa tonta."
13. The word that the LORD spake to Jeremiah the prophet, how Nebuchadrezzar king of Babylon should come and smite the land of Egypt.
13. La parole qui fut adressée par l`Éternel à Jérémie, le prophète, sur l`arrivée de Nebucadnetsar, roi de Babylone, qui voulait frapper le pays d`Égypte.
13. Ny teny izay nolazain' i Jehovah tamin' i Jeremia mpaminany ny amin' ny hiavian' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, hamely ny tany Egypta.
14. Declare ye in Egypt, and publish in Migdol, and publish in Noph and in Tahpanhes: say ye, Stand fast, and prepare thee; for the sword shall devour round about thee.
14. Annoncez-le en Égypte, Publiez-le à Migdol, Publiez-le à Noph et à Tachpanès! Dites: Lève-toi, prépare-toi, Car l`épée dévore autour de toi!
14. "Ambaraonareo any Egypta, ary aelezo any Migdola, ary aelezo any Nofa sy any Tapanesa, ka ataovy hoe: Mijoroa tsara ianao ka miomàna; fa handringana manodidina anao ny sabatra."
15. Why are thy valiant men swept away? they stood not, because the LORD did drive them.
15. Pourquoi tes vaillants hommes sont-ils emportés? Ils ne tiennent pas ferme, car l`Éternel les renverse.
15. Nahoana no voapoaka ny lehilahy maherinao Tsy nahajoro izy, satria Jehovah no nandroaka azy.
16. He made many to fall, yea, one fell upon another: and they said, Arise, and let us go again to our own people, and to the land of our nativity, from the oppressing sword.
16. "Il en fait chanceler un grand nombre; Ils tombent l`un sur l`autre, et ils disent: Allons, retournons vers notre peuple, Dans notre pays natal, Loin du glaive destructeur!"
16. "Efa nandavo ny maro izy, ary lavo nifanindry ireo; dia hoy ireo: Mitsangàna, ka andeha isika hiverina indray ho any amin' ny firenentsika, sy ho any amin' ny tany nahaterahantsika ho afaka amin' ny sabatra mandoza."
17. They did cry there, Pharaoh king of Egypt is but a noise; he hath passed the time appointed.
17. "Là, on s`écrie: Pharaon, roi d`Égypte, Ce n`est qu`un bruit; il a laissé passer le moment."
17. Nitaraina tany izy hoe: Tabataba foana Farao, mpanjakan' i Egypta, efa nandiso ny fotoana izy.
18. As I live, saith the King, whose name is the LORD of hosts, Surely as Tabor is among the mountains, and as Carmel by the sea, so shall he come.
18. Je suis vivant! dit le roi, Dont l`Éternel des armées est le nom, Comme le Thabor parmi les montagnes, Comme le Carmel qui s`avance dans la mer, il viendra.
18. Raha velona koa Aho, hoy ny mpanjaka, Jehovah Tompon' ny maro, no anarany: Tahaka an' i Tabara amin' ny tendrombohitra, sy tahaka an' i Karmela ao amoron-dranomasina, dia ho tahaka izany no hiaviany.
19. O thou daughter dwelling in Egypt, furnish thyself to go into captivity: for Noph shall be waste and desolate without an inhabitant.
19. Fais ton bagage pour la captivité, Habitante, fille de L`Égypte! Car Noph deviendra un désert, Elle sera ravagée, elle n`aura plus d`habitants.
19. "Ianao ry zanakavavy mponina ao Egypta, mifeheza entana hoentinao any amin' ny fahababoana; fa ho tonga tany simba sy lao Nofa ary tsy hisy mponina."
20. Egypt is like a very fair heifer, but destruction cometh; it cometh out of the north.
20. L`Égypte est une très belle génisse... Le destructeur vient du septentrion, il arrive...
20. Egypta dia tahaka ny ombivavy kely tena tsara tarehy, fa avy ny fandringanana, tonga avy any avaratra izany.
21. Also her hired men are in the midst of her like fatted bullocks; for they also are turned back, and are fled away together: they did not stand, because the day of their calamity was come upon them, and the time of their visitation.
21. Ses mercenaires aussi sont au milieu d`elle comme des veaux engraissés. Et eux aussi, ils tournent le dos, ils fuient tous sans résister. Car le jour de leur malheur fond sur eux, Le temps de leur châtiment.
21. "Na dia ny olona karamaina ao aminy aza, dia tahaka ny ombilahy kely mifahy, ireny koa dia mihodina ka samy mandositra avokoa; tsy nahajanona izy, fa efa tonga taminy ny andro ahitany loza, dia ny andro amaliana azy."
22. The voice thereof shall go like a serpent; for they shall march with an army, and come against her with axes, as hewers of wood.
22. "Sa voix se fait entendre comme celle du serpent; Car ils s`avancent avec une armée, Ils marchent contre elle avec des haches, Pareils à des bûcherons."
22. "Ny feony dia ho toy ny fikasaotsaoky ny menarana mandeha; fa mandeha mitondra miaramila izy ka avy hamely azy amin' ny famaky toy ny mpikapa hazo."
23. They shall cut down her forest, saith the LORD, though it cannot be searched; because they are more than the grasshoppers, and are innumerable.
23. "Ils abattent sa forêt, dit l`Éternel, Bien qu`elle soit impénétrable; Car ils sont plus nombreux que les sauterelles, On ne pourrait les compter."
23. "Hokapainy ny alany, hoy Jehovah, satria efa mikirindro loatra; fa maro noho ny valala izy ka tsy tambo isaina."
24. The daughter of Egypt shall be confounded; she shall be delivered into the hand of the people of the north.
24. La fille de l`Égypte est confuse, Elle est livrée entre les mains du peuple du septentrion.
24. "Ho very hevitra ny zanakavavin' i Egypta; hatolotra eo an-tanan' ny olona any avaratra izy."
25. The LORD of hosts, the God of Israel, saith; Behold, I will punish the multitude of No, and Pharaoh, and Egypt, with their gods, and their kings; even Pharaoh, and all them that trust in him:
25. L`Éternel des armées, le Dieu d`Israël, dit: Voici, je vais châtier Amon de No, Pharaon, l`Égypte, ses dieux et ses rois, Pharaon et ceux qui se confient en lui.
25. "Hoy Jehovah Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hofaiziko ny maroben' i No ary Farao sy Egypta, mbamin' ny andriamaniny sy ny mpanjakany, dia Farao sy izay rehetra matoky azy ;"
26. And I will deliver them into the hand of those that seek their lives, and into the hand of Nebuchadrezzar king of Babylon, and into the hand of his servants: and afterward it shall be inhabited, as in the days of old, saith the LORD.
26. "Je les livrerai entre les mains de ceux qui en veulent à leur vie, Entre les mains de Nebucadnetsar, roi de Babylone, Et entre les mains de ses serviteurs; Et après cela, l`Égypte sera habitée comme aux jours d`autrefois, Dit l`Éternel."
26. "Ary hatolotro eo an-tanan' izay mitady ny ainy izy, dia eo an-tanan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, sy eo an-tanan' ny mpanompony; ary aorian' izany, dia honenana toy ny tamin' ny andro fahiny izy, hoy Jehovah."
27. But fear not thou, O my servant Jacob, and be not dismayed, O Israel: for, behold, I will save thee from afar off, and thy seed from the land of their captivity; and Jacob shall return, and be in rest and at ease, and none shall make him afraid.
27. "Et toi, mon serviteur Jacob, ne crains pas; Ne t`effraie pas, Israël! Car je te délivrerai de la terre lointaine, Je délivrerai ta postérité du pays où elle est captive; Jacob reviendra, il jouira du repos et de la tranquillité, Et il n`y aura personne pour le troubler."
27. "Fa aza matahotra ianao ry Jakoba mpanompoko ô, ary aza mivadi-po ry Israely ô, fa indro hovonjeko avy any amin' ny lavitra ianao, ary ny taranakao avy any amin' ny tanin' ny fahababoany; dia hiverina Jakoba ka hiadana, eny handry fahizay, ka tsy hisy hampahatahotra azy."
28. Fear thou not, O Jacob my servant, saith the LORD: for I am with thee; for I will make a full end of all the nations whither I have driven thee: but I will not make a full end of thee, but correct thee in measure; yet will I not leave thee wholly unpunished.
28. "Toi, mon serviteur Jacob, ne crains pas! dit l`Éternel; Car je suis avec toi. J`anéantirai toutes les nations parmi lesquelles je t`ai dispersé, Mais toi, je ne t`anéantirai pas; Je te châtierai avec équité, Je ne puis pas te laisser impuni."
28. Aza matahotra ianao, ry Jakoba mpanompoko ô! hoy Jehovah, fa momba anao Aho, fa na dia holevoniko aza ny firenena rehetra izay nandroahako anao, Ianao tsy mba holevoniko, nefa kosa hofaiziko araka ny antonony ianao fa tsy avelako tsy hofaizina ianao.
<
>