1. Now it came to pass in the seventh month, that Ishmael the son of Nethaniah the son of Elishama, of the seed royal, and the princes of the king, even ten men with him, came unto Gedaliah the son of Ahikam to Mizpah; and there they did eat bread together in Mizpah.
1. Au septième mois, Ismaël, fils de Nethania, fils d`Élischama, de la race royale, vint avec des grands du roi et dix hommes auprès de Guedalia, fils d`Achikam, à Mitspa. Là, ils mangèrent ensemble à Mitspa.
1. "Ary izao no niseho, tamin' ny volana fahafito dia tonga tany amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama, tao Mizpa Isimaela, zanak' i Netania, zanak' i Elisama, taranaky ny mpanjaka, sy ny mpanapaky ny mpanjaka, ary nisy folo lahy niaraka taminy; ary niara-nihinan-kanina tao Mizpa izy."
2. Then arose Ishmael the son of Nethaniah, and the ten men that were with him, and smote Gedaliah the son of Ahikam the son of Shaphan with the sword, and slew him, whom the king of Babylon had made governor over the land.
2. "Alors Ismaël, fils de Nethania, se leva avec les dix hommes dont il était accompagné, et ils frappèrent avec l`épée Guedalia, fils d`Achikam, fils de Schaphan; il fit ainsi mourir celui que le roi de Babylone avait établi gouverneur du pays."
2. Dia nitsangana Isimaela, zanak' i Netania, sy ireo olona folo lahy niaraka taminy ka namely sabatra an' i Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, dia nahafaty ilay efa nataon' ny mpanjakan' i Babylona ho mpanapaka ny tany.
3. Ishmael also slew all the Jews that were with him, even with Gedaliah, at Mizpah, and the Chaldeans that were found there, and the men of war.
3. Ismaël tua encore tous les juifs qui étaient auprès de Guedalia à Mitspa, et les Chaldéens qui se trouvaient là, les gens de guerre.
3. Ary ny Jiosy rehetra izay tao aminy, dia izay tao amin' i Gedalia tao Mizpa, sy ny Kaldeana izay hita tao ary ny miaramila dia novonoin' Isimaela avokoa.
4. And it came to pass the second day after he had slain Gedaliah, and no man knew it,
4. Le second jour après l`assassinat de Guedalia, tandis que personne n`en savait rien,
4. Ary izao no niseho, nony ampitson' ny andro namonoany an' i Gedalia, ary tsy nisy nahalala izany,
5. That there came certain from Shechem, from Shiloh, and from Samaria, even fourscore men, having their beards shaven, and their clothes rent, and having cut themselves, with offerings and incense in their hand, to bring them to the house of the LORD.
5. "il arriva de Sichem, de Silo et de Samarie, quatre-vingts hommes, qui avaient la barbe rasée et les vêtements déchirés, et qui s`étaient fait des incisions; ils portaient des offrandes et de l`encens, pour les présenter à la maison de l`Éternel."
5. Dia nisy valopolo lahy avy tany Sekema sy Silo ary Samaria, izay samy mihara-bolombava, sady voatriatra ny fitafiany, ary voatetika ny tenany, nitondra fanatitra sy ditin-kazo mani-pofona teny an-tanany hoentina ao an-tranon' i Jehovah.
6. And Ishmael the son of Nethaniah went forth from Mizpah to meet them, weeping all along as he went: and it came to pass, as he met them, he said unto them, Come to Gedaliah the son of Ahikam.
6. "Ismaël, fils de Nethania, sortit de Mitspa au-devant d`eux; il marchait en pleurant. Lorsqu`il les rencontra, il leur dit: Venez vers Guedalia, fils d`Achikam."
6. Ary Isimaela, zanak' i Netania, dia nivoaka avy tao Mizpa hitsena azy sady nitomany teny am-pandehanana, ary izao no niseho, nony efa nihaona taminy izy, dia niteny taminy hoe: Mankanesa any amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama.
7. And it was so, when they came into the midst of the city, that Ishmael the son of Nethaniah slew them, and cast them into the midst of the pit, he, and the men that were with him.
7. Et quand ils furent au milieu de la ville, Ismaël, fils de Nethania, les égorgea et les jeta dans la citerne, avec l`aide des gens qui l`accompagnaient.
7. Ary izao no zava-nisy, nony tonga tao afovoan' ny tanàna izy ireo, dia novonoin' Isimaela, zanak' i Netania, mbamin' ny olona nanaraka azy izy ka nariany tao anaty lavaka famorian-drano.
8. But ten men were found among them that said unto Ishmael, Slay us not: for we have treasures in the field, of wheat, and of barley, and of oil, and of honey. So he forbare, and slew them not among their brethren.
8. Mais il se trouva parmi eux dix hommes, qui dirent à Ismaël: Ne nous fais pas mourir, car nous avons des provisions cachées dans les champs, du froment, de l`orge, de l`huile et du miel. Alors il les épargna, et ne les fit pas mourir avec leurs frères.
8. "Fa nisy folo lahy tamin' ireo nanao tamin' Isimaela hoe: Aza vonoina izahay; fa manan-tahiry any an-tsaha izahay, dia vary tritika sy vary hordea sy diloilo ary tantely.Ka dia nijanona izy, fa tsy namono ireo tahaka ny efa nataony tamin' ny namany."
9. Now the pit wherein Ishmael had cast all the dead bodies of the men, whom he had slain because of Gedaliah, was it which Asa the king had made for fear of Baasha king of Israel: and Ishmael the son of Nethaniah filled it with them that were slain.
9. "La citerne dans laquelle Ismaël jeta tous les cadavres des hommes qu`il tua près de Guedalia est celle qu`avait construite le roi Asa, lorsqu`il craignait Baescha, roi d`Israël; c`est cette citerne qu`Ismaël, fils de Nethania, remplit de cadavres."
9. Ary ilay lavaka nanarian' Isimaela ny fatin' ny olona rehetra, izay novonoiny noho ny amin' i Gedalia, dia ilay efa nataon' i Asa mpanjaka noho ny tahony an' i Basa mpanjakan' ny Isiraely, dia nofenoin' Isimaela, zanak' i Netania ireo izay voavono.
10. Then Ishmael carried away captive all the residue of the people that were in Mizpah, even the king's daughters, and all the people that remained in Mizpah, whom Nebuzaradan the captain of the guard had committed to Gedaliah the son of Ahikam: and Ishmael the son of Nethaniah carried them away captive, and departed to go over to the Ammonites.
10. "Ismaël fit prisonniers tous ceux qui restaient à Mitspa, les filles du roi et tous ceux du peuple qui y demeuraient, et que Nebuzaradan, chef des gardes, avait confiés à Guedalia, fils d`Achikam; Ismaël, fils de Nethania, les emmena captifs, et partit pour passer chez les Ammonites."
10. "Ary nentin' Isimaela ho babo ny olona rehetra izay sisa tao Mizpa, na ny vehivavy zanak' andriana, na ny olona rehetra izay sisa tao Mizpa, izay napetrak' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, tao amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama; eny, Isimaela, zanak' i Netania, nitondra azy ireny ho babo, ka dia lasa niala nankany amin' ny taranak' i Amona izy."
11. But when Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were with him, heard of all the evil that Ishmael the son of Nethaniah had done,
11. Jochanan, fils de Karéach, et tous les chefs des troupes qui étaient avec lui, furent informés de tout le mal qu`avait fait Ismaël, fils de Nethania.
11. Fa nony ren' i Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy ny ratsy rehetra nataon' Isimaela, zanak' i Netania,
12. Then they took all the men, and went to fight with Ishmael the son of Nethaniah, and found him by the great waters that are in Gibeon.
12. Ils prirent tous les hommes, et se mirent en marche pour attaquer Ismaël, fils de Nethania. Ils le trouvèrent près des grandes eaux de Gabaon.
12. Dia novoriny ny lehilahy rehetra ka nentiny niady tamin' Isimaela, zanak' i Netania, ary hitany teo amoron' ny rano be ao Gibeona izy.
13. Now it came to pass, that when all the people which were with Ishmael saw Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were with him, then they were glad.
13. "Quand tout le peuple qui était avec Ismaël vit Jochanan, fils de Karéach, et tous les chefs des troupes avec lui, il en eut de la joie;"
13. Ary izao no niseho, ny olona rehetra izay tao amin' i Isimaela, nony nahita an' i Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy dia faly.
14. So all the people that Ishmael had carried away captive from Mizpah cast about and returned, and went unto Johanan the son of Kareah.
14. et tout le peuple qu`Ismaël avait emmené de Mitspa se retourna, et vint se joindre à Jochanan, fils de Karéach.
14. Ary ny olona rehetra izay nentin' Isimaela ho babo avy tany Mizpa dia nitodika ka niverina nanatona an' i Johanana, zanak' i Karea,
15. But Ishmael the son of Nethaniah escaped from Johanan with eight men, and went to the Ammonites.
15. Mais Ismaël, fils de Nethania, se sauva avec huit hommes devant Jochanan, et alla chez les Ammonites.
15. Fa Isimaela, zanak' i Netania, sy ny olona valo lahy kosa dia afaka nandositra an' i Johanana ka lasa nankany amin' ny taranak' i Amona.

Flight to Egypt

16. Then took Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were with him, all the remnant of the people whom he had recovered from Ishmael the son of Nethaniah, from Mizpah, after that he had slain Gedaliah the son of Ahikam, even mighty men of war, and the women, and the children, and the eunuchs, whom he had brought again from Gibeon:
16. Jochanan, fils de Karéach, et tous les chefs des troupes qui étaient avec lui, prirent tout le reste du peuple, et le délivrèrent des mains d`Ismaël, fils de Nethania, lorsqu`il l`emmenait de Mitspa, après avoir tué Guedalia, fils d`Achikam. Hommes de guerre, femmes, enfants, eunuques, Jochanan les ramena depuis Gabaon.
16. "Ary Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy dia nitondra ny olona sisa rehetra izay voavonjiny ho afaka tamin' Isimaela, zanak' i Netania, avy tany Mizpa, taorian' ny namonoany an' i Gedalia, zanak' i Ahikama, dia ny lehilahy mahery mpiady sy ny zaza amam-behivavy ary ny ionoka, izay nentiny niverina avy tany Gibeona;"
17. And they departed, and dwelt in the habitation of Chimham, which is by Bethlehem, to go to enter into Egypt,
17. Ils se mirent en marche, et s`arrêtèrent à l`hôtellerie de Kimham près de Bethléhem, pour se retirer ensuite en Égypte,
17. Ary dia lasa izy ireo ka nitoetra tao amin' ny fonenan' i kimama, izay ao akaikin' i Betlehema, mba handehanany hankany Egypta,
18. Because of the Chaldeans: for they were afraid of them, because Ishmael the son of Nethaniah had slain Gedaliah the son of Ahikam, whom the king of Babylon made governor in the land.
18. loin des Chaldéens dont ils avaient peur, parce qu`Ismaël, fils de Nethania, avait tué Guedalia, fils d`Achikam, que le roi de Babylone avait établi gouverneur du pays.
18. "Noho ny amin' ny Kaldeana; fa natahotra azy izy, satria Isimaela, zanak' i Netania, efa namono an' i Gedalia, zanak' i Ahikama, izay notendren' ny mpanjakan' i Babylona ho mpanapaka ny tany."
<
>