God's Day of Vengeance and Redemption

1. Who is this that cometh from Edom, with dyed garments from Bozrah? this that is glorious in his apparel, travelling in the greatness of his strength? I that speak in righteousness, mighty to save.
1. Qui est celui-ci qui vient d`Édom, De Botsra, en vêtements rouges, En habits éclatants, Et se redressant avec fierté dans la plénitude de sa force? -C`est moi qui ai promis le salut, Qui ai le pouvoir de délivrer. -
1. Iza moa Ity avy any Edoma, dia avy any Bozra, ka mena mangatrakatraka ny fitafiany, dia Ity Izay mareva-pitafiana sy miandranandrana amin' ny haben' ny heriny? Izaho Izay miteny amin' ny fahamarinana sady manan-kery hamonjy,
2. Wherefore art thou red in thine apparel, and thy garments like him that treadeth in the winefat?
2. Pourquoi tes habits sont-ils rouges, Et tes vêtements comme les vêtements de celui qui foule dans la cuve? -
2. Nahoana no mena ny fitafianao, ary ny akanjonao no tahaka ny an' izay manosihosy ny famiazam-boaloboka?
3. I have trodden the winepress alone; and of the people there was none with me: for I will tread them in mine anger, and trample them in my fury; and their blood shall be sprinkled upon my garments, and I will stain all my raiment.
3. "J`ai été seul à fouler au pressoir, Et nul homme d`entre les peuples n`était avec moi; Je les ai foulés dans ma colère, Je les ai écrasés dans ma fureur; Leur sang a jailli sur mes vêtements, Et j`ai souillé tous mes habits."
3. "Nanosihosy ny famiazam-boaloboka irery Aho; fa tsy mba nisy niaraka tamiko ny avy tamin' ny firenena na dia iray akory aza; fa hanitsaka ireny amin' ny fahatezerako Aho, sy hanosihosy azy amin' ny fahavinirako, dia hipitipitihan' ny rany ny fitafiako, ka ho voalotoko ny akanjoko rehetra."
4. For the day of vengeance is in mine heart, and the year of my redeemed is come.
4. Car un jour de vengeance était dans mon coeur, Et l`année de mes rachetés est venue.
4. Fa efa ato am-poko ny andro hamaliako, ary tonga ny taonan' ny voavotro.
5. And I looked, and there was none to help; and I wondered that there was none to uphold: therefore mine own arm brought salvation unto me; and my fury, it upheld me.
5. "Je regardais, et personne pour m`aider; J`étais étonné, et personne pour me soutenir; Alors mon bras m`a été en aide, Et ma fureur m`a servi d`appui."
5. Nitsinjo Aho, nefa tsy nisy hamonjy, ary talanjona Aho, satria tsy nisy hanohana, ka dia ny sandriko ihany no nanao famonjena ho Ahy, ary ny fahavinirako no nanohana Ahy.
6. And I will tread down the people in mine anger, and make them drunk in my fury, and I will bring down their strength to the earth.
6. J`ai foulé des peuples dans ma colère, Je les ai rendus ivres dans ma fureur, Et j`ai répandu leur sang sur la terre.
6. Hanitsaka firenena amin' ny fahatezerako Aho, sady hampahaleony azy amin' ny fahavinirako ary hampietry ny heriny amin' ny tany.

Praise and Prayer

7. I will mention the lovingkindnesses of the LORD, and the praises of the LORD, according to all that the LORD hath bestowed on us, and the great goodness toward the house of Israel, which he hath bestowed on them according to his mercies, and according to the multitude of his lovingkindnesses.
7. "Je publierai les grâces de l`Éternel, les louanges de l`Éternel, D`après tout ce que l`Éternel a fait pour nous; Je dirai sa grande bonté envers la maison d`Israël, Qu`il a traitée selon ses compassions et la richesse de son amour."
7. Ny fiantran' i Jehovah no hambarako, dia ny fiderana an' i Jehovah araka izay rehetra nataon' i Jehovah tamintsika sy ny haben' ny fahasoavana tamin' ny taranak' Isiraely, izay nomeny azy araka ny famindrampony, sy araka ny haben' ny fiantrany.
8. For he said, Surely they are my people, children that will not lie: so he was their Saviour.
8. Il avait dit: Certainement ils sont mon peuple, Des enfants qui ne seront pas infidèles! Et il a été pour eux un sauveur.
8. "Fa hoy Izy: oloko tokoa ireo, dia zanaka tsy mba handainga; ka dia Mpamonjy azy Izy."
9. In all their affliction he was afflicted, and the angel of his presence saved them: in his love and in his pity he redeemed them; and he bare them, and carried them all the days of old.
9. "Dans toutes leurs détresses ils n`ont pas été sans secours, Et l`ange qui est devant sa face les a sauvés; Il les a lui-même rachetés, dans son amour et sa miséricorde, Et constamment il les a soutenus et portés, aux anciens jours."
9. "Tamin' ny fahoriany rehetra dia niory koa Izy, ary Ilay Anjelin' ny tavany no namonjy ireo; ny fitiavany sy ny famindrampony no nanavotany azy sy nivimbinany azy ary nitondrany azy tamin' ny andro taloha ela rehetra."
10. But they rebelled, and vexed his holy Spirit: therefore he was turned to be their enemy, and he fought against them.
10. "Mais ils ont été rebelles, ils ont attristé son esprit saint; Et il est devenu leur ennemi, il a combattu contre eux."
10. "Fa ireo kosa dia niodina ka nanome alahelo ny Fanahy Masiny; dia tonga fahavalony Izy ka niady taminy."
11. Then he remembered the days of old, Moses, and his people, saying, Where is he that brought them up out of the sea with the shepherd of his flock? where is he that put his holy Spirit within him?
11. "Alors son peuple se souvint des anciens jours de Moïse: Où est celui qui les fit monter de la mer, Avec le berger de son troupeau? Où est celui qui mettait au milieu d`eux son esprit saint;"
11. Ary izy dia nahatsiaro ny andro taloha ela, dia i Mosesy, sy ny olony nanao hoe: aiza Ilay nitondra azy ireo mbamin' ny mpiandry ondriny niakatra avy tamin' ny ranomasina? Aiza Ilay nametraka ny Fanahiny masina tao anatiny?
12. That led them by the right hand of Moses with his glorious arm, dividing the water before them, to make himself an everlasting name?
12. "Qui dirigea la droite de Moïse, Par son bras glorieux; Qui fendit les eaux devant eux, Pour se faire un nom éternel;"
12. Izay nitarika azy tamin' ny sandriny be voninahitra teo ankavanan' i Mosesy, ka nampisaraka ny rano teo anoloany, mba hanaovany anarana mandrakizay ho azy?
13. That led them through the deep, as an horse in the wilderness, that they should not stumble?
13. Qui les dirigea au travers des flots, Comme un coursier dans le désert, Sans qu`ils bronchassent?
13. Dia Ilay nitondra azy nita ny rano lalina, tahaka ny fandehan' ny soavaly any an' efitra, ka tsy tafintohina izy?
14. As a beast goeth down into the valley, the Spirit of the LORD caused him to rest: so didst thou lead thy people, to make thyself a glorious name.
14. Comme la bête qui descend dans la vallée, L`esprit de l`Éternel les a menés au repos. C`est ainsi que tu as conduit ton peuple, Pour te faire un nom glorieux.
14. "Tahaka ny fidinan' ny biby ho any an-dohasaha no nanomezan' ny Fanahin' i Jehovah fitsaharana ho azy; tahaka izany no nitondranao ny olonao mba hanaovana anarana be voninahitra ho Anao."
15. Look down from heaven, and behold from the habitation of thy holiness and of thy glory: where is thy zeal and thy strength, the sounding of thy bowels and of thy mercies toward me? are they restrained?
15. Regarde du ciel, et vois, De ta demeure sainte et glorieuse: Où sont ton zèle et ta puissance? Le frémissement de tes entrailles et tes compassions Ne se font plus sentir envers moi.
15. "Mitsinjova eny an-danitra, ary mijere eny amin' ny fonenan' ny fahamasinanao sy ny voninahitrao; aiza ny fahasaro-piaronao sy ny asanao lehibe? Ny fandevilevin' ny kibonao sy ny famindramponao amiko? voasakana va ireny?"
16. Doubtless thou art our father, though Abraham be ignorant of us, and Israel acknowledge us not: thou, O LORD, art our father, our redeemer; thy name is from everlasting.
16. "Tu es cependant notre père, Car Abraham ne nous connaît pas, Et Israël ignore qui nous sommes; C`est toi, Éternel, qui es notre père, Qui, dès l`éternité, t`appelles notre sauveur."
16. Tsy isalasalana fa Ianao no Rainay, na dia tsy mahalala anay aza Abrahama, ary Isiraely tsy mahafantatra anay, Ianao Jehovah ô no rainay, mpanavotra anay, hatrizay hatrizay ny Anaranao.
17. O LORD, why hast thou made us to err from thy ways, and hardened our heart from thy fear? Return for thy servants' sake, the tribes of thine inheritance.
17. Pourquoi, ô Éternel, nous fais-tu errer loin de tes voies, Et endurcis-tu notre coeur contre ta crainte? Reviens, pour l`amour de tes serviteurs, Des tribus de ton héritage!
17. Jehovah ô, nahoana no nampiala anay tamin' ny lalanao Ianao ka nampaniasia anay sady nanamafy ny fonay tsy hatahotra Anao? Miverena noho ny amin' ny mpanomponao, dia ny firenena lovanao.
18. The people of thy holiness have possessed it but a little while: our adversaries have trodden down thy sanctuary.
18. "Ton peuple saint n`a possédé le pays que peu de temps; Nos ennemis ont foulé ton sanctuaire."
18. "Vetivety foana no nananan' ny olonao masina ny tany; ny fahavalonay efa nanitsaka ny fitoeranao masina."
19. We are thine: thou never barest rule over them; they were not called by thy name.
19. Nous sommes depuis longtemps comme un peuple que tu ne gouvernes pas, Et qui n`est point appelé de ton nom...
19. "Anao izahay; tsy mbola notapahinao hatrizay hatrizay ireny, sady tsy mba nantsoina tamin' ny anaranao akory."
<
>