Gods of Babylon

1. Bel boweth down, Nebo stoopeth, their idols were upon the beasts, and upon the cattle: your carriages were heavy loaden; they are a burden to the weary beast.
1. "Bel s`écroule, Nebo tombe; On met leurs idoles sur des animaux, sur des bêtes; Vous les portiez, et les voilà chargées, Devenues un fardeau pour l`animal fatigué!"
1. "Mangozohozo Bela, efa miraika Nebo, ny sampiny dia nampitondraina ny biby folahina sy ny biby fiompy; ny zavatra fitòndranareo dia asampy ka tonga enta-mavesatra entin' ireo biby reraka."
2. They stoop, they bow down together; they could not deliver the burden, but themselves are gone into captivity.
2. Ils sont tombés, ils se sont écroulés ensemble, Ils ne peuvent sauver le fardeau, Et ils s`en vont eux-mêmes en captivité.
2. "Miraika sy mangozohozo avokoa izy, ka tsy mahavonjy ny entana akory; fa na dia ny tenany aza dia lasan-ko babo koa."
3. Hearken unto me, O house of Jacob, and all the remnant of the house of Israel, which are borne by me from the belly, which are carried from the womb:
3. Écoutez-moi, maison de Jacob, Et vous tous, restes de la maison d`Israël, Vous que j`ai pris à ma charge dès votre origine, Que j`ai portés dès votre naissance!
3. Mihainoa ahy, ry taranak' i Jakoba sy izay sisa rehetra amin' ny taranak' Isiraely, izay nobabena hatrany an-kibo sy nentina hatrany am-bohoka:
4. And even to your old age I am he; and even to hoar hairs will I carry you: I have made, and I will bear; even I will carry, and will deliver you.
4. "Jusqu`à votre vieillesse je serai le même, Jusqu`à votre vieillesse je vous soutiendrai; Je l`ai fait, et je veux encore vous porter, Vous soutenir et vous sauver."
4. Na dia mandra-pahantitrareo aza, dia tsy miova Aho, ary mandra-pahafotsivolo anareo, dia Izaho ihany no hitondra anareo. Izaho no nanao ka Izaho ihany no hitrotro, eny, Izaho no hitondra sy hanafaka anareo.
5. To whom will ye liken me, and make me equal, and compare me, that we may be like?
5. A qui me comparerez-vous, pour le faire mon égal? A qui me ferez-vous ressembler, pour que nous soyons semblables?
5. Hampitovinareo amin' iza moa Aho, sy amin' iza no hanoharanareo Ahy, ary iza no hataonareo ho tahaka Ahy mba hitahany amiko?
6. They lavish gold out of the bag, and weigh silver in the balance, and hire a goldsmith; and he maketh it a god: they fall down, yea, they worship.
6. "Ils versent l`or de leur bourse, Et pèsent l`argent à la balance; Ils paient un orfèvre, pour qu`il en fasse un dieu, Et ils adorent et se prosternent."
6. Izay mandraraka volamena avy ao an-kitapo sy mandanja volafotsy amin' ny mizana, dia manakarama mpanefy volamena mba hanao izany ho andriamanitra, hiankohofany sy hivavahany.
7. They bear him upon the shoulder, they carry him, and set him in his place, and he standeth; from his place shall he not remove: yea, one shall cry unto him, yet can he not answer, nor save him out of his trouble.
7. "Ils le portent, ils le chargent sur l`épaule, Ils le mettent en place, et il y reste; Il ne bouge pas de sa place; Puis on crie vers lui, mais il ne répond pas, Il ne sauve pas de la détresse."
7. "Dia batainy ho eny an-tsorony iny ka entiny ary apetrany eo amin' ny fitoerany iny, ka dia mitoetra eo; tsy mahay miala eo amin' ny fitoerany iny; eny, na dia misy mitaraina aminy aza, dia tsy mahay mamaly izy, na mahavonjy azy amin' ny fahoriany."
8. Remember this, and shew yourselves men: bring it again to mind, O ye transgressors.
8. Souvenez-vous de ces choses, et soyez des hommes! Pécheurs, rentrez en vous-mêmes!
8. "Tsarovy izany, ka misehoa ho lehilahy ianareo; avereno ao an-tsainareo indray izany, ry mpiodina."
9. Remember the former things of old: for I am God, and there is none else; I am God, and there is none like me,
9. "Souvenez-vous de ce qui s`est passé dès les temps anciens; Car je suis Dieu, et il n`y en a point d`autre, Je suis Dieu, et nul n`est semblable à moi."
9. "Tsarovy ny zavatra taloha, izay efa lasa ela; fa Izaho no Andriamanitra, fa tsy misy hafa; Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy tahaka Ahy,"
10. Declaring the end from the beginning, and from ancient times the things that are not yet done, saying, My counsel shall stand, and I will do all my pleasure:
10. "J`annonce dès le commencement ce qui doit arriver, Et longtemps d`avance ce qui n`est pas encore accompli; Je dis: Mes arrêts subsisteront, Et j`exécuterai toute ma volonté."
10. Izay manambara ny farany hatramin' ny voalohany, ary nanambara hatramin' ny ela izay tsy mbola natao akory, dia Ilay manao hoe: Ho to ny fikasako, ary hefaiko ny sitrapoko rehetra,
11. Calling a ravenous bird from the east, the man that executeth my counsel from a far country: yea, I have spoken it, I will also bring it to pass; I have purposed it, I will also do it.
11. "C`est moi qui appelle de l`orient un oiseau de proie, D`une terre lointaine un homme pour accomplir mes desseins, Je l`ai dit, et je le réaliserai; Je l`ai conçu, et je l`exécuterai."
11. "Izay miantso vorona mpihaza avy any atsinanana, dia lehilahy avy any an-tany lavitra hahefa ny fikasako; eny, efa niteny izany Aho no hahatanteraka azy koa, sady nikasa Aho no hahefa koa."
12. Hearken unto me, ye stouthearted, that are far from righteousness:
12. Écoutez-moi, gens endurcis de coeur, Ennemis de la droiture!
12. Mihainoa Ahy, ianareo madi-po, izay lavitra ny fahamarinana:
13. I bring near my righteousness; it shall not be far off, and my salvation shall not tarry: and I will place salvation in Zion for Israel my glory.
13. "Je fais approcher ma justice: elle n`est pas loin; Et mon salut: il ne tardera pas. Je mettrai le salut en Sion, Et ma gloire sur Israël."
13. "Hampanatoniko ny fahamarinako, ka tsy ho lavitra intsony; ary ny famonjeko tsy hitaredretra; fa hametraka famonjena ao Ziona Aho ho an' ny Isiraely, izay voninahitro."
<
>