1. Send ye the lamb to the ruler of the land from Sela to the wilderness, unto the mount of the daughter of Zion.
1. Envoyez les agneaux au souverain du pays, Envoyez-les de Séla, par le désert, A la montagne de la fille de Sion.
1. Atero ny zanak' ondrin' ny mpanapaka ny tany, hatrao Sela ka mamaky ny efitra, hatramin' ny tendrombohitry ny zanakavavin' i Ziona.
2. For it shall be, that, as a wandering bird cast out of the nest, so the daughters of Moab shall be at the fords of Arnon.
2. Tel un oiseau fugitif, telle une nichée effarouchée, Telles seront les filles de Moab, au passage de l`Arnon. -
2. Fa izao no hisy, tahaka ny vorona notairina niala tamin' ny akaniny ka mirenireny foana, dia ho toy izany ny zanakavavin' i Moaba ao amin' ny fitàna any Arnona.
3. Take counsel, execute judgment; make thy shadow as the night in the midst of the noonday; hide the outcasts; bewray not him that wandereth.
3. Donne conseil, fais justice, Couvre-nous en plein midi de ton ombre comme de la nuit, Cache ceux que l`on poursuit, Ne trahis pas le fugitif!
3. "Makà saina, manaova ny rariny; ataovy tahaka ny alina ny alokao, na dia amin' ilay andro mitataovovonana iny aza; afeno izay voaroaka, ary aza aseho izay mandositra!"
4. Let mine outcasts dwell with thee, Moab; be thou a covert to them from the face of the spoiler: for the extortioner is at an end, the spoiler ceaseth, the oppressors are consumed out of the land.
4. Laisse séjourner chez toi les exilés de Moab, Sois pour eux un refuge contre le dévastateur! Car l`oppression cessera, la dévastation finira, Celui qui foule le pays disparaîtra.
4. "Aoka hitoetra ao aminao ny oloko voaroaka, ry Moaba; aoka ho fiarovana ho azy amin' ny mpanimba ianao; tapitra ny mpanao an-keriny, nitsahatra ny mpanimba, levona tsy ho amin' ny tany ny mpanosihosy."
5. And in mercy shall the throne be established: and he shall sit upon it in truth in the tabernacle of David, judging, and seeking judgment, and hasting righteousness.
5. "Et le trône s`affermira par la clémence; Et l`on y verra siéger fidèlement, dans la maison de David, Un juge ami du droit et zélé pour la justice. -"
5. Ary ny sezafiandrianana dia hampitoerina amin' ny famindrampo ary izy hipetraka eo aminy amin' ny fahamarinana ao an-dain' i Davida ka hitsara sy handinika izay rariny sady ho faingam-pamoaka ny marina.
6. We have heard of the pride of Moab; he is very proud: even of his haughtiness, and his pride, and his wrath: but his lies shall not be so.
6. Nous entendons l`orgueil du superbe Moab, Sa fierté et sa hauteur, son arrogance et ses vains discours.
6. Efa renay ny fiavonavonan' i Moaba, fatra-piavonavona loatra izy, dia ny fireharehany sy ny fiavonavonany sy ny fahatezerany, nefa tsy ho araka izany ny laingany.
7. Therefore shall Moab howl for Moab, every one shall howl: for the foundations of Kirhareseth shall ye mourn; surely they are stricken.
7. "C`est pourquoi Moab gémit sur Moab, tout gémit; Vous soupirez sur les ruines de Kir Haréseth, Profondément abattus."
7. "Ary noho izany Moaba dia hidradradradra an' i Moaba, eny, samy hidradradradra avokoa izy rehetra; fa hitomany ny faharavan' i Kira-haresa ianareo ka ho ory indrindra."
8. For the fields of Heshbon languish, and the vine of Sibmah: the lords of the heathen have broken down the principal plants thereof, they are come even unto Jazer, they wandered through the wilderness: her branches are stretched out, they are gone over the sea.
8. "Car les campagnes de Hesbon languissent; Les maîtres des nations ont brisé les ceps de la vigne de Sibma, Qui s`étendaient jusqu`à Jaezer, qui erraient dans le désert: Les rameaux se prolongeaient, et allaient au delà de la mer."
8. "Fa malazo avokoa ny sahan' i Hesbona sy ny voalobok' i Sibma; norantsanan' ny andrianan' ny jentilisa ny sakeliny; tonga hatrany Jazera sy nisandrahaka tany an' efitra izy, ny sampany nandadilady ka tafita ny ranomasina."
9. Therefore I will bewail with the weeping of Jazer the vine of Sibmah: I will water thee with my tears, O Heshbon, and Elealeh: for the shouting for thy summer fruits and for thy harvest is fallen.
9. "Aussi je pleure sur la vigne de Sibma, comme sur Jaezer; Je vous arrose de mes larmes, Hesbon, Élealé! Car sur votre récolte et sur votre moisson Est venu fondre un cri de guerre."
9. "Koa izany no hitomaniako ny voalobok' i Sibma, miaraka amin' ny fitomaniana an' i Jazera; handena anao amin' ny ranomasoko aho, ry Hesbona sy Elale; fa ny fihobiana amin' ny vokatrao lohataona sy ny fararanonao dia foana."
10. And gladness is taken away, and joy out of the plentiful field; and in the vineyards there shall be no singing, neither shall there be shouting: the treaders shall tread out no wine in their presses; I have made their vintage shouting to cease.
10. "La joie et l`allégresse ont disparu des campagnes; Dans les vignes, plus de chants, plus de réjouissances! Le vendangeur ne foule plus le vin dans les cuves; J`ai fait cesser les cris de joie."
10. "Ny hafaliana sy ny haravoravoana efa nesorina tamin' ny saha mahavokatra, ka tsy hisy hoby na horakoraka ao amin' ny tanimboaloboka; ny mpanosihosy tsy hanosihosy divay ao amin' ny famiazana intsony; efa natsahatro ny fihobiana amin' ny fararano."
11. Wherefore my bowels shall sound like an harp for Moab, and mine inward parts for Kirharesh.
11. Aussi mes entrailles frémissent sur Moab, comme une harpe, Et mon coeur sur Kir Harès.
11. Koa noho izany ny tsinaiko dia mitaraina manao feon' ny harpa noho ny amin' i Moaba, ary ny ato anatiko noho ny amin' i Kira-haresa.
12. And it shall come to pass, when it is seen that Moab is weary on the high place, that he shall come to his sanctuary to pray; but he shall not prevail.
12. "On voit Moab, qui se fatigue sur les hauts lieux; Il entre dans son sanctuaire pour prier, et il ne peut rien obtenir."
12. Ary izao no hiseho, rehefa hita fa sasatra ao amin' ny fitoerana avo Moaba, ka hankao amin' ny fitoerany masina mba hivavaka, dia tsy hahazo na inona na inona izy.
13. This is the word that the LORD hath spoken concerning Moab since that time.
13. Telle est la parole que l`Éternel a prononcée dès longtemps sur Moab.
13. Izany no tenin' i Jehovah nataony fahiny ny amin' i Moaba.
14. But now the LORD hath spoken, saying, Within three years, as the years of an hireling, and the glory of Moab shall be contemned, with all that great multitude; and the remnant shall be very small and feeble.
14. "Et maintenant l`Éternel parle, et dit: Dans trois ans, comme les années d`un mercenaire, La gloire de Moab sera l`objet du mépris, Avec toute cette grande multitude; Et ce qui restera sera peu de chose, presque rien."
14. Ary ankehitriny Jehovah dia efa niteny hoe: ao anatin' ny telo taona, tahaka ny taonan' ny mpikarama, dia ho tsinontsinona ny voninahitr' i Moaba, na dia manana vahoaka betsaka aza, ary izay sisa dia ho vitsy sy osa.
<
>