1. For every high priest taken from among men is ordained for men in things pertaining to God, that he may offer both gifts and sacrifices for sins:
1. En effet, tout souverain sacrificateur pris du milieu des hommes est établi pour les hommes dans le service de Dieu, afin de présenter des offrandes et des sacrifice pour les péchés.
1. Fa ny mpisoronabe rehetra dia alaina amin’ny olona ka tendrena ho solon’ny olona hanao ny raharahan’Andriamanitra, hanatitra fanomezana sy fanatitra hanafaka ota,
2. Who can have compassion on the ignorant, and on them that are out of the way; for that he himself also is compassed with infirmity.
2. Il peut être indulgent pour les ignorants et les égarés, puisque la faiblesse est aussi son partage.
2. "Dia olona izay mahay mitondra mora ny tsy mahalala sy ny mania, satria ny tenany koa mba hodidinin’ny fahalemena ihany;"
3. And by reason hereof he ought, as for the people, so also for himself, to offer for sins.
3. Et c`est à cause de cette faiblesse qu`il doit offrir des sacrifices pour ses propres péchés, comme pour ceux du peuple.
3. Ary noho izany dia tsy maintsy hanao fanatitra hanafaka ota ho an’ny tenany koa izy, toy ny ataony ho an’ny olona ihany.
4. And no man taketh this honour unto himself, but he that is called of God, as was Aaron.
4. Nul ne s`attribue cette dignité, s`il n`est appelé de Dieu, comme le fut Aaron.
4. Ary tsy misy maka izany voninahitra izany ho an’ny tenany afa-tsy izay nantsoin’Andriamanitra, tahaka an’i Arona.
5. So also Christ glorified not himself to be made an high priest; but he that said unto him, Thou art my Son, to day have I begotten thee.
5. Et Christ ne s`est pas non plus attribué la gloire de devenir souverain sacrificateur, mais il la tient de celui qui lui a dit: Tu es mon Fils, Je t`ai engendré aujourd`hui!
5. Dia toy izany koa Kristy: tsy Izy no nanandratra ny tenany ho Mpisoronabe fa Ilay nanao taminy hoe: “Zanako Ianao, Izaho niteraka Anao androany,”
6. As he saith also in another place, Thou art a priest for ever after the order of Melchisedec.
6. Comme il dit encore ailleurs: Tu es sacrificateur pour toujours, Selon l`ordre de Melchisédek.
6. Ary toy ny nolazainy eo amin’ny toerana hafa koa hoe: “Ianao no Mpisorona mandrakizay araka ny fanaon’i Melkizedeka.”
7. Who in the days of his flesh, when he had offered up prayers and supplications with strong crying and tears unto him that was able to save him from death, and was heard in that he feared;
7. C`est lui qui, dans les jours de sa chair, ayant présenté avec de grands cris et avec larmes des prières et des supplications à celui qui pouvait le sauver de la mort, et ayant été exaucé à cause de sa piété,
7. Tamin’ny andron’ny nofony, raha nanatitra vavaka sy fangatahana nomban’ny fitarainana mafy sy ny ranomaso be tamin’Izay nahavonjy Azy tamin’ny fahafatesana Izy, sady voahaino tamin’izay natahorany,
8. Though he were a Son, yet learned he obedience by the things which he suffered;
8. a appris, bien qu`il fût Fils, l`obéissance par les choses qu`il a souffertes,
8. "Na dia Zanaka aza Izy, dia nianatra fankatoavana tamin’ny zavatra niaretany;"
9. And being made perfect, he became the author of eternal salvation unto all them that obey him;
9. et qui, après avoir été élevé à la perfection, est devenu pour tous ceux qui lui obéissent l`auteur d`un salut éternel,
9. Ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon’ny famonjena mandrakizay ho an’izay rehetra mankatò Azy:
10. Called of God an high priest after the order of Melchisedec.
10. Dieu l`ayant déclaré souverain sacrificateur selon l`ordre de Melchisédek.
10. Fa notononin’Andriamanitra hoe Mpisoronabe “araka ny fanaon’i Melkizedeka”.
11. Of whom we have many things to say, and hard to be uttered, seeing ye are dull of hearing.
11. Nous avons beaucoup à dire là-dessus, et des choses difficiles à expliquer, parce que vous êtes devenus lents à comprendre.
11. Ny amin’izany dia manana teny maro izahay sady sarotra ambara, satria hita fa lalodalovana ny sofinareo.
12. For when for the time ye ought to be teachers, ye have need that one teach you again which be the first principles of the oracles of God; and are become such as have need of milk, and not of strong meat.
12. Vous, en effet, qui depuis longtemps devriez être des maîtres, vous avez encore besoin qu`on vous enseigne les premiers rudiments des oracles de Dieu, vous en êtes venus à avoir besoin de lait et non d`une nourriture solide.
12. "Fa na dia tokony ho efa mpampianatra aza ianareo noho ny fahelan’ny andro, dia mbola mila izay hampianatra anareo ny abidim-pianaran’ny teny velona sy miasa an’Andriamanitra indray; ary efa toy izay tokony homen-dronono ianareo fa tsy hena mafy."
13. For every one that useth milk is unskilful in the word of righteousness: for he is a babe.
13. "Or, quiconque en est au lait n`a pas l`expérience de la parole de justice; car il est un enfant."
13. Fa izay rehetra mivelona amin’ny ronono dia tsy zatra amin’ny tenin’ny fahamarinana, satria mbola zazakely.
14. But strong meat belongeth to them that are of full age, even those who by reason of use have their senses exercised to discern both good and evil.
14. Mais la nourriture solide est pour les hommes faits, pour ceux dont le jugement est exercé par l`usage à discerner ce qui est bien et ce qui est mal.
14. Fa ho an’izay efa lehibe ny hena mafy, dia ho an’izay manana ny saina efa zatra nampiasaina tsara ka mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy.
<
>