Jerusalem, A Useless Vine

1. And the word of the LORD came unto me, saying,
1. La parole de l`Éternel me fut adressée, en ces mots:
1. Ary tonga tamiko ny tenin' i Jehovah nanao hoe:
2. Son of man, What is the vine tree more than any tree, or than a branch which is among the trees of the forest?
2. Fils de l`homme, le bois de la vigne, qu`a-t-il de plus que tout autre bois, Le sarment qui est parmi les arbres de la forêt?
2. Ry zanak' olona, inona no ihoaran' ny tahom-boaloboka noho ny hazo rehetra, na noho ny sampana izay amin' ny hazo any an' ala?
3. Shall wood be taken thereof to do any work? or will men take a pin of it to hang any vessel thereon?
3. Prend-on de ce bois pour fabriquer un ouvrage? En tire-t-on une cheville pour y suspendre un objet quelconque?
3. Moa mba fangalan-kazo hatao zavatra akory va izy, na mba fangalana fihantonan-javatra?
4. Behold, it is cast into the fire for fuel; the fire devoureth both the ends of it, and the midst of it is burned. Is it meet for any work?
4. "Voici, on le met au feu pour le consumer; Le feu en consume les deux bouts, et le milieu brûle: Sera-t-il bon à quelque chose?"
4. "Indro, atsipy any anaty afo hataina izy; ny laniny roa ho levon' ny afo, ary ny tenatenany ho may.Ka moa azo atao zavatra akory va izy?"
5. Behold, when it was whole, it was meet for no work: how much less shall it be meet yet for any work, when the fire hath devoured it, and it is burned?
5. "Voici, lorsqu`il était entier, on n`en faisait aucun ouvrage; Combien moins, lorsque le feu l`a consumé et qu`il est brûlé, En pourra-t-on faire quelque ouvrage?"
5. Indro, fony izy tsy mbola nahafahana aza, dia tsy azo natao zavatra, koa mainka fa rehefa levon' ny afo sy may izy?
6. Therefore thus saith the Lord GOD; As the vine tree among the trees of the forest, which I have given to the fire for fuel, so will I give the inhabitants of Jerusalem.
6. C`est pourquoi ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Comme le bois de la vigne parmi les arbres de la forêt, Ce bois que je livre au feu pour le consumer, Ainsi je livrerai les habitants de Jérusalem.
6. Koa izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Toy ny tahom-boaloboka amin' ny hazo any an' ala, izay natolotro ny afo hataina, dia toy izany no hanolorako ny mponina any Jerosalema.
7. And I will set my face against them; they shall go out from one fire, and another fire shall devour them; and ye shall know that I am the LORD, when I set my face against them.
7. "Je tournerai ma face contre eux; Ils sont sortis du feu, et le feu les consumera. Et vous saurez que je suis l`Éternel, Quand je tournerai ma face contre eux."
7. "Ary hanandrina azy ny tavako; hiala avy amin' ny afo izy, nefa ho levon' ny afo hafa indray; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, raha manandrina azy ny tavako."
8. And I will make the land desolate, because they have committed a trespass, saith the Lord GOD.
8. Je ferai du pays un désert, Parce qu`ils ont été infidèles, Dit le Seigneur, l`Éternel.
8. Ary hataoko lao ny tany noho ny nivadihany tamiko, hoy Jehovah Tompo.
<
>