The Tabernacle

1. Moreover thou shalt make the tabernacle with ten curtains of fine twined linen, and blue, and purple, and scarlet: with cherubims of cunning work shalt thou make them.
1. "Tu feras le tabernacle de dix tapis de fin lin retors, et d`étoffes teintes en bleu, en pourpre et en cramoisi; tu y représenteras des chérubins artistement travaillés."
1. "Ary ny tabernakely koa dia hataonao efitra lamba folo amin' ny rongony fotsy madinika voahasina sy manga sy volomparasy sy jaky; kerobima asan' ny mpanenona mahay no hataonao sorany."
2. The length of one curtain shall be eight and twenty cubits, and the breadth of one curtain four cubits: and every one of the curtains shall have one measure.
2. "La longueur d`un tapis sera de vingt-huit coudées, et la largeur d`un tapis sera de quatre coudées; la mesure sera la même pour tous les tapis."
2. "Ny halavan' ny efitra lamba iray dia valo amby roapolo hakiho; ary ny lambanan' ny efitra lamba dia efatra hakiho; hitovy refy ny efitra lamba rehetra."
3. The five curtains shall be coupled together one to another; and other five curtains shall be coupled one to another.
3. "Cinq de ces tapis seront joints ensemble; les cinq autres seront aussi joints ensemble."
3. "Efitra lamba dimy no havitrana ho iray; ary ny efitra lamba dimy hafa dia havitrana ho iray."
4. And thou shalt make loops of blue upon the edge of the one curtain from the selvedge in the coupling; and likewise shalt thou make in the uttermost edge of another curtain, in the coupling of the second.
4. "Tu feras des lacets bleus au bord du tapis terminant le premier assemblage; et tu feras de même au bord du tapis terminant le second assemblage."
4. "Ary manaova tadivavarana amin' ny manga ho eo an-tsisin' ny efitra lamba iray, dia eo an-tsisin' ny anankiray efa voavitrana; ary manaova toy izany koa amin' ny efitra lamba farany, dia eo an-tsisin' ny faharoa efa voavitrana."
5. Fifty loops shalt thou make in the one curtain, and fifty loops shalt thou make in the edge of the curtain that is in the coupling of the second; that the loops may take hold one of another.
5. "Tu mettras cinquante lacets au premier tapis, et tu mettras cinquante lacets au bord du tapis terminant le second assemblage; ces lacets se correspondront les uns aux autres."
5. "Tadivavarana dimampolo no hataonao eo amin' ny efitra lamba iray, ary tadivavarana dimampolo no hataonao eo amin' ny sisin' ny efitra lamba izay amin' ny faharoa efa voavitrana; mba hifandray ny tadivavarana."
6. And thou shalt make fifty taches of gold, and couple the curtains together with the taches: and it shall be one tabernacle.
6. Tu feras cinquante agrafes d`or, et tu joindras les tapis l`un à l`autre avec les agrafes. Et le tabernacle formera un tout.
6. Ary manaova farango volamena dimampolo ka akambano amin' ny farango ny efitra lamba, dia izany no ho tabernakely iray.
7. And thou shalt make curtains of goats' hair to be a covering upon the tabernacle: eleven curtains shalt thou make.
7. "Tu feras des tapis de poil de chèvre, pour servir de tente sur le tabernacle; tu feras onze de ces tapis."
7. "Ary manaova efitra lamba amin' ny volon' osy ho fandrakofana ny tabernakely; efitra lamba iraika ambin' ny folo no hataonao."
8. The length of one curtain shall be thirty cubits, and the breadth of one curtain four cubits: and the eleven curtains shall be all of one measure.
8. "La longueur d`un tapis sera de trente coudées, et la largeur d`un tapis sera de quatre coudées; la mesure sera la même pour les onze tapis."
8. "Ny halavan' ny efitra lamba iray dia telopolo hakiho, ary ny lambanan' ny efitra lamba iray dia efatra hakiho; hitovy refy avokoa ny efitra lamba iraika ambin' ny folo."
9. And thou shalt couple five curtains by themselves, and six curtains by themselves, and shalt double the sixth curtain in the forefront of the tabernacle.
9. Tu joindras séparément cinq de ces tapis, et les six autres séparément, et tu redoubleras le sixième tapis sur le devant de la tente.
9. Ary avitrano ny efitra lamba dimy hikambana, ary ny efitra lamba enina hikambana, ary aforeto ny efitra lamba fahenina eo anoloan' ny tabernakely.
10. And thou shalt make fifty loops on the edge of the one curtain that is outmost in the coupling, and fifty loops in the edge of the curtain which coupleth the second.
10. Tu mettras cinquante lacets au bord du tapis terminant le premier assemblage, et cinquante lacets au bord du tapis du second assemblage.
10. "Ary manaova tadivavarana dimampolo eo an-tsisin' ny efitra lamba iray izay farany amin' ny efa voavitrana; ary tadivavarana dimampolo ho eo an-tsisin' ny efitra lamba iray amin' ny faharoa efa voavitrana."
11. And thou shalt make fifty taches of brass, and put the taches into the loops, and couple the tent together, that it may be one.
11. Tu feras cinquante agrafes d`airain, et tu feras entrer les agrafes dans les lacets. Tu assembleras ainsi la tente, qui fera un tout.
11. Ary manaova farango varahina dimampolo ka ampidiro ho eo amin' ny tadivavarana ny farango, ary akambano ny lay ka dia ho iray ihany izany.
12. And the remnant that remaineth of the curtains of the tent, the half curtain that remaineth, shall hang over the backside of the tabernacle.
12. "Comme il y aura du surplus dans les tapis de la tente, la moitié du tapis de reste retombera sur le derrière du tabernacle;"
12. "Ary izay mihoatra amin' ny efitra lamban' ny lay, dia ny antsasaky ny efitra lamba izay mihoatra, dia hiraviravy eo ivohon' ny tabernakely;"
13. And a cubit on the one side, and a cubit on the other side of that which remaineth in the length of the curtains of the tent, it shall hang over the sides of the tabernacle on this side and on that side, to cover it.
13. la coudée d`une part, et la coudée d`autre part, qui seront de reste sur la longueur des tapis de la tente, retomberont sur les deux côtés du tabernacle, pour le couvrir.
13. Ary ny iray hakiho eo amin' ny lafiny iray sy ny iray hakiho eo amin' ny lafiny ilany, izay mihoatra amin' ny halavan' ny efitra lamban' ny lay, dia hiraviravy amin' ireo lafiny amin' ny tabernakely amin' ny andaniny sy ny ankilany handrakotra izany.
14. And thou shalt make a covering for the tent of rams' skins dyed red, and a covering above of badgers' skins.
14. Tu feras pour la tente une couverture de peaux de béliers teintes en rouge, et une couverture de peaux de dauphins par-dessus.
14. Ary manaova rakotry ny lay amin' ny hoditr' ondrilahy efa nomenaina, ary manaova sarony hodi-takasy ho eo amboniny.
15. And thou shalt make boards for the tabernacle of shittim wood standing up.
15. "Tu feras des planches pour le tabernacle; elles seront de bois d`acacia, placées debout."
15. Ary manaova hazofisaka ho an' ny tabernakely amin' ny hazo sitima, hatsangana.
16. Ten cubits shall be the length of a board, and a cubit and a half shall be the breadth of one board.
16. La longueur d`une planche sera de dix coudées, et la largeur d`une planche sera d`une coudée et demie.
16. Folo hakiho ny halavan' ny hazofisaka iray, ary iray hakiho sy sasany ny sakan' ny hazofisaka iray.
17. Two tenons shall there be in one board, set in order one against another: thus shalt thou make for all the boards of the tabernacle.
17. "Il y aura à chaque planche deux tenons joints l`un à l`autre; tu feras de même pour toutes les planches du tabernacle."
17. "Lahiny roa no ho amin' ny hazofisaka iray, alahatra mifanakaiky; izany no hataonao ho an' ny hazofisaka rehetra amin' ny tabernakely."
18. And thou shalt make the boards for the tabernacle, twenty boards on the south side southward.
18. Tu feras vingt planches pour le tabernacle, du côté du midi.
18. Ary manaova hazofisaka ho an' ny tabernakely, dia hazofisaka roapolo ho eo amin' ny lafiny atsimo mianatsimo.
19. And thou shalt make forty sockets of silver under the twenty boards; two sockets under one board for his two tenons, and two sockets under another board for his two tenons.
19. Tu mettras quarante bases d`argent sous les vingt planches, deux bases sous chaque planche pour ses deux tenons.
19. "Ary manaova faladia volafotsy efapolo eo ambanin' ny hazofisaka roapolo; faladia roa eo ambanin' ny hazofisaka iray ho an' ny lahiny roa, ary faladia roa eo ambanin' ny hazofisaka iray ho an' ny lahiny roa."
20. And for the second side of the tabernacle on the north side there shall be twenty boards:
20. Tu feras vingt planches pour le second côté du tabernacle, le côté du nord,
20. Ary amin' ny lafiny faharoan' ny tabernakely amin' ny lafiny avaratra dia hisy hazofisaka roapolo,
21. And their forty sockets of silver; two sockets under one board, and two sockets under another board.
21. et leurs quarante bases d`argent, deux bases sous chaque planche.
21. "Mbamin' ireo faladia volafotsy efapolo; faladia roa eo ambanin' ny hazofisaka iray, sy faladia roa eo ambanin' ny hazofisaka ilany."
22. And for the sides of the tabernacle westward thou shalt make six boards.
22. Tu feras six planches pour le fond du tabernacle, du côté de l`occident.
22. Ary ireo lafiny miankandrefana amin' ny tabernakely dia hanaovanao hazofisaka enina.
23. And two boards shalt thou make for the corners of the tabernacle in the two sides.
23. "Tu feras deux planches pour les angles du tabernacle, dans le fond;"
23. Ary hazofisaka roa no hataonao ho an' ireo zoron' ny tabernakely amin' ny lafiny roa.
24. And they shall be coupled together beneath, and they shall be coupled together above the head of it unto one ring: thus shall it be for them both; they shall be for the two corners.
24. "elles seront doubles depuis le bas, et bien liées à leur sommet par un anneau; il en sera de même pour toutes les deux, placées aux deux angles."
24. "Ary hakambana eo ambany ireo, ary hakambana eo ambonin' ny lohany amin' ny vavavola iray; ho toy izany izy roaroa; ho amin' ny zorony roa ireo."
25. And they shall be eight boards, and their sockets of silver, sixteen sockets; two sockets under one board, and two sockets under another board.
25. Il y aura ainsi huit planches, avec leurs bases d`argent, soit seize bases, deux bases sous chaque planche.
25. "Dia ho hazofisaka valo ireo, mbamin' ny faladia volafotsiny, faladia enina ambin' ny folo; faladia roa no ambanin' ny hazofisaka iray, ary faladia roa no ambanin' ny hazofisaka ilany."
26. And thou shalt make bars of shittim wood; five for the boards of the one side of the tabernacle,
26. Tu feras cinq barres de bois d`acacia pour les planches de l`un des côtés du tabernacle,
26. "Ary manaova barany amin' ny hazo sitima; dimy ho an' ny hazofisaky ny lafiny iray amin' ny tabernakely."
27. And five bars for the boards of the other side of the tabernacle, and five bars for the boards of the side of the tabernacle, for the two sides westward.
27. cinq barres pour les planches du second côté du tabernacle, et cinq barres pour les planches du côté du tabernacle formant le fond vers l`occident.
27. Ary barany dimy ho an' ny hazofisaky ny lafiny ilan' ny tabernakely, ary barany dimy ho an' ireo hazofisaky ny lafin' ny tabernakely, ho an' ny lafiny roa miankandrefana.
28. And the middle bar in the midst of the boards shall reach from end to end.
28. La barre du milieu traversera les planches d`une extrémité à l`autre.
28. Ary ny barany afovoany izay afovoan' ny hazofisaka dia hahatratra ny farany roa.
29. And thou shalt overlay the boards with gold, and make their rings of gold for places for the bars: and thou shalt overlay the bars with gold.
29. Tu couvriras d`or les planches, et tu feras d`or leurs anneaux qui recevront les barres, et tu couvriras d`or les barres.
29. "Ary petaho volamena ny hazofisaka, ary ataovy volamena ny vavavola hitoeran' ny barany; ary petaho volamena ny barany."
30. And thou shalt rear up the tabernacle according to the fashion thereof which was shewed thee in the mount.
30. Tu dresseras le tabernacle d`après le modèle qui t`est montré sur la montagne.
30. Ary manangàna ny tabernakely araka ny endriny, dia ilay naseho taminao tao an-tendrombohitra.
31. And thou shalt make a vail of blue, and purple, and scarlet, and fine twined linen of cunning work: with cherubims shall it be made:
31. "Tu feras un voile bleu, pourpre et cramoisi, et de fin lin retors; il sera artistement travaillé, et l`on y représentera des chérubins."
31. "Ary manaova efitra lamba amin' ny manga sy volomparasy sy jaky, ary rongony fotsy madinika voahasina; kerobima, asan' ny mpanenona mahay, no hataonao sorany."
32. And thou shalt hang it upon four pillars of shittim wood overlaid with gold: their hooks shall be of gold, upon the four sockets of silver.
32. "Tu le mettras sur quatre colonnes d`acacia, couvertes d`or; ces colonnes auront des crochets d`or, et poseront sur quatre bases d`argent."
32. "Ary ahantòny amin' ny andry hazo sitima efatra voapetaka volamena izany: ho volamena ny fihantonany; eo ambonin' ny faladia volafotsy efatra."
33. And thou shalt hang up the vail under the taches, that thou mayest bring in thither within the vail the ark of the testimony: and the vail shall divide unto you between the holy place and the most holy.
33. "Tu mettras le voile au-dessous des agrafes, et c`est là, en dedans du voile, que tu feras entrer l`arche du témoignage; le voile vous servira de séparation entre le lieu saint et le lieu très saint."
33. "Ary ny efitra lamba dia ahantòny eo ambanin' ny farango mba hampidiranao ao anatin' ny efitra lamba ny fiaran' ny Vavolombelona; ary ny efitra lamba no hampisaraka ny fitoerana masina sy ny fitoerana masina indrindra ho anareo."
34. And thou shalt put the mercy seat upon the ark of the testimony in the most holy place.
34. Tu mettras le propitiatoire sur l`arche du témoignage dans le lieu très saint.
34. Ary ny rakotra fanaovam-panavotana dia ataovy eo ambonin' ny fiaran' ny Vavolombelona eo amin' ny fitoerana masina indrindra.
35. And thou shalt set the table without the vail, and the candlestick over against the table on the side of the tabernacle toward the south: and thou shalt put the table on the north side.
35. "Tu mettras la table en dehors du voile, et le chandelier en face de la table, au côté méridional du tabernacle; et tu mettras la table au côté septentrional."
35. "Ary apetraho eo ivelan' ny efitra lamba ny latabatra, ary ny fanaovanjiro tandrifin' ny latabatra amin' ny lafiny atsimo anilan' ny tabernakely; ary ny latabatra ataovy eo amin' ny lafiny avaratra."
36. And thou shalt make an hanging for the door of the tent, of blue, and purple, and scarlet, and fine twined linen, wrought with needlework.
36. "Tu feras pour l`entrée de la tente un rideau bleu, pourpre et cramoisi, et de fin lin retors; ce sera un ouvrage de broderie."
36. Ary manaova efitra lamba ho varavaran' ny lay, amin' ny manga sy volomparasy sy jaky ary rongony fotsy madinika voahasina, asan' ny mpanao tenona.
37. And thou shalt make for the hanging five pillars of shittim wood, and overlay them with gold, and their hooks shall be of gold: and thou shalt cast five sockets of brass for them.
37. "Tu feras pour le rideau cinq colonnes d`acacia, et tu les couvriras d`or; elles auront des crochets d`or, et tu fondras pour elles cinq bases d`airain."
37. "Ary manaova andry hazo sitima dimy ho an' ny efitra lamba, ka petaho volamena izany, ary ho volamena ny fihantonany; ary mandrendreha faladia varahina dimy ho an' ireo."
<
>