The Ten Commandments
1. And God spake all these words, saying,
1. Alors Dieu prononça toutes ces paroles, en disant:
1. Dia nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra ka nanao hoe:
2. I am the LORD thy God, which have brought thee out of the land of Egypt, out of the house of bondage.
2. Je suis l`Éternel, ton Dieu, qui t`ai fait sortir du pays d`Égypte, de la maison de servitude.
2. Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, avy tamin' ny trano nahandevozana.
3. Thou shalt have no other gods before me.
3. Tu n`auras pas d`autres dieux devant ma face.
3. "Aza manana andriamani-kafa eo anatrehako;"
4. Thou shalt not make unto thee any graven image, or any likeness of any thing that is in heaven above, or that is in the earth beneath, or that is in the water under the earth:
4. Tu ne te feras point d`image taillée, ni de représentation quelconque des choses qui sont en haut dans les cieux, qui sont en bas sur la terre, et qui sont dans les eaux plus bas que la terre.
4. Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin' ny lanitra ambony, na izay ety amin' ny tany ambany, na izay any amin' ny rano ambanin' ny tany.
5. Thou shalt not bow down thyself to them, nor serve them: for I the LORD thy God am a jealous God, visiting the iniquity of the fathers upon the children unto the third and fourth generation of them that hate me;
5. "Tu ne te prosterneras point devant elles, et tu ne les serviras point; car moi, l`Éternel, ton Dieu, je suis un Dieu jaloux, qui punis l`iniquité des pères sur les enfants jusqu`à la troisième et la quatrième génération de ceux qui me haïssent,"
5. "Aza miankohoka aminy ianao, na manompo azy; fa Izaho Jehovah Andriamanitrao dia Andriamanitra saro-piaro, ka mamaly ny heloky ny ray amin' ny zanaka ka hatramin' ny zafiafy sy ny zafindohalik' izay mankahala Ahy."
6. And shewing mercy unto thousands of them that love me, and keep my commandments.
6. et qui fais miséricorde jusqu`en mille générations à ceux qui m`aiment et qui gardent mes commandements.
6. Fa maneho famindrampo amin' ny an' arivony maro izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.
7. Thou shalt not take the name of the LORD thy God in vain; for the LORD will not hold him guiltless that taketh his name in vain.
7. "Tu ne prendras point le nom de l`Éternel, ton Dieu, en vain; car l`Éternel ne laissera point impuni celui qui prendra son nom en vain."
7. "Aza manonona foana ny anaran' i Jehovah Andriamanitrao; fa tsy hataon' i Jehovah ho tsy meloka izay manonona foana ny anarany."
8. Remember the sabbath day, to keep it holy.
8. Souviens-toi du jour du repos, pour le sanctifier.
8. Mahatsiarova ny andro sabata hanamasina azy.
9. Six days shalt thou labour, and do all thy work:
9. Tu travailleras six jours, et tu feras tout ton ouvrage.
9. Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra:
10. But the seventh day is the sabbath of the LORD thy God: in it thou shalt not do any work, thou, nor thy son, nor thy daughter, thy manservant, nor thy maidservant, nor thy cattle, nor thy stranger that is within thy gates:
10. Mais le septième jour est le jour du repos de l`Éternel, ton Dieu: tu ne feras aucun ouvrage, ni toi, ni ton fils, ni ta fille, ni ton serviteur, ni ta servante, ni ton bétail, ni l`étranger qui est dans tes portes.
10. "Fa sabatan' i Jehovah Andriamanitrao ny andro fahafito; koa aza manao raharaha akory ianao amin' izany, na ianao, na ny zanakao lahy, na ny zanakao vavy, na ny mpanompolahinao, na ny mpanompovavinao, na ny biby fiompinao, na ny vahininao izay tafiditra eo am-bavahadinao."
11. For in six days the LORD made heaven and earth, the sea, and all that in them is, and rested the seventh day: wherefore the LORD blessed the sabbath day, and hallowed it.
11. Car en six jours l`Éternel a fait les cieux, la terre et la mer, et tout ce qui y est contenu, et il s`est reposé le septième jour: c`est pourquoi l`Éternel a béni le jour du repos et l`a sanctifié.
11. "Fa henemana no nanaovan' i Jehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina mbamin' izay rehetra ao aminy, dia nitsahatra Izy tamin' ny andro fahafito; izany no nitahian' i Jehovah ny andro sabata sy nanamasinany azy."
12. Honour thy father and thy mother: that thy days may be long upon the land which the LORD thy God giveth thee.
12. Honore ton père et ta mère, afin que tes jours se prolongent dans le pays que l`Éternel, ton Dieu, te donne.
12. Manajà ny rainao sy ny reninao mba ho lava andro ianao eo amin' ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitrao anao.
13. Thou shalt not kill.
13. Tu ne tueras point.
13. Aza mamono olona.
14. Thou shalt not commit adultery.
14. Tu ne commettras point d`adultère.
14. Aza mijangajanga.
15. Thou shalt not steal.
15. Tu ne déroberas point.
15. Aza mangalatra.
16. Thou shalt not bear false witness against thy neighbour.
16. Tu ne porteras point de faux témoignage contre ton prochain.
16. Aza milaza vavolombelona tsy marina hamelezana ny namanao.
17. Thou shalt not covet thy neighbour's house, thou shalt not covet thy neighbour's wife, nor his manservant, nor his maidservant, nor his ox, nor his ass, nor any thing that is thy neighbour's.
17. "Tu ne convoiteras point la maison de ton prochain; tu ne convoiteras point la femme de ton prochain, ni son serviteur, ni sa servante, ni son boeuf, ni son âne, ni aucune chose qui appartienne à ton prochain."
17. "Aza mitsiriritra haka ny tranon' ny namanao; aza mitsiriritra haka ny vadin' ny namanao, na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an' ny namanao akory aza."
18. And all the people saw the thunderings, and the lightnings, and the noise of the trumpet, and the mountain smoking: and when the people saw it, they removed, and stood afar off.
18. "Tout le peuple entendait les tonnerres et le son de la trompette; il voyait les flammes de la montagne fumante. A ce spectacle, le peuple tremblait, et se tenait dans l`éloignement."
18. " Ary ny olona rehetra nahita ny kotroka sy ny tselatra sy ny feon' ny anjomara ary ny tendrombohitra nidona-tsetroka; ary nony nahita izany ny olona, dia nifindra ka nijanona teny lavitra eny."
19. And they said unto Moses, Speak thou with us, and we will hear: but let not God speak with us, lest we die.
19. "Ils dirent à Moïse: Parle-nous toi-même, et nous écouterons; mais que Dieu ne nous parle point, de peur que nous ne mourions."
19. "Dia hoy izy ireo tamin' i Mosesy: Mitenena aminay ianao, dia hihaino izahay; fa aza Andriamanitra no avela hiteny aminay, fandrao maty izahay."
20. And Moses said unto the people, Fear not: for God is come to prove you, and that his fear may be before your faces, that ye sin not.
20. "Moïse dit au peuple: Ne vous effrayez pas; car c`est pour vous mettre à l`épreuve que Dieu est venu, et c`est pour que vous ayez sa crainte devant les yeux, afin que vous ne péchiez point."
20. "Dia hoy Mosesy tamin' ny olona: Aza matahotra; fa tonga Andriamanitra mba hizaha toetra anareo, ary mba ho eo anatrehan' ny tavanareo ny fahatahorana Azy, mba tsy hanotanareo."
21. And the people stood afar off, and Moses drew near unto the thick darkness where God was.
21. "Le peuple restait dans l`éloignement; mais Moïse s`approcha de la nuée où était Dieu."
21. Dia nijanona teny lavitra eny ny olona fa Mosesy kosa nanakaiky ny haizim-pito izay nisy an' Andriamanitra.
22. And the LORD said unto Moses, Thus thou shalt say unto the children of Israel, Ye have seen that I have talked with you from heaven.
22. L`Éternel dit à Moïse: Tu parleras ainsi aux enfants d`Israël: Vous avez vu que je vous ai parlé depuis les cieux.
22. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Izao no holazainao amin' ny Zanak' isiraely: Efa nahita ianareo fa avy tany an-danitra no nitenenako taminareo.
23. Ye shall not make with me gods of silver, neither shall ye make unto you gods of gold.
23. "Vous ne ferez point des dieux d`argent et des dieux d`or, pour me les associer; vous ne vous en ferez point."
23. Aza manao andriamanitra volafotsy miaraka amiko, ary aza manao andriamanitra volamena ho anareo.
24. An altar of earth thou shalt make unto me, and shalt sacrifice thereon thy burnt offerings, and thy peace offerings, thy sheep, and thine oxen: in all places where I record my name I will come unto thee, and I will bless thee.
24. Tu m`élèveras un autel de terre, sur lequel tu offriras tes holocaustes et tes sacrifices d`actions de grâces, tes brebis et tes boeufs. Partout où je rappellerai mon nom, je viendrai à toi, et je te bénirai.
24. " Alitara tany no hataonao ho Ahy, ka haterinao eo amboniny ny fanatitra doranao sy ny fanati-pihavananao, ny ondry sy ny ombinao; eo amin' ny fitoerana rehetra izay ampahatsiarovako ny anarako no hanatonako anao sy hitahiako anao."
25. And if thou wilt make me an altar of stone, thou shalt not build it of hewn stone: for if thou lift up thy tool upon it, thou hast polluted it.
25. "Si tu m`élèves un autel de pierre, tu ne le bâtiras point en pierres taillées; car en passant ton ciseau sur la pierre, tu la profanerais."
25. Ary raha alitara vato no hataonao ho Ahy, dia aza ny vato voapaika no hanorenanao azy, fa raha manainga ny fiasànao ho aminy ianao, dia handoto azy.
26. Neither shalt thou go up by steps unto mine altar, that thy nakedness be not discovered thereon.
26. Tu ne monteras point à mon autel par des degrés, afin que ta nudité ne soit pas découverte.
26. Aza miakatra amin' ny ambaratongan-tohatra ho eo amin' ny alitarako ianao mba tsy ho hita eo ny fitanjahanao.