1. And there was given me a reed like unto a rod: and the angel stood, saying, Rise, and measure the temple of God, and the altar, and them that worship therein.
1. On me donna un roseau semblable à une verge, en disant: Lève-toi, et mesure le temple de Dieu, l`autel, et ceux qui y adorent.
1. "Ary nomena volotara tahaka ny tehina aho; ary nitsangana ilay anjely ka nanao hoe: Mitsangàna, ka refeso ny tempolin’Andriamanitra, sy ny alitara, ary ireo izay mivavaka ao;"
2. But the court which is without the temple leave out, and measure it not; for it is given unto the Gentiles: and the holy city shall they tread under foot forty and two months.
2. "Mais le parvis extérieur du temple, laisse-le en dehors, et ne le mesure pas; car il a été donné aux nations, et elles fouleront aux pieds la ville sainte pendant quarante-deux mois."
2. "Fa ny kianja eo ivelan’ny tempoly dia avelao ihany, fa aza mba refesina; fa nomena ny jentilisa izany, ka hanitsaka ny tanàna masina roa amby efapolo volana izy."
3. And I will give power unto my two witnesses, and they shall prophesy a thousand two hundred and threescore days, clothed in sackcloth.
3. Je donnerai à mes deux témoins le pouvoir de prophétiser, revêtus de sacs, pendant mille deux cent soixante jours.
3. Ary homeko hery ny vavolombeloko roa, ka haminany enimpolo amby roan-jato amby arivo andro izy, sady hitafy lamba fisaonana.
4. These are the two olive trees, and the two candlesticks standing before the God of the earth.
4. Ce sont les deux oliviers et les deux chandeliers qui se tiennent devant le Seigneur de la terre.
4. Ireo ilay hazo oliva roa sy ilay fanaovanjiro roa, izay mitsangana eo anatrehan’Andriamanitry ny tany.
5. And if any man will hurt them, fire proceedeth out of their mouth, and devoureth their enemies: and if any man will hurt them, he must in this manner be killed.
5. "Si quelqu`un veut leur faire du mal, du feu sort de leur bouche et dévore leurs ennemis; et si quelqu`un veut leur faire du mal, il faut qu`il soit tué de cette manière."
5. "Ary raha misy te-handratra ireo, dia misy afo mivoaka amin’ny vavany ka mandany ny fahavalony; ary raha misy te-handratra ireo, dia tsy maintsy hovonoina toy izany koa izy."
6. These have power to shut heaven, that it rain not in the days of their prophecy: and have power over waters to turn them to blood, and to smite the earth with all plagues, as often as they will.
6. "Ils ont le pouvoir de fermer le ciel, afin qu`il ne tombe point de pluie pendant les jours de leur prophétie; et ils ont le pouvoir de changer les eaux en sang, et de frapper la terre de toute espèce de plaie, chaque fois qu`ils le voudront."
6. "Ireo dia manam-pahefana handrindrina ny lanitra, tsy hilatsahan’ny ranonorana amin’ny andro aminaniany; ary manam-pahefana amin’ny rano koa izy hampody azy ho rà sy hamely ny tany amin’ny loza rehetra araka izay andro tiany na oviana na oviana."
7. And when they shall have finished their testimony, the beast that ascendeth out of the bottomless pit shall make war against them, and shall overcome them, and kill them.
7. Quand ils auront achevé leur témoignage, la bête qui monte de l`abîme leur fera la guerre, les vaincra, et les tuera.
7. Ary rehefa tanteraka ny fanambarany, dia hiady aminy kosa ilay biby miakatra avy amin’ny lavaka tsy hita noanoa ka haharesy sy hahafaty azy ireo.
8. And their dead bodies shall lie in the street of the great city, which spiritually is called Sodom and Egypt, where also our Lord was crucified.
8. Et leurs cadavres seront sur la place de la grande ville, qui est appelée, dans un sens spirituel, Sodome et Égypte, là même où leur Seigneur a été crucifié.
8. Ary ny fatiny hiampatra eny an-dalamben’ny tanàna lehibe, izay atao, araka ny hevi-panahy, hoe Sodoma sy Egypta, sady tao koa no nanomboana ny Tompontsika tamin’ny hazofijaliana.
9. And they of the people and kindreds and tongues and nations shall see their dead bodies three days and an half, and shall not suffer their dead bodies to be put in graves.
9. Des hommes d`entre les peuples, les tribus, les langues, et les nations, verront leurs cadavres pendant trois jours et demi, et ils ne permettront pas que leurs cadavres soient mis dans un sépulcre.
9. Ary avy ny olona sy ny fianakaviana sy ny fiteny samy hafa sy ny firenena dia samy hijery ny fatin’ireo hateloan’andro sy tapany, ary tsy avelany halevina ao am-pasana ny fatiny.
10. And they that dwell upon the earth shall rejoice over them, and make merry, and shall send gifts one to another; because these two prophets tormented them that dwelt on the earth.
10. Et à cause d`eux les habitants de la terre se réjouiront et seront dans l`allégresse, et ils s`enverront des présents les uns aux autres, parce que ces deux prophètes ont tourmenté les habitants de la terre.
10. Ary ny mponina ambonin’ny tany hifaly ny aminy ka hiravoravo sy hifanati-javatra izy, satria nampangirifiry ny mponina ambonin’ny tany ireo mpaminany roa ireo.
11. And after three days and an half the Spirit of life from God entered into them, and they stood upon their feet; and great fear fell upon them which saw them.
11. "Après les trois jours et demi, un esprit de vie, venant de Dieu, entra en eux, et ils se tinrent sur leurs pieds; et une grande crainte s`empara de ceux qui les voyaient."
11. Ary rehefa afaka ny hateloan’andro sy tapany, dia nisy fanahin’aina avy tamin’Andriamanitra niditra tao anatin’ireo, ary nijoro tamin’ny tongony izy, ka raiki-tahotra indrindra izay nahita azy.
12. And they heard a great voice from heaven saying unto them, Come up hither. And they ascended up to heaven in a cloud; and their enemies beheld them.
12. "Et ils entendirent du ciel une voix qui leur disait: Montez ici! Et ils montèrent au ciel dans la nuée; et leurs ennemis les virent."
12. "Ary nahare feo mahery avy tany an-danitra izy ireo nanao taminy hoe: Miakara aty. Dia niakAry tamin’izany ora izany dia nisy horohorontany mafy, ka rava ny ampahafolon’ny tanàna, ary maty tamin’izany horohorontany izany ny olona fito arivo; ary raiki-tahotra ny olona sisa ka nanome voninahitra an’Andriamanitry ny lanitra;"
13. And the same hour was there a great earthquake, and the tenth part of the city fell, and in the earthquake were slain of men seven thousand: and the remnant were affrighted, and gave glory to the God of heaven.
13. "A cette heure-là, il y eut un grand tremblement de terre, et la dixième partie de la ville, tomba; sept mille hommes furent tués dans ce tremblement de terre, et les autres furent effrayés et donnèrent gloire au Dieu du ciel."
13. "Ary tamin’izany ora izany dia nisy horohorontany mafy, ka rava ny ampahafolon’ny tanàna, ary maty tamin’izany horohorontany izany ny olona fito arivo; ary raiki-tahotra ny olona sisa ka nanome voninahitra an’Andriamanitry ny lanitra;"
14. The second woe is past; and, behold, the third woe cometh quickly.
14. Le second malheur est passé. Voici, le troisième malheur vient bientôt.
14. "Lasa ny loza faharoa; ary indro, avy faingana ny loza fahatelo."
15. And the seventh angel sounded; and there were great voices in heaven, saying, The kingdoms of this world are become the kingdoms of our Lord, and of his Christ; and he shall reign for ever and ever.
15. "Le septième ange sonna de la trompette. Et il y eut dans le ciel de fortes voix qui disaient: Le royaume du monde est remis à notre Seigneur et à son Christ; et il régnera aux siècles des siècles."
15. "Ary ny anjely fahafito nitsoka, dia nisy feo mafy tany an-danitra nanao hoe: Ny fanjakana amin’izao tontolo izao dia efa lasan’ny Tompontsika sy ny Kristiny; ary Izy no hanjaka mandrakizay mandrakizay."
16. And the four and twenty elders, which sat before God on their seats, fell upon their faces, and worshipped God,
16. Et les vingt-quatre vieillards, qui étaient assis devant Dieu sur leurs trônes, se prosternèrent sur leurs faces, et ils adorèrent Dieu,
16. Ary ny loholona efatra amby roa-polo, izay mipetraka eo ambonin’ny sezany eo anatrehan’Andriamanitra, dia niankohoka ka nivavaka tamin’Andriamanitra,
17. Saying, We give thee thanks, O LORD God Almighty, which art, and wast, and art to come; because thou hast taken to thee thy great power, and hast reigned.
17. en disant: Nous te rendons grâces, Seigneur Dieu tout puissant, qui es, et qui étais, de ce que car tu as saisi ta grande puissance et pris possession de ton règne.
17. "Nanao hoe: Misaotra Anao izahay, Tompo ô, Andriamanitra Tsitoha, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy; satria nasehonao ny herinao lehibe, ka efa manjaka ianao."
18. And the nations were angry, and thy wrath is come, and the time of the dead, that they should be judged, and that thou shouldest give reward unto thy servants the prophets, and to the saints, and them that fear thy name, small and great; and shouldest destroy them which destroy the earth.
18. "Les nations se sont irritées; et ta colère est venue, et le temps est venu de juger les morts, de récompenser tes serviteurs les prophètes, les saints et ceux qui craignent ton nom, les petits et les grands, et de détruire ceux qui détruisent la terre."
18. "Ary tezitra ny firenena, ary tonga ny fahatezeranao sy ny fotoana hitsarana ny maty sy hanomezana valim-pitia ny mpaminany mpanomponao sy ny olona masina, ary izay matahotra ny anaranao na kely na lehibe; ary mba hanimbanao izay manimba ny tany."
19. And the temple of God was opened in heaven, and there was seen in his temple the ark of his testament: and there were lightnings, and voices, and thunderings, and an earthquake, and great hail.
19. Et le temple de Dieu dans le ciel fut ouvert, et l`arche de son alliance apparut dans son temple. Et il y eut des éclairs, des voix, des tonnerres, un tremblement de terre, et une forte grêle.
19. "Ary novohana ny tempolin’Andriamanitra any an-danitra, ka hita ny fiaran’ny fanekeny teo anatin’ny tempoliny; ary nisy helatra sy feo sy kotrokorana sy horohorontany ary havandra vaventy."
<
>